Chapter 9
Ny nitsofana ny trompetra fahadimy, sy ny nahatongavan’ ny loza voalohany
1 Ary ny anjely fahadimy nitsoka, dia hitako fa, indro, nisy kintana anankiray avy tany an-danitra latsaka tamin’ ny tany; ary nomena ilay anjely ny fanalahidin’ ny lavaka tsy hita noanoa.
πέμπτοςpemptosfifthG3991A-NSM ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM ἐσάλπισεν,esalpisensounded [his] trumpet,G4537V-AAI-3S εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἀστέραasteraa starG0792N-ASM οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM πεπτωκόταpeptōkotahaving fallenG4098V-RAP-ASM ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S φρέατοςphreatospitG5421N-GSN ἀβύσσου,abussouabyss,G0012N-GSF 2 Ary nanokatra ny lavaka tsy hita noanoa izy, dia nisy setroka niakatra ary tamin’ ny lavaka, tahaka ny setroka ary amin’ ny lafaoro lehibe, ary tonga maizina ny masoandro sy ny habahabaka noho ny setroka avy tao amin’ ny lavaka.
ἤνοιξενēnoixenhe openedG0455V-2AAI-3S ἀβύσσου·abussouabyss;G0012N-GSF ἀνέβηanebēwent upG0305V-2AAI-3S καπνὸςkapnossmokeG2586N-NSM φρέατοςphreatospitG5421N-GSN καπνὸςkapnos[the] smokeG2586N-NSM καμίνουkaminouof a furnaceG2575N-GSF μεγάλης,megalēsgreat,G3173A-GSF ἐσκοτώθηeskotōthēwas darkenedG4656V-API-3S καπνοῦkapnousmokeG2586N-GSM φρέατος.phreatospit.G5421N-GSN 3 Ary nisy valala nivoaka avy tamin’ ny setroka nankamin’ ny tany; ary nomena hery1 ireny, tahaka ny herin’ ny maingoka amin’ ny tany.
καπνοῦkapnousmokeG2586N-GSM ἐξῆλθονexēlthoncame forthG1831V-2AAI-3P ἀκρίδεςakrideslocustsG0200N-NPF ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S αὐταῖςautaisto themG0846P-DPF ἐξουσία,exousiapower,G1849N-NSF ἔχουσινechousinhaveG2192V-PAI-3P ἐξουσίανexousianpowerG1849N-ASF σκορπίοιskorpioiscorpionsG4651N-NPM - Gr. fahefana.
4 Ary nilazana izy mba tsy hanimba ny ahitra amin’ ny tany, na ny zava-maitso, na ny hazo akory aza, fa ny olona izay tsy manana ny tombo-kasen’ Andriamanitra eo amin’ ny handriny ihany.
ἐρρέθηerrethēit was saidG2046V-API-3S αὐταῖςautaisto themG0846P-DPF ἀδικήσουσινadikēsousinthey will harmG0091V-FAI-3P χόρτονchortongrassG5528N-ASM χλωρὸνchlōrongreen thingG5515A-ASN δένδρον,dendrontree,G1186N-ASN ἀνθρώπουςanthrōpousmenG0444N-APM μόνουςmonousonlyG3441A-APM οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM ἔχουσινechousinhavingG2192V-PAI-3P σφραγῖδαsphragidasealG4973N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μετώπωνmetōpōnforeheadsG3359N-GPN αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 5 Nefa tsy navela hahafaty ary izy, fa ny hampanaintaina ary dimy volana; ary ny fampanaintainany dia tahaka ny fampanaintainan’ ny maingoka, raha mamely olona.
ἐδόθηedothēit was grantedG1325V-API-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἀποκτείνωσινapokteinōsinthey may killG0615V-AAS-3P αὐτούς,autousthem,G0846P-APM βασανισθήσονταιbasanisthēsontaithey will torment [them]G0928GV-FPI-3P μῆναςmēnasmonthsG3376N-APM πέντε,pentefive,G4002A-NUI βασανισμὸςbasanismostormentG0929N-NSM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPF βασανισμὸςbasanismostormentG0929N-NSM σκορπίουskorpiouof a scorpionG4651N-GSM παίσῃpaisēit may strikeG3817V-AAS-3S ἄνθρωπον.¶anthrōpona man.G0444N-ASM 6 Ary amin’ izany andro izany dia hitady fahafatesana ny olona, fa tsy hahita; ary haniry ho faty izy, fa mandositra ary ny fahafatesana.
ἡμέραιςhēmeraisdaysG2250N-DPF ἐκείναιςekeinaisthoseG1565D-DPF ζητήσουσινzētēsousinwill seekG2212V-FAI-3P ἄνθρωποιanthrōpoimenG0444N-NPM θάνατονthanatondeathG2288N-ASM εὑρήσουσινheurēsousinwill findG2147V-FAI-3P ἐπιθυμήσουσινepithumēsousinthey will longG1937V-FAI-3P ἀποθανεῖν,apothaneinto die,G0599V-2AAN φεύγειpheugeihe fleesG5343V-PAI-3S θάνατοςthanatosdeathG2288N-NSM αὐτῶν.autōnthem.G0846P-GPM 7 Ary ny endriky ny valala dia tahaka ny soavaly voaomana ho enti-miady; ary tamin’ ny lohany nisy satro-boninahitra toy ny volamena, ary ny tavany tahaka ny tavan’ olona.
ὁμοιώματαhomoiōmataappearanceG3667N-NPN ἀκρίδωνakridōnlocusts [was]G0200N-GPF ὅμοιαhomoialikeG3664A-NPN ἵπποιςippoisas horsesG2462N-DPM ἡτοιμασμένοιςhētoimasmenoispreparedG2090V-RPP-DPM πόλεμον,polemonbattle,G4171N-ASM κεφαλὰςkephalasheadsG2776N-APF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPF ὡςhōs[were something] likeG5613PRT στέφανοιstephanoicrownsG4735N-NPM ὅμοιοιhomoioilikeG3664A-NPM χρυσῷ,chrusōas gold,G5557N-DSM πρόσωπαprosōpafacesG4383N-NPN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPF πρόσωπαprosōpa[the] facesG4383N-NPN ἀνθρώπων.anthrōpōnof men.G0444N-GPM 8 Ary nanam-bolo tahaka ny volom-behivavy izy, ary ny nifiny tahaka ny an’ ny liona.
εἶχονeichonthey hadG2192V-IAI-3P τρίχαςtrichashairG2359N-APF τρίχαςtrichashairG2359N-APF γυναικῶν,gunaikōnof women,G1135GN-GPF ὀδόντεςodontesteethG3599N-NPM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPF ὡςhōslike [those]G5613PRT λεόντωνleontōnof lionsG3023N-GPM ἦσαν.ēsanwere.G1510V-IAI-3P 9 Ary nanam-piarovan-tratra tahaka ny fiarovan-tratra vy izy; ary ny fikopakopaky ny elany dia tahaka ny fikotrokotroky ny kalesy entin’ ny soavaly betsaka miriotra ho amin’ ny ady.
εἶχονeichonthey hadG2192V-IAI-3P θώρακαςthōrakasbreastplatesG2382N-APM θώρακαςthōrakasbreastplatesG2382N-APM σιδηροῦς,sidērousof iron,G4603A-APM πτερύγωνpterugōnwingsG4420N-GPF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPF φωνὴphōnē[the] soundG5456HN-NSF ἁρμάτωνharmatōnof chariotsG0716N-GPN ἵππωνippōnof horsesG2462N-GPM πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPM τρεχόντωνtrechontōnrushingG5143V-PAP-GPM πόλεμον.polemonbattle.G4171N-ASM 10 Ary manan-drambo tahaka ny maingoka izy sady misy fanindronana; ary amin’ ny rambony no misy ny heriny1 hampahoriany ny olona dimy volana.
ἔχουσινechousinthey haveG2192V-PAI-3P οὐρὰςourastailsG3769N-APF ὁμοίαςhomoiaslikeG3664A-APF σκορπίοιςskorpioisas scorpionsG4651N-DPM κέντραkentrastingersG2759N-APN οὐραῖςouraistailsG3769N-DPF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPF ἐξουσίαexousiapowerG1849N-NSF ἔχουσινechousinthey haveG2192V-PAI-3P αὐτῶνautōnof themG0846P-GPF ἀδικῆσαιadikēsaito injureG0091V-AAN ἀνθρώπουςanthrōpousmenG0444N-APM μῆναςmēnasfor monthsG3376N-APM πέντε.pentefive.G4002A-NUI - Gr. fahefana.
11 Ary manana ny anjelin’ ny lavaka tsy hita noanoa ho mpanjakany izy; ny anarany amin’ ny teny Hebreo dia Abadona1, fa amin’ ny teny Grika kosa dia Apolyona2 no anarany.
ἔχουσινechousinThey haveG2192V-PAI-3P βασιλέαbasileaa kingG0935N-ASM ἄγγελονangelonangelG0032GN-ASM ἀβύσσου·abussouabyss;G0012N-GSF ὄνομαonoma[The] nameG3686N-NSN ἙβραϊστὶHebraistiin HebrewG1447ADV-T Ἀβαδδών,Abaddōn[is] Abaddon,G0003N-NSM-T ἙλληνικῇHellēnikēaGreekG1673A-DSF-LG ὄνομαonoma[the] nameG3686N-ASN ἔχειecheihe hasG2192V-PAI-3S Ἀπολλύων.ApolluōnApollyon.G0623N-NSM-T - Abadona = Fandringanana.
- Apolyona = Mpandringana.
12 Lasa ny loza anankiray; indreo, ho avy ny loza roa hafa koa, rehefa afaka izao.
ἀπῆλθεν·apēlthenhas passed;G0565V-2AAI-3S ἔρχεταιerchetaiare comingG2064V-PNI-3S ταῦτα.¶tautathese things.G3778D-APN Ny nitsofana ny trompetra fahenina, sy ny nahatongavan’ ny loza faharoa
13 Ary ny anjely fahenina nitsoka, dia nahare feo ary tamin’ ny tandroky ny alitara volamena eo anatrehan’ Andriamanitra aho,
ἕκτοςhektossixthG1623A-NSM ἄγγελοςangelosangelG0032GN-NSM ἐσάλπισεν,esalpisensounded [his] trumpet,G4537V-AAI-3S ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S τεσσάρωνtessarōnfourG5064A-GPN κεράτωνkeratōnhornsG2768N-GPN θυσιαστηρίουthusiastērioualtarG2379N-GSN χρυσοῦchrusougoldenG5552A-GSN ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP 14 nanao tamin’ ny anjely fahenina, izay nanana ny trompetra, hoe: Vahao ny anjely efatra izay mifatotra any Eofrata, ony lehibe.
λέγονταlegontasayingG3004GV-PAP-ASM ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM σάλπιγγα·salpingatrumpet;G4536N-ASF λῦσονlusondo releaseG3089V-AAM-2S τέσσαραςtessarasfourG5064A-APM ἀγγέλουςangelousangelsG0032GN-APM δεδεμένουςdedemenousboundG1210V-RPP-APM ποταμῷpotamōriverG4215N-DSM μεγάλῳmegalōgreatG3173A-DSM Εὐφράτῃ.EuphratēEuphrates.G2166N-DSM-L 15 Dia novahana ny anjely efatra izay voaomana ho amin’ ny ora sy ny andro sy ny volana ary ny taona mba hahafaty ny ampahatelon’ ny olona.
ἐλύθησανeluthēsanwere releasedG3089V-API-3P τέσσαρεςtessaresfourG5064A-NPM ἄγγελοιangeloiangelsG0032GN-NPM ἡτοιμασμένοιhētoimasmenoipreparedG2090V-RPP-NPM ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF ἐνιαυτὸνeniautonyearG1763N-ASM ἀποκτείνωσινapokteinōsinthey may killG0615V-AAS-3P τρίτονtritona thirdG5154A-ASN ἀνθρώπων.anthrōpōnof mankind.G0444N-GPM 16 Ary ny isan’ ny miaramila an-tsoavaly dia roa alinalina; nahare ny isany aho.
ἀριθμὸςarithmosnumberG0706N-NSM στρατευμάτωνstrateumatōnarmiesG4753N-GPN ἱππικοῦhippikoucavalry [was]G2461A-GSN δισμυριάδεςdismuriadestwice ten thousandG1364ADV + G3461 μυριάδων·muriadōnten thousands;G3461N-GPF ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S ἀριθμὸνarithmonnumberG0706N-ASM αὐτῶν.¶autōnof them.G0846P-GPN 17 Ary toy izao no nahitako ny soavaly teo amin’ ny fahitana sy izay nitaingina azy: manana-piarovan-tratra tahaka ny afo sy ny setroka ary ny solifara izy; ary ny lohan’ ny soavaly dia tahaka ny lohan’ ny liona; ary misy afo sy setroka ary solifara mivoaka ary amin’ ny vavany.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἵππουςippoushorsesG2462N-APM ὁράσειhoraseivisionG3706N-DSF καθημένουςkathēmenoussittingG2521V-PNP-APM ἔχονταςechontashavingG2192V-PAP-APM θώρακαςthōrakasbreastplatesG2382N-APM πυρίνουςpurinousfieryG4447A-APM ὑακινθίνουςhu'akinthinoushyacinthineG5191A-APM θειώδεις.theiōdeisbrimstone.G2306A-APM κεφαλαὶkephalaiheadsG2776N-NPF ἵππωνippōnhorses [were]G2462N-GPM κεφαλαὶkephalaiheadsG2776N-NPF λεόντων,leontōnof lions,G3023N-GPM στομάτωνstomatōnmouthsG4750N-GPN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐκπορεύεταιekporeuetaiproceedG1607V-PNI-3S καπνὸςkapnossmokeG2586N-NSM θεῖον.theionbrimstone.G2303N-NSN 18 Ireo loza telo loha ireo, dia ny afo sy ny setroka ary ny solifara izay nivoaka ary tamin’ ny vavany, no nahafaty ny ampahatelon’ ny olona.
τριῶνtriōnthreeG5140A-GPF πληγῶνplēgōnplaguesG4127N-GPF τούτωνtoutōntheseG3778D-GPF ἀπεκτάνθησανapektanthēsanwas killedG0615V-API-3P τρίτονtritona thirdG5154A-NSN ἀνθρώπων,anthrōpōnof mankind,G0444N-GPM καπνοῦkapnousmokeG2586N-GSM θείουtheioubrimstoneG2303N-GSN ἐκπορευομένουekporeuomenouis proceedingG1607V-PNP-GSN στομάτωνstomatōnmouthsG4750N-GPN αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 19 Fa ny herin’ ny soavaly dia eo amin’ ny vavany sy ny rambony; fa ny rambony dia tahaka ny menarana sady manan-doha, ka ireny no entiny mampahory.
ἐξουσίαexousiapowerG1849N-NSF ἵππωνippōnhorsesG2462N-GPM στόματιstomatimouthsG4750N-DSN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐστινestinareG1510V-PAI-3S οὐραῖςouraistailsG3769N-DPF αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM οὐραὶouraitailsG3769N-NPF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ὅμοιαιhomoiai[are] likeG3664A-NPF ὄφεσινophesinas serpentsG3789N-DPM ἔχουσαιechousaihavingG2192V-PAP-NPF κεφαλὰςkephalasheadsG2776N-APF αὐταῖςautaisthemG0846P-DPF ἀδικοῦσιν.adikousinthey injure.G0091V-PAI-3P 20 Nefa ny olona sisa, izay tsy matin’ ireo loza ireo, dia tsy nibebaka hiala tamin’ ny asan’ ny tànany, mba tsy hivavaka amin’ ny demonia sy ny sampy volamena sy volafotsy sy varahina sy vato ary hazo, izay tsy mahajery, na mahare, na afa-mamindra;
λοιποὶloipoirestG3062A-NPM ἀνθρώπων,anthrōpōnmenG0444N-GPM ἀπεκτάνθησανapektanthēsanwere killedG0615V-API-3P πληγαῖςplēgaisplaguesG4127N-DPF ταύταις,tautaistheseG3778D-DPF οὐδὲoudenot evenG3761CONJ-N μετενόησανmetenoēsanrepentedG3340V-AAI-3P ἔργωνergōnworksG2041N-GPN χειρῶνcheirōnhandsG5495N-GPF αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM προσκυνήσουσινproskunēsousinthey will worshipG4352V-FAI-3P δαιμόνιαdaimoniademonsG1140N-APN εἴδωλαeidōlaidolsG1497N-APN χρυσᾶchrusagoldenG5552A-APN ἀργυρᾶargurasilverG0693A-APN χαλκᾶchalkabronzeG5470A-APN λίθιναlithinastoneG3035A-APN ξύλινα,xulinawooden,G3585A-APN οὔτεouteneitherG3777CONJ-N βλέπεινblepeinto seeG0991V-PAN δύνανταιdunantaiare ableG1410V-PNI-3P ἀκούεινakoueinto hearG0191V-PAN περιπατεῖν,peripateinto walk,G4043V-PAN 21 ary tsy nibebaka tamin’ ny namonoany olona izy, na tamin’ ny nanaovany ody ratsy, na tamin’ ny fijangajangany, na tamin’ ny halatra nataony koa.
μετενόησανmetenoēsanthey repentedG3340V-AAI-3P φόνωνphonōnmurdersG5408N-GPM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM φαρμάκωνpharmakōnsorceriesG5333N-GPN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM πορνείαςporneiassexual immoralityG4202N-GSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM κλεμμάτωνklemmatōntheftsG2809N-GPN αὐτῶν.¶autōnof them.G0846P-GPM