Chapter 20
Ny amin’ ny namatorana an’ i Satana, sy ny amin’ ny fitsanganana voalohany, ary ny arivo taona
1 Ary hitako fa, indro, nisy anjely nidina avy tany an-danitra, nanana ny fanalahidin’ ny lavaka tsy hita noanoa sy gadra lehibe eny an-tànany;
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἄγγελονangelonan angelG0032GN-ASM καταβαίνονταkatabainontadescendingG2597V-PAP-ASM οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM ἔχονταechontaholdingG2192V-PAP-ASM ἀβύσσουabussouAbyssG0012N-GSF ἅλυσινhalusina chainG0254N-ASF μεγάληνmegalēngreatG3173A-ASF χεῖραcheirahandG5495N-ASF αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 2 dia nisambotra ilay dragona izy (dia ilay menarana ela, ny devoly sy Satana izany) ka namatotra ary arivo taona,
ἐκράτησενekratēsenhe seizedG2902V-AAI-3S δράκοντα,drakontadragon,G1404N-ASM ὄφιςophisserpentG3789N-NSM ἀρχαῖος,archaiosancient,G0744A-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S διάβολοςdiabolos[the] devilG1228A-NSM-T Σατανᾶς.SatanasSatan;G4567N-NSM-T πλανῶνplanōnis deceivingG4105V-PAP-NSM οἰκουμένηνoikoumenēnworldG3625N-ASF ἔδησενedēsenboundG1210V-AAI-3S χίλιαchiliafor a thousandG5507A-APN 3 dia nanipy ary ho amin’ ny lavaka tsy hita noanoa ka nanidy izany, dia nanisy tombo-kase teo amboniny, mba tsy hamitahany ny firenena maro intsony mandra-pahatapitry ny arivo taona; ary rehefa afaka izany, dia tsy maintsy hovahana kelikely aloha izy.
ἔβαλενebalenhe castG0906GV-2AAI-3S ἄβυσσονabussonAbyssG0012N-ASF ἔκλεισενekleisenshutG2808V-AAI-3S ἐσφράγισενesphragisensealed [it]G4972V-AAI-3S αὐτοῦ,autouhim,G0846P-GSM πλανήσῃplanēsēhe may deceiveG4105V-AAS-3S ἔθνηethnēnationsG1484N-APN τελεσθῇtelesthēamay be completedG5055V-APS-3S χίλιαchiliathousandG5507A-NPN μετὰmetaAfter theseG3326PREP ταῦταtautathingsG3778D-APN δεῖdeiit is necessary forG1163V-PAI-3S λυθῆναιluthēnaito be releasedG3089V-APN μικρὸνmikronfor a littleG3398A-ASM χρόνον.¶chronontime.G5550N-ASM 4 Ary nahita seza fiandrianana maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, ary nomena fahefana hitsara izy; ary hitako koa ny fanahin’ izay notapahin-doha noho ny filazana an’ i Jesosy sy ny tenin’ Andriamanitra sy izay rehetra tsy niankohoka teo anoloan’ ny bibi-dia na teo anoloan’ ny sariny ary tsy nandray ny marika ho eo amin’ ny handriny na ho eo amin’ ny tànany; ary velona izy ka niara-nanjaka tamin’ i Kristy arivo taona.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S θρόνους,thronousthrones,G2362N-APM ἐκάθισανekathisanthey satG2523V-AAI-3P αὐτούς,autousthemG0846P-APM κρίμαkrimajudgmentG2917N-NSN ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S αὐτοῖς,autoisto them,G0846P-DPM πεπελεκισμένωνpepelekismenōnbeheadedG3990V-RPP-GPM διὰdiabecause ofG1223PREP μαρτυρίανmarturiantestimonyG3141N-ASF ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P διὰdiabecause ofG1223PREP θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T οἵτινεςoitinesthose whoG3748R-NPM προσεκύνησανprosekunēsandid worshipG4352V-AAI-3P θηρίονthērionbeastG2342N-ASN εἰκόναeikonaimageG1504N-ASF αὐτοῦautouof himG0846P-GSN ἔλαβονelabondid takeG2983V-2AAI-3P χάραγμαcharagmamarkG5480N-ASN μέτωπονmetōponforeheadG3359N-ASN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM χεῖραcheirahandG5495N-ASF αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM ἔζησανezēsanthey livedG2198V-AAI-3P ἐβασίλευσανebasileusanthey reignedG0936V-AAI-3P ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T χίλιαchiliathousandG5507A-APN 5 Fa ny sisa amin’ ny maty dia tsy mbola velona mandra-pahatapitry ny arivo taona. Izany no fitsanganana voalohany.
λοιποὶloipoirestG3062A-NPM νεκρῶνnekrōndeadG3498A-GPM ἔζησανezēsanlivedG2198V-AAI-3P τελεσθῇtelesthēamay have been completedG5055V-APS-3S χίλιαchiliathousandG5507A-NPN ΑὕτηHautēThis [is]G3778D-NSF ἀνάστασιςanastasisresurrectionG0386N-NSF 6 Sambatra sy masìna izay manana anjara amin’ ny fitsanganana voalohany; ireo tsy mba ananan’ ny fahafatesana faharoa fahefana, fa ho mpisoron’ Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka aminy arivo taona.
μακάριοςmakariosBlessedG3107A-NSM ἅγιοςhagiosholy [is]G0040GA-NSM ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM μέροςmerosa partG3313N-ASN ἀναστάσειanastaseiresurrectionG0386N-DSF τούτωνtoutōntheseG3778D-GPM δεύτεροςdeuterossecondG1208A-NSM θάνατοςthanatosdeathG2288N-NSM ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S ἐξουσίαν,exousianpower,G1849N-ASF ἔσονταιesontaithey will beG1510V-FDI-3P ἱερεῖςhi'ereispriestsG2409N-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T βασιλεύσουσινbasileusousinwill reignG0936V-FAI-3P χίλιαchiliaa thousandG5507A-APN 7 Ary rehefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana Satana ho afaka ao amin’ ny tranomaizina nitoerany
τελεσθῇtelesthēamay have been completedG5055V-APS-3S χίλιαchiliathousandG5507A-NPN λυθήσεταιluthēsetaiwill be releasedG3089V-FPI-3S σατανᾶςsatanasSatanG4567N-NSM-T φυλακῆςphulakēsprisonG5438GN-GSF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM 8 ka hivoaka hamitaka ny firenena eny amin’ ny vazan-tany efatra, dia Goga sy Magoga, mba hanangona ary ho any amin’ ny ady; tahaka ny fasiky ny ranomasina ny isany.
ἐξελεύσεταιexeleusetaiwill go outG1831V-FDI-3S πλανῆσαιplanēsaito deceiveG4105V-AAN ἔθνηethnēnationsG1484N-APN τέσσαρσινtessarsinfourG5064A-DPF γωνίαιςgōniaiscornersG1137N-DPF Μαγώγ,MagōgMagog,G3098N-ASM-L συναγαγεῖνsunagageinto gather togetherG4863V-2AAN αὐτοὺςautousthemG0846P-APM πόλεμον,polemonwar,G4171N-ASM ἀριθμὸςarithmosnumber [is]G0706N-NSM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM θαλάσσης.thalassēssea.G2281N-GSF 9 Ary niakatra namaky ny tany izy, dia nanodidina ny tobin’ ny olona masìna sy ny tanàna malala; ary nisy afo1 nidina avy tany an-danitra ka nandany azy.
ἀνέβησανanebēsanthey marched upG0305V-2AAI-3P πλάτοςplatosbreadthG4114N-ASN ἐκύκλευσανekukleusanencircledG6059V-AAI-3P παρεμβολὴνparembolēncampG3925N-ASF ἠγαπημένην.ēgapēmenēnbeloved.G0025V-RPP-ASF κατέβηkatebēcame downG2597V-2AAI-3S οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM κατέφαγενkatephagendevouredG2719V-2AAI-3S αὐτούς.autousthem.G0846P-APM - Na: (afo avy amin’ Andriamanitra)
10 Ary ny devoly izay namitaka azy dia natsipy tany amin’ ny farihy afo sy solifara, izay misy ilay bibi-dia sy ilay mpaminany sandoka koa, ary hampijalina andro amin’ alina mandrakizay mandrakizay ireo.
διάβολοςdiabolosdevilG1228A-NSM πλανῶνplanōnis deceivingG4105V-PAP-NSM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἐβλήθηeblēthēhe was castG0906GV-API-3S λίμνηνlimnēnlakeG3041N-ASF πυρὸςpurosof fireG4442N-GSN θείουtheiouof sulfurG2303N-GSN ὅπουhopouwhere [are]G3699PREP θηρίονthērionbeastG2342N-NSN ψευδοπροφήτης,pseudoprophētēsfalse prophet,G5578N-NSM βασανισθήσονταιbasanisthēsontaithey will be tormentedG0928GV-FPI-3P ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF νυκτὸςnuktosnightG3571N-GSF αἰώνων.¶aiōnōnages.G0165HN-GPM 11 Ary hitako fa, indro, nisy seza fiandrianana fotsy lehibe sy Ilay mipetraka eo amboniny; ny tany sy ny lanitra nandositra ny tavany, ka tsy nisy hitoerany intsony.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S θρόνονthronona throneG2362N-ASM μέγανmegangreatG3173A-ASM λευκὸνleukonwhiteG3022A-ASM τὸνtonthe [One]G3588T-ASM καθήμενονkathēmenonsittingG2521V-PNP-ASM προσώπουprosōpoufaceG4383N-GSN ἔφυγενephugenfledG5343V-2AAI-3S οὐρανός,ouranosheavenG3772N-NSM τόποςtoposplaceG5117N-NSM εὑρέθηheurethēwas foundG2147V-API-3S αὐτοῖς.autoisfor them.G0846P-DPM 12 Ary nahita ny maty aho, na ny lehibe na ny kely, nitsangana teo anoloan’ ny seza fiandrianana; ary novelarina ny boky; ary nisy boky iray koa novelarina, dia ny bokin’ ny fiainana izany; ary ny maty dia notsaraina araka izay zavatra voasoratra teo anatin’ ny boky, araka ny asany.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S νεκρούς,nekrousdead,G3498A-APM μεγάλουςmegalousgreatG3173A-APM μικρούς,mikroussmall,G3398A-APM ἑστῶταςhestōtasstandingG2476V-RAP-APM ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP θρόνου,thronouthrone,G2362N-GSM βιβλίαbibliabooksG0975N-NPN ἠνοίχθησαν.ēnoichthēsanwere opened.G0455V-2API-3P ἄλλοalloanotherG0243A-NSN βιβλίονbiblionbookG0975N-NSN ἠνοίχθηēnoichthēwas openedG0455V-2API-3S ἐστινestinisG1510V-PAI-3S τῆςtēsthe [one]G3588T-GSF ζωῆς.zōēsof life.G2222N-GSF ἐκρίθησανekrithēsanwere judgedG2919V-API-3P νεκροὶnekroideadG3498A-NPM τῶνtōnthe [things]G3588T-GPN γεγραμμένωνgegrammenōnwrittenG1125V-RPP-GPN βιβλίοιςbiblioisbooksG0975N-DPN κατὰkataaccording toG2596PREP αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 13 Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao anatiny; ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita1 namoaka ny maty tao aminy; dia samy notsaraina araka ny asany izy.
ἔδωκενedōkengave upG1325V-AAI-3S θάλασσαthalassaseaG2281N-NSF νεκροὺςnekrousdeadG3498A-APM τοὺςtouswho wereG3588T-APM αὐτῇ,autēaher,G0846P-DSF θάνατοςthanatosDeathG2288N-NSM ἔδωκανedōkangave upG1325V-AAI-3P νεκροὺςnekrousdeadG3498A-APM τοὺςtouswho wereG3588T-APM αὐτοῖς,autoisthem,G0846P-DPM ἐκρίθησανekrithēsanthey were judgedG2919V-API-3P ἕκαστοςhekastoseach [of them]G1538A-NSM κατὰkataaccording toG2596PREP αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM - Gr. Hadesy.
14 Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita1 dia natsipy tany amin’ ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo.
θάνατοςthanatosDeathG2288N-NSM ἐβλήθησανeblēthēsanwere castG0906GV-API-3P λίμνηνlimnēnlakeG3041N-ASF πυρός·purosof fire;G4442N-GSN οὗτοςhoutosThisG3778D-NSM θάνατοςthanatosdeathG2288N-NSM δεύτερόςdeuterossecondG1208A-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S πυρός.purosof fire.G4442N-GSN - Gr. Hadesy.
15 Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin’ ny bokin’ ny fiainana, dia natsipy tany amin’ ny farihy afo izy.
εὑρέθηheurethēwas foundG2147V-API-3S ζωῆςzōēsof lifeG2222N-GSF γεγραμμένος,gegrammenoswritten,G1125V-RPP-NSM ἐβλήθηeblēthēhe was castG0906GV-API-3S λίμνηνlimnēnlakeG3041N-ASF πυρός.¶purosof fire.G4442N-GSN