Chapter 3
Sardisy
1 Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana1 any Sardisy: Izao no lazain’ ilay manana ny Fanahy fiton’ Andriamanitra sy ny kintana fito: Fantatro ny asanao, fa manana anarana ho velona ianao, kanjo maty ihany.
ΣάρδεσινSardesinSardisG4554N-DPF-L ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF γράψον·grapsondo write:G1125V-AAM-2S τάδεtadeThese thingsG3592D-APN ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM πνεύματαpneumataSpiritsG4151GN-APN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἀστέρας·asterasstars;G0792N-APM οἶδάoidaI knowG6063V-RAI-1S ὄνομαonomacharacterizationG3686N-ASN ἔχειςecheisyou haveG2192V-PAI-2S ζῇςzēasyou are aliveG2198V-PAI-2S νεκρὸςnekrosdeadG3498A-NSM εἶ.eiyou are.G1510V-PAI-2S - Gr. eklesia.
2 Miambena1, ka aoreno tsara ny zavatra sisa izay saiky maty; fa tsy nisy hitako2 tanteraka ny asanao eo anatrehan’ Andriamanitro.
γίνουginoudo beG1096V-PNM-2S γρηγορῶνgrēgorōnwatchingG1127V-PAP-NSM στήρισονstērisondo strengthenG4741V-AAM-2S τὰtathe [things]G3588T-APN λοιπὰloipathat remainG3062A-APN ἔμελλονemellon<they> were aboutG3195V-IAI-3P ἀποθανεῖν·apothaneinto die;G0599V-2AAN εὕρηκάheurēkaI have foundG2147V-RAI-1S πεπληρωμέναpeplērōmenacompletedG4137V-RPP-APN ἐνώπιονenōpionin the sight ofG1799PREP μου.mouof Mine.G3165P-1GS - Gr. Miareta tory.
- Na: (tsy hitako)
3 Dia tsarovy ny amin’ ny nandraisanao sy ny nandrenesanao, ary tano mafy, ka mibebaha. Koa raha tsy hiambina1 ianao, dia ho tonga toy ny fihavin’ ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hihaviako aminao.
μνημόνευεmnēmoneuedo rememberG3421V-PAM-2S εἴληφαςeilēphasyou have receivedG2983V-2RAI-2S ἤκουσας,ēkousasheard —G0191V-AAI-2S τήρειtēreido keep [it]G5083GV-PAM-2S μετανόησον.metanoēsondo repent.G3340V-AAM-2S γρηγορήσῃς,grēgorēsēsyou shall watch,G1127V-AAS-2S ἥξωhēxōI will comeG2240V-FAI-1S κλέπτης,kleptēsa thief,G2812N-NSM γνῷςgnōsyou may knowG1097V-2AAS-2S ποίανpoianat whatG4169I-ASF ἥξωhēxōI will comeG2240V-FAI-1S - Gr. hiari-tory.
4 Kanefa misy olona1 vitsy atỳ aminao atỳ Sardisy izay tsy nandoto ny fitafiany; ary hiara-mandeha amiko mitafy lamba fotsy ireo, satria miendrika Izy.
ἔχειςecheisyou haveG2192V-PAI-2S ὀλίγαoligaa fewG3641A-APN ὀνόματαonomatapeopleG3686N-APN ΣάρδεσινSardesinSardisG4554N-DPF-L ἐμόλυνανemolunansoiledG3435V-AAI-3P ἱμάτιαhimatiagarmentsG2440N-APN αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM περιπατήσουσινperipatēsousinthey will walkG4043V-FAI-3P λευκοῖς,leukoiswhite,G3022A-DPN ἄξιοίaxioiworthyG0514A-NPM εἰσιν.eisinthey are.G1510V-PAI-3P - Gr. anaranana.
5 Izay maharesy dia hitafy lamba fotsy tahaka ireo koa, ary tsy hamono ny anarany eo amin’ ny bokin’ ny fiainana tokoa Aho, fa hanaiky ny anarany eo anatrehan’ ny Raiko sy eo anatrehan’ ny anjeliny.
νικῶνnikōnovercomingG3528V-PAP-NSM περιβαλεῖταιperibaleitaiwill be clothedG4016V-FMI-3S ἱματίοιςhimatioisgarmentsG2440N-DPN λευκοῖς,leukoiswhite,G3022A-DPN ἐξαλείψωexaleipsōwill I blot outG1813V-FAI-1S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM βίβλουbibloubookG0976N-GSF ζωῆςzōēsof lifeG2222N-GSF ὁμολογήσωhomologēsōI will acknowledgeG3670V-FAI-1S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ἀγγέλωνangelōnangelsG0032GN-GPM αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 6 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana1.
ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἀκουσάτωakousatōhe should hearG0191V-AAM-3S ἐκκλησίαις.¶ekklēsiaischurches.G1577N-DPF - Gr. eklesia.
Filadelfia
7 Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana1 any Filadelfia: Izao no lazain’ izay masìna, Izay marina, Izay manana ny fanalahidin’ i Davida, Izay mamoha ka tsy hisy hanidy, ary manidy ka tsy misy mamoha:
ΦιλαδελφείᾳPhiladelpheiaPhiladelphiaG5359N-DSF-L ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF γράψον·grapsondo write:G1125V-AAM-2S τάδεtadeThese thingsG3592D-APN ἅγιος,hagiosHoly [One],G0040GA-NSM ἀληθινός,alēthinosTrue [One],G0228A-NSM ἔχωνechōnis havingG2192V-PAP-NSM Δαυίδ,Dauidof David,G1138N-GSM-P ἀνοίγωνanoigōnis openingG0455V-PAP-NSM οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM κλείσειkleiseiwill shutG2808V-FAI-3S ἀνοίγων·anoigōnis being open);G0455V-PAP-NSM κλείωνkleiōnshuttingG2808V-PAP-NSM οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἀνοίγει·anoigeiopens;G0455V-PAI-3S - Gr. eklesia.
8 Fantatro ny asanao (indro, efa nasiako varavarana mivoha eo anatrehanao, ka tsy misy maharindrina azy), fa manana hery kely ihany ianao ka nitandrina1 ny teniko ary tsy mba nandà ny anarako.
οἶδάoidaI knowG6063V-RAI-1S ἔργα.ergadeeds.G2041N-APN δέδωκαdedōkaI have setG1325V-RAI-1S ἐνώπιόνenōpionbeforeG1799PREP θύρανthurana doorG2374N-ASF ἠνεῳγμένηνēneōgmenēnopenedG0455V-RPP-ASF οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S κλεῖσαιkleisaito shutG2808V-AAN μικρὰνmikranlittleG3398A-ASF ἔχειςecheisyou haveG2192V-PAI-2S δύναμινdunaminpowerG1411N-ASF ἐτήρησάςetērēsasyou have keptG5083GV-AAI-2S ἠρνήσωērnēsōdeniedG0720V-ADI-2S - Na: fa na dia kely aza ny herinao, dia efa nitandrina, etc.
9 Indro, alaiko ny sasany amin’ ny synagogan’ i Satana, izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa mandainga, indro, hataoko tonga hiankohoka eo anoloan’ ny tongotrao ireo, ka ho fantany fa Izaho efa tia anao.
διδῶdidōI may giveG1325V-PAS-1S ἐκek[those] fromG1537PREP συναγωγῆςsunagōgēssynagogueG4864N-GSF σατανᾶsatanaof Satan —G4567N-GSM-T λεγόντωνlegontōndeclaringG3004GV-PAP-GPM ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM ἸουδαίουςIoudaiousJewsG2453N-APM-PG εἶναιeinaito beG1511V-PAN εἰσίν,eisinare,G1510V-PAI-3P ψεύδονται,pseudontaithey lie —G5574V-PNI-3P ποιήσωpoiēsōI will causeG4160GV-FAI-1S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἥξουσινhēxousinthey will comeG2240V-FAI-3P προσκυνήσουσινproskunēsousinthey will worshipG4352V-FAI-3P ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP γνῶσινgnōsinthey may knowG1097V-2AAS-3P ἠγάπησάēgapēsalovedG0025V-AAI-1S 10 Satria efa nitandrina ny teniko ny amin’ ny faharetana ianao, Izaho kosa hiaro anao ho voavonjy amin’ ny andro fakam-panahy izay efa hihatra amin’ izao tontolo izao ho fizahan-toetra izay monina ambonin’ ny tany.
ἐτήρησαςetērēsasyou have keptG5083GV-AAI-2S ὑπομονῆςhupomonēspatient enduranceG5281N-GSF μου,mouof Mine,G3165P-1GS κἀγώkagōI myself alsoG1473P-1NS + G2532 τηρήσωtērēsōwill keepG5083IV-FAI-1S πειρασμοῦpeirasmoutrialG3986HN-GSM μελλούσηςmellousēsis being aboutG3195V-PAP-GSF ἔρχεσθαιerchesthaito comeG2064V-PNN οἰκουμένηςoikoumenēsinhabited worldG3625N-GSF πειράσαιpeirasaito tryG3985HV-AAN κατοικοῦνταςkatoikountasdwellingG2730V-PAP-APM 11 Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao.
ἔρχομαιerchomaiI am comingG2064V-PNI-1S ταχύ·tachuquickly;G5035ADV κράτειkrateido hold fastG2902V-PAM-2S ἔχεις,echeisyou have,G2192V-PAI-2S μηδεὶςmēdeisno oneG3367A-NSM λάβῃlabēmay takeG2983V-2AAS-3S στέφανόνstephanoncrownG4735N-ASM 12 Izay maharesy no hataoko andry eo amin’ ny tempolin’ Andriamanitro, ary tsy hiala eo intsony izy; ary hosoratako eo aminy ny anaran’ Andriamanitro sy ny anaran’ ny tanànan’ Andriamanitro, dia Jerosalema vaovao, izay midìna avy any an-danitra avy amin’ Andriamanitro, ary ilay anarako vaovao.
νικῶν,nikōnovercoming,G3528V-PAP-NSM ποιήσωpoiēsōI will makeG4160GV-FAI-1S στῦλονstulona pillarG4769N-ASM μου,mouof Mine,G3165P-1GS ἐξέλθῃexelthēshall he goG1831V-2AAS-3S γράψωgrapsōI will writeG1125V-FAI-1S πόλεωςpoleōscityG4172N-GSF μου,mouof Mine,G3165P-1GS καινῆςkainēsnewG2537A-GSF Ἰερουσαλήμ,IerousalēmJerusalem,G2419N-GSF-L καταβαίνουσαkatabainousais descendingG2597V-PAP-NSF οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM μου,mouof Mine,G3165P-1GS καινόν.kainonnew.G2537A-ASN 13 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana1.
ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἀκουσάτωakousatōhe should hearG0191V-AAM-3S ἐκκλησίαις.¶ekklēsiaischurches.G1577N-DPF - Gr. eklesia.
Laodikia
14 Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana1 any Laodikia: Izao no lazain’ ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan’ izao zavatra noharin’ Andriamanitra izao:
ΛαοδικείᾳLaodikeiaLaodiceaG2993N-DSF-L ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF γράψον·grapsondo write:G1125V-AAM-2S τάδεtadeThese thingsG3592D-APN ἀμήν,amēnAmen,G0281INJ-HEB μάρτυςmartusWitnessG3144N-NSM πιστὸςpistosfaithfulG4103A-NSM ἀληθινός,alēthinostrue,G0228A-NSM ἀρχὴarchēBeginningG0746N-NSF κτίσεωςktiseōscreationG2937N-GSF θεοῦ·theouof God;G2316N-GSM-T - Gr. eklesia.
15 Fantatro ny asanao, fa tsy mangatsiaka na mafana ianao; aleo ho mangatsiaka na ho mafana ianao.
οἶδάoidaI knowG6063V-RAI-1S οὔτεouteneitherG3777CONJ-N ψυχρὸςpsuchroscoldG5593A-NSM ζεστός.zestoshot.G2200A-NSM ὄφελονophelonI wishG3785PRT ψυχρὸςpsuchroscoldG5593A-NSM ἦςēsyou wereG1510V-IAI-2S ζεστός·zestoshot;G2200A-NSM 16 Fa satria matimaty ianao ka tsy mafana na mangatsiaka, dia efa haloan’ ny vavako ianao;
χλιαρὸςchliaroslukewarmG5513A-NSM οὔτεouteneitherG3777CONJ-N ζεστὸςzestoshotG2200A-NSM ψυχρός,psuchroscold,G5593A-NSM μέλλωmellōI am aboutG3195V-PAI-1S ἐμέσαιemesaito spitG1692V-AAN στόματόςstomatosmouthG4750N-GSN μου,mouof Mine,G3165P-1GS 17 fa hoy ianao: Manan-karena sy efa nihary fananana be aho ka tsy manan-java-mahory; kanjo tsy fantatrao fa ianao no ilay ory sy mahantra sy malahelo sy jamba ary mitanjaka;
λέγειςlegeisyou sayG3004GV-PAI-2S πλούσιόςplousiosRichG4145A-NSM εἰμιeimiI amG1510V-PAI-1S πεπλούτηκαpeploutēkaI have grown richG4147V-RAI-1S οὐδὲνouden[of] no [thing]G3762A-ASN χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχω,echōI have,G2192V-PAI-1S οἶδαςoidasdo you understandG6063V-RAI-2S σὺsuyou yourselfG4771P-2NS ταλαίπωροςtalaipōroswretchedG5005A-NSM ἐλεεινὸςeleeinosmiserableG1652A-NSM πτωχὸςptōchospoorG4434N-NSM τυφλὸςtuphlosblindG5185A-NSM γυμνός,gumnosnaked,G1131A-NSM 18 dia manoro hevitra anao Aho hividy amiko volamena voadio tamin’ ny afo, mba hanan-karena ianao, ary fitafiana fotsy hotafinao, mba tsy hisehoan’ ny henatrao noho ny fitanjahana, ary odi-maso hahosotrao ny masonao mba hahiratanao.
συμβουλεύωsumbouleuōI counselG4823V-PAI-1S ἀγοράσαιagorasaito buyG0059V-AAN χρυσίονchrusiongoldG5553N-ASN πεπυρωμένονpepurōmenonrefinedG4448V-RPP-ASN πλουτήσῃς,ploutēsēsyou may be rich,G4147V-AAS-2S ἱμάτιαhimatiagarmentsG2440N-APN λευκὰleukawhiteG3022A-APN περιβάλῃ,peribalēyou may be clothedG4016V-2AMS-2S φανερωθῇphanerōthēamay be made manifestG5319V-APS-3S αἰσχύνηaischunēshameG0152N-NSF γυμνότητόςgumnotētosnakednessG1132N-GSF κολλούριονkollourioneye-salveG2854N-ASN ἐγχρῖσαιegchrisaito anointG1472V-AAN ὀφθαλμούςophthalmouseyesG3788N-APM βλέπῃς.blepēsyou may see.G0991V-PAS-2S 19 Izay1 rehetra tiako no anariko sy faizako; koa dia mazotoa ianao, ka mibebaha.
ὅσουςhosousas many asG3745K-APM φιλῶphilōshall loveG5368V-PAS-1S ἐλέγχωelegchōI rebukeG1651V-PAI-1S παιδεύω.paideuōdiscipline.G3811V-PAI-1S ζήλευεzēleuedo be jealousG6041V-PAM-2S μετανόησον.metanoēsondo repent.G3340V-AAM-2S - Gr. Raha Izaho, dia izay.
20 Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko.
ἕστηκαhestēkaI have stoodG2476V-RAI-1S θύρανthurandoorG2374N-ASF κρούω.krouōknock.G2925V-PAI-1S ἀκούσῃakousēshall hearG0191V-AAS-3S ἀνοίξῃanoixēshall openG0455V-AAS-3S θύραν,thurandoor,G2374N-ASF εἰσελεύσομαιeiseleusomaiI will come inG1525V-FDI-1S δειπνήσωdeipnēsōI will dineG1172V-FAI-1S 21 Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin’ ny seza fiandrianako, dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka amin’ ny Raiko eo ambonin’ ny seza fiandrianany.
νικῶν,nikōnovercoming,G3528V-PAP-NSM δώσωdōsōI will giveG1325V-FAI-1S καθίσαιkathisaito sitG2523V-AAN θρόνῳthronōthroneG2362N-DSM κἀγὼkagōI myself alsoG1473P-1NS + G2532 ἐνίκησαenikēsaovercameG3528V-AAI-1S ἐκάθισαekathisaI sat downG2523V-AAI-1S πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T θρόνῳthronōthroneG2362N-DSM αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 22 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana1.
ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἀκουσάτωakousatōhe should hearG0191V-AAM-3S ἐκκλησίαις.¶ekklēsiaischurches.G1577N-DPF - Gr. eklesia.