Chapter 1
Fitarihan-teny
1 Ny Fanambaran’ i Jesosy Kristy, izay nomen’ Andriamanitra Azy, mba hasehony amin’ ny mpanompony izay zavatra tsy maintsy ho tonga faingana; ary naniraka ny anjeliny Izy hanambara amin’ i Jaona mpanompony,
ἈποκάλυψιςApokalupsis[The] revelationG0602N-NSF ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἔδωκενedōkengaveG1325V-AAI-3S δεῖξαιdeixaito showG1166V-AAN δούλοιςdouloisbond-servantsG1401N-DPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S γενέσθαιgenesthaito take placeG1096V-2ADN τάχειtacheispeedG5034N-DSN ἐσήμανενesēmanenHe signified [it]G4591V-AAI-3S ἀποστείλαςaposteilashaving sentG0649V-AAP-NSM ἀγγέλουangelouangelG0032GN-GSM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM δούλῳdoulōservantG1401N-DSM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM Ἰωάννῃ,IōannēJohn,G2491HN-DSM-P 2 Izay nanambara ny tenin’ Andriamanitra sy ny filazana an’ i Jesosy Kristy, dia ny zavatra rehetra izay efa hitany.
ἐμαρτύρησενemarturēsentestifiedG3140V-AAI-3S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μαρτυρίανmarturiantestimonyG3141N-ASF ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ὅσαhosaas much asG3745K-APN εἶδεν.eidenhe saw.G1492HV-2AAI-3S 3 Sambatra izay manaiky sy ny mihaino ny tenin’ ity faminaniana ity ka mitandrina izay voasoratra ato anatiny; fa antomotra ny andro.
μακάριοςmakariosblessed [is]G3107A-NSM ἀναγινώσκωνanaginōskōnreadingG0314V-PAP-NSM ἀκούοντεςakouonteshearingG0191V-PAP-NPM λόγουςlogouswordsG3056N-APM προφητείαςprophēteiasprophecyG4394N-GSF τηροῦντεςtērounteskeepingG5083GV-PAP-NPM τὰtathe [things]G3588T-APN γεγραμμένα·gegrammenawritten;G1125V-RPP-APN καιρὸςkairosthe time [is]G2540N-NSM ἐγγύς.¶engusnear.G1451PREP 4 Jaona mamangy ny fiangonana1 fito any Asia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy; ary avy amin’ ny Fanahy fito izay eo anoloan’ ny seza fiandrianany;
ἸωάννηςIōannēsJohnG2491HN-NSM-P ἐκκλησίαιςekklēsiaischurchesG1577N-DPF Ἀσίᾳ·AsiaAsia:G0773N-DSF-L χάριςcharisGraceG5485N-NSF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF ἐρχόμενοςerchomenosis comingG2064V-PNP-NSM πνευμάτωνpneumatōnSpiritsG4151GN-GPN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP θρόνουthronouthroneG2362N-GSM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM - Gr. eklesia.
5 ary avy amin’ i Jesosy Kristy, Vavolombelona marina sy Lahimatoa amin’ ny maty ary Lehiben’ ny mpanjaka amin’ ny tany. Ho an’ izay tia antsika ka namaha1 antsika ho afaka amin’ ny fahotantsika tamin’ ny ràny,
Χριστοῦ,ChristouChrist,G5547N-GSM-T μάρτυςmartuswitnessG3144N-NSM πιστός,pistosfaithful,G4103A-NSM πρωτότοκοςprōtotokosfirstbornG4416A-NSM νεκρῶνnekrōndeadG3498A-GPM ἄρχωνarchōnrulerG0758N-NSM βασιλέωνbasileōnkingsG0935N-GPM τῷtōTo the [One]G3588T-DSM ἀγαπῶντιagapōntilovingG0025V-PAP-DSM λύσαντιlusantihaving releasedG3089V-AAP-DSM ἁμαρτιῶνhamartiōnsinsG0266N-GPF αὐτοῦautouof Him —G0846P-GSM - Gr. nanasa.
6 sady efa nanao antsika ho fanjakana, dia mpisorona ho an’ Andriamanitra Ray,― ho Azy anie ny voninahitra sy ny fanjakana mandrakizay mandrakizay. Amena.
ἐποίησενepoiēsenHe has madeG4160GV-AAI-3S βασιλείαν,basileiana kingdom,G0932N-ASF ἱερεῖςhi'ereispriestsG2409N-APM πατρὶpatriFatherG3962N-DSM-T αὐτοῦ,autouof Him —G0846P-GSM αὐτῷautōto Him [be]G0846P-DSM κράτοςkratosdominionG2904N-NSN ἀμήν.¶amēnAmen.G0281INJ-HEB 7 Indro Izy avy amin’ ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin’ ny tany. Eny, Amena.
ἔρχεταιerchetaiHe is comingG2064V-PNI-3S νεφελῶν,nephelōnclouds,G3507N-GPF ὄψεταιopsetaiwill beholdG3700GV-FDI-3S ὀφθαλμὸςophthalmoseyeG3788N-NSM οἵτινεςoitinesthose whoG3748R-NPM ἐξεκέντησαν·exekentēsanpierced;G1574V-AAI-3P κόψονταιkopsontaiwill wailG2875V-FDI-3P ἐπ᾽ep᾽because ofG1909PREP φυλαὶphulaitribesG5443N-NPF ἀμήν.¶amēnAmen!G0281INJ-HEB 8 Izaho no Alfa sy Omega, hoy ny Tompo Andriamanitra, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, dia ny Tsitoha.
ἀρχὴarchēbeginningG0746N-NSF θεός,theosGod,G2316N-NSM-T ὢνōnis beingG1510V-PAP-NSM ἐρχόμενος,erchomenosis coming,G2064V-PNP-NSM παντοκράτωρ.¶pantokratōrAlmighty.G3841N-NSM-T Ny fisehoan’ ny voninahitr’ i Kristy
9 Izaho Jaona, rahalahinareo sy namanareo amin’ ny fahoriana ary amin’ ny fanjakana sy ny faharetana ao amin’ i Jesosy, dia tao amin’ ny nosy atao hoe Patmo noho ny tenin’ Andriamanitra sy ny filazana an’ i Jesosy.
Ἰωάννης,IōannēsJohn,G2491HN-NSM-P ἀδελφὸςadelphosbrotherG0080N-NSM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP συγκοινωνὸςsugkoinōnosfellow-partakerG4791N-NSM θλίψειthlipseitribulationG2347N-DSF βασιλείᾳbasileiakingdomG0932N-DSF ὑπομονῇhupomonēain enduranceG5281N-DSF Χριστῷ,ChristōChristG5547N-DSM-T ἐγενόμηνegenomēnwasG1096V-2ADI-1S καλουμένῃkaloumenēis being calledG2564GV-PPP-DSF ΠάτμῳPatmōPatmosG3963N-DSF-L διὰdiaon account ofG1223PREP θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μαρτυρίανmarturiantestimonyG3141N-ASF ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P Χριστοῦ.ChristouChrist.G5547N-GSM-T 10 Voatsindrin’ ny Fanahy tamin’ ny Andron’ ny Tompo aho ka nahare feo mahery teo ivohoko, toy ny feon’ ny trompetra,
ἐγενόμηνegenomēnI wasG1096V-2ADI-1S πνεύματιpneumati[the] SpiritG4151GN-DSN κυριακῇkuriakēaLord’sG2960A-DSF ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S ὀπίσωopisōbehindG3694PREP μεγάληνmegalēnloudG3173A-ASF σάλπιγγοςsalpingosof a trumpetG4536N-GSF 11 nanao hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin’ ny boky, ka ampitondray ho any amin’ ny fiangonana1 fito, dia ho any Efesosy sy Smyrna sy Pergamosy sy Tyatira sy Sardisy sy Filadelfia ary Laodikia.
λεγούσηςlegousēssayingG3004GV-PAP-GSF πρῶτοςprōtosfirstG4413GA-NSM-S ἔσχατος·eschatoslast;G2078A-NSM-S βλέπειςblepeisyou seeG0991V-PAI-2S γράψονgrapsondo writeG1125V-AAM-2S βιβλίονbibliona bookG0975N-ASN πέμψονpempsondo sendG3992V-AAM-2S ἐκκλησίαιςekklēsiaischurchesG1577N-DPF Ἀσίᾳ·AsiaAsia:G0773N-DSF-L ἜφεσονEphesonEphesusG2181N-ASF-L ΣμύρνανSmurnanSmyrnaG4667N-ASF-L ΠέργαμονPergamonPergamumG4010N-ASF-L ΘυάτειραThuateiraThyatiraG2363N-APN-L ΣάρδειςSardeisSardisG4554N-APF-L ΦιλαδέλφειανPhiladelpheianPhiladelphiaG5359N-ASF-L Λαοδίκειαν.¶LaodikeianLaodicea.G2993N-ASF-L - Gr. eklesia.
12 Dia nitodika aho nizaha ilay feo niteny tamiko. Koa rehefa nitodika aho, dia nahita fanaovan-jiro volamena fito;
ἐπέστρεψαepestrepsaI turnedG1994V-2AAI-1S βλέπεινblepeinto seeG0991V-PAN ἐλάλειelaleiwas speakingG2980V-IAI-3S ἐπιστρέψαςepistrepsashaving turnedG1994V-AAP-NSM εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S λυχνίαςluchniaslampstandsG3087N-APF χρυσᾶςchrusasgoldenG5552A-APF 13 ary teo afovoan’ ny fanaovan-jiro dia nisy Anankiray tahaka ny Zanak’ olona1 niakanjo akanjo lava hatrany an-tongony sady nisikina fisikinam-bolamena teo amin’ ny tratrany.
μέσῳmesō[the] midstG3319A-DSN λυχνιῶνluchniōnlampstandsG3087N-GPF ὅμοιονhomoion[One] likeG3664A-ASM υἱὸνhuion[the] SonG5207N-ASM-T ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T ἐνδεδυμένονendedumenonhaving clothed himselfG1746V-RMP-ASM ποδήρηpodērēto the feetG4158A-ASM περιεζωσμένονperiezōsmenonhaving girded himself aboutG4024V-RMP-ASM μαστοῖςmastoisbreastsG3149N-DPM ζώνηνzōnēnwith a sashG2223N-ASF χρυσᾶν.chrusangolden.G5552A-ASF - Na: toa zanak’ olona.
14 Ary ny lohany sy ny volony dia fotsy tahaka ny volon’ ondry fotsy, dia tahaka ny oram-panala, ary ny masony tahaka ny lelafo;
κεφαλὴkephalēthe headG2776N-NSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM τρίχεςtricheshairsG2359N-NPF λευκαὶleukai[are] whiteG3022A-NPF λευκὸνleukonwhiteG3022A-NSN ὀφθαλμοὶophthalmoieyesG3788N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM φλὸξphloxa flameG5395N-NSF πυρὸςpurosof fireG4442N-GSN 15 ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano, hoatra ilay voadio teo amin’ ny fandrendrehana iny; ary ny feony toy ny firohondrohon’ ny rano be.
αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ὅμοιοιhomoioi[are] likeG3664A-NPM χαλκολιβάνῳchalkolibanōas fine bronzeG5474N-DSN καμίνῳkaminōa furnaceG2575N-DSF πεπυρωμένηςpepurōmenēsrefinedG4448V-RPP-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM φωνὴphōnē[the] voiceG5456GN-NSF ὑδάτωνhudatōnof watersG5204N-GPN πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPN 16 Ary nitana kintana fito teny an-tànany ankavanana Izy; ary nisy sabatra maranitra roa lela nivoaka avy teo am-bavany; ary ny tarehiny dia tahaka ny masoandro mamirapiratra amin’ ny heriny.
ἔχωνechōnHe is holdingG2192V-PAP-NSM δεξιᾷdexiarightG1188A-DSF χειρὶcheirihandG5495N-DSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἀστέραςasterasstarsG0792N-APM στόματοςstomatosmouthG4750N-GSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ῥομφαίαrhomphaiaa swordG4501N-NSF δίστομοςdistomostwo-edgedG1366A-NSF ὀξεῖαoxeiasharpG3691A-NSF ἐκπορευομένηekporeuomenēis going forthG1607V-PNP-NSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM φαίνειphaineishiningG5316V-PAI-3S δυνάμειdunameifull strengthG1411N-DSF αὐτοῦ.¶autouof it.G0846P-GSM 17 Ary raha nahita Azy aho, dia lavo niankohoka tahaka ny maty teo anoloan’ ny tongony. Fa Izy nanendry ahy tamin’ ny tànany ankavanana ka nanao hoe: Aza matahotra; Izaho no Voalohany sy Farany,
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM ἔπεσαepesaI fellG4098V-2AAI-1S αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM νεκρός,nekrosdead,G3498A-NSM ἔθηκενethēkenHe placedG5087V-AAI-3S δεξιὰνdexianrightG1188A-ASF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM χεῖραcheirahandG5495N-ASF ἐμὲememe myselfG1473P-1AS λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM φοβοῦ.phoboudo fear.G5399V-PNM-2S ἔσχατοςeschatosLastG2078A-NSM 18 dia Ilay velona; efa maty Aho, nefa, indro, velona mandrakizay mandrakizay sady manana ny fanalahidin’ ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita1.
ζῶν,zōnLiving [One],G2198V-PAP-NSM ἐγενόμηνegenomēnI wasG1096V-2ADI-1S νεκρὸςnekrosdeadG3498A-NSM ζῶνzōnlivingG2198V-PAP-NSM εἰμιeimiI amG1510V-PAI-1S ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S θανάτουthanatouof DeathG2288N-GSM ᾅδου.hadouof Hades.G0086N-GSM-L - Gr. Hadesy.
19 Koa soraty izay zavatra efa hitanao, na izay zavatra ankehitriny, na izay zavatra mbola ho avy rahatrizay,
γράψονgrapsondo writeG1125V-AAM-2S ἃha[the things] thatG3739R-APN εἶδεςeidesyou have seenG1492HV-2AAI-2S ἃha[the things] thatG3739R-NPN εἰσὶνeisinareG1510V-PAI-3P ἃha[the things] thatG3739R-NPN μέλλειmelleiare aboutG3195V-PAI-3S γενέσθαιgenesthaito beG1096V-2ADN ταῦτα,tautathese,G3778D-APN 20 dia ny zava-miafina ny amin’ ny kintana fito izay efa hitanao teny an-tanako ankavanana sy ny fanaovan-jiro volamena fito. Ny kintana fito dia ny anjelin’ ny fiangonana1 fito: ary ny fanaovan-jiro fito dia fiangonana2 fito.
μυστήριονmustērionmysteryG3466N-NSN ἀστέρωνasterōnstarsG0792N-GPM εἶδεςeidesyou sawG1492HV-2AAI-2S δεξιᾶςdexiasright handG1188A-GSF λυχνίαςluchniaslampstandsG3087N-APF χρυσᾶς·chrusasgolden:G5552A-APF ἀστέρεςasteresstarsG0792N-NPM ἄγγελοιangeloi[the] angelsG0032GN-NPM ἐκκλησιῶνekklēsiōnchurchesG1577N-GPF εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P λυχνίαιluchniailampstandsG3087N-NPF εἶδεςeidesyou sawG1492HV-2AAI-2S ἑπτὰhepta[the] sevenG2033A-NUI ἐκκλησίαιekklēsiaichurchesG1577N-NPF εἰσίν.¶eisinare.G1510V-PAI-3P - Gr. eklesia.
- Gr. eklesia.