Chapter 1
Fampitahana an’ i Kristy sy ny anjely
1 Rehefa nampitenenin’ Andriamanitra tamin’ ny razana fahiny ny mpaminany tamin’ ny andro samy hafa sy ny fanao samy hafa;
ΠολυμερῶςPolumerōsIn many portionsG4181ADV πολυτρόπωςpolutropōsin many waysG4187ADV πάλαιpalailong agoG3819ADV λαλήσαςlalēsashaving spokenG2980V-AAP-NSM πατράσινpatrasinfathersG3962N-DPM προφήταιςprophētaisprophetsG4396N-DPM 2 dia amin’ izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra; Izy no nahariany izao tontolo izao,
ἐσχάτουeschatou[this] lastG2078A-GSN ἡμερῶνhēmerōndaysG2250N-GPF τούτωνtoutōntheseG3778D-GPF ἐλάλησενelalēsenhas spokenG2980V-AAI-3S υἱῷhuiō[His] SonG5207N-DSM ἔθηκενethēkenHe appointedG5087V-AAI-3S κληρονόμονklēronomonheirG2818N-ASM πάντων,pantōnof all things,G3956A-GPN ἐποίησενepoiēsenHe madeG4160GV-AAI-3S 3 Izy koa no famirapiratan’ ny voninahiny sy endriky ny tenany indrindra ary mihazona ny zavatra rehetra amin’ ny herin’ ny teniny; ary rehefa nanao fanadiovana hahafaka ny fahotana Izy, dia nipetraka teo amin’ ny tanana ankavanan’ ny Lehibe any amin’ ny avo
ἀπαύγασμαapaugasma[the] radianceG0541N-NSN δόξηςdoxēsof [His] gloryG1391N-GSF χαρακτὴρcharaktēr[the] exact expressionG5481N-NSM ὑποστάσεωςhupostaseōssubstanceG5287N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM φέρωνpherōnupholdingG5342V-PAP-NSM πάνταpantaall thingsG3956A-APN ῥήματιrhēmatideclarationG4487N-DSN δυνάμεωςdunameōspowerG1411N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἑαυτοῦ,he'autouhimselfG1438F-3GSM καθαρισμὸνkatharismon[the] purificationG2512N-ASM ἁμαρτιῶνhamartiōnof sinsG0266N-GPF ποιησάμενοςpoiēsamenoshaving madeG4160GV-AMP-NSM ἐκάθισενekathisensat downG2523V-AAI-3S δεξιᾷdexia[the] right handG1188A-DSF μεγαλωσύνηςmegalōsunēsMajestyG3172N-GSF ὑψηλοῖςhupsēloishighG5308A-DPM 4 ka natao tsara noho ny anjely, araka ny nandovany anarana tsara noho ireny.
τοσούτῳtosoutōBy so muchG5118K-DSN κρείττωνkreittōnsuperiorG2908A-NSM-C γενόμενοςgenomenoshaving becomeG1096V-2ADP-NSM ἀγγέλων,angelōnangels,G0032GN-GPM ὅσῳhosōas much asG3745K-DSN διαφορώτερονdiaphorōteronmore excellentG1313A-ASN-C αὐτοὺςautoustheirsG0846P-APM κεκληρονόμηκενkeklēronomēkenHe has inheritedG2816V-RAI-3S ὄνομα.¶onomaa name.G3686N-ASN 5 Fa anjely iza no mba nilazany hoe: “Zanako Hianao, Izaho niteraka Anao androany”?1. Ary koa: “Izaho ho Rainy, Ary Izy ho Zanako”?2
ΤίνιTiniTo whichG5101I-DSM εἶπένeipendid He sayG2036V-2AAI-3S ἀγγέλων·angelōnangels:G0032GN-GPM σύ,suYou yourself,G4771P-2NS σήμερονsēmerontodayG4594ADV γεγέννηκάgegennēkahave begottenG1080V-RAI-1S πάλιν·palinagain:G3825ADV ἔσομαιesomaiwill beG1510V-FDI-1S πατέρα,pateraa Father,G3962N-ASM-T αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S υἱόν;huiona Son?G5207N-ASM - Sal 2. 7
- 2 Sam 7. 14
6 Ary raha mitondra ny Lahimatoa ho amin’ izao fiainana izao indray, dia hoy Izy: “Ary aoka ny anjelin’ Andriamanitra rehetra hiankohoka eo anoloany”1.
εἰσαγάγῃeisagagēHe may bringG1521V-2AAS-3S πρωτότοκονprōtotokonFirstbornG4416A-ASM οἰκουμένηνoikoumenēnworldG3625N-ASF λέγει·legeiHe says:G3004GV-PAI-3S προσκυνησάτωσανproskunēsatōsanshould worshipG4352V-AAM-3P πάντεςpantesallG3956A-NPM ἄγγελοιangeloi[the] angelsG0032GN-NPM θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T - Sal 97. 7
7 Ary ny anjely dia ilazany hoe: “Izy manao ny anjeliny ho rivotra, Ary ny mpanompony ho lelafo”1.
ἀγγέλουςangelousangelsG0032GN-APM λέγει·legeiHe says:G3004GV-PAI-3S ποιῶνpoiōnmakingG4160GV-PAP-NSM ἀγγέλουςangelousangelsG0032GN-APM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM πνεύματαpneumatawindsG4151HN-APN λειτουργοὺςleitourgousministersG3011N-APM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM πυρὸςpurosof fireG4442N-GSN φλόγα·phlogaa flame;G5395N-ASF - Sal 104. 4
8 Fa ny Zanaka kosa dia nilazany hoe: “Ny seza fiandriananao, Andriamanitra ô, dia mandrakizay doria; Ary ny tehim-pahitsiana no tehim-panjakanao;
θρόνοςthronosthroneG2362N-NSM θεός,theosGodG2316N-VSM-T ῥάβδοςrhabdosscepterG4464N-NSF εὐθύτητοςeuthutētosof righteousness [is]G2118N-GSF ῥάβδοςrhabdosscepterG4464N-NSF βασιλείαςbasileiaskingdomG0932N-GSF 9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny heloka; Koa Andriamanitra, dia Andriamanitrao, efa nanoso-diloilo fifaliana Anao Mihoatra noho ny namanao”1.
ἠγάπησαςēgapēsasYou have lovedG0025V-AAI-2S δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF ἐμίσησαςemisēsashatedG3404V-AAI-2S ἀνομίαν.anomianwickedness.G0458N-ASF διὰdiabecause ofG1223PREP ἔχρισένechrisenhas anointedG5548V-AAI-3S θεός,theosGod,G2316N-NSM-T ἔλαιονelaionwith [the] oilG1637N-ASN ἀγαλλιάσεωςagalliaseōsof exultationG0020N-GSF μετόχουςmetochouscompanionsG3353N-APM - Sal 45. 6-7
10 Ary izao koa: “Hianao, Jehovah ô, tany aloha no nanorenanao ny tany, Ary asan’ ny tananao ny lanitra;
σὺsuYou yourselfG4771P-2NS ἀρχάς,archas[the] beginning,G0746N-APF ἐθεμελίωσας,ethemeliōsaslaid the foundation,G2311V-AAI-2S χειρῶνcheirōnhandsG5495N-GPF εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P οὐρανοί·ouranoiheavens;G3772N-NPM 11 Ireo dia ho levona, fa Hianao no maharitra; Ary izy rehetra ho rovitra toy ny fitafiana,
αὐτοὶautoiThey themselvesG0846P-NPM ἀπολοῦνται,apolountaiwill perish,G0622V-FMI-3P σὺsuYou yourselfG4771P-2NS διαμένεις·diameneisremain;G1265V-PAI-2S πάντεςpantesallG3956A-NPM ἱμάτιονhimationa garmentG2440N-NSN παλαιωθήσονται,palaiōthēsontaiwill grow old,G3822V-FPI-3P 12 Ary toy ny lamba no hamalonanao azy, Dia toy ny fitafiana, ka hovana izy; Fa Hianao no tsy miova, Ary ny taonanao no tsy ho tapitra”1.
περιβόλαιονperibolaiona robeG4018N-ASN ἑλίξειςhelixeisYou will roll upG1667V-FAI-2S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἱμάτιονhimationa garmentG2440N-ASN ἀλλαγήσονται·allagēsontaithey will be changed;G0236V-2FPI-3P σὺsuYou yourselfG4771P-2NS ἐκλείψουσιν.¶ekleipsousinwill never end.G1587V-FAI-3P - Sal 102. 25-27
13 Fa anjely iza no mba nilazany hoe: “Mipetraha eo an-tanako ankavanana, Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao”?1
ἀγγέλωνangelōnangelsG0032GN-GPM εἴρηκένeirēkenhas He saidG2046V-RAI-3S κάθουkathoudo sitG2521V-PNM-2S δεξιῶνdexiōn[the] right handG1188A-GPN θῶthōI may placeG5087V-2AAS-1S ἐχθρούςechthrousenemiesG2190N-APM ὑποπόδιονhupopodion[as] a footstoolG5286N-ASN - Sal 110. 1
14 Tsy fanahy manompo1 va izy rehetra, nirahina hanao fanompoana ho an’ izay handova famonjena?
οὐχὶouchiSurelyG3780PRT-N πάντεςpantesallG3956A-NPM εἰσὶνeisinthey areG1510V-PAI-3P λειτουργικὰleitourgikaministeringG3010A-NPN πνεύματαpneumataspiritsG4151GN-NPN διακονίανdiakonianserviceG1248N-ASF ἀποστελλόμεναapostellomenabeing sent forthG0649V-PPP-NPN διὰdiafor the sake ofG1223PREP μέλλονταςmellontasbeing aboutG3195V-PAP-APM κληρονομεῖνklēronomeinto inheritG2816V-PAN σωτηρίαν;¶sōtēriansalvation?G4991N-ASF - Na: manao fanompoam-pivavahana.