Chapter 4
1 Koa na dia mbola misy teny fikasana fa hiditra any amin’ ny fitsaharany aza isika, dia aoka isika hatahotra, fandrao mba misy eo aminareo toa tsy mahatratra izany.
ΦοβηθῶμενPhobēthōmenWe may fearG5399V-AOS-1P μήποτεmēpoteotherwiseG3361PRT-N + G4218 καταλειπομένηςkataleipomenēswhile is left remainingG2641V-PPP-GSF ἐπαγγελίαςepangelias[the] promiseG1860N-GSF εἰσελθεῖνeiseltheinto enterG1525V-2AAN κατάπαυσινkatapausinrestG2663N-ASF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM δοκῇdokēamay seemG1380V-PAS-3S ὑστερηκέναι.husterēkenaito have fallen short.G5302V-RAN 2 Fa isika koa dia nitoriana filazantsara tahaka ireny ihany; kanefa ny teny izay efa reny dia tsy nahasoa azy, satria tsy niharo finoana tao amin’ izay nandre1.
ἐσμενesmenwe areG1510V-PAI-1P εὐηγγελισμένοιeuēngelismenoievangelisedG2097V-RPP-NPM καθάπερkathaperjust asG2509CONJ κἀκεῖνοι·kakeinoialso they [were];G1565D-NPM + G2532 ὠφέλησενōphelēsendid profitG5623V-AAI-3S λόγοςlogosmessageG3056N-NSM ἀκοῆςakoēsof [their] hearingG0189N-GSF ἐκείνουςekeinousthemG1565D-APM συγκεκερασμένουςsugkekerasmenousunited withG4786V-RPP-APM τοῖςtoisof thoseG3588T-DPM ἀκούσασιν.akousasinhaving heard.G0191V-AAP-DPM - Na: satria tsy nampiraisin’ ny finoana tamin’ izay nandre izy.
3 Fa isika izay nino no miditra amin’ izany fitsaharana izany, araka ny voalazany hoe: “Toy ny nianiako tamin’ ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin’ ny fitsaharako mihitsy izy”1, na dia vita hatramin’ ny nanorenana izao tontolo izao aza ny asa.
ΕἰσερχόμεθαEiserchomethaWe enterG1525V-PNI-1P κατάπαυσινkatapausinrestG2663N-ASF πιστεύσαντεςpisteusanteshaving believedG4100V-AAP-NPM καθὼςkathōseven asG2531CONJ εἴρηκεν·eirēkenHe has said:G2046V-RAI-3S ὤμοσαōmosaI sworeG3660V-AAI-1S ὀργῇorgēawrathG3709N-DSF μου·mouof mine;G3165P-1GS εἰσελεύσονταιeiseleusontaiwill they enterG1525V-FDI-3P κατάπαυσίνkatapausinrestG2663N-ASF μου·mouof Mine;G3165P-1GS καίτοιkaitoiand yetG2532CONJ + G5104 ἔργωνergōnworksG2041N-GPN καταβολῆςkatabolēs[the] foundationG2602N-GSF κόσμουkosmouof [the] worldG2889N-GSM γενηθέντων.genēthentōnhave been finished.G1096V-AOP-GPN - Sal 95. 11
4 Fa nilaza ny andro fahafito Izy eo amin’ ny teny anankiray araka izao: “Ary Andriamanitra nitsahatra tamin’ ny asany rehetra tamin’ ny andro fahafito”1.
εἴρηκενeirēkenHe has spokenG2046V-RAI-3S περὶpericoncerningG4012PREP ἑβδόμηςhebdomēsseventh [day]G1442A-GSF οὕτως·houtōsin this way;G3779ADV κατέπαυσενkatepausenrestedG2664V-AAI-3S ἑβδόμῃhebdomēseventhG1442A-DSF πάντωνpantōnallG3956A-GPN ἔργωνergōnworksG2041N-GPN αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM - Gen 2. 3
5 Ary amin’ izao koa: “Tsy hiditra amin’ ny fitsaharako mihitsy izy”1.
τούτῳtoutōthis [passage]G3778D-DSM πάλιν·palinagain;G3825ADV εἰσελεύσονταιeiseleusontaiwill they enterG1525V-FDI-3P κατάπαυσίνkatapausinrestG2663N-ASF μου.mouof Mine.G3165P-1GS - Sal 95. 11
6 Koa satria mbola hiditra eo ihany ny sasany, ary izay nitoriana filazantsara tamin’ ny voalohany dia tsy niditra noho ny tsi-finoana,
ἀπολείπεταιapoleipetaiit remains [for]G0620V-PPI-3S εἰσελθεῖνeiseltheinto enterG1525V-2AAN πρότερονproteronformerlyG4386ADV-C εὐαγγελισθέντεςeuangelisthenteshaving been evangelisedG2097V-APP-NPM εἰσῆλθονeisēlthonthey did enter inG1525V-2AAI-3P δι᾽di᾽because ofG1223PREP ἀπείθειαν,apeitheiandisobedience,G0543N-ASF 7 dia mametra andro anankiray indray Izy, na dia efa ela toy izany aza, milaza ao amin’ i Davida hoe: “Anio”, araka ny voalaza teo hoe: “Anio, raha hihaino ny feony ianareo Aza manamafy ny fonareo”1
τινὰtinaa certainG5100X-ASF ὁρίζειhorizeiHe appointsG3724V-PAI-3S ἡμέραν·hēmeranday:G2250N-ASF σήμερον,sēmeronToday,G4594ADV ΔαυὶδDauidDavidG1138N-DSM-P λέγων·legōnsaying:G3004GV-PAP-NSM τοσοῦτονtosoutonso longG5118K-ASM χρόνον,chronona time,G5550N-ASM καθὼςkathōseven asG2531CONJ προείρηται,proeirētaiit has been predicted,G4280V-RPI-3S σήμερονsēmeronTodayG4594ADV αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἀκούσητε,akousēteyou shall hear,G0191V-AAS-2P σκληρύνητεsklērunēteshall hardenG4645V-AAS-2P καρδίαςkardiasheartsG2588N-APF ὑμῶν.¶humōnof you.G4771P-2GP - Sal 95. 7-8
8 Fa raha Josoa no nanome azy fitsaharana, dia tsy mba ho nilaza andro hafa Izy tao aorian’ izany.
αὐτοὺςautousto themG0846P-APM ἸησοῦςIēsousJoshuaG2424IN-NSM-P κατέπαυσεν,katepausengave rest,G2664V-AAI-3S ἄλληςallēsanotherG0243A-GSF ἐλάλειelaleiwas he speakingG2980V-IAI-3S ἡμέρας·hēmerasday;G2250N-GSF 9 Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an’ ny olon’ Andriamanitra.
ἀπολείπεταιapoleipetaithere remainsG0620V-PPI-3S σαββατισμὸςsabbatismosa Sabbath restG4520N-NSM θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 10 Fa izay niditra tao amin’ ny fitsaharany, dia Izy1 koa no nitsahatra tamin’ ny asany, tahaka an’ Andriamanitra tamin’ ny Azy.
εἰσελθὼνeiselthōnhaving enteredG1525V-2AAP-NSM κατάπαυσινkatapausinrestG2663N-ASF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM κατέπαυσενkatepausenrestedG2664V-AAI-3S ἔργωνergōnworksG2041N-GPN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἰδίωνidiōn[His] ownG2398A-GPN θεός.¶theosGod [did].G2316N-NSM-T - Na: izy.
11 Koa aoka isika hazoto hiditra amin’ izany fitsaharana izany, fandrao hisy olona latsaka amin’ ny tsi-finoana tahaka izany koa.
ΣπουδάσωμενSpoudasōmenWe may be diligentG4704V-AAS-1P εἰσελθεῖνeiseltheinto enterG1525V-2AAN ἐκείνηνekeinēnthat [very]G1565D-ASF κατάπαυσιν,katapausinrest,G2663N-ASF ὑποδείγματιhupodeigmatiexampleG5262N-DSN πέσῃpesēmay fallG4098V-2AAS-3S ἀπειθείας.apeitheiasof disobedience.G0543N-GSF 12 Fa velona sy mahery ny tenin’ Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin’ ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan’ ny fo.
ζῶνzōnLiving [is]G2198V-PAP-NSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐνεργὴςenergēsactiveG1756A-NSM τομώτεροςtomōterossharperG5114A-NSM-C μάχαιρανmachairanswordG3162N-ASF δίστομονdistomontwo-edgedG1366A-ASF διϊκνούμενοςdiiknoumenospenetratingG1338V-PNP-NSM ἄχριachrias far asG0891PREP μερισμοῦmerismou[the] divisionG3311N-GSM ψυχῆςpsuchēsof soulG5590GN-GSF πνεύματος,pneumatosspirit,G4151GN-GSN ἁρμῶνharmōnof jointsG0719N-GPM μυελῶν,muelōnmarrows,G3452N-GPM κριτικὸςkritikosable to judgeG2924A-NSM ἐνθυμήσεωνenthumēseōn[the] thoughtsG1761N-GPF ἐννοιῶνennoiōnintentionsG1771N-GPF καρδίας·kardiasof [the] heart;G2588N-GSF 13 Ary tsy misy zavatra ary na inona na inona izay tsy miseho eo anatrehany; fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy aharihary eo imason’ izay iafaran’ ny ataontsika.
ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S κτίσιςktisiscreatureG2937N-NSF ἀφανὴςaphanēshiddenG0852A-NSF ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP αὐτοῦ·autouHim;G0846P-GSM πάνταpantaall thingsG3956A-NPN γυμνὰgumna[are] uncoveredG1131A-NPN τετραχηλισμέναtetrachēlismenalaid bareG5136V-RPP-NPN ὀφθαλμοῖςophthalmoiseyesG3788N-DPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἡμῖνhēmin[is] ourG3165P-1DP λόγος.¶logosreckoning.G3056N-NSM Fampitahana an’ i Kristy sy ny mpisoronabe
14 Koa satria Isika manana Mpisoronabe lehibe, Izay lasa namaky ny lanitra, dia Jesosy, Zanak’ Andriamanitra, aoka isika hihazona ilay efa nekentsika.
ἜχοντεςEchontesHavingG2192V-PAP-NPM ἀρχιερέαarchiereaa high priestG0749N-ASM μέγανmegangreatG3173A-ASM διεληλυθόταdielēluthotahaving passed throughG1330V-2RAP-ASM οὐρανούς,ouranousheavens,G3772N-APM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T κρατῶμενkratōmenwe may hold firmlyG2902V-PAS-1P ὁμολογίας.homologiasto [our] confession.G3671N-GSF 15 Fa isika tsy manana mpisoronabe izay tsy mahay miara-mitondra ny fahalementsika, fa Izay efa nalaim-panahy tamin’ ny zavatra rehetra tahaka antsika, kanefa tsy nanana ota.
ἔχομενechomenhave weG2192V-PAI-1P ἀρχιερέαarchiereaa high priestG0749N-ASM δυνάμενονdunamenonbeing ableG1410V-PNP-ASM συμπαθῆσαιsumpathēsaito sympathizeG4834V-AAN ταῖςtaiswith theG3588T-DPF ἀσθενείαιςastheneiaisweaknessesG0769GN-DPF ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP πεπειρασμένονpepeirasmenontemptedG3985GV-RPP-ASM πάνταpantaall thingsG3956A-APN ὁμοιότηταhomoiotēta[the] same wayG3665N-ASF χωρὶςchōriswithoutG5565PREP ἁμαρτίας.hamartiassin.G0266N-GSF 16 Koa aoka isika hanatona ny seza fiandrianan’ ny fahasoavana amin’ ny fahasahiana, mba hahazoantsika famindram-po sy hahitantsika fahasoavana ho famonjena amin’ izay andro mahory1.
προσερχώμεθαproserchōmethaWe may comeG4334V-PNS-1P παρρησίαςparrēsiasboldnessG3954N-GSF θρόνῳthronōthroneG2362N-DSM χάριτος,charitosof grace,G5485N-GSF λάβωμενlabōmenwe may receiveG2983V-2AAS-1P ἔλεοςeleosmercyG1656N-ASN χάρινcharingraceG5485N-ASF εὕρωμενheurōmenmay findG2147V-2AAS-1P εὔκαιρονeukaironin time of needG2121A-ASF βοήθειαν.¶boētheianhelp.G0996N-ASF - Gr. tandrifin’ izany.