Chapter 14
Ny amin’ ny Zanak’ ondry sy ny mpanaraka Azy
1 Ary hitako fa, indro, ny Zanak’ ondry nitsangana teo an-tendrombohitra Ziona, ary nisy efatra arivo amby efatra alina sy iray hetsy nomba Ary, samy manana ny anarany sy ny anaran’ ny Rainy voasoratra eo amin’ ny handriny.
εἶδονeidonI lookedG1492HV-2AAI-1S ἀρνίονarnionLambG0721N-NSN ἑστὸςhestosstandingG2476V-2RAP-NSN ὄροςorosMountG3735N-ASN-L ἀριθμόςarithmosnumberG0706N-NSM ἑκατὸνhekatonone hundredG1540A-NUI τεσσεράκονταtesserakontafortyG5062A-NUI τέσσαρεςtessaresfourG5064A-NPF χιλιάδεςchiliadesthousandG5505N-NPF ἔχουσαιechousaihavingG2192V-PAP-NPF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM γεγραμμένονgegrammenonwrittenG1125V-RPP-ASN μετώπωνmetōpōnforeheadsG3359N-GPN αὐτῶν.¶autōnof them.G0846P-GPM 2 Ary nahare feo avy tany an-danitra aho, tahaka ny firohondrohon’ ny rano be sy tahaka ny fikotroky ny kotrokorana mafy; ary ny feo izay reko dia tahaka ny an’ ny mpitendry lokanga mitendry ny lokangany.
ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM φωνὴνphōnēn[the] soundG5456GN-ASF ὑδάτωνhudatōnof watersG5204N-GPN πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPN φωνὴνphōnēn[the] soundG5456GN-ASF βροντῆςbrontēsof thunderG1027N-GSF μεγάλης,megalēsloud,G3173A-GSF ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S ὡςhōs[was] like thatG5613PRT κιθαρῳδῶνkitharōdōnof harpistsG2790N-GPM κιθαριζόντωνkitharizontōnharpingG2789V-PAP-GPM κιθάραιςkitharaisharpsG2788N-DPF αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 3 Ary mihira toa tonon-kira vaovao eo anoloan’ ny seza fiandrianana sy eo anatrehan’ ny zava-manan’ aina efatra sy ny loholona1 izy; ary tsy nisy nahay nianatra izany fihirana izany, afa-tsy ny efatra arivo amby efatra alina sy iray hetsy izay navotana niala tamin’ ny tany.
ᾄδουσινadousinthey are singingG0103V-PAI-3P καινὴνkainēnnewG2537A-ASF ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP θρόνουthronouthroneG2362N-GSM ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP τεσσάρωνtessarōnfourG5064A-GPN ζῴωνzōōnliving creaturesG2226N-GPN πρεσβυτέρων,presbuterōnelders,G4245GN-GPM οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἐδύνατοedunatowas ableG1410V-INI-3S μαθεῖνmatheinto learnG3129V-2AAN ἑκατὸνhekatonone hundredG1540A-NUI τεσσεράκονταtesserakontafortyG5062A-NUI τέσσαρεςtessaresfourG5064A-NUI χιλιάδες,chiliadesthousandG5505N-NPF ἠγορασμένοιēgorasmenoiredeemedG0059V-RPP-NPM - Gr. presbytera.
4 Ireo no tsy voaloto tamin’ ny vehivavy, fa virijina izy. Ireo no manaraka ny Zanak’ ondry na aiza na aiza no alehany. Ireo no navotana avy tamin’ ny olona ho voaloham-bokatra ho an’ Andriamanitra sy ny Zanak’ ondry.
οὗτοίhoutoiTheseG3778D-NPM εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P γυναικῶνgunaikōnwomenG1135GN-GPF ἐμολύνθησαν,emolunthēsanwas defiled,G3435V-API-3P παρθένοιparthenoipureG3933N-NPM εἰσιν·eisinthey are;G1510V-PAI-3P οὗτοιhoutoitheseG3778D-NPM εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P ἀκολουθοῦντεςakolouthountesfollowingG0190V-PAP-NPM ὅπουhopouwhereverG3699CONJ ὑπάγῃ·hupagēHe may go;G5217V-PAS-3S οὗτοιhoutoiTheseG3778D-NPM ἠγοράσθησανēgorasthēsanwere redeemedG0059V-API-3P ἀνθρώπων,anthrōpōnmenG0444N-GPM ἀπαρχὴaparchē[as] firstfruitsG0536N-NSF θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T ἀρνίῳ·arniōLamb;G0721N-DSN 5 Ary tsy nisy lainga hita teo am-bavany, sady tsy manan-tsiny izy.
στόματιstomatimouthG4750N-DSN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM εὑρέθηheurethēwas foundG2147V-API-3S ψεῦδος,pseudosa lie,G5579N-NSN ἄμωμοίamōmoiblamelessG0299A-NPM εἰσινeisinthey areG1510V-PAI-3P ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP θρόνουthronouthroneG2362N-GSM θεοῦ.¶theouGod.G2316N-GSM-T Ny amin’ ny anjely telo izay nitory, sy ny fahasambaran’ izay maty ao amin’ ny Tompo, ary ny andro fijinjana
6 Ary hitako fa, indro, nisy anjely iray koa nanidina teo afovoan’ ny lanitra, nanana filazantsara mandrakizay hotorina amin’ izay monina ambonin’ ny tany sy amin’ ny firenena sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny olona rehetra,
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἄλλονallonanotherG0243A-ASM ἄγγελονangelonangelG0032GN-ASM πετόμενονpetomenonflyingG4072V-PNP-ASM μεσουρανήματιmesouranēmatimid-heavenG3321N-DSN ἔχονταechontahavingG2192V-PAP-ASM εὐαγγέλιονeuangelion[the] glad tidingsG2098N-ASN αἰώνιονaiōnioneverlastingG0166A-ASN εὐαγγελίσαιeuangelisaito evangeliseG2097V-AAN καθημένουςkathēmenousresidingG2521V-PNP-APM ἔθνοςethnosnationG1484N-ASN φυλὴνphulēntribeG5443N-ASF γλῶσσανglōssantongueG1100N-ASF 7 nanao tamin’ ny feo mahery hoe: Matahora an’ Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro1 fitsarany; ary miankohofa eo anoloan’ izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano.
λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM μεγάλῃ·megalēloud;G3173A-DSF φοβήθητεphobēthētedo fearG5399V-AOM-2P δότεdotedo giveG1325V-2AAM-2P δόξαν,doxanglory,G1391N-ASF ἦλθενēlthenhas comeG2064V-2AAI-3S κρίσεωςkriseōsjudgmentG2920N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM προσκυνήσατεproskunēsatedo worshipG4352V-AAM-2P αὐτὸνautonhim [who]G0846P-ASM ποιήσαντιpoiēsantihaving madeG4160GV-AAP-DSM οὐρανὸνouranonheavenG3772N-ASM θάλασσανthalassanseaG2281N-ASF πηγὰςpēgasspringsG4077N-APF ὑδάτων.¶hudatōnof waters.G5204N-GPN - Gr. ora.
8 Ary nisy iray koa, dia anjely faharoa, nanaraka ka nanao hoe: Rava! rava Babylona lehibe! izay nampisotro ny firenena rehetra ny divain’ ny fahatezerana noho ny fijangajangany.
ἄλλοςallosanotherG0243A-NSM ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM δεύτεροςdeuterosa secondG1208A-NSM ἠκολούθησενēkolouthēsenfollowedG0190V-AAI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ἔπεσενepesenFallenG4098V-2AAI-3S ἔπεσενepesenFallen isG4098V-2AAI-3S ΒαβυλὼνBabulōnBabylonG0897N-NSF-L μεγάληmegalēgreatG3173A-NSF θυμοῦthumouof wrathG2372N-GSM πορνείαςporneiasimmoralityG4202N-GSF αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF πεπότικενpepotikenshe has given to drinkG4222V-RAI-3S ἔθνη.¶ethnēGentiles.G1484N-APN 9 Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin’ ny feo mahery hoe: Raha misy miankohoka eo anoloan’ ny bibi-dia sy ny sariny ka mandray ny marika eo amin’ ny handriny na amin’ ny tànany,
ἄλλοςallosanotherG0243A-NSM ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM τρίτοςtritosa thirdG5154A-NSM ἠκολούθησενēkolouthēsenfollowedG0190V-AAI-3S αὐτοῖςautoisafter themG0846P-DPM λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM μεγάλῃ·megalēloud;G3173A-DSF προσκυνεῖproskuneiworshipsG4352V-PAI-3S θηρίονthērionbeastG2342N-ASN εἰκόναeikonaimageG1504N-ASF αὐτοῦautouof itG0846P-GSN λαμβάνειlambaneireceivesG2983V-PAI-3S χάραγμαcharagmaa markG5480N-ASN μετώπουmetōpouforeheadG3359N-GSN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM χεῖραcheirahandG5495N-ASF αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM 10 dia izy koa no hisotro ny divain’ ny fahatezeran’ Andriamanitra, izay naidina tao anatin’ ny kapoaky ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijalina amin’ ny afo sy solifara eo anatrehan’ ny anjely masìna sy eo anatrehan’ ny Zanak’ ondry iry;
αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM πίεταιpietaiwill drinkG4095V-FDI-3S θυμοῦthumouangerG2372N-GSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T κεκερασμένουkekerasmenoumixedG2767V-RPP-GSM ἀκράτουakratouundilutedG0194A-GSM ποτηρίῳpotēriōcupG4221N-DSN ὀργῆςorgēswrathG3709N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM βασανισθήσεταιbasanisthēsetaihe will be tormentedG0928GV-FPI-3S θείῳtheiōbrimstoneG2303N-DSN ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ἀγγέλωνangelōnangelsG0032GN-GPM ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ἀρνίου.arniouLamb.G0721N-GSN 11 ary ny setroky ny fijaliany dia miakatra mandrakizay mandrakizay; ary tsy manam-pitsaharana na andro na alina izay miankohoka eo anoloan’ ny bibi-dia sy ny sariny, na izay mandray ny mariky ny anarany.
καπνὸςkapnossmokeG2586N-NSM βασανισμοῦbasanismoutormentG0929N-GSM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM αἰώνωνaiōnōnof agesG0165HN-GPM ἀναβαίνει,anabaineigoes up,G0305V-PAI-3S ἔχουσινechousinhaveG2192V-PAI-3P ἀνάπαυσινanapausinrestG0372N-ASF ἡμέραςhēmerasby dayG2250N-GSF νυκτὸςnuktosnightG3571N-GSF προσκυνοῦντεςproskunountesworshipingG4352V-PAP-NPM θηρίονthērionbeastG2342N-ASN εἰκόναeikonaimageG1504N-ASF αὐτοῦautouof itG0846P-GSN λαμβάνειlambaneireceivesG2983V-PAI-3S χάραγμαcharagmamarkG5480N-ASN ὀνόματοςonomatosnameG3686N-GSN αὐτοῦ.¶autouof it.G0846P-GSN 12 Indro ny faharetan’ ny olona masìna, dia izay mitandrina ny didin’ Andriamanitra sy ny finoana an’ i Jesosy.
ὑπομονὴhupomonēenduranceG5281N-NSF ἐστίνestinisG1510V-PAI-3S τηροῦντεςtērounteskeepingG5083GV-PAP-NPM ἐντολὰςentolascommandmentsG1785N-APF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T Ἰησοῦ.¶Iēsouof Jesus.G2424GN-GSM-P 13 Ary nahare feo avy tany an-danitra aho nanao hoe: Soraty: Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin’ ny Tompo hatramin’ izao. Eny, hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin’ izay nisasarany izy; fa ny asany manaraka azy.
ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM λεγούσηςlegousēssayingG3004GV-PAP-GSF γράψον·grapsondo write;G1125V-AAM-2S μακάριοιmakarioiBlessed [are]G3107A-NPM νεκροὶnekroideadG3498A-NPM κυρίῳkuriōthe LordG2962GN-DSM-T ἀποθνῄσκοντεςapothnēskontesdyingG0599V-PAP-NPM πνεῦμα,pneumaSpirit,G4151GN-NSN ἀναπαήσονταιanapaēsontaithey will restG0373V-2FPI-3P κόπωνkopōnlaborsG2873N-GPM αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM ἔργαergathe worksG2041N-NPN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἀκολουθεῖakoloutheifollowG0190V-PAI-3S αὐτῶν.¶autōnthem.G0846P-GPM 14 Ary, indro, nahita rahona fotsy aho, ary nisy tahaka ny Zanak’ Olona1 nipetraka teo ambonin’ ny rahona, Izay nisatroka satro-boninahitra volamena sady nitana fijinjana maranitra teny an-tànany.
εἶδονeidonI lookedG1492HV-2AAI-1S νεφέληnephelēa cloudG3507N-NSF λευκή,leukēwhite,G3022A-NSF νεφέληνnephelēncloudG3507N-ASF καθήμενονkathēmenonis sitting [One]G2521V-PNP-ASM ὅμοιονhomoionlikeG3664A-ASM υἱὸνhuion[the] SonG5207N-ASM-T ἀνθρώπου,anthrōpouof Man,G0444N-GSM-T ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM κεφαλῆςkephalēsheadG2776N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM στέφανονstephanona crownG4735N-ASM χρυσοῦνchrusoungoldenG5552A-ASM χειρὶcheirihandG5495N-DSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM δρέπανονdrepanona sickleG1407N-ASN - Na: toa zanak’ olona.
15 Ary nisy anjely iray koa nivoaka avy tao amin’ ny tempoly, niantso tamin’ ny feo mahery ka nanao tamin’ ilay nipetraka teo ambonin’ ny rahona hoe: Arosoy ny fijinjanao, ka mijinjà, satria tonga ny andro1 fijinjana; fa masaka dia masaka ny vokatry ny tany.
ἄλλοςallosanotherG0243A-NSM ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM ἐξῆλθενexēlthencame outG1831V-2AAI-3S κράζωνkrazōncryingG2896V-PAP-NSM μεγάλῃmegalēloudG3173A-DSF τῷtōto the [One]G3588T-DSM καθημένῳkathēmenōsittingG2521V-PNP-DSM νεφέλης·nephelēscloud;G3507N-GSF πέμψονpempsondo put forthG3992V-AAM-2S δρέπανόνdrepanonsickleG1407N-ASN θέρισον,therisondo reap,G2325V-AAM-2S ἦλθενēlthenhas comeG2064V-2AAI-3S θερίσαι,therisaito reap,G2325V-AAN ἐξηράνθηexēranthēhas ripenedG3583V-API-3S θερισμὸςtherismosharvestG2326N-NSM - Gr. ora.
16 Dia naroson’ ilay nipetraka teo ambonin’ ny rahona tamin’ ny tany ny fijinjany, ka voajinja ny tany.
ἔβαλενebalenswungG0906GV-2AAI-3S καθήμενοςkathēmenossittingG2521V-PNP-NSM νεφέληςnephelēscloudG3507N-GSF δρέπανονdrepanonsickleG1407N-ASN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἐθερίσθηetheristhēwas harvestedG2325V-API-3S 17 Ary nisy anjely iray koa nivoaka avy tao amin’ ny tempoly tany an-danitra, ary izy koa nanana fijinjana maranitra.
ἄλλοςallosanotherG0243A-NSM ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM ἐξῆλθενexēlthencameG1831V-2AAI-3S οὐρανῷouranōheavenG3772N-DSM ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM δρέπανονdrepanona sickleG1407N-ASN 18 Ary nisy anjely iray koa nivoaka avy teo amin’ ny alitara, ary nanana fahefana tamin’ ny afo izy; ary izy niantso ilay nanana ny fijinjana maranitra tamin’ ny feo mahery hoe: Arosoy ny fijinjanao maranitra, ka angòny ny sampahom-boaloboka eo amin’ ny tany; fa masaka tsara ny voalobony.
ἄλλοςallosanotherG0243A-NSM ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM ἐξῆλθενexēlthencameG1831V-2AAI-3S θυσιαστηρίουthusiastērioualtarG2379N-GSN ἔχωνechōnis havingG2192V-PAP-NSM ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF ἐφώνησενephōnēsenhe calledG5455V-AAI-3S φωνῇphōnēain a voiceG5456GN-DSF μεγάλῃmegalēloudG3173A-DSF τῷtōto the [one]G3588T-DSM ἔχοντιechontihavingG2192V-PAP-DSM δρέπανονdrepanonsickleG1407N-ASN λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM πέμψονpempsondo put forthG3992V-AAM-2S δρέπανονdrepanonsickleG1407N-ASN τρύγησονtrugēsondo gatherG5166V-AAM-2S βότρυαςbotruasclustersG1009N-APM ἀμπέλουampelouvineG0288N-GSF ἤκμασανēkmasanfully ripenedG0187V-AAI-3P σταφυλαὶstaphulaigrapesG4718N-NPF αὐτῆς.autēsof it.G0846P-GSF 19 Ary naroson’ ilay anjely tamin’ ny tany ny fijinjany, dia nangoniny ny voaloboky ny tany ka nazerany tao amin’ ny famiazana lehibe, dia ny fahatezeran’ Andriamanitra.
ἔβαλενebalenput forthG0906GV-2AAI-3S ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM δρέπανονdrepanonsickleG1407N-ASN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐτρύγησενetrugēsengatheredG5166V-AAI-3S ἄμπελονampelonvineG0288N-ASF ἔβαλενebalencast [them]G0906GV-2AAI-3S ληνὸνlēnonwinepressG3025N-ASF θυμοῦthumouwrathG2372N-GSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μέγαν.megangreat.G3173A-ASM 20 Ary voahitsaka teny ivelan’ ny tanàna ny famiazana, ary avy tao amin’ ny famiazana dia nisy rà nahadifotra hatramin’ ny lamboridin-tsoavaly ka lasa hatramin’ ny enin-jato amby arivo stadio.
ἐπατήθηepatēthēwas troddenG3961V-API-3S ληνὸςlēnoswinepressG3025N-NSF ἔξωθενexōthenoutsideG1855PREP πόλεως,poleōscity,G4172N-GSF ἐξῆλθενexēlthenflowedG1831V-2AAI-3S ληνοῦlēnouwinepressG3025N-GSF ἄχριachrias high asG0891PREP χαλινῶνchalinōnbridlesG5469N-GPM ἵππωνippōnhorsesG2462N-GPM ἀπὸapoto the distance ofG0575PREP σταδίωνstadiōnstadiaG4712N-GPM χιλίωνchiliōnone thousandG5507A-GPM ἑξακοσίων.¶hexakosiōnsix hundred.G1812A-GPM