Chapter 10
1 Fa ny lalàna, izay misy aloky ny zava-tsoa ho avy, fa tsy ny tena endrik’ izany zavatra izany, dia tsy mba mahatanteraka ny olona manatona amin’ izay fanatitra ateriny mandrakariva isan-taona.
ΣκιὰνSkianA shadowG4639N-ASF ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM μελλόντωνmellontōncomingG3195V-PAP-GPN ἀγαθῶν,agathōngood things,G0018A-GPN αὐτὴνautēnthemselvesG0846P-ASF εἰκόναeikonaformG1504N-ASF πραγμάτων,pragmatōnthings,G4229N-GPN ἐνιαυτὸνeniautonyearG1763N-ASM ταῖςtaiswith theG3588T-DPF αὐταῖςautaissameG0846P-DPF θυσίαιςthusiaissacrificesG2378N-DPF προσφέρουσινprospherousinthey offerG4374V-PAI-3P διηνεκὲςdiēnekescontinuousG1336A-ASN οὐδέποτεoudepoteneverG3763ADV-N δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S προσερχομένουςproserchomenousdrawing nearG4334V-PNP-APM τελειῶσαι·teleiōsaito perfect;G5048V-AAN 2 Raha izany, dia tsy ho nitsahatra va ny nanaterany ireo, satria rehefa nodiovina indray mandeha ny mpivavaka, dia tsy ho nasian’ ny fieritreretany ny ota intsony izy?
ἐπεὶepeiOtherwiseG1893CONJ ἐπαύσαντοepausantothey have ceasedG3973V-AMI-3P προσφερόμεναιprospheromenaibeing offeredG4374V-PPP-NPF διὰdiabecause ofG1223PREP μηδεμίανmēdemiannoneG3367A-ASF ἔχεινecheinhavingG2192V-PAN συνείδησινsuneidēsinconscienceG4893N-ASF ἁμαρτιῶνhamartiōnof sinsG0266N-GPF λατρεύονταςlatreuontasservingG3000V-PAP-APM κεκαθαρισμένους.kekatharismenouscleansed!G2511V-RPP-APM 3 Fa amin’ ireo dia misy fahatsiarovana ny ota isan-taona.
αὐταῖςautaistheseG0846P-DPF ἀνάμνησιςanamnēsis[there is] a reminderG0364N-NSF ἁμαρτιῶνhamartiōnof sinsG0266N-GPF ἐνιαυτόν·eniautonyear;G1763N-ASM 4 Fa tsy mahaisotra ny ota ny ran’ ombilahy sy ny ran’ osilahy.
ἀδύνατονadunatonImpossible [it is]G0102A-NSN αἷμαhaima[for the] bloodG0129GN-ASN ταύρωνtaurōnof bullsG5022N-GPM τράγωνtragōnof goatsG5131N-GPM ἀφαιρεῖνaphaireinto take awayG0851V-PAN ἁμαρτίας.¶hamartiassins.G0266N-APF 5 Koa nony niditra tamin’ izao fiainana izao Izy, dia nanao hoe: "Ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hohanina tsy mba nilainao, Fa tena no namboarinao ho Ahy;
εἰσερχόμενοςeiserchomenoscomingG1525V-PNP-NSM κόσμονkosmonworldG2889N-ASM λέγει·legeiHe says:G3004GV-PAI-3S θυσίανthusianSacrificeG2378N-ASF προσφορὰνprosphoranofferingG4376N-ASF ἠθέλησας,ēthelēsasYou have desired,G2309V-AAI-2S κατηρτίσωkatērtisōYou have preparedG2675V-AMI-2S 6 Ny fanatitra odorana sy ny fanatitra noho ny ota tsy sitrakao;
ὁλοκαυτώματαholokautōmataBurnt offeringsG3646N-APN περὶperi[offerings] forG4012PREP ἁμαρτίαςhamartiassinG0266N-GSF εὐδόκησας·eudokēsasYou have delighted in;G2106V-AAI-2S 7 Dia hoy Izaho: Inty Aho tonga ― Ao amin’ ny horonam-boky no nanoratana Ahy ― Hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô".1.
εἶπον·eiponI said;G2036V-2AAI-1S ἥκω,hēkōI have come —G2240V-PAI-1S κεφαλίδιkephalidi[the] scrollG2777N-DSF βιβλίουbibliouof [the] bookG0975N-GSN γέγραπταιgegraptaiit has been writtenG1125V-RPI-3S ἐμοῦ,emouMe —G1473S-1SGSN ποιῆσαι,poiēsaito do,G4160GV-AAN θεός,theosGod,G2316N-VSM-T θέλημάthelēmawillG2307N-ASN - Sal 40. 6-8
8 Rehefa nolazainy teo hoe: “Ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra odorana ary ny fanatitra noho ny ota” (dia ireny aterina araka ny lalàna) “no tsy ilainao ary tsy sitrakao”,
ἀνώτερονanōteronAboveG0511A-ASN-C λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM θυσίαςthusiassacrificesG2378N-APF προσφορὰςprosphorasofferingsG4376N-APF ὁλοκαυτώματαholokautōmataburnt offeringsG3646N-APN περὶperi[offerings] forG4012PREP ἁμαρτίαςhamartiassinG0266N-GSF ἠθέλησαςēthelēsasYou have desiredG2309V-AAI-2S εὐδόκησας,eudokēsasYou delighted in,G2106V-AAI-2S αἵτινεςaitineswhichG3748R-NPF κατὰkataaccording toG2596PREP προσφέρονται,prospherontaiare offered,G4374V-PPI-3P 9 dia hoy indray Izy: “Inty Aho tonga hanao ny sitraponao.” Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa.
εἴρηκεν·eirēkenHe has said;G2046V-RAI-3S ἥκωhēkōI have comeG2240V-PAI-1S ποιῆσαιpoiēsaito doG4160GV-AAN θέλημάthelēmawillG2307N-ASN ἀναιρεῖanaireiHe takes awayG0337V-PAI-3S δεύτερονdeuteronsecondG1208A-ASN στήσῃ·stēsēHe may establish;G2476V-AAS-3S 10 Amin’ izany sitrapo izany no nanamasinana antsika tamin’ ny nanaterana ny tenan’ i Jesosy Kristy indray mandeha.
θελήματιthelēmatiwillG2307N-DSN ἡγιασμένοιhēgiasmenoisanctifiedG0037V-RPP-NPM ἐσμὲνesmenwe areG1510V-PAI-1P προσφορᾶςprosphorasofferingG4376N-GSF σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἐφάπαξ.¶ephapaxonce for all.G2178ADV 11 Ary ny mpisorona rehetra dia mitsangana isan’ andro manao fanompoam-pivavahana sy manatitra ireny fanatitra ireny ihany matetika izay tsy mahaisotra ny ota;
ἱερεὺςhi'ereuspriestG2409N-NSM ἕστηκενhestēkenhas stoodG2476V-RAI-3S ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF λειτουργῶνleitourgōnministeringG3008V-PAP-NSM πολλάκιςpollakisrepeatedlyG4178ADV προσφέρωνprospherōnofferingG4374V-PAP-NSM θυσίας,thusiassacrifices,G2378N-APF αἵτινεςaitineswhichG3748R-NPF οὐδέποτεoudepoteneverG3763ADV-N δύνανταιdunantaiare ableG1410V-PNI-3P περιελεῖνperieleinto take awayG4014V-2AAN ἁμαρτίας·hamartiassins;G0266N-APF 12 fa Izy kosa, rehefa nanao fanatitra iray monja ho mandrakizay noho ny ota, dia efa mipetraka1 eo an-tanana ankavanan’ Andriamanitra,
οὗτοςhoutosThis [One]G3778D-NSM ἁμαρτιῶνhamartiōnsinsG0266N-GPF προσενέγκαςprosenegkashaving offeredG4374V-2AAP-NSM θυσίανthusiansacrificeG2378N-ASF διηνεκὲςdiēnekesperpetuityG1336A-ASN ἐκάθισενekathisensat downG2523V-AAI-3S δεξιᾷdexia[the] right handG1188A-DSF θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T - Na: noho ny ota, dia efa mipetraka mandrakizay.
13 ka hatramin’ izao dia miandry Izy mandra-panaony ny fahavalony ho fitoeran-tongony.
λοιπὸνloiponhenceforthG3063A-ASN ἐκδεχόμενοςekdechomenosawaitingG1551V-PNP-NSM τεθῶσινtethōsinmay be placedG5087V-APS-3P ἐχθροὶechthroienemiesG2190N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ὑποπόδιονhupopodion[as] a footstoolG5286N-NSN αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 14 Fa ny fanatitra iray ihany no efa nahatanterahany ho mandrakizay izay olona hamasinina.
προσφορᾷprosphoraofferingG4376N-DSF τετελείωκενteteleiōkenHe has perfectedG5048V-RAI-3S διηνεκὲςdiēnekesall timeG1336A-ASN ἁγιαζομένους.hagiazomenousbeing sanctified.G0037V-PPP-APM 15 Ary ny Fanahy Masìna koa manambara izany amintsika; fa rehefa voalazany hoe:
μαρτυρεῖmartureiBears witnessG3140V-PAI-3S εἰρηκέναι·eirēkenaito have said:G2046V-RAN 16 “Izao no fanekena hataoko aminy, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Hataoko ao am-pony ny lalàko, Sady hosoratako ao an-tsainy,”
αὕτηhautēThis [is]G3778D-NSF διαθήκηdiathēkēcovenantG1242N-NSF διαθήσομαιdiathēsomaiI will makeG1303V-FDI-1S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἡμέραςhēmerasdaysG2250N-APF ἐκείνας,ekeinasthose,G1565D-APF κύριος,kurios[the] Lord,G2962GN-NSM-T διδοὺςdidousputtingG1325V-PAP-NSM νόμουςnomous[the] lawsG3551N-APM καρδίαςkardias[the] heartsG2588N-APF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM διάνοιανdianoianmindG1271N-ASF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐπιγράψωepigrapsōI will inscribeG1924V-FAI-1S αὐτούς·autousthem;G0846P-APM 17 dia hoy koa Izy: “Ny fahotany sy ny helony tsy hotsarovako intsony”1.
ἁμαρτιῶνhamartiōnsinsG0266N-GPF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἀνομιῶνanomiōnlawless actsG0458N-GPF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM μνησθήσομαιmnēsthēsomaiwill I rememberG3403V-FPI-1S - Jer 31. 33-34
18 Ary rehefa misy famelana ireo, dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony.
ἄφεσιςaphesisforgivenessG0859N-NSF τούτων,toutōnof these [is],G3778D-GPF οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 προσφορὰprosphoraan offeringG4376N-NSF ἁμαρτίας.¶hamartiassin.G0266N-GSF Teny famporisihana sy fananarana ho an’ izay nihamalaina ka mila hihemotra
19 Koa amin’ izany, ry rahalahy, satria manana fahatokiana hiditra ao amin’ ny fitoerana masìna isika noho ny ran’ i Jesosy,
ἜχοντεςEchontesHavingG2192V-PAP-NPM οὖν,ountherefore,G3767CONJ ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM παρρησίανparrēsianconfidenceG3954N-ASF εἴσοδονeisodonenteringG1529N-ASF ἁγίωνhagiōnHoly [Places]G0039GA-GPN Ἰησοῦ,Iēsouof Jesus,G2424GN-GSM-P 20 amin’ izay lalana natokany ho antsika, dia lalana vaovao sady velona, namaky teo amin’ ny efitra lamba, dia ny nofony,
ἐνεκαίνισενenekainisenHe dedicatedG1457V-AAI-3S ἡμῖνhēminfor usG3165P-1DP πρόσφατονprosphatonnewG4372A-ASF ζῶσανzōsanlivingG2198V-PAP-ASF καταπετάσματος,katapetasmatosveil,G2665N-GSN ἔστινestinisG1510V-PAI-3S τῆςtēsthrough theG3588T-GSF σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM 21 sady manana Mpisorona lehibe mitandrina ny tranon’ Andriamanitra,
καὶkaiand [having]G2532CONJ ἱερέαhi'ereaa priestG2409N-ASM μέγανmegangreatG3173A-ASM θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T 22 dia aoka isika hanatona amin’ ny fo marina sy amin’ ny fahatokiana be avy amin’ ny finoana, manana fo voadio1 ho afaka amin’ ny fieritreretana ratsy sy tena voasasa tamin’ ny rano madio;
προσερχώμεθαproserchōmethawe may draw nearG4334V-PNS-1P ἀληθινῆςalēthinēsa sincereG0228A-GSF καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF πληροφορίᾳplērophoriafull assuranceG4136N-DSF πίστεωςpisteōsof faithG4102GN-GSF ῥεραντισμένοιrherantismenoisprinkled cleanG4472V-RPP-NPM καρδίαςkardias[our] heartsG2588N-APF συνειδήσεωςsuneidēseōsa conscienceG4893N-GSF πονηρᾶςponērasevilG4190A-GSF λελουσμένοιlelousmenoihaving ourselves washedG3068V-RMP-NPM σῶμαsōma[our] bodyG4983N-ASN ὕδατιhudatiwith waterG5204N-DSN καθαρῷ.katharōpure.G2513A-DSN - Gr. voafafy.
23 aoka hohazonintsika mafy ny fanekena ny fanantenana mba tsy hihozongozonany (fa mahatoky Ilay efa nanao ny teny fikasana);
κατέχωμενkatechōmenWe may hold fastG2722V-PAS-1P ὁμολογίανhomologianconfessionG3671N-ASF ἐλπίδοςelpidosof [our] hopeG1680N-GSF ἀκλινῆ,aklinēfirmly,G0186A-ASF πιστὸςpistosfaithfulG4103A-NSM ἐπαγγειλάμενος,epangeilamenoshaving promised,G1861V-ADP-NSM 24 ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara;
κατανοῶμενkatanoōmenwe may thinkG2657V-PAS-1P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM παροξυσμὸνparoxusmonstirring upG3948N-ASM ἀγάπηςagapēsto loveG0026N-GSF ἔργωνergōnworksG2041N-GPN 25 aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon’ ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro.
ἐγκαταλείποντεςegkataleipontesforsakingG1459V-PAP-NPM ἐπισυναγωγὴνepisunagōgēnassembling togetherG1997N-ASF ἑαυτῶνhe'autōnof ourselvesG1438F-1GPM καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἔθοςethos[is the] customG1485N-NSN τισίν,tisinwith some,G5100X-DPM παρακαλοῦντες,parakalountesencouraging [one another],G3870V-PAP-NPM τοσούτῳtosoutōso muchG5118K-DSN ὅσῳhosōas much asG3745K-DSN βλέπετεblepeteyou seeG0991V-PAI-2P ἐγγίζουσανengizousandrawing nearG1448V-PAP-ASF ἡμέραν.¶hēmeranDay.G2250N-ASF 26 Fa raha minia manota isika rehefa nahazo ny fahalalana tsara ny marina, dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony,
ἙκουσίωςHekousiōs[If] willinglyG1596ADV ἁμαρτανόντωνhamartanontōnsinG0264V-PAP-GPM μετὰmetaafter [we are]G3326PREP λαβεῖνlabeinto receiveG2983V-2AAN ἐπίγνωσινepignōsinknowledgeG1922N-ASF ἀληθείαςalētheiastruthG0225N-GSF οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 ἁμαρτιῶνhamartiōnsinsG0266N-GPF ἀπολείπεταιapoleipetairemainsG0620V-PPI-3S θυσία,thusiaa sacrifice,G2378N-NSF 27 fa fiandrasana mahatahotra amin’ ny fitsarana ary fahatezerana mirehitra izay handany ny fahavalo rehetra kosa.
φοβερὰphoberaterrifyingG5398A-NSF τιςtisa certainG5100X-NSF ἐκδοχὴekdochēexpectationG1561N-NSF κρίσεωςkriseōsof judgmentG2920N-GSF πυρὸςpurosof fireG4442N-GSN ἐσθίεινesthieinto devourG2068V-PAN μέλλοντοςmellontosbeing aboutG3195V-PAP-GSN ὑπεναντίους.hupenantiousadversaries.G5227A-APM 28 Izay manohitra ny lalàn’ i Mosesy dia maty amin’ ny tenin’ ny vavolombelona roa na telo ka tsy asiana famindram-po;
ἀθετήσαςathetēsasHaving set asideG0114V-AAP-NSM νόμονnomon[the] lawG3551N-ASM ΜωϋσέωςMōuseōsof MosesG3475N-GSM-P χωρὶςchōriswithoutG5565PREP οἰκτιρμῶνoiktirmōnmerciesG3628N-GPM ἐπὶepion the basis ofG1909PREP τρισὶνtrisinthreeG5140A-DPM μάρτυσινmartusinwitnessesG3144N-DPM ἀποθνῄσκει·apothnēskeihe dies;G0599V-PAI-3S 29 manao ahoana kosa ary no hamafin’ ny fampijaliana ataonareo tokony hihatra amin’ izay nanitsaka ny Zanak’ Andriamanitra ka nanao ny ran’ ny fanekena izay nanamasinana azy ho zavatra tsy masìna sady naniratsira ny Fanahin’ ny fahasoavana?
πόσῳ,posōHow muchG4214Q-DSN δοκεῖτε,dokeitethink youG1380V-PAI-2P χείρονοςcheironosworseG5501A-GSF-C ἀξιωθήσεταιaxiōthēsetaiwill he deserveG0515V-FPI-3S τιμωρίαςtimōriaspunishmentG5098N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T καταπατήσαςkatapatēsashaving trampled uponG2662V-AAP-NSM διαθήκηςdiathēkēscovenantG1242N-GSF κοινὸνkoinonordinaryG2839GA-ASN ἡγησάμενοςhēgēsamenoshaving esteemedG2233V-ADP-NSM ἡγιάσθηhēgiasthēhe was sanctifiedG0037V-API-3S χάριτοςcharitosof graceG5485N-GSF ἐνυβρίσας;enubrisashaving insulted?G1796V-AAP-NSM 30 Fa fantatsika Izay nanao hoe: “Ahy ny famaliana; Izaho no hamaly;” ary koa: “Jehovah hitsara ny olony”1.
οἴδαμενoidamenWe knowG6063V-RAI-1P τὸνtonthe [One]G3588T-ASM εἰπόντα·eipontahaving said;G2036V-2AAP-ASM ἐκδίκησις,ekdikēsis[is] vengeance ,G1557N-NSF ἀνταποδώσωantapodōsōwill repayG0467V-FAI-1S κύριος·kuriosLord;G2962GN-NSM-T πάλιν·palinagain:G3825ADV κρινεῖkrineiWill judgeG2919V-FAI-3S κύριοςkurios[the] LordG2962GN-NSM-T αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM - Deo 32. 35-36
31 Zavatra mahatahotra ny ho azon’ ny tànan’ Andriamanitra velona.
φοβερὸνphoberon[It is] a fearful thingG5398A-NSN ἐμπεσεῖνempeseinto fallG1706V-2AAN χεῖραςcheiras[the] handsG5495N-APF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ζῶντος.¶zōntos[the] living.G2198V-PAP-GSM 32 Fa tsarovy ny andro fahiny izay naharetanareo ny ady mafy tamin’ ny fahoriana, rehefa nohazavaina ianareo;
ἈναμιμνῄσκεσθεAnamimnēskesthedo rememberG0363V-PPM-2P πρότερονproteronformerG4386ADV-C ἡμέρας,hēmerasdaysG2250N-APF φωτισθέντεςphōtisthenteshaving been enlightenedG5461V-APP-NPM πολλὴνpollēna greatG4183A-ASF ἄθλησινathlēsinconflictG0119N-ASF ὑπεμείνατεhupemeinateyou enduredG5278V-AAI-2P παθημάτων,pathēmatōnof sufferings,G3804N-GPN 33 indraindray raha natao ho fizaha noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa raha tonga naman’ izay azon’ izany.
ὀνειδισμοῖςoneidismoisby revilingsG3680N-DPM θλίψεσινthlipsesinby tribulationsG2347N-DPF θεατριζόμενοι,theatrizomenoibeing made a spectacle,G2301V-PPP-NPM κοινωνοὶkoinōnoipartnersG2844N-NPM ἀναστρεφομένωνanastrephomenōnpassing through [them]G0390V-PPP-GPM γενηθέντες·genēthenteshaving become;G1096V-AOP-NPM 34 Fa sady niara-niaritra tamin’ izay nifatotra ianareo no nifaly raha norobaina ny fanananareo, satria fantatrareo fa ianareo dia manana fananana tsara lavitra sady maharitra1.
τοῖςtoiswith theG3588T-DPM δεσμίοιςdesmioisprisonersG1198N-DPM συνεπαθήσατεsunepathēsateyou sympathizedG4834V-AAI-2P ἁρπαγὴνharpagēnplunderingG0724N-ASF ὑπαρχόντωνhuparchontōnpossessionsG5225V-PAP-GPN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP προσεδέξασθεprosedexastheyou acceptedG4327V-ADI-2P γινώσκοντεςginōskontesknowingG1097V-PAP-NPM ἔχεινecheinto haveG2192V-PAN ἑαυτοὺςhe'autousyourselvesG1438F-2APM κρείττοναkreittonaa betterG2908A-ASF-C ὕπαρξινhuparxinpossessionG5223N-ASF οὐρανοῖςouranoisheavensG3772N-DPM μένουσαν.menousanabiding.G3306V-PAP-ASF - Na: fa ianareo dia manana ny tenanareo ho fananana tsara lavitra sady maharitra.
35 Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe.
ἀποβάλητεapobalētemay throw awayG0577V-2AAS-2P παρρησίανparrēsianboldnessG3954N-ASF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S μεγάληνmegalēna greatG3173A-ASF μισθαποδοσίαν.misthapodosianreward.G3405N-ASF 36 Fa tokony hanana faharetana ianareo raha hahazoanareo izay lazain’ ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon’ Andriamanitra.
ὑπομονῆςhupomonēsOf enduranceG5281N-GSF ἔχετεecheteYou haveG2192V-PAI-2P χρείαν,chreianneed,G5532N-ASF θέλημαthelēmawillG2307N-ASN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ποιήσαντεςpoiēsanteshaving doneG4160GV-AAP-NPM κομίσησθεkomisēstheyou may receiveG2865V-AMS-2P ἐπαγγελίαν.epangelianpromise.G1860N-ASF 37 Fa “rehefa afaka kelikely, Dia ho tonga Ilay ho avy, fa tsy hitaredretra”
μικρὸνmikronA littleG3398A-ASM ὅσον,hosonwhile,G3745K-ASM ὁhothe [One] whoG3588T-NSM ἐρχόμενοςerchomenosis comingG2064V-PNP-NSM ἥξειhēxeiwill comeG2240V-FAI-3S χρονίσει.chroniseiwill delay.G5549V-FAI-3S 38 Ary “ny oloko marina1 dia ho velon’ ny finoana;” Fa raha mihemotra izy, dia tsy sitraky ny fanahiko2.
δίκαιόςdikaiosrighteousG1342A-NSM πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ζήσεται·zēsetaiwill live;G2198V-FDI-3S ὑποστείληται,huposteilētaihe shall shrink back,G5288V-AMS-3S εὐδοκεῖeudokeitakes pleasureG2106V-PAI-3S - (ny marina)
- Hab 2. 3-4
39 Fa isika tsy mba naman’ izay mihemotra ho amin’ ny fahaverezana, fa naman’ izay mino ho amin’ ny famonjena ny fanahy.
ἡμεῖςhēmeisWe ourselvesG3165P-1NP ἐσμὲνesmenareG1510V-PAI-1P ὑποστολῆςhupostolēsof [those] drawing backG5289N-GSF ἀπώλειανapōleiandestructionG0684N-ASF πίστεωςpisteōsof faithG4102GN-GSF περιποίησινperipoiēsin[the] preservingG4047N-ASF ψυχῆς.¶psuchēs[of the] soul.G5590GN-GSF