Chapter 12
Fananarana hampahatanjaka ny sain’ ny malemy finoana sy hampaharitra azy
1 Koa amin’ izany, satria misy vavolombelona maro be toy izany manodidina antsika toy ny rahona, dia aoka isika koa hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin’ ny ota izay malaky mahazo antsika, ary aoka isika hihazakazaka amin’ ny faharetana amin’ izao fihazakazahana filokana napetraka eo anoloantsika izao,
ΤοιγαροῦνToigarounThereforeG5105CONJ ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP τοσοῦτονtosoutonsuch a greatG5118K-ASN ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM περικείμενονperikeimenonencompassingG4029V-PNP-ASN νέφοςnephosa cloudG3509N-ASN μαρτύρων,marturōnof witnesses,G3144N-GPM ὄγκονogkonweightG3591N-ASM ἀποθέμενοιapothemenoihaving laid asideG0659V-2AMP-NPM πάνταpantaeveryG3956A-ASM εὐπερίστατονeuperistatoneasily entanglingG2139A-ASF ἁμαρτίαν,hamartiansin,G0266N-ASF ὑπομονῆςhupomonēsenduranceG5281N-GSF τρέχωμενtrechōmenmay runG5143V-PAS-1P προκείμενονprokeimenonlying beforeG4295V-PNP-ASM 2 mijery an’ i Jesosy, Tompon’ ny finoantsika sy Mpanefa azy, Izay naharitra ny hazo fijaliana, fa tsy nitandro henatra, mba hahazoany ny fifaliana napetraka teo anoloany, ka dia efa mipetraka eo amin’ ny ankavanan’ ny seza fiandrianan’ Andriamanitra Izy.
ἀφορῶντεςaphorōnteslookingG0872V-PAP-NPM πίστεωςpisteōsof [our] faithG4102GN-GSF ἀρχηγὸνarchēgonfounderG0747N-ASM τελειωτὴνteleiōtēnperfecterG5051N-ASM Ἰησοῦν,IēsounJesus,G2424GN-ASM-P ἀντὶantiin view ofG0473PREP προκειμένηςprokeimenēsis lying beforeG4295V-PNP-GSF ὑπέμεινενhupemeinenenduredG5278V-AAI-3S σταυρὸνstauron[the] crossG4716N-ASM αἰσχύνηςaischunēs[its] shameG0152N-GSF καταφρονήσας,kataphronēsashaving despised,G2706V-AAP-NSM δεξιᾷdexiaright handG1188A-DSF θρόνουthronouthroneG2362N-GSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T κεκάθικεν.¶kekathikenhas sat down.G2523V-RAI-3S 3 Fa hevero tsara Ilay naharitra ny fanoherana nataon’ ny mpanota taminy1, fandrao ho ketraka ianareo, ka ho reraka ny fanahinareo.
ἀναλογίσασθεanalogisasthedo consider fullyG0357V-ADM-2P τὸνtonthe [One]G3588T-ASM τοιαύτηνtoiautēnsuch greatG5108D-ASF ὑπομεμενηκόταhupomemenēkotahaving enduredG5278V-RAP-ASM ἁμαρτωλῶνhamartōlōnsinnersG0268A-GPM ἑαυτὸνhe'autonHimselfG1438F-3ASM ἀντιλογίαν,antilogianhostility,G0485N-ASF κάμητεkamēteyou may grow wearyG2577GV-2AAS-2P ψυχαῖςpsuchaissoulsG5590GN-DPF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐκλυόμενοι.ekluomenoifainting.G1590V-PPP-NPM - Na: ireo mpanota manimba tena.
4 Hianareo tsy mbola nanohitra niady tamin’ ny ota hatramin’ ny fahalatsahan-drà.
οὔπωoupōNot yetG3768ADV-N μέχριςmechrisuntoG3360PREP αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN ἀντικατέστητεantikatestētehave you resistedG0478V-2AAI-2P ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF ἀνταγωνιζόμενοιantagōnizomenoistrugglingG0464V-PNP-NPM 5 Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin’ ny zanaka hoe: “Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon’ i Jehovah, Ary aza reraka, raha resi-lahatry ny anatra ataony ianao;
ἐκλέλησθεeklelēstheyou have forgottenG1585V-RMI-2P παρακλήσεωςparaklēseōsexhortationG3874N-GSF υἱοῖςhuioisto sonsG5207N-DPM διαλέγεται·dialegetaiaddresses:G1256V-PNI-3S μου,mouof Mine,G3165P-1GS ὀλιγώρειoligōreido regard lightlyG3643V-PAM-2S παιδείαςpaideias[the] disciplineG3809N-GSF κυρίου,kuriouof [the] Lord,G2962GN-GSM-T ἐκλύουekluoudo faintG1590V-PPM-2S ἐλεγχόμενος.elegchomenosbeing reproved.G1651V-PPP-NSM 6 Fa izay tian’ i Jehovah no faizany, Ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny”1.
ἀγαπᾷagapaHe lovesG0025V-PAI-3S κύριος,kurios[the] LordG2962GN-NSM-T παιδεύει,paideueidisciplines,G3811V-PAI-3S μαστιγοῖmastigoiHe scourgesG3146V-PAI-3S πάνταpantaeveryG3956A-ASM παραδέχεται.paradechetaiHe receives.G3858V-PNI-3S - Oha 3. 11-12
7 Famaizana no anton’ ny iaretanareo; Andriamanitra mitondra anareo tahaka ny zanaka; fa aiza moa izay zanaka tsy faizan-drainy?
παιδείανpaideiandisciplineG3809N-ASF ὑπομένετε,hupomeneteendure,G5278V-PAI-2P υἱοῖςhuioissonsG5207N-DPM προσφέρεταιprospheretaiis treatingG4374V-PPI-3S θεός·theosGod;G2316N-NSM-T ἐστινestinisG1510V-PAI-3S υἱὸςhuiosson [is there]G5207N-NSM παιδεύειpaideueidisciplinesG3811V-PAI-3S πατήρ;patēr[his] father?G3962N-NSM 8 Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka.
χωρίςchōriswithoutG5565PREP ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P παιδείαςpaideiasof disciplineG3809N-GSF μέτοχοιmetochoipartakersG3353N-NPM γεγόνασινgegonasinthey have becomeG1096V-2RAI-3P πάντες,pantesall,G3956A-NPM νόθοιnothoiillegitimate childrenG3541A-NPM ἐστε.esteyou are.G1510V-PAI-2P 9 Ary koa, isika dia nanana ny rain’ ny nofontsika ho mpanafay antsika ka efa nanaja azy; tsy mainka va ny hanekentsika ny Rain’ ny fanahy, ka ho velona isika?
εἶταeitaFurthermoreG1534ADV σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF πατέραςpaterasfathersG3962N-APM εἴχομενeichomenwe were havingG2192V-IAI-1P παιδευτὰςpaideutascorrectorsG3810N-APM ἐνετρεπόμεθα·enetrepomethawe were respecting [them];G1788V-IPI-1P ὑποταγησόμεθαhupotagēsomethawill we be in subjectionG5293V-2FPI-1P πατρὶpatriFatherG3962N-DSM-T πνευμάτωνpneumatōnof spiritsG4151GN-GPN ζήσομεν;zēsomenwill live?G2198V-FAI-1P 10 Fa ireny dia nanao izay hahafay antsika tamin’ ny andro vitsy araka izay sitrapony, fa Izy kosa dia ny hahasoa, mba handraisantsika ny fahamasinany.
ὀλίγαςoligasa fewG3641A-APF ἡμέραςhēmerasdaysG2250N-APF κατὰkataaccording toG2596PREP δοκοῦνdokounis seeming goodG1380V-PAP-ASN αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἐπαίδευον,epaideuonthey were disciplining [us],G3811V-IAI-3P συμφέρονsumpheronis [our] benefittingG4851V-PAP-ASN μεταλαβεῖνmetalabeinto shareG3335V-2AAN ἁγιότητοςhagiotētosholinessG0041N-GSF αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 11 Fa ny famaizana rehetra dia tsy mba atao ho mahafaly andro anaovana, fa mampahory; fa rehefa afaka izany, dia vao mitondra ny vokatry ny fahamarinana hiadanana ho an’ izay nanaovana azy izy.
παιδείαpaideiadisciplineG3809N-NSF παρὸνparonbeing presentG3918V-PAP-ASN δοκεῖdokeiit seemsG1380V-PAI-3S χαρᾶςcharasof joyG5479N-GSF εἶναιeinaito beG1511V-PAN λύπης,lupēsof grief,G3077N-GSF ὕστερονhusteronafterwardG5306A-ASN-C καρπὸνkarpon[the] fruitG2590N-ASM εἰρηνικὸνeirēnikonpeaceableG1516A-ASM τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM γεγυμνασμένοιςgegumnasmenoistrainedG1128V-RPP-DPM ἀποδίδωσινapodidōsinit yieldsG0591V-PAI-3S δικαιοσύνης.¶dikaiosunēsof righteousness.G1343N-GSF 12 Koa hatanjaho1 ny tanana miraviravy sy ny lohalika malemy;
παρειμέναςpareimenasdroopedG3935V-RPP-APF χεῖραςcheirashandsG5495N-APF παραλελυμέναparalelumenaenfeebledG3886V-RPP-APN γόναταgonatakneesG1119N-APN ἀνορθώσατε,anorthōsatedo lift up,G0461V-AAM-2P - Na: ahitsio.
13 ary manaova lala-mahitsy halehan’ ny tongotrareo, mba tsy hampipitsoka ny tongotry ny mandringa, fa ny mba hahasitrana azy kosa.
τροχιὰςtrochiaspathsG5163N-APF ὀρθὰςorthasstraightG3717A-APF ποιεῖτεpoieitedo makeG4160GV-PAM-2P τοῖςtoisfor theG3588T-DPM ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP χωλὸνchōlonlameG5560A-NSN ἐκτραπῇ,ektrapēamay be disabled,G1624V-2APS-3S ἰαθῇiathēamay be healedG2390V-APS-3S 14 Miezaha mitady fihavanana amin’ ny olona rehetra ary fahamasinana; fa izay tsy manam-pahamasinana dia tsy hahita ny Tompo.
εἰρήνηνeirēnēnPeaceG1515N-ASF διώκετεdiōketedo pursueG1377V-PAM-2P πάντωνpantōnallG3956A-GPM ἁγιασμόν,hagiasmonholiness,G0038N-ASM χωρὶςchōriswithoutG5565PREP οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ὄψεταιopsetaiwill beholdG3700GV-FDI-3S κύριον·kurionLord;G2962GN-ASM-T 15 Ary mitandrema tsara, fandrao hisy hiala amin’ ny fahasoavan’ Andriamanitra; fandrao hisy faka mangidy mitsimoka hampikorontana, ka ho voaloto ny maro;
ἐπισκοποῦντεςepiskopountesobservingG1983V-PAP-NPM ὑστερῶνhusterōnbe failingG5302V-PAP-NSM χάριτοςcharitosgraceG5485N-GSF θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T πικρίαςpikriasof bitternessG4088N-GSF φύουσαphuousaspringingG5453V-PAP-NSF ἐνοχλῇ,enochlēamay trouble [you],G1776V-PAS-3S μιανθῶσινmianthōsinmay be defiledG3392V-APS-3P πολλοί·polloimany;G4183A-NPM 16 fandrao hisy mpijangajanga na olona tsy manaja ny masìna, dia tahaka an’ i Esao, izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraim-bava.
μήmēlest [there be]G3361PRT-N πόρνοςpornosfornicatorG4205N-NSM βέβηλοςbebēlosprofane personG0952A-NSM βρώσεωςbrōseōsmealG1035N-GSF ἀπέδετοapedetosoldG0591V-2AMI-3S πρωτοτόκιαprōtotokiabirthrightG4415N-APN ἑαυτοῦ.he'autouof himself.G1438F-3GSM 17 Fa fantatrareo fa rehefa afaka izany, raha ta-handova ny fitahiana izy, dia nolavina; fa tsy nahita izay hibebahana izy; na dia nitady fatratra tamin’ ny ranomaso aza.
ἴστεisteYou knowG6063V-RAI-2P μετέπειταmetepeitaafterwardG3347ADV θέλωνthelōnwishingG2309V-PAP-NSM κληρονομῆσαιklēronomēsaito inheritG2816V-AAN εὐλογίανeulogianblessingG2129N-ASF ἀπεδοκιμάσθη·apedokimasthēhe was rejected;G0593V-API-3S μετανοίαςmetanoiasof repentanceG3341N-GSF τόπονtoponplaceG5117N-ASM εὗρενheurenhe foundG2147V-2AAI-3S καίπερkaiperalthoughG2539CONJ δακρύωνdakruōntearsG1144N-GPN ἐκζητήσαςekzētēsashaving earnestly soughtG1567V-AAP-NSM αὐτήν.¶autēnit.G0846P-ASF Ny halehiben’ ny fahasoavana azo amin’ ny fanekena vaovao, sy ny halehiben’ ny helok’ izay mandà izany
18 Fa ianareo tsy mby eo amin’ izay tendrombohitra azo tsapaina sady mirehitra afo, dia eo amin’ ny fahamaintisana sy ny aizina na sy ny tafio-drivotra
προσεληλύθατεproselēluthateyou have come toG4334V-2RAI-2P ψηλαφωμένῳpsēlaphōmenō[that] being touchedG5584V-PPP-DSN ὄρειoreimountainG3735N-DSN κεκαυμένῳkekaumenōkindledG2545V-RPP-DSN πυρὶpuriwith fireG4442N-DSN γνόφῳgnophōto darknessG1105N-DSM ζόφῳzophōto gloomG2217N-DSM θυέλλῃthuellēto stormG2366N-DSF 19 sy ny fanenon’ ny trompetra ary ny feon’ ny teny, ka izay nandre izany dia nangataka mba tsy hasian-teny intsony izy;
σάλπιγγοςsalpingosof a trumpetG4536N-GSF ἤχῳēchōto [the] soundG2279N-DSM φωνῇphōnēato a voiceG5456GN-DSF ῥημάτων,rhēmatōnof declarationG4487N-GPN ἀκούσαντεςakousanteshaving heardG0191V-AAP-NPM παρῃτήσαντοparētēsantothey excused themselvesG3868V-ADI-3P μὴmē[asking] notG3361PRT-N προστεθῆναιprostethēnaito be addressedG4369V-APN αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM λόγον·logon[the] word;G3056N-ASM 20 fa tsy tohany ilay nandidiana hoe: “Ary raha misy biby aza mikasika ny tendrombohitra, dia hotoraham-bato izany”1,
οὐκouknot [able]G3756PRT-N ἔφερονepheronthey were bearingG5342V-IAI-3P διαστελλόμενον·diastellomenonis being commanded:G1291V-PPP-ASN κἂνkanIf evenG2532CONJ + G1437 θηρίονthēriona beastG2342N-NSN θίγῃthigēshall touchG2345V-2AAS-3S ὄρους,orousmountain,G3735N-GSN λιθοβοληθήσεταιlithobolēthēsetaiit will be stonedG3036V-FPI-3S βολίδιbolidiwith arrowG1002N-DSF κατατοξευθήσεται,katatoxeuthēsetaiwill be shot downG2700V-FPI-3S - Eks 19. 12-13
21 ary satria loza indrindra ny fahitana, dia hoy Mosesy: “Matahotra loatra sy mangovitra indrindra aho”1.
φοβερὸνphoberonfearfulG5398A-NSN τὸtothe [thing]G3588T-NSN φανταζόμενον,phantazomenonappearing [that]G5324V-PPP-NSN ΜωϋσῆςMōusēsMosesG3475N-NSM-P εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S ἔκφοβόςekphobosGreatly afraidG1630A-NSM εἰμιeimiI amG1510V-PAI-1S ἔντρομος·entromostrembling;G1790A-NSM - Deo 9. 19
22 Fa ianareo kosa efa mby eo an-tendrombohitra Ziona, tanànan’ Andriamanitra velona, dia Jerosalema any an-danitra, ary ho ao amin’ ny anjely tsy omby alinalina,
προσεληλύθατεproselēluthateyou have come toG4334V-2RAI-2P ὄρειoreiMountG3735N-DSN-L πόλειpoleito [the] cityG4172N-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ζῶντος,zōntos[the] living,G2198V-PAP-GSM ἸερουσαλὴμIerousalēmto JerusalemG2419N-DSF-L ἐπουρανίῳepouraniō[the] heavenlyG2032A-DSF μυριάσινmuriasinto myriadsG3461N-DPF ἀγγέλωνangelōnof angelsG0032GN-GPM 23 amin’ ny fihaonana fifaliana’1 sy ny fiangonan2 ny lahimatoa voasoratra any an-danitra, sy amin’ Andriamanitra, Mpitsara ny olona rehetra, ary amin’ ny fanahin’ ny olona marina izay efa natao tanteraka,
ἐκκλησίᾳekklēsiato [the] churchG1577N-DSF πρωτοτόκωνprōtotokōnof [the] firstbornG4416A-GPM ἀπογεγραμμένωνapogegrammenōnenrolledG0583V-RPP-GPM οὐρανοῖςouranois[the] heavensG3772N-DPM κριτῇkritēato [the] judgeG2923N-DSM πάντωνpantōnof allG3956A-GPM πνεύμασινpneumasinto [the] spiritsG4151GN-DPN δικαίωνdikaiōnof [the] righteousG1342A-GPM τετελειωμένωνteteleiōmenōnperfectedG5048V-RPP-GPM - Na: ho amin’ ireo tsy omby alinalina, dia ny fivorian’ ny anjely.
- Gr. eklesia.
24 sy amin’ i Jesosy, Mpanalalana amin’ ny fanekena vaovao, ary amin’ ny rà famafazana, izay tsara lavitra noho ny an’ i Abela.
διαθήκηςdiathēkēsof a covenantG1242N-GSF μεσίτῃmesitē[the] mediatorG3316N-DSM ἸησοῦIēsouto JesusG2424GN-DSM-P αἵματιaimatito [the] bloodG0129GN-DSN ῥαντισμοῦrhantismouof sprinklingG4473N-GSM κρεῖττονkreittonbetter thingG2908A-ASN-C λαλοῦντιlalountispeakingG2980V-PAP-DSM Ἅβελ.¶HabelAbel.G0006N-ASM-P 25 Tandremo mba tsy holavinareo Izay miteny. Fa raha izy ireo tsy afa-nandositra tamin’ ny nandavany ilay nilaza ny tenin’ Andriamanitra taminy tetỳ ambonin’ ny tany, mainka fa isika, raha mihodìna miala amin’ ilay avy any an-danitra,
ΒλέπετεBlepetedo take heedG0991V-PAM-2P παραιτήσησθεparaitēsēstheyou may refuseG3868V-ADS-2P τὸνtonthe [One]G3588T-ASM λαλοῦντα·lalountaspeaking;G2980V-PAP-ASM ἐκεῖνοιekeinoitheyG1565D-NPM ἐξέφυγονexephugonescapedG1628V-2AAI-3P παραιτησάμενοιparaitēsamenoihaving refusedG3868V-ADP-NPM τὸνtonthe [One]G3588T-ASM χρηματίζοντα,chrēmatizontadivinely instructing [them],G5537V-PAP-ASM ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP τὸνtonthe [One]G3588T-ASM οὐρανῶνouranōn[the] heavensG3772N-GPM ἀποστρεφόμενοι,apostrephomenoiturning away from,G0654V-PPP-NPM 26 Izay nampihorohoro ny tany fahiny tamin’ ny feony; fa ankehitriny Izy efa nanao teny fikasana hoe: “Indray maka koa tsy ny tany ihany no hampihorohoroiko, fa ny lanitra koa”1.
ἐσάλευσενesaleusenshookG4531V-AAI-3S τότε,toteat that time,G5119ADV ἐπήγγελταιepēngeltaiHe has promisedG1861V-RNI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ἅπαξhapaxonce [more]G0530ADV σείσωseisōwill shakeG4579V-FAI-1S οὐρανόν.ouranonheaven.G3772N-ASM - Hag 2. 6
27 Ary ny hoe “indray maka koa” dia manambara ny hanovana izay zavatra ampihorohoroina, toy ny zavatra natao, mba haharetan’ izay zavatra tsy ampihorohoroina.
ἅπαξ,hapaxonce [more],G0530ADV δηλοῖdēloisignifiesG1213V-PAI-3S τῶνtōnof the [things]G3588T-GPN σαλευομένωνsaleuomenōnbeing shakenG4531V-PPP-GPN μετάθεσινmetathesinremovingG3331N-ASF πεποιημένων,pepoiēmenōncreated,G4160GV-RPP-GPN μείνῃmeinēmay remainG3306V-AAS-3S τὰtathe [things]G3588T-NPN σαλευόμενα.saleuomenabeing shaken.G4531V-PPP-NPN 28 Koa satria mandray fanjakana tsy azo ampihorohoroina isika, dia aoka isika hanana fahasoavana1 ho entintsika manao izay fanompoana sitrak’ Andriamanitra amin’ ny fanajana sy ny fahatahorana;
βασιλείανbasileiana kingdomG0932N-ASF ἀσάλευτονasaleutonnot to be shakenG0761A-ASF παραλαμβάνοντεςparalambanontesreceivingG3880V-PAP-NPM ἔχωμενechōmenwe may haveG2192V-PAS-1P χάρινcharingraceG5485N-ASF λατρεύωμενlatreuōmenwe may serveG3000V-PAS-1P εὐαρέστωςeuarestōswell pleasinglyG2102ADV εὐλαβείαςeulabeiasreverenceG2124N-GSF δέους·deousfear;G6015N-GSN - Na: hanana fanahy misaotra.
29 fa Andriamanitsika dia afo mandevona1.
πῦρpur[is] a fireG4442N-NSN καταναλίσκον.¶katanaliskonconsuming.G2654V-PAP-NSN - Deo 4. 24