Chapter 3
Ny fahazotoan’ ny zanak’ Andriamanitra hanao ny sitrapon’ ny Ramy sy hifankatia amin’ ny namany, ary ny fahatokiana ananany
1 Endrey! manao ahoana ny fitiavana nasehon’1 ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak’ Andriamanitra, sady izany tokoa isika! Koa noho izany dia tsy mahalala antsika izao tontolo izao, satria tsy nahalala Ary izy.
ἴδετεideteBeholdG1492HV-2AAM-2P ποταπὴνpotapēnwhatG4217I-ASF ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF δέδωκενdedōkenhas givenG1325V-RAI-3S πατήρ,patērFather,G3962N-NSM-T τέκναteknachildrenG5043N-NPN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T κληθῶμενklēthōmenwe may be called —G2564GV-APS-1P ἐσμέν.esmenwe are!G1510V-PAI-1P διὰdiaBecause ofG1223PREP κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM γινώσκειginōskeiknowsG1097V-PAI-3S ἔγνωegnōit knewG1097V-2AAI-3S αὐτόν.¶autonHim.G0846P-ASM - Gr. nomen’
2 Ry malala, ankehitriny aza dia zanak’ Andriamanitra isika, nefa tsy mbola naseho izay ho toetsika rahatrizay. Fantatsika fa raha hiseho Izy, dia ho tahaka Azy isika, fa ho hitantsika Izy, dia izay tena endriny tokoa.
Ἀγαπητοί,AgapētoiBeloved,G0027A-VPM τέκναteknachildrenG5043N-NPN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐσμεν,esmenare we,G1510V-PAI-1P οὔπωoupōnot yetG3768ADV-N ἐφανερώθηephanerōthēhas been revealedG5319V-API-3S ἐσόμεθα·esomethawe will be;G1510V-FDI-1P οἴδαμενoidamenWe knowG6063V-RAI-1P φανερωθῇ,phanerōthēaHe shall appear,G5319V-APS-3S ὅμοιοιhomoioilikeG3664A-NPM ἐσόμεθα,esomethawe will be,G1510V-FDI-1P ὀψόμεθαopsomethawe will beholdG3700GV-FDI-1P καθώςkathōseven asG2531CONJ ἐστιν.estinHe is.G1510V-PAI-3S 3 Ary izay rehetra manana izany fanantenana miorina aminy izany dia manadio ny tenany mba hadio tahaka Azy.
ἔχωνechōnis havingG2192V-PAP-NSM ἐλπίδαelpidahopeG1680N-ASF ταύτηνtautēnthisG3778D-ASF ἁγνίζειhagnizeipurifiesG0048V-PAI-3S ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐκεῖνοςekeinosHeG1565D-NSM ἁγνόςhagnospureG0053A-NSM ἐστιν.¶estinis.G1510V-PAI-3S 4 Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna.
ποιῶνpoiōnis committingG4160GV-PAP-NSM ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF ἀνομίανanomianlawlessnessG0458N-ASF ποιεῖ,poieicommits,G4160GV-PAI-3S ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἀνομία.anomialawlessness.G0458N-NSF 5 Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra1 ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy.
οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P ἐκεῖνοςekeinosHeG1565D-NSM ἐφανερώθηephanerōthēappearedG5319V-API-3S ἁμαρτίαςhamartiassinsG0266N-APF ἄρῃ,arēHe may take away,G0142V-AAS-3S ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF ἔστιν.estinthere is.G1510V-PAI-3S - Na: hitondra.
6 Izay rehetra mitoetra ao aminy dia tsy manota; izay rehetra manota dia tsy nahita na nahalala Azy.
μένωνmenōnabidingG3306V-PAP-NSM ἁμαρτάνει·hamartaneisins;G0264V-PAI-3S ἁμαρτάνωνhamartanōnis sinningG0264V-PAP-NSM ἑώρακενhe'ōrakenhas seenG3708V-RAI-3S ἔγνωκενegnōkenhas he knownG1097V-RAI-3S αὐτόν.¶autonHim.G0846P-ASM 7 Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy.
Τεκνία,Teknialittle children,G5040N-VPN μηδεὶςmēdeisno oneG3367A-NSM πλανάτωplanatōshould lead astrayG4105V-PAM-3S ποιῶνpoiōnare practicingG4160GV-PAP-NSM δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF δίκαιόςdikaiosrighteousG1342A-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐκεῖνοςekeinosHeG1565D-NSM δίκαιόςdikaiosrighteousG1342A-NSM ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 8 Izay manota dia avy amin’ ny devoly, satria ny devoly manota hatramin’ ny voalohany. Izao no nisehoan’ ny Zanak’ Andriamanitra, dia ny handrava ny asan’ ny devoly.
ποιῶνpoiōnpracticingG4160GV-PAP-NSM ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF διαβόλουdiaboloudevilG1228A-GSM ἐστίν,estinis,G1510V-PAI-3S ἀρχῆςarchēs[the] beginningG0746N-GSF διάβολοςdiabolosdevilG1228A-NSM ἁμαρτάνει.hamartaneihas been sinning.G0264V-PAI-3S τοῦτοtoutothis [reason]G3778D-ASN ἐφανερώθηephanerōthēwas revealedG5319V-API-3S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T λύσῃlusēHe may destroyG3089V-AAS-3S διαβόλου.diaboloudevil.G1228A-GSM 9 Izay rehetra naterak’ Andriamanitra no tsy manota, satria ny voany mitoetra ao anatiny, ary tsy mahay manota izy, satria naretak’ Andriamanitra.
γεγεννημένοςgegennēmenosbornG1080V-RPP-NSM ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF ποιεῖ,poieipractices,G4160GV-PAI-3S αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM μένει·meneiabides;G3306V-PAI-3S δύναταιdunataihe is ableG1410V-PNI-3S ἁμαρτάνειν,hamartaneinto continue sinning,G0264V-PAN γεγέννηται.gegennētaihe has been born.G1080V-RPI-3S 10 Izany no mampiseho miharihary izay Zanak’ Andriamanitra sy izay zanaky ny devoly. Tsy mba avy amin’ Andriamanitra izay rehetra tsy manao ny marina sy izay tsy tia ny rahalahiny.
φανεράphaneramanifestG5318A-NPN ἐστινestinareG1510V-PAI-3S τέκναteknachildrenG5043N-NPN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T τέκναteknachildrenG5043N-NPN διαβόλου.diaboloudevil.G1228A-GSM ποιῶνpoiōnpracticingG4160GV-PAP-NSM δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF ἔστινestinisG1510V-PAI-3S θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T ἀγαπῶνagapōnlovingG0025V-PAP-NSM ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM αὐτοῦ·autouof him;G0846P-GSM 11 Fa izao no teny nampitondraina izay efa renareo hatramin’ ny voalohany: tsy maintsy mifankatia isika,―
ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἀγγελίαangeliamessageG0031N-NSF ἠκούσατεēkousateyou have heardG0191V-AAI-2P ἀρχῆςarchēs[the] beginningG0746N-GSF ἀγαπῶμενagapōmenwe may loveG0025V-PAS-1P ἀλλήλους·allēlousone another;G0240C-APM 12 tsy mba tahaka an’ i Kaina, izay avy tamin’ ilay ratsy ka namono ny rahalahiny. Ary nahoana no namono azy izy? Satria ratsy ny asany, fa marina ny an’ ny rahalahiny.
καθὼςkathōseven asG2531CONJ πονηροῦponērouevil [one]G4190A-GSM ἔσφαξενesphaxenhe slewG4969V-AAI-3S ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM αὐτοῦ·autouof him;G0846P-GSM χάρινcharinbecause ofG5484PREP ἔσφαξενesphaxenhe slayedG4969V-AAI-3S αὐτόν;autonhim?G0846P-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM πονηρὰponēraevilG4190A-NPN ἀδελφοῦadelphoubrotherG0080N-GSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM δίκαια.¶dikaiarighteous.G1342A-NPN 13 Aza gaga, ry rahalahy, raha halan’ izao tontolo izao ianareo.
θαυμάζετε,thaumazetedo be surprised,G2296V-PAM-2P ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-VPM μισεῖmiseihatesG3404V-PAI-3S κόσμος.kosmosworld.G2889N-NSM 14 Fantatsika fa efa tafafindra niala tamin’ ny fahafatesana ho amin’ ny fiainana isika satria tia ny rahalahy. Izay tsy tia dia mitoetra ao amin’ ny fahafatesana ihany.
ἡμεῖςhēmeisWe ourselvesG3165P-1NP οἴδαμενoidamenknowG6063V-RAI-1P μεταβεβήκαμενmetabebēkamenwe have passedG3327V-RAI-1P θανάτουthanatoudeathG2288N-GSM ἀγαπῶμενagapōmenwe loveG0025V-PAI-1P ἀδελφούς·adelphous[our] brothers;G0080N-APM ἀγαπῶνagapōnlovingG0025V-PAP-NSM ἀδελφόνadelphonbrotherG0080N-ASM μένειmeneiabidesG3306V-PAI-3S θανάτῳ.thanatōdeath.G2288N-DSM 15 Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona; ary fantatrareo fa tsy mba misy mpamono olona manana fiainana mandrakizay mitoetra ao anatiny.
μισῶνmisōnis hatingG3404V-PAP-NSM ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἀνθρωποκτόνοςanthrōpoktonosa murdererG0443N-NSM ἐστίν·estinis;G1510V-PAI-3S οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P ἀνθρωποκτόνοςanthrōpoktonosmurdererG0443N-NSM ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S αἰώνιονaiōnioneternalG0166A-ASF μένουσαν.menousanabiding.G3306V-PAP-ASF 16 Izao no ahafantarantsika ny fitiavana, satria Izy no nanolotra ny ainy hamonjy antsika; ary isika kosa mba tokony hanolotra ny aintsika hamonjy ny rahalahy.
ἐγνώκαμενegnōkamenwe have knownG1097V-RAI-1P ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF ἐκεῖνοςekeinosHeG1565D-NSM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἔθηκεν·ethēkenlaid down;G5087V-AAI-3S ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ὀφείλομενopheilomenoughtG3784V-PAI-1P ἀδελφῶνadelphōn[our] brothersG0080N-GPM ψυχὰςpsuchas[our] livesG5590HN-APF θεῖναι.¶theinaito lay down.G5087V-2AAN 17 Ary izay rehetra manam-pananana amin’ izao fiainana izao, ary mahita ny fahantran’ ny rahalahiny ka mihirim-belona aminy, ahoana no itoeran’ ny fitiavana an’ Andriamanitra ao anatiny?
ἔχῃechēmay haveG2192V-PAS-3S κόσμουkosmouworldG2889N-GSM θεωρῇtheōrēamay seeG2334V-PAS-3S ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχονταechontahavingG2192V-PAP-ASM κλείσῃkleisēhe may close upG2808V-AAS-3S σπλάγχναsplagchnaheartG4698N-APN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM αὐτοῦ,autouhim,G0846P-GSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μένειmeneiabidesG3306V-PAI-3S 18 Anaka, aoka tsy ho tia amin’ ny teny na amin’ ny lela isika, fa amin’ ny asa sy amin’ ny marina.
ΤεκνίαTekniaLittle childrenG5040N-VPN ἀγαπῶμενagapōmenwe may loveG0025V-PAS-1P λόγῳlogōin wordG3056N-DSM γλώσσῃglōssēin tongueG1100N-DSF ἀληθείᾳ.alētheiain truth.G0225N-DSF 19 Izany no hahafantarantsika fa avy amin’ ny marina isika sy hampahatokiantsika ny fontsika eo anatrehany,
γνωσόμεθαgnōsomethawe will knowG1097V-FDI-1P ἀληθείαςalētheiastruthG0225N-GSF ἐσμὲνesmenwe areG1510V-PAI-1P ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP πείσομενpeisomenwe will assureG3982V-FAI-1P καρδίανkardianheartG2588N-ASF ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP 20 na amin’ inona na amin’ inona no anamelohan’ ny fontsika antsika, satria Andriamanitra lehibe noho ny fontsika ka mahalala ny zavatra rehetra.
καταγινώσκῃkataginōskēshall condemn [us]G2607V-PAS-3S καρδία,kardiaheart,G2588N-NSF μείζωνmeizōngreater thanG3173A-NSM-C ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF γινώσκειginōskeiHe knowsG1097V-PAI-3S πάντα.¶pantaall things.G3956A-APN 21 Ry malala, raha tsy mba manameloka antsika ny fontsika, dia manana fahasahiana eo anatrehan’ Andriamanitra isika.
Ἀγαπητοί,AgapētoiBeloved,G0027A-VPM καρδίαkardiaheartG2588N-NSF καταγινώσκῃkataginōskēshall condemnG2607V-PAS-3S παρρησίανparrēsianconfidenceG3954N-ASF ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P θεόν,theonGod,G2316N-ASM-T 22 Ary na inona na inona no angatahintsika dia raisintsika aminy, satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony isika.
αἰτῶμενaitōmenwe shall askG0154V-PAS-1P λαμβάνομενlambanomenwe receiveG2983V-PAI-1P αὐτοῦ,autouHim,G0846P-GSM ἐντολὰςentolascommandmentsG1785N-APF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM τηροῦμενtēroumenwe keepG5083GV-PAI-1P τὰtathe [things]G3588T-APN ἀρεστὰarestapleasingG0701A-APN ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ποιοῦμεν.poioumenwe do.G4160GV-PAI-1P 23 Ary izao no didiny, dia ny hinoantsika ny anaran’ i Jesosy Kristy Zanany sy ny hifankatiavantsika araka ny didy nomeny antsika.
ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἐντολὴentolēcommandmentG1785N-NSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM πιστεύσωμενpisteusōmenwe may believeG4100V-AAS-1P ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἀγαπῶμενagapōmenwe may loveG0025V-PAS-1P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἔδωκενedōkenHe gaveG1325V-AAI-3S ἐντολὴνentolēn[the] commandmentG1785N-ASF ἡμῖν.hēminto us.G3165P-1DP 24 Ary izay mitandrina ny didiny no mitoetra ao aminy, ary Izy kosa ao aminy. Ary izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao amintsika Izy, dia ny Fanahy Izay nomeny antsika.
τηρῶνtērōnkeepingG5083GV-PAP-NSM ἐντολὰςentolascommandmentsG1785N-APF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM μένει,meneiabides,G3306V-PAI-3S γινώσκομενginōskomenwe knowG1097V-PAI-1P μένειmeneiHe abidesG3306V-PAI-3S πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN ἔδωκεν.¶edōkenHe has given.G1325V-AAI-3S