Chapter 19
Saotra ataon’ ny any an-danitra noho ny nitsarana an’ i Babylona
1 Rehefa afaka izany, dia nahare hoatra ny feon’ ny vahoaka betsaka tany an-danitra aho nanao hoe: Haleloia! Ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery dia an’ Andriamanitsika;
ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S ὡςhōs[something] likeG5613PRT μεγάληνmegalēnloudG3173A-ASF ὄχλουochlouof a multitudeG3793N-GSM πολλοῦpollougreatG4183A-GSM οὐρανῷouranōheavenG3772N-DSM λεγόντων·legontōncrying out:G3004GV-PAP-GPM ἁλληλουϊά·hallēlouiaHallelujah!G0239PRT σωτηρίαsōtēriasalvationG4991N-NSF δύναμιςdunamispowerG1411N-NSF κυρίῳkuriōto LordG2962GN-DSM-T ἡμῶν,hēmōnof us!G3165P-1GP 2 Fa marina sy mahitsy ny fitsarana ataony; Fa nitsara ilay vehivavy janga lehibe Izy ― Dia ilay nandoto ny tany tamin’ ny fijangajangany ― Ary namaly ary noho ny ran’ ny mpanompony izay nalatsaky ny tànany.
ἀληθιναὶalēthinaitrueG0228A-NPF δίκαιαιdikaiairighteous [are]G1342A-NPF κρίσειςkriseisjudgmentsG2920N-NPF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM ἔκρινενekrinenHe has judgedG2919V-AAI-3S πόρνηνpornēnprostituteG4204N-ASF μεγάληνmegalēngreatG3173A-ASF ἔφθειρενephtheirenwas corruptingG5351V-IAI-3S πορνείᾳporneiasexual immoralityG4202N-DSF αὐτῆς,autēsof her,G0846P-GSF ἐξεδίκησενexedikēsenHe has avengedG1556V-AAI-3S δούλωνdoulōnservantsG1401N-GPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM χειρὸςcheiroshandG5495N-GSF αὐτῆς.¶autēsof her.G0846P-GSF 3 Dia niteny fanindroany ireo hoe: Halelola! Ary ny setroky ny tanàna dia miakatra mandrakizay mandrakizay.
δεύτερονdeuterona second timeG1208A-ASN εἴρηκαν·eirēkanthey have said:G2046V-RAI-3P ἁλληλουϊά·hallēlouiaHallelujah!G0239PRT καπνὸςkapnossmokeG2586N-NSM αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF ἀναβαίνειanabaineigoes upG0305V-PAI-3S 4 Ary ny loholona1 elatra amby roa-polo sy ny zava-manan’ aina efatra dia niankohoka nivavaka tamin’ Andriamanitra. Izay mipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianana, ka nanao hoe: Amena; Haleloia!
ἔπεσανepesanfell downG4098V-2AAI-3P πρεσβύτεροιpresbuteroieldersG4245GN-NPM εἴκοσιeikositwentyG1501A-NUI τέσσαρεςtessaresfourG5064A-NPM τέσσαραtessarafourG5064A-NPN ζῷα,zōaliving creatures,G2226N-NPN προσεκύνησανprosekunēsanthey worshipedG4352V-AAI-3P καθημένῳkathēmenōis sittingG2521V-PNP-DSM θρόνῳthronōthroneG2362N-DSM λέγοντες·legontessaying:G3004GV-PAP-NPM ἁλληλουϊά.¶hallēlouiaHallelujah!G0239PRT - Gr. presbytera.
5 Ary nisy feo koa nivoaka avy teo amin’ ny seza fiandrianana ka nanao hoe: Miderà an’ Andriamanitsika ianareo mpanompony rehetra, dia ianareo izay matahotra Azy, na ny kely na ny lehibe.
θρόνουthronouthroneG2362N-GSM ἐξῆλθενexēlthencame forthG1831V-2AAI-3S λέγουσα·legousasaying:G3004GV-PAP-NSF αἰνεῖτεaineitedo praiseG0134V-PAM-2P πάντεςpantesallG3956A-VPM οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM δοῦλοιdouloiservantsG1401N-VPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM φοβούμενοιphoboumenoifearingG5399V-PNP-VPM αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM μικροὶmikroismallG3398A-VPM μεγάλοι.megaloigreat!G3173A-VPM 6 Dia nahare feo tahaka ny an’ ny vahoaka betsaka aho, sy tahaka ny firohondrohon’ ny rano be, ary tahaka ny fikotroky ny kotrokorana mafy, nanao hoe: Haleloila! Fa ny Tompo Andriamanitsika, dia ny Tsitoha, no Mpanjaka.
ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S ὡςhōs[something] likeG5613PRT φωνὴνphōnēn[the] voiceG5456GN-ASF ὄχλουochlouof a multitudeG3793N-GSM πολλοῦpollougreatG4183A-GSM φωνὴνphōnēn[the] soundG5456GN-ASF ὑδάτωνhudatōnof watersG5204N-GPN πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPN βροντῶνbrontōnof thundersG1027N-GPF ἰσχυρῶνischurōnmightyG2478A-GPF λεγόντων·legontōnsaying:G3004GV-PAP-GPM ἁλληλουϊά·hallēlouiaHallelujah!G0239PRT ἐβασίλευσενebasileusenhas reignedG0936V-AAI-3S κύριοςkurios[the] LordG2962GN-NSM-T παντοκράτωρ.pantokratōrAlmighty.G3841N-NSM-T 7 Aoka isika hifaly sy ho ravoravo ka hanome voninahitra Ary; fa tonga ny fampakaram-badin’ ny Zanak’ ondry. Ka efa niomana ny vadiny.
χαίρωμενchairōmenWe may rejoiceG5463V-PAS-1P ἀγαλλιῶμενagalliōmenwe may exultG0021V-PAS-1P δώσωμενdōsōmenwe may giveG1325V-AAS-1P δόξανdoxangloryG1391N-ASF αὐτῷ,autōto Him,G0846P-DSM ἦλθενēlthenhas comeG2064V-2AAI-3S γάμοςgamosmarriageG1062N-NSM ἀρνίου,arniouLamb,G0721N-GSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἡτοίμασενhētoimasenhas made readyG2090V-AAI-3S ἑαυτήν.he'autēnherself.G1438F-3ASF 8 Ary nasaina nitafy rongony fotsy madinika sady madio no mangatsakatsaka izy; fa izany rongony fotsy madinika izany dia ny asa marina ataon’ ny olona masìna.
ἐδόθηedothēit was givenG1325V-API-3S αὐτῇautēato herG0846P-DSF περιβάληταιperibalētaishe may be clothed inG4016V-2AMS-3S βύσσινονbussinonfine linenG1039A-ASN λαμπρὸνlampronbrightG2986A-ASN καθαρόν·katharonpure;G2513A-ASN βύσσινονbussinonthe fine linenG1039A-NSN δικαιώματαdikaiōmatarighteous actsG1345N-NPN ἐστίν.estinis.G1510V-PAI-3S 9 Ary hoy koa izy tamiko Soraty: Sambatra izay nantsoina ho amin’ ny fanasana fampakaram-badin’ ny Zanak’ ondry. Fa hoy izy tamiko: Ireo dia teny marin’ Andriamanitra.
λέγειlegeihe saysG3004GV-PAI-3S γράψον·grapsondo write;G1125V-AAM-2S μακάριοιmakarioiBlessed [are]G3107A-NPM δεῖπνονdeipnonsupperG1173N-ASN γάμουgamoumarriageG1062N-GSM ἀρνίουarniouLambG0721N-GSN κεκλημένοι.keklēmenoiinvited.G2564GV-RPP-NPM λέγειlegeihe saysG3004GV-PAI-3S οὗτοιhoutoiTheseG3778D-NPM λόγοιlogoiwordsG3056N-NPM ἀληθινοὶalēthinoitrueG0228A-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T εἰσιν.eisinare.G1510V-PAI-3P 10 Dia niankohoka teo amin’ ny tongony aho mba hivavaka aminy. Ary hoy izy tamiko: Tandremo, aza manao izao; fa mpanompo namanao ihany aho sady naman’ ireo rahalahinao izay mitana ny filazana an’ i Jesosy; Andriamanitra ihany no ivavaho; fa ny filazana an’ i Jesosy no fanahin’ ny faminaniana.
ἔπεσαepesaI fellG4098V-2AAI-1S ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP αὐτοῦautouof himG0846P-GSM προσκυνῆσαιproskunēsaito worshipG4352V-AAN λέγειlegeihe saysG3004GV-PAI-3S ὅραhorado see [that] youG3708V-PAM-2S σύνδουλόςsundoulosA fellow servantG4889N-NSM εἰμιeimiI amG1510V-PAI-1S ἀδελφῶνadelphōnbrothersG0080N-GPM ἐχόντωνechontōnareG2192V-PAP-GPM ἐχόντωνechontōnholdingG2192V-PAP-GPM μαρτυρίανmarturiantestimonyG3141N-ASF Ἰησοῦ·Iēsouof Jesus;G2424GN-GSM-P προσκύνησον.proskunēsondo worship.G4352V-AAM-2S μαρτυρίαmarturiatestimonyG3141N-NSF ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P ἐστινestinisG1510V-PAI-3S προφητείας.¶prophēteiasof prophecy.G4394N-GSF Ny amin’ ilay nitaingina soavaly fotsy sy ny miaramilany, izay naharesy ny bibi-dia sy ny mpaminany sandoka
11 Ary nahita ny lanitra voasokatra aho, ka, indro, nisy soavaly fotsy; ary Izay nitaingina azy dia atao hoe Mahatoky sy Marina, ary amin’ ny fahamarinana no itsarany sy iadiany.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S οὐρανὸνouranonheavenG3772N-ASM ἠνεῳγμένονēneōgmenonopenedG0455V-RPP-ASM ἵπποςipposa horseG2462N-NSM λευκόςleukoswhiteG3022A-NSM καθήμενοςkathēmenossittingG2521V-PNP-NSM καλούμενοςkaloumenosbeing calledG2564GV-PPP-NSM πιστὸςpistosFaithfulG4103A-NSM ἀληθινός,alēthinosTrue,G0228A-NSM δικαιοσύνῃdikaiosunērighteousnessG1343N-DSF κρίνειkrineiHe judgesG2919V-PAI-3S πολεμεῖ·polemeimakes war;G4170V-PAI-3S 12 Ary ny masony dia lelafo, ary tamin’ ny lohany nisy diadema maro; ary Izy manana anarana voasoratra, izay tsy misy mahalala akory afa-tsy ny tenany ihany.
ὀφθαλμοὶophthalmoithe eyesG3788N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM φλὸξphloxa flameG5395N-NSF πυρὸςpurosof fireG4442N-GSN κεφαλὴνkephalēnheadG2776N-ASF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM διαδήματαdiadēmataroyal crownsG1238N-NPN ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ὀνόματαonomatanamesG3686N-APN γεγραμμέναgegrammenawrittenG1125V-RPP-APN ὄνομαonomaa nameG3686N-ASN γεγραμμένονgegrammenonwrittenG1125V-RPP-ASN οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM οἶδενoidenknowsG6063V-RAI-3S αὐτὸςautosHe HimselfG0846P-NSM 13 Ary miakanjo akanjo voafafy rà1 Izy; ary ny anarany atso hoe Ny Tenin’ Andriamanitra.
περιβεβλημένοςperibeblēmenoshaving clothed themselves withG4016V-RMP-NSM ἱμάτιονhimationa garmentG2440N-ASN βεβαμμένονbebammenondippedG0911V-RPP-ASN αἵματι,aimatiin blood,G0129GN-DSN κέκληταιkeklētaihas been calledG2564GV-RPI-3S αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T - Na: voatsoboka tamy ny ra.
14 Ary ny antokon’ ny miaramila any an-danitra dia nanaraka Ary, samy nitaingina soavaly fotsy sy niakanjo rongony madinika sady fotsy no madio.
στρατεύματαstrateumataarmiesG4753N-NPN οὐρανῷouranōheavenG3772N-DSM ἠκολούθειēkoloutheiwere followingG0190V-IAI-3S αὐτῷautōafter HimG0846P-DSM ἵπποιςippoishorsesG2462N-DPM λευκοῖςleukoiswhiteG3022A-DPM ἐνδεδυμένοιendedumenoihaving clothed themselves inG1746V-RMP-NPM βύσσινονbussinonfine linenG1039A-ASN λευκὸνleukonwhiteG3022A-ASN καθαρόν.katharonpure.G2513A-ASN 15 Ary misy sabatra maranitra mivoaka avy amin’ ny vavany mba hamelenany ny firenena; ary Izy hanapaka azy amin’ ny tehim-by; ary Izy no manitsaka ny famiazana ny divain’ ny firehetan’ ny fahatezeran’ Andriamanitra Tsitoha.
στόματοςstomatosmouthG4750N-GSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἐκπορεύεταιekporeuetaigoes forthG1607V-PNI-3S ῥομφαίαrhomphaiaa swordG4501N-NSF δίστομοςdistomostwo-edgedG1366A-NSF ὀξεῖα,oxeiasharp,G3691A-NSF πατάξῃpataxēHe may strike downG3960V-AAS-3S ἔθνη.ethnēnations.G1484N-APN αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM ποιμανεῖpoimaneiwill shepherdG4165V-FAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ῥάβδῳrhabdōa rodG4464N-DSF σιδηρᾷsidēraof ironG4603A-DSF αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM πατεῖpateitreadsG3961V-PAI-3S ληνὸνlēnonpressG3025N-ASF θυμοῦthumoufuryG2372N-GSM ὀργῆςorgēswrathG3709N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T παντοκράτορος.pantokratorosAlmighty.G3841N-GSM-T 16 Ary manana anarana voasoratra amin’ ny lambany sy ny feny Izy nanao hoe: MPANJAKAN’ NY MPANJAKA SY TOMPON’ NY TOMPO.
ἔχειecheiHe hasG2192V-PAI-3S ἱμάτιονhimationrobeG2440N-ASN μηρὸνmēronthighG3382N-ASM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ὄνομαonomaa nameG3686N-ASN γεγραμμένον·gegrammenonwritten:G1125V-RPP-ASN βασιλεὺςbasileusKingG0935N-NSM-T βασιλέωνbasileōnof kingsG0935N-GPM κυρίων.¶kuriōnof Lords.G2962HN-GPM 17 Ary hitako fa, indro, nisy anjely anankiray koa nitsangana teo amin’ ny masoandro, ary niantso tamin’ ny feo mahery izy ka nanao tamin’ ny voro-manidina rehetra teo afovoan’ ny habakabaka hoe: Avia, ka miangòna ho amin’ ny fanasana lehiben’ Andriamanitra,
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἄγγελονangelonangelG0032GN-ASM ἑστῶταhestōtastandingG2476V-RAP-ASM ἔκραξενekraxenhe cried outG2896V-AAI-3S μεγάλῃmegalēloudG3173A-DSF λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM πᾶσινpasinto allG3956A-DPN ὀρνέοιςorneoisbirdsG3732N-DPN πετομένοιςpetomenoisare flyingG4072V-PNP-DPN μεσουρανήματι·mesouranēmatimid-heaven;G3321N-DSN συνάχθητεsunachthētedo be gatheredG4863V-APM-2P δεῖπνονdeipnonsupperG1173N-ASN θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T 18 mba hihinananareo ny nofon’ ny mpanjaka sy ny nofon’ ny mpifehy arivo sy ny nofon’ ny mahery sy ny nofon’ ny soavaly mbamin’ izay mitaingina azy ary ny nofon’ ny olona rehetra, na andevo na tsy andevo, na kely na lehibe.
φάγητεphagēteyou may eatG5315V-AAS-2P σάρκαςsarkas[the] fleshG4561N-APF βασιλέωνbasileōnof kingsG0935N-GPM σάρκαςsarkas[the] fleshG4561N-APF χιλιάρχωνchiliarchōnof commandersG5506N-GPM σάρκαςsarkas[the] fleshG4561N-APF ἰσχυρῶνischurōnof mighty [men]G2478A-GPM σάρκαςsarkas[the] fleshG4561N-APF ἵππωνippōnof horsesG2462N-GPM καθημένωνkathēmenōnsittingG2521V-PNP-GPM σάρκαςsarkas[the] fleshG4561N-APF πάντων,pantōnof all,G3956A-GPM ἐλευθέρωνeleutherōnfreeG1658A-GPM δούλωνdoulōnslavesG1401N-GPM μικρῶνmikrōnsmallG3398A-GPM μεγάλων.¶megalōngreat.G3173A-GPM 19 Ary hitako ilay bibi-dia sy ny mpanjakan’ ny tany mbamin’ ny miaramilany tafangona mba hiady amin’ ilay mitaingina ny soavaly sy amin’ ny miaramilany.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S θηρίονthērionbeastG2342N-ASN βασιλεῖςbasileiskingsG0935N-APM στρατεύματαstrateumataarmiesG4753N-APN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM συνηγμέναsunēgmenagathered togetherG4863V-RPP-APN ποιῆσαιpoiēsaito makeG4160GV-AAN πόλεμονpolemonwarG4171N-ASM τοῦtouthe [One]G3588T-GSM καθημένουkathēmenousittingG2521V-PNP-GSM ἵππουippouhorseG2462N-GSM στρατεύματοςstrateumatosarmyG4753N-GSN αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 20 Ary nosamborina ilay bibi-dia mbamin’ ny mpaminany sandoka, dia ilay nanao ny famantarana teo anatrehany, izay nentiny namitaka ny efa nandray ny mariky ny bibi-dia sady miankohoka eo anoloan’ ny sariny; ary dia natsipy velona ho any amin’ ny farihy afo mirehitra solifara izy roroa.
ἐπιάσθηepiasthēwas capturedG4084V-API-3S θηρίον,thērionbeast,G2342N-NSN ψευδοπροφήτηςpseudoprophētēsfalse prophetG5578N-NSM ποιήσαςpoiēsashaving doneG4160GV-AAP-NSM σημεῖαsēmeiasignsG4592N-APN ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP αὐτοῦ,autouhim,G0846P-GSN ἐπλάνησενeplanēsenhe deceivedG4105V-AAI-3S λαβόνταςlabontashaving receivedG2983V-2AAP-APM χάραγμαcharagmamarkG5480N-ASN θηρίουthērioubeastG2342N-GSN προσκυνοῦνταςproskunountasworshipingG4352V-PAP-APM εἰκόνιeikoniimageG1504N-DSF αὐτοῦ.autouof it.G0846P-GSN ζῶντεςzōnteslivingG2198V-PAP-NPM ἐβλήθησανeblēthēsanwere castG0906GV-API-3P λίμνηνlimnēnlakeG3041N-ASF πυρὸςpurosof fireG4442N-GSN καιομένηςkaiomenēsis burningG2545V-PPP-GSF θείῳ.theiōbrimstone.G2303N-DSN 21 Ary ny olona sisa dia matin’ ny sabatra mivoaka avy amin’ ny vavan’ ilay mitaingina ny soavaly; ary ny vorona rehetra dia voky ny nofony.
λοιποὶloipoirestG3062A-NPM ἀπεκτάνθησανapektanthēsanwere killedG0615V-API-3P ῥομφαίᾳrhomphaiaswordG4501N-DSF τοῦtouof the [One]G3588T-GSM καθημένουkathēmenousittingG2521V-PNP-GSM ἵππουippouhorseG2462N-GSM ἐξελθούσῃexelthousēhaving gone outG1831V-2AAP-DSF στόματοςstomatosmouthG4750N-GSN αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM ὄρνεαorneabirdsG3732N-NPN ἐχορτάσθησανechortasthēsanwere filledG5526V-API-3P σαρκῶνsarkōnfleshG4561N-GPF αὐτῶν.¶autōnof them.G0846P-GPM