Chapter 2
Ny Epistily ho an’ ny fiangonana fito tany Asia
Efesosy
1 Soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana1 any Efesosy. Izao no lazain’ ilay miharona ny kintana fito eny an-tànany ankavanana sady mandeha eo afovoan’ ny fanaovan-jiro volamena fito:
ἘφέσῳEphesōEphesusG2181N-DSF-L ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF γράψον·grapsondo write:G1125V-AAM-2S τάδεtadeThese thingsG3592D-APN κρατῶνkratōnholdingG2902V-PAP-NSM ἀστέραςasterasstarsG0792N-APM δεξιᾷdexiaright handG1188A-DSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM περιπατῶνperipatōnis walkingG4043V-PAP-NSM μέσῳmesō[the] midstG3319A-DSN λυχνιῶνluchniōnlampstandsG3087N-GPF χρυσῶν·chrusōngolden;G5552A-GPF - Gr. eklesia.
2 Fantatro ny asanao sy ny fikelezanao aina sy ny faharetanao ary ny tsi-fahazakanao izay mpanao ratsy; ary ianao efa nizaha toetra izay milaza ny tenany ho Apostoly, kanjo tsy izy, ary hitanao fa mpandainga izy;
οἶδαoidaI knowG6063V-RAI-1S κόπονkoponlaborG2873N-ASM ὑπομονήνhupomonēnenduranceG5281N-ASF δύνῃdunēyou are ableG1410V-PNI-2S βαστάσαιbastasaito tolerateG0941V-AAN κακοὺςkakousevil [ones]G2556GA-APM ἐπείρασαςepeirasasyou have testedG3985HV-AAI-2S λέγονταςlegontassayingG3004GV-PAP-APM ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM ειναιeinaito beG1511V-PAN ἀποστόλουςapostolousapostlesG0652N-APM εἰσίν,eisinare,G1510V-PAI-3P εὗρεςheuresyou have foundG2147V-2AAI-2S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ψευδεῖς.pseudeisfalse.G5571A-APM 3 ary manana faharetana ianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka.
ὑπομονὴνhupomonēnperseveranceG5281N-ASF ἔχειςecheisyou haveG2192V-PAI-2S ἐβάστασαςebastasasenduredG0941V-AAI-2S διὰdiafor the sake ofG1223PREP κεκοπίακαςkekopiakashave labouredG2872V-RAI-2S κέκμηκας.kekmēkashave grown weary.G2577GV-RAI-2S 4 Kanefa manan-teny aminao Aho, satria efa niala tamin’ ny fitiavanao voalohany ianao.
ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF ἀφῆκες.aphēkesyou have abandoned.G0863GV-AAI-2S 5 Koa tsarovy izay nitoeranao fony tsy mbola lavo, dia mibebaha, ka manaova ny asa voalohany; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao Aho ka hamindra ny fanaovan-jironao hiala amin’ ny fitoerany, raha tsy mibebaka ianao.
μνημόνευεmnēmoneuedo rememberG3421V-PAM-2S πόθενpothenfrom whereG4159ADV πέπτωκας,peptōkasyou have fallen,G4098V-RAI-2S μετανόησονmetanoēsondo repentG3340V-AAM-2S ποίησον·poiēsondo perform;G4160GV-AAM-2S ἔρχομαίerchomaiI am comingG2064V-PNI-1S τάχειtachei[with] speedG5034N-DSN κινήσωkinēsōI will removeG2795V-FAI-1S λυχνίανluchnianlampstandG3087N-ASF τόπουtopouplaceG5117N-GSM αὐτῆς,autēsof it,G0846P-GSF μετανοήσῃς.metanoēsēsyou shall repent.G3340V-AAS-2S 6 Kanefa izao no toetranao:1 halanao ny asan’ ny Nikolaïta, izay halako koa.
ἔχειςecheisyou haveG2192V-PAI-2S μισεῖςmiseisyou hateG3404V-PAI-2S ΝικολαϊτῶνNikolaitōnNicolaitansG3531N-GPM-LG κἀγὼkagōI myself alsoG1473P-1NS + G2532 μισῶ.misōhate.G3404V-PAI-1S - Gr. anananao.
7 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana1. Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin’ ny hazon’ aina, izay eo amin’ ny Paradisan’ Andriamanitra.
ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἀκουσάτωakousatōhe should hearG0191V-AAM-3S ἐκκλησίαις·ekklēsiaischurches;G1577N-DPF τῷtōTo the [one]G3588T-DSM νικῶντιnikōntiovercomingG3528V-PAP-DSM δώσωdōsōI will giveG1325V-FAI-1S φαγεῖνphageinto eatG5315V-AAN ζωῆςzōēsof lifeG2222N-GSF ἐστινestinisG1510V-PAI-3S παραδείσῳparadeisōparadiseG3857N-DSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μου.¶mouof mine.G3165P-1GS - Gr. eklesia.
Smyrna
8 Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana1 any Smyrna: Izao no lazain’ ny Voalohany sy ny Farany, Izay efa maty, nefa velona indray:
ΣμύρνῃSmurnēSmyrnaG4667N-DSF-L ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF γράψον·grapsondo write:G1125V-AAM-2S τάδεtadeThese thingsG3592D-APN ἔσχατος,eschatosLast,G2078A-NSM ἐγένετοegenetobecameG1096V-2ADI-3S νεκρὸςnekrosdeadG3498A-NSM ἔζησεν·ezēsencame to life;G2198V-AAI-3S - Gr. eklesia.
9 Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena ianao), ary ny fitenenan-dratsy1 ataon’ izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa synagogan’ i Satana.
οἶδάoidaI knowG6063V-RAI-1S θλῖψινthlipsintribulationG2347N-ASF πτωχείαν,ptōcheianpoverty —G4432N-ASF πλούσιοςplousiosrichG4145A-NSM εἶ,eiyou are —G1510V-PAI-2S βλασφημίανblasphēmianslanderG0988N-ASF λεγόντωνlegontōnclaimingG3004GV-PAP-GPM ἸουδαίουςIoudaiousJewsG2453N-APM-PG εἶναιeinaito beG1511V-PAN ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM εἰσίν,eisinare,G1510V-PAI-3P συναγωγὴsunagōgēa synagogueG4864N-NSF σατανᾶ.satanaof Satan.G4567N-GSM-T - Gr. blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
10 Aza matahotra izay efa hiaretanao; indro, ny devoly efa hanao ny sasany aminareo ao an-tranomaizina, mba ho voazaha toetra ianareo, ary hanam-pahoriana hafoloana. Aoka ho mahatoky hatramin’ ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana.
μηδὲνmēdennothingG3367A-ASN-N φοβοῦphoboudo fearG5399V-PNM-2S μέλλειςmelleisyou are aboutG3195V-PAI-2S πάσχειν·pascheinto suffer;G3958V-PAN μέλλειmelleiis aboutG3195V-PAI-3S βάλλεινballeinto castG0906GV-PAN διάβολοςdiabolosdevilG1228A-NSM φυλακὴνphulakēnprisonG5438GN-ASF πειρασθῆτε,peirasthēteyou may be tested,G3985HV-APS-2P ἕξετεhexeteyou will haveG2192V-FAI-2P θλῖψινthlipsintribulationG2347N-ASF ἡμερῶνhēmerōnfor daysG2250N-GPF γίνουginoudo beG1096V-PNM-2S πιστὸςpistosfaithfulG4103A-NSM θανάτου,thanatoudeath,G2288N-GSM δώσωdōsōI will giveG1325V-FAI-1S στέφανονstephanoncrownG4735N-ASM ζωῆς.zōēsof life.G2222N-GSF 11 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana1. Izay maharesy dia tsy hosimban’ ny fahafatesana faharoa.
ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἀκουσάτωakousatōhe should hearG0191V-AAM-3S ἐκκλησίαις·ekklēsiaischurches;G1577N-DPF νικῶνnikōnovercomingG3528V-PAP-NSM ἀδικηθῇadikēthēamay be injuredG0091V-APS-3S θανάτουthanatoudeathG2288N-GSM δευτέρου.¶deuterousecond.G1208A-GSM - Gr. eklesia.
Pergamosy
12 Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana1 any Pergamosy: Izao no lazain’ ilay manana ny sabatra roa lela maranitra:
ΠεργάμῳPergamōPergamumG4010N-DSF-L ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF γράψον·grapsondo write:G1125V-AAM-2S τάδεtadeThese thingsG3592D-APN ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ῥομφαίανrhomphaianswordG4501N-ASF δίστομονdistomontwo-edgedG1366A-ASF ὀξεῖαν·oxeiansharp;G3691A-ASF - Gr. eklesia.
13 Fantatro izay onenanao, dia ao amin’ ny itoeran’ ny seza fiandrianan’ i Satana; ary mitàna mafy ny anarako ianao ka tsy nandà ny finoana Ahy, na dia tamin’ ny andron’ i Antipasy martiorako aza, izay lehilahy nahatoky Ahy, dia ilay novonoina teo aminareo, teo amin’ izay onenan’ i Satana.
οἶδαoidaI knowG6063V-RAI-1S κατοικεῖς,katoikeisyou dwell,G2730V-PAI-2S θρόνοςthronosthroneG2362N-NSM σατανᾶ,satanaof Satan [is],G4567N-GSM-T κρατεῖςkrateisyou hold fast toG2902V-PAI-2S ἠρνήσωērnēsōyou have deniedG0720V-ADI-2S ἡμέραιςhēmeraisdaysG2250N-DPF ἈντιπᾶςAntipasof AntipasG0493N-NSM-P μάρτυςmartuswitnessG3144N-NSM πιστόςpistosfaithful [one]G4103A-NSM ἀπεκτάνθηapektanthēwas killedG0615V-API-3S σατανᾶςsatanasSatanG4567N-NSM-T κατοικεῖ.katoikeidwells.G2730V-PAI-3S 14 Kanefa manan-teny kely aminao Aho, fa misy eo aminao izay mitàna ny fampianaran’ i Balama, ilay nanome fo an’ i Balaka hanisy fahatafintohinana teo anoloan’ ny Zanak’ isiraely, hihinana hena naterina tamin’ ny sampy sy hijangajanga.
ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S ὀλίγαoligaa few thingsG3641A-APN ἔχειςecheisyou haveG2192V-PAI-2S ἐκεῖekei[some] thereG1563ADV κρατοῦνταςkratountasholdingG2902V-PAP-APM διδαχὴνdidachēnteachingG1322N-ASF Βαλαάμ,Balaamof Balaam,G0903N-GSM-P ἐδίδασκενedidaskenwas teachingG1321V-IAI-3S ΒαλὰκBalakBalakG0904N-DSM-P βαλεῖνbaleinto castG0906HV-2AAN σκάνδαλονskandalona snareG4625N-ASN ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ἸσραὴλIsraēlof IsraelG2474N-GSM-L φαγεῖνphageinto eatG5315V-AAN εἰδωλόθυταeidōlothutaidol-sacrificesG1494A-APN πορνεῦσαι.porneusaito commit sexual immorality.G4203V-AAN 15 Ary toy izany koa, misy eo aminao izay mitàna ny fampianaran’ ny Nikolaïta tahaka ny an’ ireny.
ἔχειςecheishaveG2192V-PAI-2S σὺsuyou yourselfG4771P-2NS κρατοῦνταςkratountas[some] holdingG2902V-PAP-APM διδαχὴνdidachēnteachingG1322N-ASF ΝικολαϊτῶνNikolaitōnNicolaitansG3531N-GPM-LG ὁμοίως.homoiōslikewise.G3668ADV 16 Koa dia mibebaha; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely ireo amin’ ny sabatry ny vavako.
μετανόησονmetanoēsondo repentG3340V-AAM-2S οὖν·ountherefore!G3767CONJ ἔρχομαίerchomaiI am comingG2064V-PNI-1S πολεμήσωpolemēsōI will make warG4170V-FAI-1S ῥομφαίᾳrhomphaiaswordG4501N-DSF στόματόςstomatosmouthG4750N-GSN μου.mouof Mine.G3165P-1GS 17 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana1. Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin’ ny vato dia misy anaram-baovao voasoratra, izay tsy fantatr’ olona afa-tsy izay mandray azy ihany.
ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἀκουσάτωakousatōhe should hearG0191V-AAM-3S ἐκκλησίαις·ekklēsiaischurches;G1577N-DPF τῷtōTo the [one]G3588T-DSM νικῶντιnikōntiovercomingG3528V-PAP-DSM δώσωdōsōI will giveG1325V-FAI-1S φαγεῖνphageinto eatG5315V-2AAN μάνναmannamannaG3131N-GSN-HEB κεκρυμμένουkekrummenouhiddenG2928V-RPP-GSN δώσωdōsōI will giveG1325V-FAI-1S λευκήν,leukēnwhite,G3022A-ASF ὄνομαonomaa nameG3686N-ASN καινὸνkainonnewG2537A-ASN γεγραμμένονgegrammenonwrittenG1125V-RPP-ASN οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM οἶδενoidenknowsG6063V-RAI-3S λαμβάνων.¶lambanōnreceiving [it].G2983V-PAP-NSM - Gr. eklesia.
Tyatira
18 Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana1 any Tyatira: Izao no lazain’ ny Zanak’ Andriamanitra, Izay manana maso toy ny lelafo, ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano:
ΘυατείροιςThuateiroisThyatiraG2363N-DPN-L ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF γράψον·grapsondo write:G1125V-AAM-2S τάδεtadeThese thingsG3592D-APN θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ὀφθαλμοὺςophthalmouseyesG3788N-APM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM φλόγαphlogaa flameG5395N-ASF πυρὸςpurosof fireG4442N-GSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ὅμοιοιhomoioilikeG3664A-NPM χαλκολιβάνῳ·chalkolibanōas burnished bronze;G5474N-DSN - Gr. eklesia.
19 Fantatro ny asanao sy ny fitiavanao sy ny finoanao sy ny fanompoanao ary ny faharetanao, ary ny asanao farany dia be noho ny voalohany.
οἶδάoidaI knowG6063V-RAI-1S ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF διακονίανdiakonianserviceG1248N-ASF ὑπομονήνhupomonēnperseveranceG5281N-ASF ἔσχαταeschatalatterG2078A-APN πλείοναpleiona[are] greaterG4119A-APN-C πρώτων.prōtōnfirst.G4413GA-GPN 20 Kanefa manan-teny aminao Aho, satria ianao mandefitra amin’ ilay vehivavy Jezebela, izay milaza ny tenany ho mpaminanivavy ka mampianatra sady manoloky ny mpanompoko hijangajanga sy hihinana hena naterina tamin’ ny sampy.
ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S ὀλίγαoligafew thingsG3641A-APN ἀφεῖςapheisyou permitG0863IV-2PAI-2S γυναῖκαgunaikawomanG1135GN-ASF Ἰεζάβελ,IezabelJezebel,G2403N-ASF-P λέγουσαlegousacallingG3004HV-PAP-NSF ἑαυτὴνhe'autēnherselfG1438F-3ASF προφῆτινprophētina prophetessG4398N-ASF διδάσκειdidaskeishe teachesG1321V-PAI-3S πλανᾷplanashe misleadsG4105V-PAI-3S δούλουςdoulousservantsG1401N-APM πορνεῦσαιporneusaito commit sexual immoralityG4203V-AAN φαγεῖνphageinto eatG5315V-AAN εἰδωλόθυτα.eidōlothutaidol-sacrifices.G1494A-APN 21 Ary nomeko andro hibebahany izy, nefa tsy mety mibebaka amin’ ny fijangajangany izy.
ἔδωκαedōkaI have givenG1325V-AAI-1S αὐτῇautēato herG0846P-DSF χρόνονchronontimeG5550N-ASM μετανοήσῃmetanoēsēshe may repentG3340V-AAS-3S θέλειtheleishe is willingG2309V-PAI-3S μετανοῆσαιmetanoēsaito repentG3340V-AAN πορνείαςporneiassexual immoralityG4202N-GSF αὐτῆς.autēsof her.G0846P-GSF 22 Indro, hampandamahiko eo am-pandriana izy, ary izay mijangajanga aminy dia hataoko ao amin’ ny fahoriana lehibe, raha tsy hibebaka amin’ ny asan-dravehivavy izy.
βάλλωballōI castG0906GV-PAI-1S κλίνηνklinēna sickbedG2825N-ASF μοιχεύονταςmoicheuontascommitting adulteryG3431V-PAP-APM θλῖψινthlipsintribulationG2347N-ASF μεγάλην,megalēngreat,G3173A-ASF μετανοήσωσινmetanoēsōsinthey shall repentG3340V-AAS-3P ἔργωνergōndeedsG2041N-GPN αὐτῆς.autēsof her.G0846P-GSF 23 Ary hovonoiko amin’ ny fahafatesana ny zanany; ary ny fiangonana1 rehetra hahalala fa Izaho no mandinika ny voa sy ny fo; ary homeko araka ny asanareo avy ianareo rehetra.
τέκναteknachildrenG5043N-APN αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF ἀποκτενῶapoktenōI will killG0615V-FAI-1S θανάτῳ,thanatōdeath,G2288N-DSM γνώσονταιgnōsontaiwill knowG1097V-FDI-3P ἐκκλησίαιekklēsiaichurchesG1577N-NPF ἐραυνῶνeraunōnsearchingG2045V-PAP-NSM νεφροὺςnephrousaffectionsG3510N-APM καρδίας,kardiashearts,G2588N-APF δώσωdōsōI will giveG1325V-FAI-1S ὑμῖνhuminof youG4771P-2DP ἑκάστῳhekastōto eachG1538A-DSM κατὰkataaccording toG2596PREP ὑμῶν.humōnof you.G4771P-2GP - Gr. eklesia.
24 Fa aminareo izay sisa any Tyatira, dia izay tsy manana izany fampianarana izany sady tsy mba mahalala ny ataon’ ireo hoe “sain-dalin’ i Satana”, dia izao no lazaiko: tsy hovesarako entana hafa ianareo;
ὑμῖνhuminTo youG4771P-2DP λοιποῖςloipoisrestG3062A-DPM τοῖςtoisof thoseG3588T-DPM Θυατείροις,ThuateiroisThyatira,G2363N-DPN-L ὅσοιhosoias many asG3745K-NPM ἔχουσινechousinhaveG2192V-PAI-3P διδαχὴνdidachēnteachingG1322N-ASF ταύτην,tautēnthis,G3778D-ASF οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM ἔγνωσανegnōsanhave knownG1097V-2AAI-3P βαθέαbatheadeepsG0901A-APN σατανᾶsatanaof SatanG4567N-GSM-T λέγουσιν·legousinthey say:G3004GV-PAI-3P βάλλωballōI do castG0906HV-PAI-1S ἄλλοalloany otherG0243A-ASN βάρος,barosburden,G0922N-ASN 25 kanefa izay anananareo dia tano mafy mandra-pihaviko.
ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P κρατήσατεkratēsatedo hold fastG2902V-AAM-2P ἄχριςachrisuntilG0891PREP οὗhouwhich [time]G3739R-GSM ἥξω.hēxōI may come.G2240V-AAS-1S 26 Ary izay maharesy ka mitandrina ny asako hatramin’ ny farany dia homeko fahefana amin’ ny jentilisa;
νικῶνnikōnovercomingG3528V-PAP-NSM τηρῶνtērōnis keepingG5083GV-PAP-NSM τέλουςtelous[the] endG5056N-GSN μου,mouof Mine,G3165P-1GS δώσωdōsōI will giveG1325V-FAI-1S ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF ἐθνῶν·ethnōnnations;G1484N-GPN 27 ary hiandry azy amin’ ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, dia araka izay efa noraisiko tamin’ ny Raiko.
ποιμανεῖpoimaneihe will shepherdG4165V-FAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ῥάβδῳrhabdōa rodG4464N-DSF σιδηρᾷ,sidēraof iron,G4603A-DSF σκεύηskeuēvessels [of]G4632N-NPN κεραμικὰkeramikapotterG2764A-NPN συντρίβεταιsuntribetaiare broken in piecesG4937V-PPI-3S 28 Ary homeko azy ny kintana fitarika andro.
δώσωdōsōI will giveG1325V-FAI-1S ἀστέραasterastarG0792N-ASM πρωϊνόν.prōinonmorning.G4407A-ASM 29 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana1.
ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἀκουσάτωakousatōhe should hearG0191V-AAM-3S ἐκκλησίαις.¶ekklēsiaischurches.G1577N-DPF - Gr. eklesia.