Chapter 13
Ny amin’ ny biby roa izay mpanompon’ ny dragona
1 Ary hitako fa, indro, nisy bibi-dia niakatra avy tamin’ ny ranomasina, nanan-tandroka folo sy loha fito, ary tamin’ ny tandrony dia nisy diadema folo; ary tamin’ ny lohany dia nisy anarana fitenenan-dratsy1.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S θαλάσσηςthalassēsseaG2281N-GSF θηρίονthēriona beastG2342N-ASN ἀναβαῖνον,anabainonrising,G0305V-PAP-ASN ἔχονechonhavingG2192V-PAP-ASN κέραταkeratahornsG2768N-APN κεφαλὰςkephalasheadsG2776N-APF κεράτωνkeratōnhornsG2768N-GPN αὐτοῦautouof itG0846P-GSN διαδήματαdiadēmataroyal crownsG1238N-APN κεφαλὰςkephalasheadsG2776N-APF αὐτοῦautouof itG0846P-GSN ὀνόματαonomatanamesG3686N-APN βλασφημίας.blasphēmiasof blasphemy.G0988N-GSF - Gr. blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
2 Ary ny bibi-dia izay efa hitako dia tahaka ny leoparda, ary ny tongony tahaka ny an’ ny bera, ary ny vavany tahaka ny vavan’ ny liona; ary ilay dragona nanome azy ny heriny sy ny seza fiandrianany ary fahefana lehibe.
θηρίονthērionbeastG2342N-NSN εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ὅμοιονhomoionlikeG3664A-NSN παρδάλειpardaleias a leopardG3917N-DSF αὐτοῦautouof itG0846P-GSN ἄρκουarkoua bear’sG0715N-GSF στόμαstomamouthG4750N-NSN αὐτοῦautouof itG0846P-GSN στόμαstoma[the] mouthG4750N-NSN λέοντος.leontosof a lion.G3023N-GSM ἔδωκενedōkengaveG1325V-AAI-3S δράκωνdrakōndragonG1404N-NSM δύναμινdunaminpowerG1411N-ASF αὐτοῦautouof himG0846P-GSN θρόνονthrononthroneG2362N-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSN ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF μεγάλην.megalēngreat.G3173A-ASF 3 Ary hitako ny lohany anankiray, izay toa voa ka efa ho faty; nefa sitrana ihany ilay feriny saiky nahafaty azy; ary gaga ny tany rehetra nanaraka ilay bibi-dia.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S κεφαλῶνkephalōnheadsG2776N-GPF αὐτοῦautouof itG0846P-GSN ἐσφαγμένηνesphagmenēnslainG4969V-RPP-ASF θάνατον,thanatondeath,G2288N-ASM πληγὴplēgēwoundG4127N-NSF θανάτουthanatouof deathG2288N-GSM αὐτοῦautouof itG0846P-GSN ἐθεραπεύθη,etherapeuthēwas healed,G2323V-API-3S ἐθαυμάσθηethaumasthēmarveledG2296V-API-3S θηρίου.thērioubeast.G2342N-GSN 4 Ary dia niankohoka teo anoloan’ ilay dragona ireo, satria izy no nanome ny fahefana ho an’ ny bibi-dia; ary niankohoka teo anoloan’ ny bibi-dia koa ireo ka nanao hoe: Iza no tahaka ny bibi-dia? ary iza no mahay miady aminy?
προσεκύνησανprosekunēsanthey worshipedG4352V-AAI-3P δράκοντιdrakontidragonG1404N-DSM ἔδωκενedōkengaveG1325V-AAI-3S ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF θηρίῳthēriōbeastG2342N-DSN προσεκύνησανprosekunēsanthey worshipedG4352V-AAI-3P θηρίῳthēriōbeastG2342N-DSN λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM ὅμοιοςhomoios[is] likeG3664A-NSM θηρίῳthēriōbeastG2342N-DSN δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S πολεμῆσαιpolemēsaito make warG4170V-AAN 5 Dia nomena lela1 miteny zavatra mihoapampana sy fitenenan-dratsy2 izy, ary nomena fahefana mba hiasa3 roa amby efa-polo volana.
ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S στόμαstomaa mouthG4750N-NSN λαλοῦνlalounspeakingG2980V-PAP-NSN μεγάλαmegalagreat thingsG3173A-APN βλασφημίαςblasphēmiasblasphemiesG0988N-APF ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S ἐξουσίαexousiaauthorityG1849N-NSF πόλεμονpolemonwarG4171N-ASM ποιῆσαιpoiēsaito actG4160GV-AAN μῆναςmēnasmonthsG3376N-APM τεσσεράκονταtesserakontafortyG5062A-NUI - Gr. vava.
- Gr. manao blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
- Na: haharitra.
6 Ary nanokatra ny vavany hiteny ratsy1 an’ Andriamanitra izy, dia ny hiteny ratsy2 ny anarany sy ny tabernakeliny, dia ireo mitoetra any an-danitra.
ἤνοιξενēnoixenit openedG0455V-2AAI-3S στόμαstomamouthG4750N-ASN αὐτοῦautouof itG0846P-GSN βλασφημίαςblasphēmiasblasphemiesG0988N-APF βλασφημῆσαιblasphēmēsaito blasphemeG0987V-AAN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM σκηνὴνskēnēntabernacleG4633N-ASF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM οὐρανῷouranōheavenG3772N-DSM σκηνοῦντας.skēnountasdwelling.G4637V-PAP-APM - Gr. manao blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
- Gr. manao blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
7 Ary navela hiady tamin’ ny olona masìna izy ka haharesy azy; ary nomena fahefana tamin’ ny fokom-pirenena sy ny olona sy ny samy hafa fiteny ary ny firenena rehetra iry.
ἐδόθηedothēthere was givenG1325V-API-3S ποιῆσαιpoiēsaito makeG4160GV-AAN πόλεμονpolemonwarG4171N-ASM νικῆσαιnikēsaito overcomeG3528V-AAN αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S ἐξουσίαexousiaauthorityG1849N-NSF πᾶσανpasaneveryG3956A-ASF φυλὴνphulēntribeG5443N-ASF γλῶσσανglōssantongueG1100N-ASF ἔθνος.ethnosnation.G1484N-ASN 8 Ary hiankohoka eo anoloany ny olona rehetra monina ambonin’ ny tany, dia izay tsy manana ny anarany voasoratra eo amin’ ny bokin’ ny fiainan’ ny Zanak’ ondry, izay voavono hatramin’ ny nanorenana izao tontolo izao.
προσκυνήσουσινproskunēsousinwill worshipG4352V-FAI-3P πάντεςpantesallG3956A-NPM κατοικοῦντεςkatoikountesdwellingG2730V-PAP-NPM οὗhoueach of whomG3739R-GSM γέγραπταιgegraptaihave been writtenG1125V-RPI-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM βιβλίῳbibliōbookG0975N-DSN ζωῆςzōēsof lifeG2222N-GSF ἀρνίουarniouLambG0721N-GSN ἐσφαγμένουesphagmenouslainG4969V-RPP-GSN καταβολῆςkatabolēs[the] foundingG2602N-GSF κόσμου.¶kosmouof [the] world.G2889N-GSM 9 Raha misy manan-tsofina, aoka izy hihaino.
ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S ἀκουσάτω.akousatōhe should hear.G0191V-AAM-3S 10 Raha misy mamabo, dia mba hobaboina1 kosa izy; ary raha misy mamono amin’ ny sabatra, dia tsy maintsy hovonoina amin’ ny sabatra kosa izy. Indro ny faharetana sy ny finoan’ ny olona masìna.
αἰχμαλωσίανaichmalōsiancaptivityG0161N-ASF συνάγειsunageigathersG4863V-PAI-3S αἰχμαλωσίανaichmalōsiancaptivityG0161N-ASF ὑπάγει,hupageihe goes,G5217V-PAI-3S μαχαίρῃmachairē[the] swordG3162N-DSF ἀποκτανθῆναι,apoktanthēnaiis to be killed,G0615V-APN δεῖdeiit is necessary forG1163V-PAI-3S μαχαίρῃmachairē[the] swordG3162N-DSF ἀποκτανθῆναι·apoktanthēnai[is] to be killed;G0615V-APN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ὑπομονὴhupomonēenduranceG5281N-NSF ἁγίων.¶hagiōnsaints.G0040HA-GPM - Na: Raha misy ho amin’ ny fahababoana, dia ho amin’ ny fahababoana izy.
11 Ary hitako fa, indro, nisy bibi-dia iray koa niakatra avy tamin’ ny tany; ary nanan-tandroka roa tahaka ny an’ ny zanak’ ondry izy sady niteny tahaka ny dragona.
εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἄλλοalloanotherG0243A-ASN θηρίονthērionbeastG2342N-ASN ἀναβαῖνονanabainonrisingG0305V-PAP-ASN εἶχενeichenit hadG2192V-IAI-3S κέραταkeratahornsG2768N-APN ὅμοιαhomoialikeG3664A-NPN ἀρνίῳarniōas a lambG0721N-DSN ἐλάλειelaleiit was speakingG2980V-IAI-3S δράκων.drakōna dragon.G1404N-NSM 12 Ary ny fahefana rehetra nananan’ ilay bibi-dia voalohany dia asehony eo anatrehany, ary ny tany mbamin’ izay monina eo dia asainy miankohoka eo alohan’ ilay bibi-dia voalohany, izay efa sitrana tamin’ ilay feriny saiky nahafaty azy.
ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF θηρίουthērioubeastG2342N-GSN ποιεῖpoieiit exercisesG4160GV-PAI-3S ἐνώπιονenōpionon behalfG1799PREP αὐτοῦautouof itG0846P-GSN κατοικοῦνταςkatoikountasdwellingG2730V-PAP-APM προσκυνήσουσινproskunēsousinthey will worshipG4352V-FAI-3P θηρίονthērionbeastG2342N-ASN πρῶτον,prōtonfirst,G4413GA-ASN ἐθεραπεύθηetherapeuthēwas healedG2323V-API-3S πληγὴplēgēwoundG4127N-NSF θανάτουthanatoufatalG2288N-GSM αὐτοῦ.autouof it.G0846P-GSN 13 Ary manao famantarana lehibe izy, ka dia mampidina afo avy any an-danitra ho amin’ ny tany eo imason’ ny olona aza.
ποιεῖpoieiit worksG4160GV-PAI-3S σημεῖαsēmeiasignsG4592N-APN μεγάλαmegalagreatG3173A-APN ποιῇpoiēait may causeG4160GV-PAS-3S οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM καταβαίνεινkatabaineinto come downG2597V-PAN ἐνώπιονenōpionin the presenceG1799PREP ἀνθρώπων.anthrōpōnof men.G0444N-GPM 14 Ary mamitaka izay monina ambonin’ ny tany izy amin’ ny famantarana izay nomena ary hatao eo imason’ ny bibi-dia, sady milaza amin’ izay monina ambonin’ ny tany koa mba hanao sary ho an’ ny bibi-dia, izay voan’ ny sabatra, nefa velona ihany.
πλανᾷplanait deceivesG4105V-PAI-3S ἐμοὺςemousmineG1473S-1SAPM κατοικοῦνταςkatoikountasdwellingG2730V-PAP-APM σημεῖαsēmeiasignsG4592N-APN ἐδόθηedothēwere givenG1325V-API-3S ποιῆσαιpoiēsaito performG4160GV-AAN ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP θηρίουthērioubeastG2342N-GSN λέγωνlegōntellingG3004GV-PAP-NSM τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM κατοικοῦσινkatoikousindwellingG2730V-PAP-DPM ποιῆσαιpoiēsaito makeG4160GV-AAN εἰκόναeikonaan imageG1504N-ASF θηρίῳthēriōbeastG2342N-DSN ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S πληγὴνplēgēnwoundG4127N-ASF μαχαίρηςmachairēsswordG3162N-GSF ἔζησεν.ezēsenhas lived.G2198V-AAI-3S 15 Ary navela hanisy aina ny sarin’ ny bibi-dia izy, mba hahateny ny sarin’ ny bibi-dia, ary hampamono izay rehetra tsy mety miankohoka eo anoloan’ ny sarin’ ny bibi-dia.
ἐδόθηedothēthere was givenG1325V-API-3S δοῦναιdounaito giveG1325V-2AAN εἰκόνιeikoniimageG1504N-DSF θηρίουthērioubeastG2342N-GSN λαλήσῃlalēsēmay speakG2980V-AAS-3S εἰκὼνeikōnimageG1504N-NSF θηρίου,thērioubeast,G2342N-GSN ποιήσῃ,poiēsēmay causeG4160GV-AAS-3S ὅσοιhosoias many asG3745K-NPM προσκυνήσωσινproskunēsōsinshall worshipG4352V-AAS-3P εἰκόνιeikoniimageG1504N-DSF θηρίουthērioubeastG2342N-GSN ἀποκτανθῶσιν.apoktanthōsinshall be killed.G0615V-APS-3P 16 Ary ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, na ny manan-karena na ny malahelo, na ny tsy andevo na ny andevo, dia ampandraisiny marika eo amin’ ny tànany ankavanana na eo amin’ ny handriny avokoa,
ποιεῖpoieiit causesG4160GV-PAI-3S πάντας,pantasallG3956A-APM μικροὺςmikroussmallG3398A-APM μεγάλουςmegalousgreatG3173A-APM πλουσίουςplousiousrichG4145A-APM πτωχοὺςptōchouspoorG4434N-APM ἐλευθέρουςeleutherousfreeG1658A-APM δούλους,doulousservants,G1401N-APM δῶσινdōsinit may giveG1325V-2AAS-3P αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM χάραγμαcharagmaa markG5480N-ASN χειρὸςcheiroshandG5495N-GSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM δεξιᾶςdexiasrightG1188A-GSF μέτωπονmetōponforeheadG3359N-ASN αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM 17 mba tsy hisy hahazo hividy na hivarotra, afa-tsy izay manana ny marika, dia ny anaran’ ny bibi-dia, na ny isan’ ny anarany.
δύνηταιdunētaimay be ableG1410V-PNS-3S ἀγοράσαιagorasaito buyG0059V-AAN πωλῆσαιpōlēsaito sellG4453V-AAN ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM χάραγμαcharagmamark —G5480N-ASN θηρίουthērioubeastG2342N-GSN ἀριθμὸνarithmonnumberG0706N-ASM ὀνόματοςonomatosnameG3686N-GSN αὐτοῦ.¶autouof it.G0846P-GSN 18 Indro ny fahendrena. Aoka izay manan-tsaina hanisa ny isan’ ny bibi-dia, fa fanisan’ olona izany; ary enina amby enim-polo amby enin-jato no isany.
σοφίαsophiawisdomG4678N-NSF ἐστίν.estinis.G1510V-PAI-3S ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM νοῦνnoununderstandingG3563N-ASM ψηφισάτωpsēphisatōhe should countG5585V-AAM-3S ἀριθμὸνarithmonnumberG0706N-ASM θηρίου,thērioubeast,G2342N-GSN ἀριθμὸςarithmosnumberG0706N-NSM ἀνθρώπουanthrōpoua man’sG0444N-GSM ἐστίν,estinit is,G1510V-PAI-3S ἀριθμὸςarithmosnumberG0706N-NSM αὐτοῦautouof itG0846P-GSN ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἑξακόσιοιhexakosioisix hundredG1812A-NUI ἑξήκονταhexēkontasixtyG1835A-NUI