Chapter 8
Ny namahana ny tombo-kase fahafito, sy ny nitsofana ny trompetra efatra
1 Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahafito, dia nangina tokony ho antsasaky ny ora ny tany an-danitra.
ἤνοιξενēnoixenHe openedG0455V-2AAI-3S σφραγῖδαsphragidasealG4973N-ASF ἑβδόμην,hebdomēnseventh,G1442A-ASF ἐγένετοegenetothere wasG1096V-2ADI-3S σιγὴsigēsilenceG4602N-NSF οὐρανῷouranōheavenG3772N-DSM ἡμιώριον.hēmiōrionhalf an hour.G2256N-ASN 2 Ary hitako ny anjely fito izay mitsangana eo anatrehan’ Andriamanitra; ary nomena trompetra fito ireo.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἀγγέλουςangelousangelsG0032GN-APM ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ἑστήκασινhestēkasinhave stoodG2476V-RAI-3P ἐδόθησανedothēsanwere givenG1325V-API-3P αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM σάλπιγγες.¶salpingestrumpets.G4536N-NPF 3 Ary nisy anjely anankiray koa tonga ka nitsangana teo ambonin’1 ny alitara ary nitondra lovia volamena fandoroana ditin-kazo manitra; ary nomena ditin-kazo manitra betsaka iry, hanaterany azy mbamin’ ny vavaky ny olona masìna rehetra eo ambonin’ ny alitara volamena fandoroana ditin-kazo manitra, izay eo anoloan’ ny seza fiandrianana.
ἄλλοςallosanotherG0243A-NSM ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S ἐστάθηestathēhe stoodG2476V-API-3S θυσιαστηρίουthusiastērioualtarG2379N-GSN ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM λιβανωτὸνlibanōtona censerG3031N-ASM χρυσοῦν.chrusoungolden.G5552A-ASM ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S θυμιάματαthumiamataincenseG2368N-NPN δώσειdōseihe will give [it]G1325V-FAI-3S ταῖςtaiswith theG3588T-DPF προσευχαῖςproseuchaisprayersG4335N-DPF πάντωνpantōnallG3956A-GPM θυσιαστήριονthusiastērionaltarG2379N-ASN χρυσοῦνchrusoungoldenG5552A-ASN ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP θρόνου.thronouthrone.G2362N-GSM - Na: amin’
4 Ary ny fofon’ ny ditin-kazo manitra mbamin’ ny vavaky ny olona masìna dia niakatra avy eo an-tànan’ ny anjely ho eo anatrehan’ Andriamanitra.
ἀνέβηanebēwent upG0305V-2AAI-3S καπνὸςkapnossmokeG2586N-NSM θυμιαμάτωνthumiamatōnincenseG2368N-GPN ταῖςtaiswith theG3588T-DPF προσευχαῖςproseuchaisprayersG4335N-DPF χειρὸςcheiros[the] handG5495N-GSF ἀγγέλουangelouangelG0032GN-GSM ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP θεοῦ.theouGod.G2316N-GSM-T 5 Ary ny anjely nandray ny lovia fandoroana ditin-kazo manitra, dia nameno azy tamin’ ny afo teo amin’ ny alitara ka nanipy izany tamin’ ny tany; dia nisy kotrokorana sy feo sy helatra ary horohorontany.
εἴληφενeilēphenhas takenG2983V-2RAI-3S ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM λιβανωτὸνlibanōtoncenserG3031N-ASM ἐγέμισενegemisenfilledG1072V-AAI-3S θυσιαστηρίουthusiastērioualtarG2379N-GSN ἔβαλενebalencast [it]G0906GV-2AAI-3S ἐγένοντοegenontothere wereG1096V-2ADI-3P βρονταὶbrontaithundersG1027N-NPF ἀστραπαὶastrapaiflashes of lightningG0796N-NPF σεισμός.seismosan earthquake.G4578N-NSM 6 Ary ny anjely fito izay nanana ny trompetra fito dia niomana hitsoka.
ἄγγελοιangeloiangelsG0032GN-NPM ἔχοντεςechontesare havingG2192V-PAP-NPM σάλπιγγαςsalpingastrumpetsG4536N-APF ἡτοίμασανhētoimasanpreparedG2090V-AAI-3P αὐτοὺςautousthemselvesG0846P-APM σαλπίσωσιν.¶salpisōsinthey may sound the trumpets.G4537V-AAS-3P 7 Ary ny voalohany nitsoka, dia nisy havandra sy afo miharoharo rà, ka nararaka tamin’ ny tany irany; ary may ny ampahatelon’ ny tany, ary may ny ampahatelon’ ny hazo, ary may koa ny ahi-maitso rehetra.
ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM ἐσάλπισεν,esalpisensounded [his] trumpet,G4537V-AAI-3S ἐγένετοegenetothere wasG1096V-2ADI-3S χάλαζαchalazahailG5464N-NSF μεμιγμέναmemigmenamixedG3396V-RPP-NPN αἵματι,aimatiblood,G0129GN-DSN ἐβλήθηeblēthēit was castG0906GV-API-3S τρίτονtritonthirdG5154A-NSN κατεκάη·katekaēwas burned up;G2618V-2API-3S τρίτονtritonthirdG5154A-NSN δένδρωνdendrōntreesG1186N-GPN κατεκάη,katekaēwere burned up,G2618V-2API-3S χόρτοςchortos[the] grassG5528N-NSM χλωρὸςchlōrosgreenG5515A-NSM κατεκάη.¶katekaēwas burned up.G2618V-2API-3S 8 Ary ny anjely faharoa nitsoka, dia nisy toa tendrombohitra lehibe mirehitra afo natsipy tany an-dranomasina; ary tonga rà ny ampahatelon’ ny ranomasina;
δεύτεροςdeuterossecondG1208A-NSM ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM ἐσάλπισεν,esalpisensounded [his] trumpet,G4537V-AAI-3S ὡςhōs[something] likeG5613PRT ὄροςorosa mountainG3735N-NSN πυρὶpuriwith fireG4442N-DSN καιόμενονkaiomenonburningG2545V-PPP-NSN ἐβλήθηeblēthēwas castG0906GV-API-3S θάλασσαν·thalassansea;G2281N-ASF ἐγένετοegenetobecameG1096V-2ADI-3S τρίτονtritona thirdG5154A-NSN θαλάσσηςthalassēsseaG2281N-GSF 9 ary maty ny ampahatelon’ ny zava-manan’ aina tao an dranomasina; ary rava ny ampahatelon’ ny sambo.
ἀπέθανενapethanendiedG0599V-2AAI-3S τρίτονtritona thirdG5154A-NSN κτισμάτωνktismatōncreaturesG2938N-GPN θαλάσσῃ,thalassēseaG2281N-DSF ἔχονταechontaare havingG2192V-PAP-NPN τρίτονtritona thirdG5154A-NSN πλοίωνploiōnshipsG4143N-GPN διεφθάρησαν.¶diephtharēsanwere destroyed.G1311V-2API-3P 10 Ary ny anjely fahatelo nitsoka, dia nisy kintana lehibe mirehitra toy ny fanilo latsaka avy tany an-danitra; ny latsaka tamin’ ny ampahatelon’ ny ony sy tamin’ ny loharano izany;
τρίτοςtritosthirdG5154A-NSM ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM ἐσάλπισεν,esalpisensounded [his] trumpet,G4537V-AAI-3S ἔπεσενepesenfellG4098V-2AAI-3S οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM ἀστὴρastēra starG0792N-NSM μέγαςmegasgreatG3173A-NSM καιόμενοςkaiomenosburningG2545V-PPP-NSM λαμπὰςlampasa torchG2985N-NSF ἔπεσενepesenit fellG4098V-2AAI-3S τρίτονtritona thirdG5154A-ASN ποταμῶνpotamōnriversG4215N-GPM πηγὰςpēgasspringsG4077N-APF ὑδάτων.hudatōnof waters.G5204N-GPN 11 ary ny anaran’ ilay kintana dia atao hoe Zava-mangidy; dia tonga mangidy ny ampahatelon’ ny rano; ary maro ny olona no matin’ ny rano, satria efa nangidy izany.
ἀστέροςasterosstarG0792N-GSM λέγεταιlegetaiis namedG3004HV-PPI-3S Ἄψινθος·ApsinthosWormwood;G0894N-NSM-T ἐγένετοegenetobecameG1096V-2ADI-3S τρίτονtritona thirdG5154A-NSN ὑδάτωνhudatōnwatersG5204N-GPN ἄψινθον,apsinthonwormwood,G0894N-ASM πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM ἀπέθανονapethanondiedG0599V-2AAI-3P ὑδάτωνhudatōnwatersG5204N-GPN ἐπικράνθησαν.¶epikranthēsanthey were made bitter.G4087V-API-3P 12 Ary ny anjely fahefatra nitsoka, dia nasiana ny ampahatelon’ ny masoandro sy ny ampahatelon’ ny volana ary ny ampahatelon’ ny kintana rehetra, mba ho maizina ny ampahatelony, ka tsy hazava ny ampahatelon’ ny andro, mba ho toy izany koa ny alina.
τέταρτοςtetartosfourthG5067A-NSM ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM ἐσάλπισεν,esalpisensounded [his] trumpet,G4537V-AAI-3S ἐπλήγηeplēgēwas struckG4141V-2API-3S τρίτονtritona thirdG5154A-NSN τρίτονtritona thirdG5154A-NSN σελήνηςselēnēsmoonG4582N-GSF τρίτονtritona thirdG5154A-NSN ἀστέρωνasterōnstarsG0792N-GPM σκοτισθῇskotisthēamay be darkenedG4654V-APS-3S τρίτονtritona thirdG5154A-NSN αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM φάνῃphanēmay appear [for]G5316V-2AAS-3S τρίτονtritona thirdG5154A-NSN αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF ὁμοίως.¶homoiōslikewise.G3668ADV 13 Dia nahita ny nahare voromahery anankiray nanidina teny afovoan’ ny lanitra aho, izay nanao tamin’ ny feo mahery hoe: Loza, loza, loza ho an’ izay monina eny ambonin’ ny tany noho ny feo sisa an’ ny trompetry ny anjely telo izay efa hitsoka!
εἶδονeidonI lookedG1492HV-2AAI-1S ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S ἀετοῦaetoueagleG0105N-GSM πετομένουpetomenouflyingG4072V-PNP-GSM μεσουρανήματιmesouranēmatimid-heavenG3321N-DSN λέγοντοςlegontossayingG3004GV-PAP-GSM φωνῇphōnēain a voiceG5456GN-DSF μεγάλῃ·megalēloud;G3173A-DSF τοὺςtousto thoseG3588T-APM κατοικοῦνταςkatoikountasdwellingG2730V-PAP-APM λοιπῶνloipōnremainingG3062A-GPF σάλπιγγοςsalpingostrumpetG4536N-GSF τριῶνtriōnthreeG5140A-GPM ἀγγέλωνangelōnangelsG0032GN-GPM μελλόντωνmellontōnare being aboutG3195V-PAP-GPM σαλπίζειν.¶salpizeinto sound [their] trumpets!G4537V-PAN