Chapter 17
Ny amin’ ilay vehivavy janga (dia Babylona), izay nitaingina ny bibi-dia nivolon-jaky
1 Ary tonga ny anjely anankiray tamin’ izy fito izay nanana ny lovia fito, dia niteny tamiko nanao hoe: Avia atỳ; dia hasehoko anao ny fitsarana ilay vehivavy janga lehibe, izay mipetraka eny ambonin’ ny rano maro,
ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S ἀγγέλωνangelōnangelsG0032GN-GPM ἐχόντωνechontōnhavingG2192V-PAP-GPM φιάλαςphialasbowlsG5357N-APF ἐλάλησενelalēsenspokeG2980V-AAI-3S λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM δεῦρο,deuroCome here,G1204INJ δείξωdeixōI will showG1166V-FAI-1S κρίμαkrimapunishmentG2917N-ASN πόρνηςpornēsprostituteG4204N-GSF μεγάληςmegalēsgreatG3173A-GSF καθημένηςkathēmenēsis sittingG2521V-PNP-GSF ὑδάτωνhudatōnwatersG5204N-GPN πολλῶν,pollōnmany,G4183A-GPN 2 dia ilay nijangajangan’ ny mpanjakan’ ny tany, sady natao leon’ ny divain’ ny fijangajangany ny mponina tamin’ ny tany.
ἐπόρνευσανeporneusancommitted sexual immoralityG4203V-AAI-3P βασιλεῖςbasileiskingsG0935N-NPM ἐμεθύσθησανemethusthēsanwere made drunkG3182V-API-3P οἱhoithose thatG3588T-NPM κατοικοῦντεςkatoikountesdwellingG2730V-PAP-NPM πορνείαςporneiassexual immoralityG4202N-GSF αὐτῆς.¶autēsof her.G0846P-GSF 3 Dia nentiny tamin’ ny Fanahy ho any an’ efitra aho ary nahita vehivavy nitaingina bibi-dia mivolon-jaky, feno anarana fitenenan-dratsy sady nanan-doha fito sy tandroka folo.
ἀπήνεγκένapēnegkenhe carried awayG0667V-AAI-3S ἔρημονerēmona wildernessG2048A-ASF πνεύματι.pneumati[the] Spirit.G4151GN-DSN εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S γυναῖκαgunaikaa womanG1135GN-ASF καθημένηνkathēmenēnsittingG2521V-PNP-ASF θηρίονthēriona beastG2342N-ASN κόκκινονkokkinonscarletG2847A-ASN γέμονταgemontabeing fullG1073V-PAP-APN ὀνόματαonomatanamesG3686N-APN βλασφημίας,blasphēmiasof blasphemy,G0988N-GSF ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM κεφαλὰςkephalasheadsG2776N-APF κέραταkeratahornsG2768N-APN 4 Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary perila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijangajangany;
περιβεβλημένηperibeblēmenēclothed inG4016V-REP-NSF πορφυροῦνporphurounpurpleG4210A-ASN κόκκινονkokkinonscarletG2847A-ASN κεχρυσωμένηkechrusōmenēadornedG5558V-RPP-NSF χρυσίῳchrusiōwith goldG5553N-DSN λίθῳlithōwith stoneG3037N-DSM τιμίῳtimiōpreciousG5093A-DSM μαργαρίταις,margaritaiswith pearls,G3135N-DPM ἔχουσαechousaholdingG2192V-PAP-NSF ποτήριονpotēriona cupG4221N-ASN χρυσοῦνchrusoungoldenG5552A-ASN χειρὶcheirihandG5495N-DSF αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF γέμονgemonbeing fullG1073V-PAP-ASN βδελυγμάτωνbdelugmatōnof abominationsG0946N-GPN ἀκάθαρταakathartaunclean [things]G0169A-APN πορνείαςporneiassexual immoralityG4202N-GSF αὐτῆς.autēsof her.G0846P-GSF 5 ary nisy anarana voasoratra teo amin’ ny handriny nanao hoe: ZAVA-MIAFINA, BABYLONA LEHIBE, RENIN’ NY MPIJANGAJANGA SY NY ZAVA-BETAVETA, AMIN’ NY TANY.
μέτωπονmetōponforeheadG3359N-ASN αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF ὄνομαonomaa nameG3686N-NSN γεγραμμένον,gegrammenonwritten,G1125V-RPP-NSN μυστήριον,mustēriona mystery:G3466N-NSN ΒαβυλὼνBabulōnBabylonG0897N-NSF-L μεγάλη,megalēGreat,G3173A-NSF μήτηρmētērmotherG3384N-NSF πορνῶνpornōnprostitutesG4204N-GPF βδελυγμάτωνbdelugmatōnabominationsG0946N-GPN 6 Ary hitako fa, indro, ravehivavy dia leon’ ny ran ny olona masìna sy ny ran’ ny martioran’ i Jesosy; koa raha nahita azy aho, dia gaga indrindra.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S γυναῖκαgunaikawomanG1135GN-ASF μεθύουσανmethuousanbeing drunkG3184V-PAP-ASF αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN μαρτύρωνmarturōnwitnessesG3144N-GPM Ἰησοῦ,Iēsouof Jesus,G2424GN-GSM-P ἐθαύμασαethaumasaI marveledG2296V-AAI-1S ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM θαῦμαthaumawith wonderG2295N-ASN μέγα.megagreat.G3173A-ASN 7 Ary hoy ilay anjely tamiko: Nahoana no gaga ianao? Izaho hilaza aminao ny zava-miafina ny amin-dravehivavy sy ny bibi-dia mitondra azy, izay manan-doha fito sy tandroka folo.
εἶπένeipensaidG2036V-2AAI-3S ἄγγελος·angelosangel;G0032GN-NSM διὰdiaBecause ofG1223PREP ἐθαύμασας;ethaumasasdid you marvel?G2296V-AAI-2S ἐρῶerōwill tellG4483V-FAI-1S μυστήριονmustērionmysteryG3466N-ASN γυναικὸςgunaikoswomanG1135GN-GSF θηρίουthērioubeastG2342N-GSN βαστάζοντοςbastazontosis carryingG0941V-PAP-GSN ἔχοντοςechontosis havingG2192V-PAP-GSN κεφαλὰςkephalasheadsG2776N-APF κέρατα.¶keratahorns.G2768N-APN 8 Ny bibi-dia, ilay efa hitanao, dia teo ihany ary tsy eo izao, nefa efa hiakatra avy amin’ ny lavaka tsy hita noanoa izy ka ho lasa ho amin’ ny fandringanana; ary ny monina ambonin’ ny tany, dia izay tsy voasoratra eo amin’ ny bokin’ ny fiainana hatramin’ ny nanorenana izao tontolo izao, dia ho gaga raha mijery ilay bibi-dia, izay teo ihany ary tsy eo izao, nefa mbola ho avy indray.
θηρίονthērionbeastG2342N-NSN εἶδες,eidesyou sawG1492HV-2AAI-2S ἔστινestinisG1510V-PAI-3S μέλλειmelleiis aboutG3195V-PAI-3S ἀναβαίνεινanabaineinto come upG0305V-PAN ἀβύσσουabussouabyssG0012N-GSF ἀπώλειανapōleiandestructionG0684N-ASF ὑπάγει.hupageigo.G5217V-PAI-3S θαυμασθήσονταιthaumasthēsontaiwill be astonishedG2296V-FPI-3P κατοικοῦντεςkatoikountesdwellingG2730V-PAP-NPM γέγραπταιgegraptaihas been writtenG1125V-RPI-3S βιβλίονbiblionbookG0975N-ASN ζωῆςzōēsof lifeG2222N-GSF καταβολῆςkatabolēs[the] foundationG2602N-GSF κόσμου,kosmouof [the] world,G2889N-GSM βλεπόντωνblepontōnseeingG0991V-PAP-GPM θηρίονthērionbeastG2342N-ASN ἔστινestinisG1510V-PAI-3S παρέσται.parestaiit will exist.G3918V-FDI-3S 9 Indro ny hevitra iray misy fahendrena: Ny loha fito dia tendrombohitra fito, izay ipetrahan-dravehivavy.
ἔχωνechōnis havingG2192V-PAP-NSM σοφίαν.sophianwisdom.G4678N-ASF κεφαλαὶkephalaiheadsG2776N-NPF ὄρηorēmountainsG3735N-NPN εἰσίν,eisinareG1510V-PAI-3P κάθηταιkathētaisitsG2521V-PNI-3S αὐτῶν.autōnthem.G0846P-GPN 10 Ary mpanjaka fito ireo; efa lavo ny dimy, ka ny iray mbola eo ihany, ary ny iray koa mbola tsy tonga; ary rehefa tonga izy, dia tsy maintsy mitoetra kelikely.
ἔπεσαν,epesanare fallen,G4098V-2AAI-3P ἔστιν,estinis,G1510V-PAI-3S ἄλλοςallosotherG0243A-NSM οὔπωoupōnot yetG3768ADV-N ἦλθεν·ēlthenhas come;G2064V-2AAI-3S ἔλθῃ,elthēhe may have come,G2064V-2AAS-3S ὀλίγονoligona little whileG3641A-ASN δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S μεῖναι.¶meinaito remain.G3306V-AAN 11 Ary ny bibi-dia izay teo ihany ary tsy eo izao, dia izy no naman’ ny fito mahavalo ary ka lasa ho amin’ ny fandringanana.
θηρίονthērionbeastG2342N-NSN ἔστιν,estinis,G1510V-PAI-3S αὐτὸςautoshimselfG0846P-NSM ὄγδοόςogdoosan eighthG3590A-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀπώλειανapōleiandestructionG0684N-ASF ὑπάγει.hupageigoes.G5217V-PAI-3S 12 Ary ny tandroka folo, izay hitanao, dia mpanjaka folo izay tsy mbola nahazo fanjakana; fa mandray fahefana ho toa mpanjaka iray ora miaraka amin’ ny bibi-dia izy.
κέραταkeratahornsG2768N-NPN εἶδες,eidesyou saw,G1492HV-2AAI-2S βασιλεῖςbasileiskingsG0935N-NPM εἰσιν,eisinare,G1510V-PAI-3P οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM βασιλείανbasileiana kingdomG0932N-ASF οὔπωoupōnot yetG3768ADV-N ἔλαβονelabonhave receivedG2983V-2AAI-3P ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF βασιλεῖςbasileiskingsG0935N-NPM λαμβάνουσινlambanousinreceiveG2983V-PAI-3P μετὰmetaalong withG3326PREP θηρίου.thērioubeast.G2342N-GSN 13 Ireo dia miray saina ka manome ny heriny sy ny fahefany ho an’ ilay bibi-dia.
οὗτοιhoutoiTheseG3778D-NPM γνώμηνgnōmēnmindG1106N-ASF ἔχουσινechousinhaveG2192V-PAI-3P δύναμινdunaminpowerG1411N-ASF ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM θηρίῳthēriōbeastG2342N-DSN διδόασιν.didoasinthey give up.G1325V-PAI-3P 14 Ireo dia hiady amin’ ny Zanak’ ondry, ary ny Zanak’ ondry haharesy azy, satria Tompon’ ny tompo sy Mpanjakan’ ny mpanjaka Izy, ary haharesy azy koa izay momba Azy, dia olona voantso sy voafidy ary mahatoky.
οὗτοιhoutoiTheseG3778D-NPM ἀρνίουarniouLambG0721N-GSN πολεμήσουσιν,polemēsousinwar will make,G4170V-FAI-3P ἀρνίονarnionLambG0721N-NSN νικήσειnikēseiwill overcomeG3528V-FAI-3S αὐτούς,autousthem,G0846P-APM κυρίωνkuriōnof lordsG2962HN-GPM ἐστὶνestinHe isG1510V-PAI-3S βασιλεὺςbasileusKingG0935N-NSM-T βασιλέων,basileōnof kings,G0935N-GPM κλητοὶklētoi[are] calledG2822A-NPM ἐκλεκτοὶeklektoichosenG1588A-NPM πιστοί.¶pistoifaithful.G4103A-NPM 15 Ary hoy izy tamiko: Ny rano ela hitanao, izay ipetrahan’ ilay vehivavy janga, dia olona sy vahoaka betsaka sy firenena maro ary samy hafa fiteny.
λέγειlegeihe saysG3004GV-PAI-3S ὕδαταhudatawatersG5204N-NPN εἶδες,eidesyou saw,G1492HV-2AAI-2S πόρνηpornēprostituteG4204N-NSF κάθηται,kathētaisits,G2521V-PNI-3S λαοὶlaoipeoplesG2992N-NPM ὄχλοιochloimultitudesG3793N-NPM εἰσὶνeisinareG1510V-PAI-3P ἔθνηethnēnationsG1484N-NPN γλῶσσαι.glōssaitongues.G1100N-NPF 16 Ary ny tandroka folo sy ny bibi-dia izay efa hitanao, dia ireo no hankahala ilay vehivavy janga ka hahatsinontsinona azy sy hampitanjaka ary sy hihinana ny nofony ary handevona ny tenany amin’ ny afo.
κέραταkeratahornsG2768N-NPN εἶδεςeidesyou sawG1492HV-2AAI-2S θηρίον,thērionbeast,G2342N-NSN οὗτοιhoutoitheseG3778D-NPM μισήσουσινmisēsousinwill hateG3404V-FAI-3P πόρνηνpornēnprostituteG4204N-ASF ἠρημωμένηνērēmōmenēndesolatedG2049V-RPP-ASF ποιήσουσινpoiēsousinthey will makeG4160GV-FAI-3P γυμνὴνgumnēnnakedG1131A-ASF ποιήσουσινpoiēsousinthey will makeG4160GV-FAI-3P σάρκαςsarkasfleshG4561N-APF αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF φάγονταιphagontaithey will eatG5315V-FMI-3P κατακαύσουσινkatakausousinthey will burnG2618V-FAI-3P 17 Fa Andriamanitra efa nanome fo ireo hanatanteraka ny heviny sy hifanara-tsaina ary hanome ny fanjakany ho an’ ilay bibi-dia mandra-pahatanteraky ny tenin’ Andriamanitra.
ἔδωκενedōkenhas putG1325V-AAI-3S καρδίαςkardiasheartsG2588N-APF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ποιῆσαιpoiēsaito doG4160GV-AAN γνώμηνgnōmēnpurposeG1106N-ASF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ποιῆσαιpoiēsaito doG4160GV-AAN γνώμηνgnōmēnpurposeG1106N-ASF δοῦναιdounaito giveG1325V-2AAN βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM θηρίῳthēriōbeastG2342N-DSN τελεσθήσονταιtelesthēsontaithey will be completedG5055V-FPI-3P λόγοιlogoiwordsG3056N-NPM θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 18 Ary ravehivavy, ilay hitanao, dia tanàna lehibe, izay manjaka amin’ ny mpanjakan’ ny tany.
εἶδες,eidesyou sawG1492HV-2AAI-2S ἔστινestinisG1510V-PAI-3S μεγάληmegalēgreatG3173A-NSF ἔχουσαechousais havingG2192V-PAP-NSF βασιλείανbasileiankingshipG0932N-ASF βασιλέωνbasileōnkingsG0935N-GPM