Chapter 4
Ny amin’ ny fampianarana sandoka, sy ny tokony hitiavantsika ny rahalahy, ary ny hanekentsika ny fanambaran’ Andriamanitra ny Zanany
1 Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin’ Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin’ izao tontolo izao.
Ἀγαπητοί,AgapētoiBeloved,G0027A-VPM παντὶpantieveryG3956A-DSN πνεύματιpneumatispiritG4151GN-DSN πιστεύετεpisteuetedo believeG4100V-PAM-2P δοκιμάζετεdokimazetedo testG1381V-PAM-2P πνεύματαpneumataspiritsG4151GN-APN ἐστιν,estinthey are,G1510V-PAI-3S πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM ψευδοπροφῆταιpseudoprophētaifalse prophetsG5578N-NPM ἐξεληλύθασινexelēluthasinhave gone outG1831V-2RAI-3P κόσμον.kosmonworld.G2889N-ASM 2 Izao no ahafantaranareo ny Fanahin’ Andriamanitra: Ny fanahy rehetra izay manaiky fa efa tonga tamin’ ny nofo Jesosy Kristy no avy amin’ Andriamanitra;
γινώσκετεginōsketeyou knowG1097V-PAI-2P θεοῦ·theouof God:G2316N-GSM-T ὁμολογεῖhomologeiconfessesG3670V-PAI-3S ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T σαρκὶsarki[the] fleshG4561N-DSF ἐληλυθόταelēluthotahaving comeG2064V-2RAP-ASM ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 3 ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an’ i Jesosy dia tsy mba avy amin’ Andriamanitra; ary izany no fanahin’ ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy, sady efa eo amin’ izao tontolo izao sahady izy.
ὁμολογεῖhomologeiconfessesG3670V-PAI-3S ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T σαρκὶsarkifleshG4561N-DSF ἐληλυθόταelēluthotahaving comeG2064V-2RAP-ASM ἔστιν·estinis;G1510V-PAI-3S ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀντιχρίστουantichristouantichristG0500N-GSM ἀκηκόατεakēkoateyou have heardG0191V-2RAI-2P ἔρχεταιerchetaiis comingG2064V-PNI-3S κόσμῳkosmōworldG2889N-DSM ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S 4 Anaka, ianareo dia avy amin’ Andriamanitra ary efa naharesy ireny, satria lehibe Izay ao aminareo noho izay ao amin’ izao tontolo izao.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἐστε,esteare,G1510V-PAI-2P τεκνία,teknialittle children,G5040N-VPN νενικήκατεnenikēkatehave overcomeG3528V-RAI-2P αὐτούς,autousthem,G0846P-APM μείζωνmeizōngreaterG3173A-NSM-C ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S κόσμῳ.kosmōworld.G2889N-DSM 5 Isan’ izao tontolo izao ireny, ka dia miteny araka ny an’ izao tontolo izao izy, ary mihaino azy izao tontolo izao.
αὐτοὶautoiThey themselvesG0846P-NPM κόσμουkosmouworldG2889N-GSM εἰσίν·eisinare;G1510V-PAI-3P διὰdiabecause ofG1223PREP κόσμουkosmouworldG2889N-GSM λαλοῦσινlalousinthey speakG2980V-PAI-3P κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM αὐτῶνautōnto themG0846P-GPM ἀκούει.akoueilistens.G0191V-PAI-3S 6 Avy amin’ Andriamanitra izahay; izay mahalala an’ Andriamanitra no mihaino anay; Izay tsy avy amin’ Andriamanitra tsy mba mihaino anay. Izany no ahafantarantsika ny fanahin’ ny fahamarinana sy ny fanahin’ ny fampiviliana.
ἡμεῖςhēmeisWe ourselvesG3165P-1NP ἐσμεν·esmenare;G1510V-PAI-1P γινώσκωνginōskōnknowingG1097V-PAP-NSM ἀκούειakoueilistens toG0191V-PAI-3S ἔστινestinisG1510V-PAI-3S ἀκούειakoueilistens toG0191V-PAI-3S τούτουtoutouthisG3778D-GSN γινώσκομενginōskomenwe knowG1097V-PAI-1P ἀληθείαςalētheiasof truthG0225N-GSF πλάνης.¶planēsof falsehood.G4106N-GSF 7 Ry malala, aoka hifankatia isika; fa avy amin’ Andriamanitra ny fitiavana, ary Izay rehetra tia no naterak’ Andriamanitra sady mahalala an’ Andriamanitra.
Ἀγαπητοί,AgapētoiBeloved,G0027A-VPM ἀγαπῶμενagapōmenwe may loveG0025V-PAS-1P ἀλλήλους,allēlousone another,G0240C-APM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀγαπῶνagapōnis lovingG0025V-PAP-NSM γεγέννηταιgegennētaihas been bornG1080V-RPI-3S γινώσκειginōskeiknowsG1097V-PAI-3S θεόν·theonGod;G2316N-ASM-T 8 Izay tsy tia dia tsy mba mahalala an’ Andriamanitra; fa Andriamanitra dia fitiavana.
ἀγαπῶνagapōnlovingG0025V-PAP-NSM ἔγνωegnōhas knownG1097V-2AAI-3S θεόν,theonGod,G2316N-ASM-T ἐστίν.estinis.G1510V-PAI-3S 9 Izao no nanehoana ny fitiavan’ Andriamanitra antsika: Andriamanitra naniraka ny Zanani-lahy Tokana tamin’ izao tontolo izao, mba hahavelona antsika amin’ ny alalany.
ἐφανερώθηephanerōthēhas been revealedG5319V-API-3S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM μονογενῆmonogenēone and onlyG3439A-ASM ἀπέσταλκενapestalkenhas sentG0649V-RAI-3S κόσμονkosmonworldG2889N-ASM ζήσωμενzēsōmenwe may liveG2198V-AAS-1P αὐτοῦ.autouHim.G0846P-GSM 10 Izao no fitiavana: tsy ny nitiavantsika an’ Andriamanitra fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany ho avotra’ noho ny fahotantsika.
ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἀγάπη,agapēlove,G0026N-NSF ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἠγαπήκαμενēgapēkamenhave lovedG0025V-RAI-1P θεόν,theonGod,G2316N-ASM-T αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM ἠγάπησενēgapēsenlovedG0025V-AAI-3S ἀπέστειλενapesteilenHe sentG0649V-AAI-3S αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἱλασμὸνhilasmon[as] a propitiationG2434N-ASM ἁμαρτιῶνhamartiōnsinsG0266N-GPF ἡμῶν.¶hēmōnof us.G3165P-1GP 11 Ry malala, raha izany no nitiavan’ Andriamanitra antsika, dia mba tokony hifankatia kosa isika.
Ἀγαπητοί,AgapētoiBeloved,G0027A-VPM ἠγάπησενēgapēsenlovedG0025V-AAI-3S ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ὀφείλομενopheilomenoughtG3784V-PAI-1P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM ἀγαπᾶν·agapanto love;G0025V-PAN 12 Tsy mbola nisy olona nahita an’ Andriamanitra na oviana na oviana. Raha mifankatia isika, dia mitoetra ato amintsika Andriamanitra, ary tanteraka ato amintsika ny fitiavany1.
οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM πώποτεpōpoteat any timeG4455ADV τεθέαται·tetheataihas seen;G2300V-RNI-3S ἀγαπῶμενagapōmenwe shall loveG0025V-PAS-1P ἀλλήλους,allēlousone another,G0240C-APM μένειmeneiabidesG3306V-PAI-3S αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM τετελειωμένηteteleiōmenēperfectedG5048V-RPP-NSF ἐστίν.estinis.G1510V-PAI-3S - Na: ny fitiavana Azy.
13 Izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao aminy isika, ary Izy ato amintsika, dia ny nanomezany antsika ny Fanahiny.
γινώσκομενginōskomenwe knowG1097V-PAI-1P μένομενmenomenwe abideG3306V-PAI-1P πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM δέδωκενdedōkenHe has givenG1325V-RAI-3S ἡμῖν.hēminto us.G3165P-1DP 14 Ary izahay efa nahita ka manambara fa ny Ray efa naniraka ny Zanaka ho Mpamonjy izao tontolo izao.
ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP τεθεάμεθαtetheamethahave seenG2300V-RNI-1P μαρτυροῦμενmarturoumentestifyG3140V-PAI-1P πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ἀπέσταλκενapestalkenhas sentG0649V-RAI-3S υἱὸνhuionSon [as]G5207N-ASM σωτῆραsōtēraSaviorG4990N-ASM κόσμου.kosmouworld.G2889N-GSM 15 Na iza na iza manaiky fa Zanak’ Andriamanitra Jesosy, dia mitoetra ao aminy Andriamanitra, ary izy kosa ao amin’ Andriamanitra.
ὁμολογήσῃhomologēsēshall confessG3670V-AAS-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ΧριστόςChristosChristG5547N-NSM-T ἐστινestinisG1510V-PAI-3S θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T μένειmeneiabidesG3306V-PAI-3S 16 Ary isika efa mahalala sy mino ny fitiavan’ Andriamanitra antsika. Andriamanitra dia fitiavana; ary izay mitoetra amin’ ny fitiavana no mitoetra ao amin’ Andriamanitra, ary Andriamanitra ao aminy.
ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἐγνώκαμενegnōkamenhave come to knowG1097V-RAI-1P πεπιστεύκαμενpepisteukamenwe have come to believeG4100V-RAI-1P ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S ἐστίν,estinis,G1510V-PAI-3S μένωνmenōnabidingG3306V-PAP-NSM μένει,meneiabides,G3306V-PAI-3S μένει.meneiabides.G3306V-PAI-3S 17 Izany no ahatanterahana ny fitiavana amintsika, mba hananantsika fahasahiana amin’ ny andro fitsarana; fa tahaka Azy isika eo amin’ izao tontolo izao.
τετελείωταιteteleiōtaihas been perfectedG5048V-RPI-3S παρρησίανparrēsianconfidenceG3954N-ASF ἔχωμενechōmenwe may haveG2192V-PAS-1P κρίσεως,kriseōsof judgment,G2920N-GSF καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐκεῖνόςekeinosHeG1565D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἐσμενesmenareG1510V-PAI-1P κόσμῳkosmōworldG2889N-DSM τούτῳ.toutōthis.G3778D-DSM 18 Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin’ ny fitiavana.
φόβοςphobosFearG5401N-NSM ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S ἀγάπῃ,agapēlove,G0026N-DSF τελείαteleiaperfectG5046A-NSF βάλλειballeicastsG0906GV-PAI-3S φόβον,phobonfear,G5401N-ASM φόβοςphobosfearG5401N-NSM κόλασινkolasinpunishmentG2851N-ASF ἔχει·echeihas;G2192V-PAI-3S φοβούμενοςphoboumenosfearingG5399V-PNP-NSM τετελείωταιteteleiōtaihas been perfectedG5048V-RPI-3S ἀγάπῃ.agapēlove.G0026N-DSF 19 Isika tia, satria Izy efa dia antsika taloha.
ἡμεῖςhēmeisWe ourselvesG3165P-1NP ἀγαπῶμενagapōmenloveG0025V-PAI-1P αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM ἠγάπησενēgapēsenlovedG0025V-AAI-3S 20 Raha misy manao hoe: Tia an’ Andriamanitra aho, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy; fa izay tsy tia ny rahalahiny izay hitany, hataony ahoana no fitia an’ Andriamanitra Izay tsy hitany?
εἴπῃeipēshall sayG2036V-2AAS-3S ἀγαπῶagapōI loveG0025V-PAI-1S ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM μισῇ,misēamay hate,G3404V-PAS-3S ψεύστηςpseustēsa liarG5583N-NSM ἐστίν·estinhe is;G1510V-PAI-3S ἀγαπῶνagapōnlovingG0025V-PAP-NSM ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἑώρακεν,he'ōrakenhe has seen,G3708V-RAI-3S ἑώρακενhe'ōrakenhe has seenG3708V-RAI-3S δύναταιdunataiis he ableG1410V-PNI-3S ἀγαπᾶν·agapanto love;G0025V-PAN 21 Ary izao no didy efa azontsika taminy: Izay tia an’ Andriamanitra dia tsy maintsy tia ny rahalahiny koa.
ταύτηνtautēnthisG3778D-ASF ἐντολὴνentolēncommandmentG1785N-ASF ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P αὐτοῦ,autouHim,G0846P-GSM ἀγαπῶνagapōnlovingG0025V-PAP-NSM ἀγαπᾷagapamay loveG0025V-PAS-3S ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM αὐτοῦ.¶autouof him.G0846P-GSM