Chapter 6
Ny namahana ny tombo-kase enina
1 Ary nahita aho, rehefa novahan’ ny Zanak’ ondry ny anankiray tamin’ ny tombo-kase fito, ary reko ny anankiray tamin’ ny zava-manan’ aina efatra, tahaka ny fikotrokotroky ny kotrokorana, nanao hoe: Avia1.
εἶδονeidonI watchedG1492HV-2AAI-1S ἤνοιξενēnoixenopenedG0455V-2AAI-3S ἀρνίονarnionLambG0721N-NSN σφραγίδωνsphragidōnsealsG4973N-GPF ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S τεσσάρωνtessarōnfourG5064A-GPN ζῴωνzōōnliving creaturesG2226N-GPN λέγοντοςlegontossayingG3004GV-PAP-GSN βροντῆς·brontēsof thunder;G1027N-GSF ἔρχουerchouComeG2064V-PNM-2S βλέπε.¶blepedo heed.G0991V-PAM-2S - Ampio hoe: (ka izahao)
2 Ary hitako fa, indro, nisy soavaly fotsy; ary izay nitaingina azy dia nanana tsipìka; ary nomena satro-boninahitra izy; dia nivoaka izy ka naharesy sady mbola haharesy.
εἶδονeidonI lookedG1492HV-2AAI-1S ἵπποςipposa horseG2462N-NSM λευκὸςleukoswhiteG3022A-NSM καθήμενοςkathēmenossittingG2521V-PNP-NSM ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM τόξον.toxona bow.G5115N-ASN ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S στέφανος,stephanosa crown,G4735N-NSM ἐξῆλθενexēlthenhe went forthG1831V-2AAI-3S νικῶνnikōnovercomingG3528V-PAP-NSM νικήσῃ.¶nikēsēhe may conquer.G3528V-AAS-3S 3 Ary rehefa novahany ny tombo-kase faharoa, dia reko ny zava-manan’ aina faharoa nanao hoe: Avia1.
ἤνοιξενēnoixenHe openedG0455V-2AAI-3S σφραγῖδαsphragidasealG4973N-ASF δευτέραν,deuteransecondG1208A-ASF ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S δευτέρουdeuterousecondG1208A-GSN ζῴουzōouliving creatureG2226N-GSN λέγοντος·legontossaying;G3004GV-PAP-GSN ἔρχουerchoudo comeG2064V-PNM-2S βλέπε.blepedo heed.G0991V-PAM-2S - Ampio hoe: (ka izahao)
4 Dia nisy soavaly hafa mena kosa nivoaka; ary izay nitaingina azy dia navela hanaisotra ny fihavanana amin’ ny tany mba hifamonoan’ ny olona; ary nomena sabatra lehibe izy.
ἐξῆλθενexēlthenwent forthG1831V-2AAI-3S ἄλλοςallosanotherG0243A-NSM ἵπποςipposhorseG2462N-NSM πυρρός.purrosbright red.G4450A-NSM τῷtōto the [one]G3588T-DSM καθημένῳkathēmenōsittingG2521V-PNP-DSM ἐδόθηedothēwas grantedG1325V-API-3S λαβεῖνlabeinto takeG2983V-2AAN εἰρήνηνeirēnēnpeaceG1515N-ASF ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM σφάξουσιν.sphaxousinthey will slay.G4969V-FAI-3P ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S μάχαιραmachairaa swordG3162N-NSF μεγάλη.¶megalēgreat.G3173A-NSF 5 Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahatelo, dia reko ny zava-manan’ aina fahatelo nanao hoe: Avia1. Ary hitako fa, indro, nisy soavaly mainty: ary izay nitaingina azy nitondra mizàna teny an-tànany.
ἤνοιξενēnoixenHe openedG0455V-2AAI-3S σφραγῖδαsphragidasealG4973N-ASF τρίτην,tritēnthirdG5154A-ASF ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S τρίτουtritouthirdG5154A-GSN ζῴουzōouliving creatureG2226N-GSN λέγοντος·legontossaying;G3004GV-PAP-GSN ἔρχουerchoudo comeG2064V-PNM-2S βλέπε.blepedo heed.G0991V-PAM-2S εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἵπποςipposa horseG2462N-NSM μέλαςmelasblackG3189A-NSM καθήμενοςkathēmenossittingG2521V-PNP-NSM ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ζυγὸνzugona pair of scalesG2218N-ASM χειρὶcheirihandG5495N-DSF αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM - Ampio hoe: (ka izahao)
6 Ary nahare aho, ka toa nisy feo teo afovoan’ ny zava-manan’ aina efatra nanao hoe: venty1 ny vary tritika eran’ ny fatam-bary kely2, ary venty3 koa ny vary hordea intelon’ ny fatam-bary4; ary aza manimba ny diloilo na ny divay ianao.
ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S ὡςhōs[something] likeG5613PRT μέσῳmesō[the] midstG3319A-DSN τεσσάρωνtessarōnfourG5064A-GPN ζῴωνzōōnliving creaturesG2226N-GPN λέγουσαν·legousansaying;G3004GV-PAP-ASF χοῖνιξchoinixA choenixG5518N-NSF σίτουsitouof wheatG4621N-GSM δηναρίουdēnarioufor a denariusG1220N-GSN τρεῖςtreisthreeG5140A-NPF χοίνικεςchoinikeschoenixesG5518N-NPF κριθῶνkrithōnof barleyG2915N-GPF δηναρίου,dēnarioufor a denarius,G1220N-GSN ἔλαιονelaionoilG1637N-ASN ἀδικήσῃς.¶adikēsēsyou may injure.G0091V-AAS-2S - Gr. denaria.
- Gr. koiniksa.
- Gr. denaria.
- Gr. koiniksa.
7 Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahefatra, dia reko ny feon’ ny zava-manan’ aina fahefatra nanao hoe: Avia1.
ἤνοιξενēnoixenHe openedG0455V-2AAI-3S σφραγῖδαsphragidasealG4973N-ASF τετάρτην,tetartēnfourth,G5067A-ASF ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S φωνὴνphōnēn[the] voiceG5456GN-ASF τετάρτουtetartoufourthG5067A-GSN ζῴουzōouliving creatureG2226N-GSN λέγοντος·legontossaying;G3004GV-PAP-GSN ἔρχουerchouComeG2064V-PNM-2S βλέπε.blepedo heed.G0991V-PAM-2S - Ampio hoe: (ka izahao)
8 Ary hitako fa, indro, nisy soavaly hatsatra, ary ny anaran’ izay nitaingina ary atao hoe Fahafatesana, ary ny Fiainan-tsi-hita1 nanaraka azy. Ary nomena fahefana tamin’ ny ampahefatry ny tany ireo hamono amin’ ny sabatra sy ny mosary sy ny fahafatesana sy ny bibi-dia etỳ an-tany.
εἶδονeidonI lookedG1492HV-2AAI-1S ἵπποςipposa horseG2462N-NSM χλωρὸςchlōrospaleG5515A-NSM καθήμενοςkathēmenossittingG2521V-PNP-NSM ὄνομαonoma[the] nameG3686N-NSN αὐτῷautōof him [was]G0846P-DSM θάνατος.thanatosDeath.G2288N-NSM ἠκολούθειēkoloutheiwas followingG0190V-IAI-3S αὐτοῦ.autouhim.G0846P-GSM ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἐξουσίαexousiaauthorityG1849N-NSF τέταρτονtetartonfourthG5067A-ASN ἀποκτεῖναιapokteinaito killG0615V-AAN ῥομφαίᾳrhomphaiaswordG4501N-DSF θανάτῳthanatōplagueG2288N-DSM θηρίωνthēriōnbeastsG2342N-GPN - Gr. Hadesy.
9 Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahadimy, dia hitako teo ambanin’ ny alitara ny fanahin’ izay voavono noho ny tenin’ Andriamanitra sy ny filazana izay nohazoniny.
ἤνοιξενēnoixenHe openedG0455V-2AAI-3S πέμπτηνpemptēnfifthG3991A-ASF σφραγῖδα,sphragidaseal,G4973N-ASF εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ὑποκάτωhupokatōunderG5270PREP θυσιαστηρίουthusiastērioualtarG2379N-GSN ἐσφαγμένωνesphagmenōnslainG4969V-RPP-GPM διὰdiabecause ofG1223PREP θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T διὰdiabecause ofG1223PREP μαρτυρίανmarturiantestimonyG3141N-ASF ἀρνίουarnioulambG0721N-GSN εἶχον.eichonthey were upholding.G2192V-IAI-3P 10 Ary niantso tamin’ ny feo mahery izy nanao hoe: Tompo masìna sy marina Ô, mandra-pahoviana no tsy hitsaranao sy hamalianao ny rànay amin’ izay monina eny ambonin’ ny tany?
ἔκραξανekraxanthey were cryingG2896V-AAI-3P φωνῇphōnēain a voiceG5456GN-DSF μεγάλῃmegalēloudG3173A-DSF λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM δεσπότηςdespotēsLordG1203N-VSM ἀληθινός,alēthinostrue,G0228A-VSM κρίνειςkrineisdo You judgeG2919V-PAI-2S ἐκδικεῖςekdikeisyou avengeG1556V-PAI-2S κατοικούντωνkatoikountōndwellingG2730V-PAP-GPM 11 Ary samy nomena akanjo fotsy lava izy rehetra; ary nasaina niala sasatra kely aloha izy mandra-pahatapitry ny mpanompo namany sy ny rahalahiny, izay efa hovonoina tahaka azy koa.
ἐδόθηedothēwere givenG1325V-API-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἑκάστῳhekastōeachG1538A-DSM στολὴstolēa robeG4749N-NSF λευκὴleukēwhiteG3022A-NSF ἐρρέθηerrethēit was saidG2046V-API-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἀναπαύσονταιanapausontaithey will restG0373V-FMI-3P χρόνονchronona timeG5550N-ASM μικρὸνmikronlittleG3398A-ASM πληρωθῶσινplērōthōsinmay be fulfilledG4137V-APS-3P σύνδουλοιsundouloifellow servantsG4889N-NPM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἀδελφοὶadelphoibrothersG0080N-NPM αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM μέλλοντεςmellontesbeing aboutG3195V-PAP-NPM ἀποκτέννεσθαιapoktennesthaito be killedG0615V-PPN καὶkaialso [had been]G2532CONJ αὐτοί.¶autoithey.G0846P-NPM 12 Ary nahita aho, rehefa novahany ny tombo-kase fahenina, dia nisy horohorontany mafy; ary tonga mainty tahaka ny lamba volon’ osy fisaonana ny masoandro, ary tonga tahaka ny rà avokoa ny volana.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἤνοιξενēnoixenHe openedG0455V-2AAI-3S σφραγῖδαsphragidasealG4973N-ASF ἕκτην,hektēnsixth,G1623A-ASF σεισμὸςseismosan earthquakeG4578N-NSM μέγαςmegasgreatG3173A-NSM ἐγένετο,egenetothere was,G1096V-2ADI-3S ἐγένετοegenetobecameG1096V-2ADI-3S μέλαςmelasblackG3189A-NSM σάκκοςsakkossackclothG4526N-NSM τρίχινος,trichinosof hair,G5155A-NSM σελήνηselēnēmoonG4582N-NSF ἐγένετοegenetobecameG1096V-2ADI-3S 13 Ary ny kintana tamin’ ny lanitra dia niraraka tamin’ ny tany, toy ny aviavy manintsana ny voany manta, raha hozongozonin’ ny rivotra mahery izy.
ἀστέρεςasteresstarsG0792N-NPM οὐρανοῦouranouof heavenG3772N-GSM ἔπεσανepesanfellG4098V-2AAI-3P συκῆsukēa fig treeG4808N-NSF βάλλειballeicastsG0906JV-PAI-3S ὀλύνθουςolunthousunripe figsG3653N-APM αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF ἀνέμουanemoua windG0417N-GSM μεγάλουmegalougreatG3173A-GSM σειομένη,seiomenēbeing shaken,G4579V-PPP-NSF 14 Dia lasa tahaka ny taratasy voahorona ny lanitra, ary ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra dia nafindra niala tamin’ ny fitoerany.
οὐρανὸςouranosheavenG3772N-NSM ἀπεχωρίσθηapechōristhēdepartedG0673V-API-3S βιβλίονbibliona scrollG0975N-NSN ἑλισσόμενον,helissomenonbeing rolled up,G1667V-PPP-NSN ὄροςorosmountainG3735N-NSN νῆσοςnēsosislandG3520N-NSF τόπωνtopōnplacesG5117N-GPM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPN ἐκινήθησαν,ekinēthēsanwere moved,G2795V-API-3P 15 Ary ny mpanjakan’ ny tany sy ny lehibe sy ny mpifehy arivo sy ny mpanankarena sy ny lehilahy mahery mbamin’ ny andevo rehetra sy ny tsy andevo rehetra dia niery tao amin’ ny lavaka sy tao amin’ ny vatolampy eny an-tendrombohitra;
βασιλεῖςbasileiskingsG0935N-NPM μεγιστᾶνεςmegistanesgreat onesG3175N-NPM χιλίαρχοιchiliarchoicommandersG5506N-NPM πλούσιοιplousioirichG4145A-NPM ἰσχυροὶischuroipowerfulG2478A-NPM δοῦλοςdoulosslaveG1401N-NSM ἐλεύθεροςeleutherosfreeG1658A-NSM ἔκρυψανekrupsanhidG2928V-2AAI-3P ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM σπήλαιαspēlaiacavesG4693N-APN πέτραςpetrasrocksG4073N-APF ὀρέωνoreōnmountainsG3735N-GPN 16 ary hoy izy tamin’ ny tendrombohitra sy ny vatolampy; Mianjerà aminay, ka afeno izahay amin’ ny tavan’ ilay mipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianana sy amin’ ny fahatezeran’ ny Zanak’ ondry;
λέγουσινlegousinthey sayG3004GV-PAI-3P ὄρεσινoresinmountainsG3735N-DPN πέτραις·petraisrocks;G4073N-DPF πέσετεpesetedo fallG4098V-2AAM-2P κρύψατεkrupsatedo hideG2928V-AAM-2P προσώπουprosōpou[the] faceG4383N-GSN τοῦtouof the [One]G3588T-GSM καθημένουkathēmenousittingG2521V-PNP-GSM θρόνουthronouthroneG2362N-GSM ὀργῆςorgēswrathG3709N-GSF ἀρνίου,arniouLamb,G0721N-GSN 17 fa tonga ny andro lehiben’ ny fahatezeran’ ireo1, ka iza no mahajanona?
ἦλθενēlthenhas comeG2064V-2AAI-3S μεγάληmegalēgreatG3173A-NSF ὀργῆςorgēswrathG3709N-GSF αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S σταθῆναι;¶stathēnaito stand?G2476V-APN - Na: ny fahatezerany.