Chapter 2
Ny mety hataon’ ny anti-panahy sy ny tanora fanahy sy ny mpanompon’ olona, ary fananarana sy hafatra samy hafa
1 Fa ianao kosa dia milazà izay miendrika ny fampianarana tsy misy kilema1;
ΣὺSuYou yourselfG4771P-2NS λάλειlaleido speakG2980V-PAM-2S ἃha[the things] thatG3739R-NPN πρέπειprepeiare consistent withG4241V-PAI-3S ὑγιαινούσῃhugiainousēsoundG5198V-PAP-DSF διδασκαλίᾳ.¶didaskaliadoctrine.G1319N-DSF - Gr. salama.
2 ny lehilahy anti-panahy anaro hahonon-tena, ho maotona, ho hendry, hatanjaka1 amin’ ny finoana, amin’ ny fitiavana, amin’ ny faharetana.
ΠρεσβύταςPresbutas[The] aged [men]G4246N-APM νηφαλίουςnēphalioussober-mindedG3524A-APM εἶναι,einaiare to be,G1511V-PAN σεμνούς,semnousdignified,G4586A-APM σώφρονας,sōphronasself-controlled,G4998A-APM ὑγιαίνονταςhugiainontassoundG5198V-PAP-APM πίστει,pisteiin faith,G4102GN-DSF ἀγάπῃ,agapēin love,G0026N-DSF ὑπομονῇ.¶hupomonēain endurance.G5281N-DSF - Gr. salama.
3 Ny vehivavy anti-panahy koa anaro hitondra tena toy izay miendrika ny olona masìna, tsy ho mpanendrikendrika, tsy ho andevozin’ ny divay be, ho mpampianatra ny zavatra tsara,
ΠρεσβύτιδαςPresbutidas[the] aged [women]G4247N-APF ὡσαύτωςhōsautōslikewiseG5615ADV καταστήματιkatastēmatibehaviorG2688N-DSN ἱεροπρεπεῖς,hi'eroprepeisreverent,G2412A-APF διαβόλους,diabolousslanderers,G1228A-APF οἴνῳoinōto wineG3631N-DSM δεδουλωμένας,dedoulōmenasenslaved,G1402V-RPP-APF καλοδιδασκάλους,kalodidaskalousteachers of what is good,G2567A-APF 4 mba hampianarany ny vehivavy tanora fanahy ho tia ny vadiny, ho tia ny zanany,
σωφρονίζωσινsōphronizōsinthey may trainG4994V-PAS-3P νέαςneasyoung [women]G3501A-APF φιλάνδρουςphilandrouslovers of [their] husbandsG5362A-APF εἶναι,einaito be,G1511V-PAN φιλοτέκνους,philoteknousloving [their] children,G5388A-APF 5 hahonon-tena, ho madio toe-panahy, hiasa ao an-tranony, ho tsara fanahy, hanaiky ny vadiny, mba tsy hitenenana ratsy1 ny tenin’ Andriamanitra.
σώφρονας,sōphronasself-controlled,G4998A-APF ἁγνάς,hagnaspureG0053A-APF οἰκουργοὺςoikourgousbusy at homeG9994A-APF ἀγαθάς,agathaskind,G0018A-APF ὑποτασσομέναςhupotassomenasbeing subjectG5293V-PPP-APF ἰδίοιςidioisto [their] ownG2398A-DPM ἀνδράσιν,andrasinhusbands,G0435HN-DPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T βλασφημῆται.¶blasphēmētaimay be denigrated.G0987V-PPS-3S - Gr. hanaovana blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
6 Ny lehilahy tanora fanahy koa anaro hahonon-tena;
νεωτέρουςneōterousyounger [men]G3501A-APM-C ὡσαύτωςhōsautōslikewiseG5615ADV παρακάλειparakaleido exhortG3870V-PAM-2S σωφρονεῖν,sōphroneinto be self-controlled,G4993V-PAN 7 ka amin’ ny zavatra rehetra dia asehoy ny tenanao ho fianarana ny asa tsara, amin’ ny fampianaranao maneho ny tsi-faharatsiana, ny fahamaotinana,
πάνταpantaall thingsG3956A-APN σεαυτὸνseautonyourselfG4771F-2ASM παρεχόμενοςparechomenosbe holding forthG3930V-PMP-NSM τύπονtupon[as] a patternG5179N-ASM ἔργων,ergōnworks,G2041N-GPN διδασκαλίᾳdidaskaliateachingG1319N-DSF ἀδιαφθορίανadiaphthorianunspoilableG0090N-ASF ἀφθορίαν,aphthorianincorruptable,G0861N-ASF σεμνότητα,semnotētadignityG4587N-ASF 8 ny teny tsy misy kilema1, izay tsy azo tsinina, mba ho menatra izay manohitra; satria tsy hisy ratsy hitenenany anareo.
λόγονlogonspeechG3056N-ASM ὑγιῆ,hugiēsound,G5199A-ASM ἀκατάγνωστον,akatagnōstonbeyond reproach,G0176A-ASM ἐναντίαςenantiascontraryG1727A-GSF ἐντραπῇentrapēamay be ashamedG1788V-2APS-3S μηδὲνmēdennothingG3367A-ASN-N ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM περὶpericoncerningG4012PREP φαῦλον.¶phaulonevil.G5337A-ASN - Gr. salama.
9 Ny mpanompo koa dia anaro hanaiky ny tompony ka hanao izay sitrapony amin’ ny zavatra rehetra, fa tsy hamalivaly,
ΔούλουςDoulousServantsG1401N-APM ἰδίοιςidioisto [their] ownG2398A-DPM δεσπόταιςdespotaismastersG1203N-DPM ὑποτάσσεσθαι,hupotassesthaiare to be subject,G5293V-PPN πᾶσινpasineverythingG3956A-DPN εὐαρέστουςeuarestouswell-pleasingG2101A-APM εἶναι,einaito be,G1511V-PAN ἀντιλέγοντας,antilegontasgainsaying,G0483V-PAP-APM 10 tsy hangala-tetỳ, fa haneho izay toe-panahy mahatoky indrindra, mba hampahamendrika ny fampianaran’ Andriamanitra, Mpamonjy antsika, amin’ ny zavatra rehetra.
νοσφιζομένουςnosphizomenouspilferingG3557V-PMP-APM πίστινpistinfidelityG4102GN-ASF ἐνδεικνυμένουςendeiknumenousshowingG1731V-PMP-APM ἀγαθήν,agathēngood,G0018A-ASF διδασκαλίανdidaskaliandoctrineG1319N-ASF τὴνtēnwhich [is]G3588T-ASF σωτῆροςsōtērosSaviorG4990N-GSM κοσμῶσινkosmōsinthey may adornG2885V-PAS-3P πᾶσιν.¶pasinall things.G3956A-DPN 11 Fa efa miseho ny fahasoavan’ Andriamanitra, izay famonjena ny olona rehetra,
ἘπεφάνηEpephanēHas appearedG2014V-2API-3S χάριςcharisgraceG5485N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T σωτήριοςsōtērios[bringing] salvationG4991N-NSF πᾶσινpasinto allG3956A-DPM ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM 12 mampianatra antsika handà izay toe-panahy tsy araka an’ Andriamanitra sy ny filan’ izao tontolo izao ary ho velona amin’ ny onony sy ny marina ary ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra amin’ izao fiainana ankehitriny izao,
παιδεύουσαpaideuousainstructingG3811V-PAP-NSF ἀρνησάμενοιarnēsamenoihaving deniedG0720V-ADP-NPM ἀσέβειανasebeianungodlinessG0763N-ASF κοσμικὰςkosmikasworldlyG2886A-APF ἐπιθυμίαςepithumiaspassionsG1939N-APF σωφρόνωςsōphronōsdiscreetlyG4996ADV δικαίωςdikaiōsrighteouslyG1346ADV εὐσεβῶςeusebōspiouslyG2153ADV ζήσωμενzēsōmenwe may liveG2198V-AAS-1P 13 miandry ny fanantenana mahafinaritra sy ny fisehoan’ ny voninahitr’ Andriamanitra lehibe sady Mpamonjy antsika, dia Jesosy Kristy1,
προσδεχόμενοιprosdechomenoiawaitingG4327V-PNP-NPM μακαρίανmakarianblessedG3107A-ASF ἐλπίδαelpidahopeG1680N-ASF ἐπιφάνειανepiphaneian[the] appearingG2015N-ASF δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF μεγάλουmegalougreatG3173A-GSM σωτῆροςsōtērosSaviorG4990N-GSM Χριστοῦ,ChristouChristG5547N-GSM-T - Na: Andriamanitra lehibe sy Jesosy Kristy, Mpamonjy antsika.
14 Izay nanolotra ny tenany hamonjy antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin’ ny ota rehetra, sy hanadiovany izay olona ho an’ ny tenany, sady ho mazoto indrindra amin’ ny asa tsara izany.
ἔδωκενedōkengaveG1325V-AAI-3S ἑαυτὸνhe'autonHimselfG1438F-3ASM λυτρώσηταιlutrōsētaiHe may redeemG3084V-AMS-3S ἀνομίαςanomiaslawlessnessG0458N-GSF καθαρίσῃkatharisēmay purifyG2511V-AAS-3S ἑαυτῷhe'autōto HimselfG1438F-3DSM λαὸνlaona peopleG2992N-ASM περιούσιον,periousionspecially chosen,G4041A-ASM ζηλωτὴνzēlōtēnzealousG2207N-ASM-T ἔργων.¶ergōnworks.G2041N-GPN 15 Izany no lazao sy ananaro ary andrarao amin’ ny fahefana rehetra. Aza avela hisy hanao tsinontsinona anao.
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN λάλειlaleido speakG2980V-PAM-2S παρακάλειparakaleido exhortG3870V-PAM-2S ἔλεγχεelegchedo rebukeG1651V-PAM-2S ἐπιταγῆς.epitagēsauthority.G2003N-GSF μηδείςmēdeisNo oneG3367A-NSM περιφρονείτω.¶periphroneitōshould despise.G4065V-PAM-3S