Chapter 5
1 Fa ny mpisoronabe rehetra dia alaina amin’ ny olona ka tendrena ho solon’ ny olona hanao ny raharahan’ Andriamanitra, hanatitra fanomezana sy fanatitra hanafaka ota,
ἀρχιερεὺςarchiereushigh priestG0749N-NSM ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM λαμβανόμενοςlambanomenosbeing takenG2983V-PPP-NSM ὑπὲρhuperon behalf ofG5228PREP ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM καθίσταταιkathistataiis appointedG2525V-PPI-3S τὰta[in] the [things]G3588T-APN πρὸςprosrelating toG4314PREP θεόν,theonGodG2316N-ASM-T προσφέρῃprospherēhe may offerG4374V-PAS-3S θυσίαςthusiassacrificesG2378N-APF ἁμαρτιῶν,hamartiōnsins,G0266N-GPF 2 dia olona izay mahay mitondra mora ny tsy mahalala sy ny mania, satria ny tenany koa dia mba hodidinin’ ny fahalemena ihany;
μετριοπαθεῖνmetriopatheinto exercise forbearanceG3356V-PAN δυνάμενοςdunamenosbeing ableG1410V-PNP-NSM τοῖςtoiswith thoseG3588T-DPM ἀγνοοῦσινagnoousinbeing ignorantG0050V-PAP-DPM πλανωμένοις,planōmenoiswith those going astray,G4105V-PPP-DPM αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM περίκειταιperikeitaiis encompassed byG4029V-PNI-3S ἀσθένειαν·astheneianweakness;G0769GN-ASF 3 ary noho izany dia tsy maintsy hanao fanatitra hanafaka ota ho an’ ny tenany koa izy, toy ny ataony ho an’ ny olona ihany.
δι᾽di᾽because ofG1223PREP ὀφείλει,opheileihe is obligated,G3784V-PAI-3S καθὼςkathōseven asG2531CONJ αὐτοῦautouhimselfG1438F-3GSM προσφέρεινprosphereinto offer sacrificesG4374V-PAN ἁμαρτιῶν.hamartiōnsins.G0266N-GPF 4 Ary tsy misy maka izany voninahitra izany ho an’ ny tenany afa-tsy izay antsoin’ Andriamanitra, tahaka an’ i Arona.
ἑαυτῷhe'autōupon himselfG1438F-3DSM λαμβάνειlambaneitakesG2983V-PAI-3S τιμὴνtimēnhonorG5092N-ASF ἀλλὰallabut ratherG0235CONJ καλούμενοςkaloumenosbeing calledG2564GV-PPP-NSM καθώσπερkathōsperjust asG6045CONJ Ἀαρών.AarōnAaron.G0002N-NSM-P 5 Dia toy izany koa Kristy: tsy Izy no nanandratra ny tenany ho Mpisoronabe, fa Ilay nanao taminy hoe: “Zanako Hianao, Izaho niteraka Anao androany”1;
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἑαυτὸνhe'autonHimselfG1438F-3ASM ἐδόξασενedoxasendid glorifyG1392V-AAI-3S γενηθῆναιgenēthēnaito becomeG1096V-AON ἀρχιερέαarchiereaa high priestG0749N-ASM λαλήσαςlalēsashaving saidG2980V-AAP-NSM αὐτόν·autonHim:G0846P-ASM σύ,suYou yourself,G4771P-2NS σήμερονsēmerontodayG4594ADV γεγέννηκάgegennēkahave begottenG1080V-RAI-1S - Sal 2. 7
6 ary toy ny lazainy eo amin’ ny teny hafa koa hoe: “Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon’ i Melkizedeka”1.
καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἑτέρῳheterōanother [place]G2087A-DSM λέγει·legeiHe says:G3004GV-PAI-3S ἱερεὺςhi'ereusa priestG2409N-NSM κατὰkataaccording toG2596PREP τάξινtaxinorderG5010N-ASF Μελχισέδεκ.Melchisedekof Melchizedek.G3198N-GSM-P - Sal 110. 4
7 Tamin’ ny andron’ ny nofony, raha nanao1 fivavahana sy fangatahana nomban’ ny fitarainana mafy sy ny ranomaso be tamin’ izay nahavonjy Azy tamin’ ny fahafatesana Izy, sady voahaino noho ny fahatahorany an’ Andriamanitra2,
ἡμέραιςhēmeraisdaysG2250N-DPF σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM δεήσειςdeēseisprayersG1162N-APF ἱκετηρίαςhiketēriassupplicationsG2428N-APF τὸνtonthe [One]G3588T-ASM δυνάμενονdunamenonbeing ableG1410V-PNP-ASM σῴζεινsōzeinto saveG4982V-PAN θανάτουthanatoudeathG2288N-GSM κραυγῆςkraugēscryingG2906N-GSF ἰσχυρᾶςischurasloudG2478A-GSF δακρύωνdakruōntearsG1144N-GPN προσενέγκαςprosenegkashaving offered upG4374V-2AAP-NSM εἰσακουσθεὶςeisakoustheishaving been heardG1522V-APP-NSM ἀπὸapobecause ofG0575PREP εὐλαβείας,eulabeiasreverence,G2124N-GSF - Gr. nanatitra.
- Na: voahaino ka afaka tamin’ ny fahatahorany.
8 dia nianatra fanarahana tamin’ izay fahoriana nentiny Izy, na dia Zanaka aza;
καίπερkaiperthoughG2539CONJ υἱός,huiosa Son,G5207N-NSM ἔμαθενemathenHe learnedG3129V-2AAI-3S ὧνhōn[the] thingsG3739R-GPN ἔπαθενepathenHe sufferedG3958V-2AAI-3S ὑπακοήν,hupakoēnobedience,G5218N-ASF 9 ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon’ ny famonjena mandrakizay ho an’ izay rehetra manaraka Azy,
τελειωθεὶςteleiōtheishaving been perfectedG5048V-APP-NSM ἐγένετοegenetoHe becameG1096V-2ADI-3S πᾶσινpasinto allG3956A-DPM ὑπακούουσινhupakouousinobeyingG5219V-PAP-DPM αἴτιοςaitios[the] authorG0159A-NSM σωτηρίαςsōtēriasof salvationG4991N-GSF αἰωνίου,aiōnioueternal,G0166A-GSF 10 fa notononin’ Andriamanitra hoe Mpisoronabe “araka ny fanaon’ i Melkizedeka.”
προσαγορευθεὶςprosagoreutheishaving been designatedG4316V-APP-NSM ἀρχιερεὺςarchiereusa high priestG0749N-NSM κατὰkataaccording toG2596PREP τάξινtaxinorderG5010N-ASF Μελχισέδεκ.Melchisedekof Melchizedek.G3198N-GSM-P Anatra sy famporisihana hampandroso tsara ny olona
11 Ny amin’ izany dia manana teny maro izahay sady sarotra ambara, satria lalodalovana ny sofinareo.
περὶperiConcerningG4012PREP πολὺςpolus[there is] muchG4183A-NSM ἡμῖνhēminfrom usG3165P-1DP λόγοςlogosspeechG3056N-NSM δυσερμήνευτοςdusermēneutosdifficult in interpretationG1421A-NSM λέγειν,legeinto speak,G3004GV-PAN νωθροὶnōthroisluggishG3576A-NPM γεγόνατεgegonateyou have becomeG1096V-2RAI-2P ἀκοαῖς.akoaishearings.G0189N-DPF 12 Fa na dia tokony ho efa mpampianatra aza ianareo noho ny fahelan’ ny andro, dia mbola mila izay hampianatra anareo ny abidim-pianaran’ ny tenin’ Andriamanitra indray; ary efa toy izay tokony homen-dronono ianareo, fa tsy ventin-kanina.
ὀφείλοντεςopheilontesyou oughtG3784V-PAP-NPM εἶναιeinaito beG1511V-PAN διδάσκαλοιdidaskaloiteachersG1320N-NPM χρόνον,chronontime,G5550N-ASM χρείανchreianneed ofG5532N-ASF ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P διδάσκεινdidaskeinto teachG1321V-PAN τινὰtinawhat [is]G5100X-ASM στοιχεῖαstoicheiaprinciplesG4747N-APN ἀρχῆςarchēsbeginningG0746N-GSF λογίωνlogiōnoraclesG3051N-GPN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T γεγόνατεgegonateyou have becomeG1096V-2RAI-2P χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχοντεςechontes[those] havingG2192V-PAP-NPM γάλακτοςgalaktosof milkG1051N-GSN στερεᾶςstereasof solidG4731A-GSF τροφῆς.trophēsfood.G5160N-GSF 13 Fa izay rehetra mivelona amin’ ny ronono dia tsy zatra amin’ ny tenin’ ny fahamarinana, satria mbola zaza-bodo.
μετέχωνmetechōnis partaking [only]G3348V-PAP-NSM γάλακτοςgalaktosof milkG1051N-GSN ἄπειροςapeiros[is] inexperiencedG0552A-NSM λόγουlogouin [the] wordG3056N-GSM δικαιοσύνης·dikaiosunēsof righteousness;G1343N-GSF νήπιοςnēpiosan infantG3516A-NSM ἐστιν·estinhe is;G1510V-PAI-3S 14 Fa ho an’ izay efa lehibe1 ny ventin-kanina, dia ho an’ izay manana ny saina efa zatra nampiasaina tsara ka mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy.
τελείωνteleiōn[for the] matureG5046A-GPM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S στερεὰstereasolidG4731A-NSF τροφὴtrophēfoodG5160N-NSF τῶνtōnfor thoseG3588T-GPM ἕξινhexinconstant useG1838N-ASF αἰσθητήριαaisthētēriasensesG0145N-APN γεγυμνασμέναgegumnasmenatrainedG1128V-RPP-APN ἐχόντωνechontōnwho are havingG2192V-PAP-GPM πρὸςpros[ability] toG4314PREP διάκρισινdiakrisindistinguishG1253N-ASF - Na: tanteraka.