Chapter 15
Ny amin’ ny lovia fito nisy ny loza fito, izay nentin’ ny anjely fito ka naidiny tamin’ ny tany
1 Ary hitako fa, indro, nisy famantarana iray koa tany an-danitra, sady lehibe mahagaga, dia anjely fito izay nanana ny Ioza fito farany, Satria ireny no enti-mahatanteraka ny fahatezeran’ Andriamanitra.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἄλλοalloanotherG0243A-ASN σημεῖονsēmeionsignG4592N-ASN οὐρανῷouranōheavenG3772N-DSM θαυμαστόν,thaumastonwonderful,G2298A-ASN ἀγγέλουςangelousangelsG0032GN-APM ἔχονταςechontashavingG2192V-PAP-APM πληγὰςplēgasplaguesG4127N-APF ἑπτὰheptaseven —G2033A-NUI ἐσχάτας,eschataslast,G2078A-APF αὐταῖςautaisthemG0846P-DPF ἐτελέσθηetelesthēwas completedG5055V-API-3S θυμὸςthumoswrathG2372N-NSM θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T 2 Ary nahita aho fa, indro, toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin’ ny bibi-dia sy ny sariny ary ny isan’ ny anarany dia nitsangana teo amoron’1 ny ranomasina fitaratra, nitana lokangan’ Andriamanitra.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ὡςhōs[something] likeG5613PRT θάλασσανthalassana seaG2281N-ASF ὑαλίνηνhu'alinēnof glassG5193A-ASF μεμιγμένηνmemigmenēnmingledG3396V-RPP-ASF πυρὶpuriwith fireG4442N-DSN νικῶνταςnikōntasconqueringG3528V-PAP-APM θηρίουthērioubeastG2342N-GSN εἰκόνοςeikonosimageG1504N-GSF αὐτοῦautouof itG0846P-GSN χαράγματοςcharagmatosmarkG5480N-GSN ἀριθμοῦarithmounumberG0706N-GSM ὀνόματοςonomatosnameG3686N-GSN αὐτοῦautouof itG0846P-GSN ἑστῶταςhestōtasstandingG2476V-RAP-APM θάλασσανthalassanseaG2281N-ASF ὑαλίνηνhu'alinēnglassG5193A-ASF ἔχονταςechontashavingG2192V-PAP-APM κιθάραςkitharasharpsG2788N-APF θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T - Na: tao amin.
3 Ary mihira ny fihiran’ i Mosesy, mpanompon’ Andriamanitra, sy ny fihiran’ ny Zanak’ ondry izy manao hoe: Lehibe sy mahatalanjona ny asanao, Tompo Ô, Andriamanitra Tsitoha; Mahitsy sy marina ny lalanao, Ry Mpanjaka mandrakizay.
ᾄδουσινadousinthey are singingG0103V-PAI-3P ΜωϋσέωςMōuseōsof MosesG3475N-GSM-P δούλουdoulouservantG1401N-GSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἀρνίουarniouLambG0721N-GSN λέγοντες·legontessaying:G3004GV-PAP-NPM μεγάλαmegalaGreatG3173A-NPN θαυμαστὰthaumastawonderful [are]G2298A-NPN παντοκράτωρ.pantokratōrAlmighty!G3841N-VSM-T δίκαιαιdikaiaiRighteousG1342A-NPF ἀληθιναὶalēthinaitrue [are]G0228A-NPF βασιλεὺςbasileusKingG0935N-NSM-T ἐθνῶν.ethnōnnations!G1484N-GPN 4 Iza no tsy hatahotra? Ary iza no tsy hankalaza ny anaranao, Tompo ô? Fa Hianao ihany no masìna, ary ny firenena rehetra ho avy hiankohoka eo anatrehanao; Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao.
φοβηθῇphobēthēamay fearG5399V-AOS-3S κύριε,kurieO Lord,G2962GN-VSM-T δοξάσειdoxaseiwill glorifyG1392V-FAI-3S μόνοςmonosalone [are]G3441A-NSM ὅσιος,hosiossacred,G3741A-NSM ἔθνηethnēnationsG1484N-NPN ἥξουσινhēxousinwill comeG2240V-FAI-3P προσκυνήσουσινproskunēsousinwill worshipG4352V-FAI-3P ἐνώπιόνenōpionbeforeG1799PREP δικαιώματάdikaiōmatarighteous actsG1345N-NPN ἐφανερώθησαν.¶ephanerōthēsanwere revealed.G5319V-API-3P 5 Ary rehefa afaka izany, dia nahita aho fa, indro, novohana ny tempoly, dia1 ny tabernakelin’ ny vavolombelona2 tany an-danitra;
ταῦταtautathese thingsG3778D-APN εἶδονeidonI lookedG1492HV-2AAI-1S ἠνοίγηēnoigēwas openedG0455V-2API-3S σκηνῆςskēnēstabernacleG4633N-GSF μαρτυρίουmarturioutestimonyG3142N-GSN οὐρανῷ.ouranōheaven.G3772N-DSM - Na: tao amin’
- Dia ny Didy Folo.
6 ary ny anjely fito izay nanana ny loza fito dia nivoaka avy tao amin’ ny tempoly, ary niravaka vato soa madio sy mamirapiratra1 izy sady nisikina fisikinam-bolamena teo amin’ ny tratrany.
ἐξῆλθονexēlthoncame forthG1831V-2AAI-3P ἄγγελοιangeloiangelsG0032GN-NPM ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM πληγὰςplēgasplaguesG4127N-APF ἦσανēsanwereG1510V-IAI-3P ἐνδεδυμένοιendedumenoihaving clothed themselves inG1746V-RMP-NPM λίνονlinonlinenG3043N-ASN καθαρὸνkatharonpureG2513A-ASN λαμπρὸνlampronbrightG2986A-ASN περιεζωσμένοιperiezōsmenoihaving girded themselves withG4024V-RMP-NPM στήθηstēthēchestsG4738N-APN ζώναςzōnassashesG2223N-APF χρυσᾶς.chrusasgolden.G5552A-APF - Na: (niakanjo rongony fotsy sady madio no mangatsakatsaka)
7 Ary ny anankiray tamin’ ny zava-manan’ aina efatra nanome ny anjely fito lovia volamena fito, feno ny fahatezeran’ Andriamanitra, Izay velona mandrakizay mandrakizay.
τεσσάρωνtessarōnfourG5064A-GPN ζῴωνzōōnliving creaturesG2226N-GPN ἔδωκενedōkengaveG1325V-AAI-3S ἀγγέλοιςangeloisangelsG0032GN-DPM φιάλαςphialasbowlsG5357N-APF χρυσᾶςchrusasgoldenG5552A-APF γεμούσαςgemousasfullG1073V-PAP-APF θυμοῦthumouwrathG2372N-GSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ζῶντοςzōntosis livingG2198V-PAP-GSM 8 Ary ny tempoly dia feno setroka avy tamin’ ny voninahitr’ Andriamanitra sy ny heriny, ka tsy nisy nahazo niditra tao amin’ ny tempoly mandra-pahatanteraky ny loza fito nentin’ ny anjely fito.
ἐγεμίσθηegemisthēwas filledG1072V-API-3S καπνοῦkapnouwith smokeG2586N-GSM δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T δυνάμεωςdunameōspowerG1411N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἐδύνατοedunatowas ableG1410V-INI-3S εἰσελθεῖνeiseltheinto enterG1525V-2AAN τελεσθῶσινtelesthōsinmay be completedG5055V-APS-3P πληγαὶplēgaiplaguesG4127N-NPF ἀγγέλων.¶angelōnangels.G0032GN-GPM