Chapter 10
Ny teny nentin’ ny anjely anankiray, ary ny amin’ ny kotrokorana fito sy ny boky kely
1 Ary hitako fa, indro, nisy anjely mahery anankiray koa, nidina ary tany an-danitra sady nitafy rahona; ary ny avana dia teo amin’ ny lohany, ary ny tavany dia tahaka ny masoandro, ary ny tongony tahaka ny andry afo,
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἄλλονallonanotherG0243A-ASM ἄγγελονangelonangelG0032GN-ASM ἰσχυρὸνischuronmightyG2478A-ASM καταβαίνονταkatabainontacoming downG2597V-PAP-ASM οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM περιβεβλημένονperibeblēmenonhaving clothed himself withG4016V-RMP-ASM νεφέλην,nephelēna cloud,G3507N-ASF ἶριςirisrainbowG2463N-NSF κεφαλῆςkephalēsheadG2776N-GSF αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM πρόσωπονprosōponfaceG4383N-NSN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἥλιος,hēliossun,G2246N-NSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM στῦλοιstuloipillarsG4769N-NPM πυρός,purosof fire,G4442N-GSN 2 ary nitàna boky kely nivelatra teny an-tanany izy; ary nabahany ny tongony, ka ny ankavanany tamin’ ny ranomasina, ary ny ankaviany tamin’ ny tany;
ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM χειρὶcheirihandG5495N-DSF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM βιβλαρίδιονbiblaridiona little scrollG0974N-ASN ἠνεῳγμένονēneōgmenonopenedG0455V-RPP-ASN ἔθηκενethēkenhe placedG5087V-AAI-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM δεξιὸνdexionrightG1188A-ASM θαλάσσης,thalassēssea,G2281N-GSF εὐώνυμονeuōnumonleftG2176A-ASM 3 ary niantso tamin’ ny feo mahery izy, tahaka ny fieron’ ny liona; ary nony niantso izy, dia nikotroka ny kotrokorana fito.
ἔκραξενekraxenhe cried outG2896V-AAI-3S φωνῇphōnēain a voiceG5456GN-DSF μεγάλῃmegalēloudG3173A-DSF μυκᾶται.mukatairoars.G3455V-PNI-3S ἔκραξεν,ekraxenhe cried out,G2896V-AAI-3S ἐλάλησανelalēsansoundedG2980V-AAI-3P βρονταὶbrontaithundersG1027N-NPF ἑαυτῶνhe'autōntheir ownG1438F-3GPF 4 Ary rehefa nikotroka ny kotrokorana fito, dia efa hanoratra aho, kanjo nahare feo avy tany an-danitra aho nanao hoe: Asio tombo-kase izay efa notononin’ ny kotrokorana fito, fa aza soratana.
ἐλάλησανelalēsanspokeG2980V-AAI-3P βρονταί,brontaithunders,G1027N-NPF ἑαυτῶνhe'autōnof themselvesG1438F-3GPF ἤμελλονēmellonI was aboutG3195V-IAI-1S γράφειν.grapheinto write.G1125V-PAN ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM λέγουσανlegousansayingG3004GV-PAP-ASF σφράγισονsphragisondo sealG4972V-AAM-2S ἐλάλησανelalēsanspokeG2980V-AAI-3P βρονταί,brontaithunders,G1027N-NPF γράψῃς.grapsēsmay write.G1125V-AAS-2S 5 Ary ny anjely, ilay efa hitako, dia nitsangana teo ambonin’ ny ranomasina sy teo ambonin’ ny tany, ka nanangana ny tànany ankavanana ho amin’ ny lanitra
ἄγγελος,angelosangelG0032GN-NSM εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἑστῶταhestōtastandingG2476V-RAP-ASM θαλάσσηςthalassēsseaG2281N-GSF ἦρενērenlifted upG0142V-AAI-3S χεῖραcheirahandG5495N-ASF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM δεξιὰνdexianrightG1188A-ASF οὐρανὸνouranonheavenG3772N-ASM 6 ary nianiana tamin’ izay velona mandrakizay mandrakizay, dia Ilay nahary ny lanitra sy ny ao aminy ary ny tany sy ny ao aminy ary ny ranomasina sy ny ao aminy fa tsy hisy andro1 intsony;
ὤμοσενōmosenhe sworeG3660V-AAI-3S ζῶντιzōntilivingG2198V-PAP-DSM ἔκτισενektisencreatedG2936V-AAI-3S οὐρανὸνouranonheavenG3772N-ASM τὰtathe [things]G3588T-APN τὰtathe [things]G3588T-APN θάλασσανthalassanseaG2281N-ASF τὰtathe [things]G3588T-APN χρόνοςchronosDelayG5550N-NSM οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 ἔσται,estaiwill there be!G1510V-FDI-3S - Na: tsy ho ela.
7 fa amin’ ny andro hitsofan’ ny anjely fahafito, rehefa hitsoka izy, dia ho tanteraka ny zava-miafina izay an’ Andriamanitra, araka ny teny soa mahafaly nambarany tamin’ ny mpaminany mpanompony
ἡμέραιςhēmeraisdaysG2250N-DPF ἑβδόμουhebdomouseventhG1442A-GSM ἀγγέλου,angelouangel,G0032GN-GSM μέλλῃmellēhe may soonG3195V-PAS-3S σαλπίζειν,salpizeinto sound [the] trumpet,G4537V-PAN ἐτελέσθηetelesthēwould be completedG5055V-API-3S μυστήριονmustērionmysteryG3466N-NSN θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T εὐηγγέλισενeuēngelisenevangelisedG2097V-AAI-3S τοὺςtous[to] thoseG3588T-APM ἑαυτοῦhe'autouHis ownG1438F-3GSM δούλουςdoulousservantsG1401N-APM τοὺςtous[to] theG3588T-APM προφήτας.¶prophētasprophets.G4396N-APM 8 Ary ny feo izay efa reko avy tany an-danitra dia niteny tamiko indray hoe: Mandehana, raiso ilay boky mivelatra eny an-tànan’ ny anjely mitsangana eo ambonin’ ny ranomasina sy eo ambonin’ ny tany.
ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM λαλοῦσανlalousanwas speakingG2980V-PAP-ASF λέγουσαν·legousansaying;G3004GV-PAP-ASF ὕπαγεhupagedo goG5217V-PAM-2S λάβεlabedo takeG2983V-2AAM-2S βιβλίονbiblionlittle scrollG0975N-ASN ἠνεῳγμένονēneōgmenonopenedG0455V-RPP-ASN χειρὶcheirihandG5495N-DSF ἀγγέλουangelouangelG0032GN-GSM ἑστῶτοςhestōtosstandingG2476V-RAP-GSM θαλάσσηςthalassēsseaG2281N-GSF 9 Dia nankany amin’ ny anjely aho ka nanao taminy hoe: Omeo ahy iny boky kely iny. Ary hoy izy tamiko: Raiso, ka hano avokoa io; dia hampangidy ny kibonao izy, nefa eo am-bavanao dia ho mamy tahaka ny tantely.
ἀπῆλθαapēlthaI wentG0565V-2AAI-1S ἄγγελονangelonangelG0032GN-ASM λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM δοῦναίdounaito giveG1325V-2AAN βιβλαρίδιον.biblaridionlittle scroll.G0974N-ASN λέγειlegeihe saysG3004GV-PAI-3S λάβεlabedo takeG2983V-2AAM-2S κατάφαγεkataphagedo eatG2719V-2AAM-2S πικρανεῖpikraneiit will make bitterG4087V-FAI-3S κοιλίαν,koilianstomach,G2836N-ASF στόματίstomatimouthG4750N-DSN ἔσταιestaiit will beG1510V-FDI-3S γλυκὺglukusweetG1099A-NSN μέλι.¶melihoney.G3192N-NSN 10 Dia noraisiko ilay boky kely teny an-tanan’ ny anjely ka nohaniko avokoa; ary raha nataoko teo am-bavako izy, dia mamy tahaka ny tantely, kanjo nony voateliko, dia nangidy ny kiboko.
ἔλαβονelabonI tookG2983V-2AAI-1S βιβλαρίδιονbiblaridionlittle scrollG0974N-ASN χειρὸςcheiroshandG5495N-GSF ἀγγέλουangelouangelG0032GN-GSM κατέφαγονkatephagonI ateG2719V-2AAI-1S στόματίstomatimouthG4750N-DSN γλυκύ·glukusweet;G1099A-NSN ἔφαγονephagonI had eatenG5315V-AAI-1S ἐπικράνθηepikranthēwas made bitterG4087V-API-3S κοιλίαkoiliastomachG2836N-NSF μου.mouof mine.G3165P-1GS 11 Ary nisy nilaza tamiko hoe: Tsy maintsy maminany indray ianao ny amin’ ny olona maro sy ny firenena maro sy ny fiteny maro ary ny mpanjaka maro.
λέγουσίνlegousinthey sayG3004GV-PAI-3P δεῖdeiIt is necessaryG1163V-PAI-3S προφητεῦσαιprophēteusaito prophesyG4395V-AAN ἐπὶepiconcerningG1909PREP λαοῖςlaoispeoplesG2992N-DPM ἐπὶepiconcerningG1909PREP ἔθνεσινethnesinnationsG1484N-DPN γλώσσαιςglōssais[concerning] tonguesG1100N-DPF βασιλεῦσινbasileusin[concerning] kingsG0935N-DPM πολλοῖς.¶polloismany.G4183A-DPM