Chapter 21
Ny amin’ i Jerosalema vaovao
1 Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao aho; fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany, ary ny ranomasina dia tsy misy intsony.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S οὐρανὸνouranona heavenG3772N-ASM καινὸνkainonnewG2537A-ASM καινήν.kainēnnew.G2537A-ASF πρῶτοςprōtosthe firstG4413GA-NSM οὐρανὸςouranosheavenG3772N-NSM ἀπῆλθαν,apēlthanhad passed away,G0565V-2AAI-3P θάλασσαthalassaseaG2281N-NSF ἔστινestinisG1510V-PAI-3S ἔτι.etiany longer.G2089ADV 2 Ary nahita aho fa, indro, ny tanàna masìna, dia Jerosalema vaovao, nidina avy any an-danitra tamin’ Andriamanitra, voaomana tahaka ny ampakarina efa mihaingo hihaona amin’ ny vadiny.
ἸωάννηςIōannēsJohnG2491HN-NSM-P ἸερουσαλὴμIerousalēmJerusalemG2419N-ASF-L καινὴνkainēnnewG2537A-ASF εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S καταβαίνουσανkatabainousancoming downG2597V-PAP-ASF οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM ἡτοιμασμένηνhētoimasmenēnpreparedG2090V-RPP-ASF νύμφηνnumphēna brideG3565N-ASF κεκοσμημένηνkekosmēmenēnadornedG2885V-RPP-ASF αὐτῆς.autēsof her.G0846P-GSF 3 Ary nahare feo mahery avy teo amin’ ny seza fiandrianana aho nanao hoe: Indro, ny tabernakelin’ Andriamanitra dia eo amin’ ny olona, ary Izy hitoetra1 eo aminy, ary ireo ho olony, ary Andriamanitra no hitoetra eo aminy, dia ho Andriamaniny.
ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S μεγάληςmegalēsgreatG3173A-GSF θρόνουthronouthroneG2362N-GSM λεγούσης·legousēssaying:G3004GV-PAP-GSF σκηνὴskēnētabernacleG4633N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μετὰmeta[is] withG3326PREP ἀνθρώπων,anthrōpōnmen,G0444N-GPM σκηνώσειskēnōseiHe will tabernacleG4637V-FAI-3S αὐτῶν.autōnthem.G0846P-GPM αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM λαοὶlaoipeoplesG2992N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἔσονται,esontaiwill be,G1510V-FDI-3P αὐτὸςautosHimselfG0846P-NSM ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S αὐτῶνautōn[as] theirG0846P-GPM θεός.theosGod.G2316N-NSM-T - Gr. hitoetra an-day.
4 Ary hofafany ny ranomaso rehetra amin’ ny masony; ary tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy alahelo, na fitarainana, na fanaintainana; fa efa lasa ny zavatra taloha.
ἐξαλείψειexaleipseiHe will wipe awayG1813V-FAI-3S δάκρυονdakruontearG1144N-ASN ὀφθαλμῶνophthalmōneyesG3788N-GPM αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM θάνατοςthanatosdeathG2288N-NSM ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S πένθοςpenthosmourningG3997N-NSN κραυγή,kraugēcryingG2906N-NSF ἔσταιestaithey will beG1510V-FDI-3S ἔτι·etiany longer;G2089ADV πρῶταprōtaformer thingsG4413HA-NPN ἀπῆλθαν.¶apēlthanhave passed away.G0565V-2AAI-3P 5 Ary hoy Ilay mipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianana: Indro, havaoziko ny zavatra rehetra. Ary hoy koa Izy: Soraty; fa mahatoky sy marina ireo teny ireo.
εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S καθήμενοςkathēmenossittingG2521V-PNP-NSM θρόνῳ·thronōthrone;G2362N-DSM πάντα.pantaall things.G3956A-APN λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S γράψονgrapsondo write [this]G1125V-AAM-2S οὗτοιhoutoitheseG3778D-NPM λόγοιlogoiwordsG3056N-NPM πιστοὶpistoifaithfulG4103A-NPM ἀληθινοίalēthinoitrueG0228A-NPM εἰσιν.eisinare.G1510V-PAI-3P 6 Ary hoy koa Izy tamiko: Tanteraka ireo. Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho hanome maimaimpoana amin’ ny loharanon’ ny ranon’ aina ho an’ izay mangetaheta.
εἶπένeipenHe saidG2036V-2AAI-3S γέγοναν.gegonanIt has been done!G1096V-2RAI-3P ἀρχὴarchēbeginningG0746N-NSF τέλος.telosend.G5056N-NSN τῷtōto the [one]G3588T-DSM διψῶντιdipsōntithirstingG1372V-PAP-DSM δώσωdōsōI will giveG1325V-FAI-1S πηγῆςpēgēsspringG4077N-GSF ὕδατοςhudatoswaterG5204N-GSN ζωῆςzōēsof lifeG2222N-GSF δωρεάν.dōreanfreely.G1432ADV 7 Izay maharesy no handova izany zavatra izany; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho zanako.
νικῶνnikōnovercomingG3528V-PAP-NSM κληρονομήσειklēronomēseihe will inheritG2816V-FAI-3S ταῦτα,tautathese [things],G3778D-APN ἔσομαιesomaiI will beG1510V-FDI-1S θεός,theosGod,G2316N-NSM-T αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S 8 Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin’ ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa.
δειλοῖςdeiloisto [the] cowardlyG1169A-DPM ἀπίστοιςapistoisto [the] unbelievingG0571A-DPM ἁμαρτωλοῖςhamartōloisto sinnersG0268A-DPM ἐβδελυγμένοιςebdelugmenoishaving made themselves abominableG0948V-RMP-DPM φονεῦσινphoneusinto murderersG5406N-DPM πόρνοιςpornoisto the sexually immoralG4205N-DPM φαρμάκοιςpharmakoisto sorcerersG5333N-DPM εἰδωλολάτραιςeidōlolatraisto idolatersG1496N-DPM πᾶσινpasinto allG3956A-DPM ψευδέσιν,pseudesinliars,G5571A-DPM μέροςmerosportionG3313N-NSN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM καιομένῃkaiomenēis burningG2545V-PPP-DSF πυρὶpuriwith fireG4442N-DSN θείῳ,theiōwith brimstone,G2303N-DSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S θάνατοςthanatosdeathG2288N-NSM δεύτερος.¶deuterossecond.G1208A-NSM 9 Ary tonga ny anankiray tamin’ ny anjely fito izay nanana ny lovia fito, dia ireo nitondra1 ny loza fito farany ka nanao tamiko hoe: Avia etỳ, dia hasehoko anao ny ampakarina, vadin’ ny Zanak’ ondry.
ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S ἀγγέλωνangelōnangelsG0032GN-GPM ἐχόντωνechontōnare havingG2192V-PAP-GPM φιάλαςphialasbowlsG5357N-APF γεμόντωνgemontōnare being fullG1073V-PAP-GPF πληγῶνplēgōnplaguesG4127N-GPF ἐσχάτωνeschatōnlastG2078A-GPF ἐλάλησενelalēsenspokeG2980V-AAI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM δεῦρο,deuroCome here,G1204INJ δείξωdeixōI will showG1166V-FAI-1S νύμφηνnumphēnbrideG3565N-ASF ἀρνίου.arniouLamb.G0721N-GSN - Gr. feno.
10 Ary nitondra ahy tamin’ ny Fanahy ho any an-tendrombohitra sady lehibe no avo izy ka naneho ahy ny tanàna masìna, dia Jerosalema, midìna avy tamin’ Andriamanitra any an-danitra,
ἀπήνεγκένapēnegkenhe carried awayG0667V-AAI-3S πνεύματιpneumati[the] SpiritG4151GN-DSN ὄροςorosa mountainG3735N-ASN ὑψηλὸνhupsēlonhighG5308A-ASN ἔδειξένedeixenhe showedG1166V-AAI-3S μεγάληνmegalēngreatG3173A-ASF ἸερουσαλὴμIerousalēmJerusalemG2419N-ASF-L καταβαίνουσανkatabainousandescendingG2597V-PAP-ASF οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T 11 sady manana ny voninahitr’ Andriamanitra izy; ny famirapirany dia tahaka ny vato soa indrindra, dia tahaka ny vato jaspy, manganohano toy ny vato krystaly;
ἔχουσανechousanhavingG2192V-PAP-ASF δόξανdoxangloryG1391N-ASF θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T φωστὴρphōstērradianceG5458N-NSM αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF ὅμοιοςhomoios[was] likeG3664A-NSM λίθῳlithōas a stoneG3037N-DSM τιμιωτάτῳtimiōtatōmost preciousG5093A-DSM λίθῳlithōas a stoneG3037N-DSM ἰάσπιδιiaspidijasperG2393N-DSF κρυσταλλίζοντιkrustallizontibeing clear as crystalG2929V-PAP-DSM 12 ary manana mànda lehibe sady avo sy vavahady roa ambin’ ny folo izy, ary eo amin’ ny vavahady dia misy anjely roa ambin’ ny folo, ary misy anarana voasoratra eo, dia ny an’ ny firenena roa ambin’ ny folo amin’ ny Zanak’ isiraely;
ἔχουσαechousahavingG2192V-PAP-NSF τεῖχοςteichosa wallG5038N-ASN ὑψηλόν,hupsēlonhigh,G5308A-ASN ἔχουσαechousahavingG2192V-PAP-NSF πυλῶναςpulōnasgatesG4440N-APM δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI πυλῶσινpulōsingatesG4440N-DPM ἀγγέλουςangelousangelsG0032GN-APM δώδεκα,dōdekatwelve,G1427A-NUI ὀνόματαonomatanamesG3686N-APN ἐπιγεγραμμένα,epigegrammenainscribed,G1924V-RPP-APN ἐστινestinareG1510V-PAI-3S ὀνόματαonomatanamesG3686N-NPN δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI φυλῶνphulōntribesG5443N-GPF υἱῶνhuiōnof [the] sonsG5207N-GPM Ἰσραήλ·Israēlof Israel;G2474N-GSM-L 13 eo atsinanana vavahady telo; eo avaratra vavahady telo; eo atsimo vavahady telo; eo andrefana vavahady telo.
ἀνατολῆςanatolēs[the] eastG0395N-GSF πυλῶνεςpulōnes[were] gatesG4440N-NPM τρεῖς,treisthree,G5140A-NPM βορρᾶborra[the] northG1005N-GSM πυλῶνεςpulōnesgatesG4440N-NPM τρεῖς,treisthree,G5140A-NPM νότουnotou[the] southG3558GN-GSM πυλῶνεςpulōnesgatesG4440N-NPM τρεῖς,treisthree,G5140A-NPM δυσμῶνdusmōn[the] westG1424N-GPF πυλῶνεςpulōnesgatesG4440N-NPM τρεῖς.treisthree.G5140A-NPM 14 Ary ny màndan’ ny tanàna dia misy fanorenana roa ambin’ ny folo, ary misy anarana roa ambin’ ny folo koa eo, dia ny an ny Apostoly roa ambin’ ny folon’ ny Zanak’ ondry.
τεῖχοςteichoswallG5038N-NSN πόλεωςpoleōscityG4172N-GSF ἔχωνechōnhadG2192V-PAP-NSM θεμελίουςthemeliousfoundationsG2310N-APM δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI ὀνόματαonomatanamesG3686N-APN δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI ἀποστόλωνapostolōnapostlesG0652N-GPM ἀρνίου.¶arniouLamb.G0721N-GSN 15 Ary ilay niteny tamiko dia nanana fandrefesana volotara volamena handrefesany ny tanàna sy ny vavahadiny ary ny màndany.
λαλῶνlalōnspeakingG2980V-PAP-NSM εἶχενeichenhe hadG2192V-IAI-3S μέτρονmetrona measuringG3358N-ASN κάλαμονkalamonreedG2563N-ASM χρυσοῦνchrusoungoldenG5552A-ASN μετρήσῃmetrēsēhe may measureG3354V-AAS-3S πυλῶναςpulōnasgatesG4440N-APM αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF τεῖχοςteichoswallG5038N-ASN αὐτῆς.autēsof it.G0846P-GSF 16 Ary ny tanàna dia efa-joro, ka mitovy ny lavany sy ny sakany; ary nandrefy ny tanàna tamin’ ny volotara izy, ka roa arivo sy iray alina stadio. Mitovy ny lavany sy ny sakany ary ny hahavony.
τετράγωνοςtetragōnosfoursquareG5068A-NSF κεῖται,keitailies,G2749V-PNI-3S μῆκοςmēkoslengthG3372N-NSN αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF τοσοῦτόνtosoutonso greatG5118K-NSN ἐστίνestinisG1510V-PAI-3S ὅσονhoson[the] same asG3745K-NSN πλάτος.platoswidth.G4114N-NSN ἐμέτρησενemetrēsenhe measuredG3354V-AAI-3S καλάμῳkalamōreedG2563N-DSM σταδίωνstadiōnstadiaG4712N-GPM δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI χιλιάδωνchiliadōnthousandG5505N-GPF δώδεκα,dōdekatwelve [was]G1427A-NUI μῆκοςmēkoslengthG3372N-NSN πλάτοςplatosbreadthG4114N-NSN ὕψοςhupsosheightG5311N-NSN αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF ἐστίν.estinare.G1510V-PAI-3S 17 Ary nandrefy ny màndany izy, ka efatra amby efa-polo amby zato hakiho, araka ny refin’ ny olona, dia ny an’ ny anjely.
ἐμέτρησενemetrēsenhe measuredG3354V-AAI-3S τεῖχοςteichoswallG5038N-ASN αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF ἑκατὸνhekatonone hundredG1540A-NUI τεσσεράκονταtesserakontafortyG5062A-NUI τεσσάρωνtessarōnfourG5064A-NUI πηχῶν,pēchōncubits,G4083N-GPM μέτρονmetron[the] measureG3358N-ASN ἀνθρώπουanthrōpouof manG0444N-GSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀγγέλου.angelouof the angel.G0032GN-GSM 18 Ary ny màndany dia vato jaspy; ary ny tanàna dia tena volamena, toy ny fitaratra madio.
ἐνδώμησιςendōmēsisstructureG1739N-NSF τείχουςteichouswallG5038N-GSN αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF ἴασπις,iaspis[was] jasper,G2393N-NSF χρυσίονchrusiongoldG5553N-NSN καθαρὸνkatharonpureG2513A-NSN ὅμοιονhomoionlikeG3664A-NSN ὑάλῳhu'alōas glassG5194N-DSM καθαρῷ.katharōclear.G2513A-DSM 19 Ary ny fanorenan’ ny màndan’ ny tanàna dia voaravaka vato soa samy hafa rehetra. Ny fanorenana voalohany jaspy, ny faharoa safira, ny fahatelo kalkedona, ny fahefatra emeralda,
θεμέλιοιthemelioifoundationsG2310N-NPM τείχουςteichouswallG5038N-GSN πόλεωςpoleōscityG4172N-GSF παντὶpantiwith everyG3956A-DSM τιμίῳtimiōpreciousG5093A-DSM κεκοσμημένοι.kekosmēmenoiadorned.G2885V-RPP-NPM θεμέλιοςthemeliosfoundationG2310N-NSM ἴασπις,iaspisjasper,G2393N-NSF δεύτεροςdeuterossecondG1208A-NSM σάπφιρος,sapphirossapphire,G4552N-NSF τρίτοςtritosthirdG5154A-NSM χαλκηδών,chalkēdōnchalcedony,G5472N-NSM τέταρτοςtetartosfourthG5067A-NSM σμάραγδος,smaragdosemerald,G4665N-NSM 20 ny fahadimy sardonyksa, ny fahenina karneola, ny fahafito krysolita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy topaza, ny fahafolo krysopraso, ny faharaika ambin’ ny folo hyakinta, ny faharoa ambin’ ny folo ametysta.
πέμπτοςpemptosfifthG3991A-NSM σαρδόνυξ,sardonuxsardonyx,G4557N-NSM ἕκτοςhektossixthG1623A-NSM σάρδιον,sardionsardius,G4556N-NSN ἕβδομοςhebdomosseventhG1442A-NSM χρυσόλιθος,chrusolithoschrysolite,G5555N-NSM ὄγδοοςogdooseighthG3590A-NSM βήρυλλος,bērullosberyl,G0969N-NSM ἔνατοςenatosninthG1766A-NSM τοπάζιον,topaziontopaz,G5116N-NSN δέκατοςdekatostenthG1182A-NSM χρυσόπρασος,chrusoprasoschrysoprase,G5556N-NSM ἑνδέκατοςhendekatoseleventhG1734A-NSM ὑάκινθος,hu'akinthosjacinth,G5192N-NSM δωδέκατοςdōdekatostwelfthG1428A-NSM ἀμέθυστος.amethustosamethyst.G0271N-NSF 21 Ary ny vavahady roa ambin’ ny folo dia perila roa ambin’ ny folo; perila iray avy ny isam-bavahady; ary ny lalambe teo an-tanàna dia tena volamena, toy ny fitaratra manganohano.
δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI πυλῶνεςpulōnesgates [were]G4440N-NPM δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI μαργαρῖται.margaritaipearls.G3135N-NPM ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM πυλώνωνpulōnōngatesG4440N-GPM μαργαρίτου.¶margaritoupearl.G3135N-GSM πλατεῖαplateiastreetG4116N-NSF πόλεωςpoleōscityG4172N-GSF χρυσίονchrusiongoldG5553N-NSN καθαρὸνkatharonpureG2513A-NSN ὕαλοςhu'alosglassG5194N-NSM διαυγής.diaugēstranslucent.G6897A-NSM 22 Ary tsy nahita tempoly teo aho; fa ny Tompo Andriamanitra, dia ny Tsitoha, sy ny Zanak’ ondry no tempoliny.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S κύριοςkuriosthe LordG2962GN-NSM-T παντοκράτωρpantokratōrAlmightyG3841N-NSM-T αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀρνίον.arnionLamb.G0721N-NSN 23 Ary ny tanàna tsy mba mila ny masoandro na ny volana hamirapiratra aminy; fa ny voninahitr’ Andriamanitra no nanazava ary, ary ny Zanak’ ondry no fanazavana azy1.
χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S σελήνηςselēnēsmoonG4582N-GSF φαίνωσινphainōsinthey may shineG5316V-PAS-3P αὐτῇ·autēain it;G0846P-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐφώτισενephōtisenenlightenedG5461V-AAI-3S λύχνοςluchnoslampG3088N-NSM αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF ἀρνίον.arnionLamb.G0721N-NSN - Gr. jirony.
24 Ary ny firenena maro no handeha amin’ ny fahazavany; ary ny mpanjakan’ ny tany dia mitondra ny voninahiny ho ao anatiny.
περιπατήσουσινperipatēsousinwill walkG4043V-FAI-3P ἔθνηethnēnationsG1484N-NPN σωζομένωνsōzomenōnbeing savedG4982V-PPP-GPM φωτὸςphōtoslightG5457N-GSN αὐτῆς,autēsof itG0846P-GSF βασιλεῖςbasileiskingsG0935N-NPM φέρουσινpherousinbringG5342V-PAI-3P δόξανdoxangloryG1391N-ASF τιμὴνtimēnhonorG5092N-ASF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM 25 Ary ny vavahadiny tsy harindrina akory amin’ ny andro (fa tsy mba hisy alina ao).
πυλῶνεςpulōnesgatesG4440N-NPM αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF κλεισθῶσινkleisthōsinmay be shutG2808V-APS-3P ἡμέρας·hēmerasby day;G2250N-GSF ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S 26 Ary ny voninahitra sy ny hajan’ ny firenena maro dia ho entina ao anatiny.
οἴσουσινoisousinthey will bringG5342V-FAI-3P δόξανdoxangloryG1391N-ASF τιμὴνtimēnhonorG5092N-ASF ἐθνῶνethnōnnationsG1484N-GPN 27 Ary tsy mba hiditra ao mihitsy izay tsy masìna, na izay manao vetaveta, na izay mandainga, fa izay voasoratra ao anatin’ ny bokin’ ny fiainana izay an’ ny Zanak’ ondry ihany.
εἰσέλθῃeiselthēmay enterG1525V-2AAS-3S κοινὸνkoinonunsanctifiedG2839GA-NSN ποιῶνpoiōnpracticingG4160GV-PAP-NSM βδέλυγμαbdelugmaabominationG0946N-ASN ψεῦδοςpseudosa lieG5579N-ASN γεγραμμένοιgegrammenoiwrittenG1125V-RPP-NPM βιβλίῳbibliōbookG0975N-DSN ζωῆςzōēsof lifeG2222N-GSF ἀρνίου.¶arniouLamb.G0721N-GSN