Chapter 9
1 Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia nisy fitsipika ny amin’ ny fanompoam-pivavahana, ary nisy ny fitoerany masìna momba ny etỳ an-tany.
ΕἶχενEichenHadG2192V-IAI-3S σκηνήskēnētabernacleG4633N-NSF δικαιώματαdikaiōmataregulationsG1345N-APN λατρείας,latreiasof worshipG2999N-GSF ἅγιονhagionHoly [Place]G0039GA-ASN κοσμικόν.kosmikonearthly.G2886A-ASN 2 Fa nisy tabernakely voavoatra: ny efitra voalohany, ilay atao hoe “ny fitoerana masìna”, izay nisy ny fanaovan-jiro sy ny latabatra ary ny mofo aseho.
σκηνὴskēnēA tabernacleG4633N-NSF κατεσκευάσθηkateskeuasthēwas preparedG2680V-API-3S πρώτηprōtēfirst [room] —G4413GA-NSF ᾗhēwhich [were]G3739R-DSF λυχνίαluchniathe lampstandG3087N-NSF τράπεζαtrapezatableG5132N-NSF πρόθεσιςprothesispresentationG4286N-NSF ἄρτων,artōnbread —G0740N-GPM λέγεταιlegetaiis namedG3004HV-PPI-3S ἅγια.hagia[the] Holy [Places].G0039GA-NPN-L 3 Ary ao anatin’ ny efitra lamba faharoa no nisy ny tabernakely izay atao hoe “ny fitoerana masìna indrindra,”
δεύτερονdeuteronsecondG1208A-ASN καταπέτασμαkatapetasmaveilG2665N-ASN σκηνὴskēnē[was] a tabernacleG4633N-NSF λεγομένηlegomenēis being namedG3004HV-PPP-NSF ἁγίωνhagiōnof HoliesG0039HA-GPN-L 4 izay nisy lovia1 volamena fandoroana ditin-kazo manitra sy ny fiaran’ ny fanekena, izay voapetaka takela-bolamena avokoa; ary tao anatin’ io nisy ny vilany volamena, izay nitoeran’ ny mana, sy ny tehin’ i Arona izay nitsimoka, ary ny vato fisaky ny fanekena;
χρυσοῦνchrusoun[the] goldenG5552A-ASN ἔχουσαechousahavingG2192V-PAP-NSF θυμιατήριονthumiatērionaltar of incenseG2369N-ASN διαθήκηςdiathēkēscovenantG1242N-GSF περικεκαλυμμένηνperikekalummenēncovered aroundG4028V-RPP-ASF πάντοθενpantothenin every partG3840ADV χρυσίῳ,chrusiōwith gold,G5553N-DSN στάμνοςstamnos[was the] jarG4713N-NSF χρυσῆchrusēgoldenG5552A-NSF ἔχουσαechousahavingG2192V-PAP-NSF μάνναmannamannaG3131N-ASN-HEB ῥάβδοςrhabdosstaffG4464N-NSF ἈαρὼνAarōnof AaronG0002N-GSM-P βλαστήσασαblastēsasahaving buddedG0985V-AAP-NSF πλάκεςplakestabletsG4109N-NPF διαθήκης·diathēkēscovenant;G1242N-GSF - Na: alitara.
5 ary teo ambonin’ io koa ny kerobima nisy ny voninahitra, izay nanaloka ny rakotra fanaovam-panavotana,― tsy azonay lazaina tsirairay ireo ankehitriny.
ὑπεράνωhuperanōAboveG5231PREP ΧερουβὶνCheroubin[were the] cherubimG5502N-NPN-T δόξηςdoxēsof gloryG1391N-GSF κατασκιάζονταkataskiazontaovershadowingG2683V-PAP-NPN ἱλαστήριον,hilastērionmercy seat,G2435N-ASN περὶpericoncerningG4012PREP ἔστινestinit isG1510V-PAI-3S νῦνnunnow [the time]G3568ADV λέγεινlegeinto speakG3004GV-PAN μέρος.merosdetail.G3313N-ASN 6 Ary rehefa voavoatra toy izany ireo zavatra ireo, dia miditra mandrakariva eo amin’ ny tabernakely voalohany ny mpisorona hanefa ny fanompoam-pivavahana.
τούτωνtoutōnThese thingsG3778D-GPN κατεσκευασμένωνkateskeuasmenōnpreparedG2680V-RPP-GPN σκηνὴνskēnēntabernacleG4633N-ASF παντὸςpantosall [times]G3956A-GSM εἰσίασινeisiasinenterG1524V-PAI-3P ἱερεῖςhi'ereispriestsG2409N-NPM λατρείαςlatreiassacred servicesG2999N-APF ἐπιτελοῦντες·epitelountesaccomplishing;G2005V-PAP-NPM 7 Fa ny faharoa kosa no idiran’ ny mpisoronabe irery ihany indray mandeha isan-taona; ary izy aza dia tsy miditra, raha tsy mitondra rà, izay ateriny noho ny amin’ ny tenany sy ny fahadisoana nataon’ ny olona amin’ ny tsi-fahalalana;
εἰςeis[Enters] intoG1519PREP δευτέρανdeuteransecondG1208A-ASF ἐνιαυτοῦeniautouyearG1763N-GSM ἀρχιερεὺςarchiereushigh priestG0749N-NSM χωρὶςchōriswithoutG5565PREP αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN προσφέρειprosphereihe offersG4374V-PAI-3S ἑαυτοῦhe'autouhimselfG1438F-3GSM ἀγνοημάτων·agnoēmatōnsins of ignorance;G0051N-GPN 8 koa izany no anambaran’ ny Fanahy Masìna fa tsy mbola voaseho ny lalana mankany amin’ ny fitoerana masìna indrindra, raha mbola ao ihany ny tabernakely voalohany;
τοῦτοtoutoBy thisG3778D-ASN δηλοῦντοςdēlountoswas signifyingG1213V-PAP-GSN πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN μήπωmēpō[that] not yetG3361PRT-N + G4452 πεφανερῶσθαιpephanerōsthaito have been made manifestG5319V-RPN ἁγίωνhagiōnHoly [Places]G0039GA-GPN ἔτιetiwhile stillG2089ADV σκηνῆςskēnēstabernacleG4633N-GSF ἐχούσηςechousēshavingG2192V-PAP-GSF στάσιν·stasina standing;G4714N-ASF 9 fanoharana izany amin’ izao andro ankehitriny izao, ary araka izany no anaterana fanomezana sy fanatitra, izay tsy mahatanteraka ny mpivavaka ny amin’ ny fieritreretana
ἥτιςhētiswhich [is]G3748R-NSF παραβολὴparabolēa symbolG3850N-NSF καιρὸνkairontimeG2540N-ASM ἐνεστηκότα,enestēkotabeing present,G1764V-RAP-ASM θυσίαιthusiaisacrificesG2378N-NPF προσφέρονταιprospherontaiare offeredG4374V-PPI-3P δυνάμεναιdunamenaibeing ableG1410V-PNP-NPF κατὰkatain regard toG2596PREP συνείδησινsuneidēsinconscienceG4893N-ASF τελειῶσαιteleiōsaito make perfectG5048V-AAN λατρεύοντα,latreuontais worshiping,G3000V-PAP-ASM 10 (fa naman’ ny zavatra hohanina sy ny zavatra hosotroina sy ny fanasana samy hafa), dia fitsipika araka ny nofo, voatendrv hatao mandra-pihavin’ ny andro fanovana.
μόνονmonon[consisting] onlyG3441A-ASN βρώμασινbrōmasinfoodsG1033N-DPN πόμασινpomasinin drinksG4188N-DPN διαφόροιςdiaphoroisin variousG1313A-DPM βαπτισμοῖς,baptismoiswashings,G0909N-DPM δικαιώματαdikaiōmataordinancesG1345N-NPN σαρκὸςsarkosof [the] fleshG4561N-GSF μέχριmechriuntilG3360PREP καιροῦkairou[the] timeG2540N-GSM διορθώσεωςdiorthōseōsof reformationG1357N-GSF ἐπικείμενα.¶epikeimenabeing imposed.G1945V-PNP-NPN 11 Fa Kristy kosa, rehefa tonga ho Mpisoronabe ny amin’ ny zavatra tsara ho avy, dia namaky teo amin’ ny tabernakely lehibe lavitra sady tsara lavitra, izay tsy nataon-tanana, izany hoe, tsy isan’ izao zavatra ary izao,
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T παραγενόμενοςparagenomenoshaving appeared asG3854V-2ADP-NSM ἀρχιερεὺςarchiereushigh priestG0749N-NSM γενομένωνgenomenōnhaving comeG1096V-2ADP-GPN ἀγαθῶνagathōngood thingsG0018A-GPN μείζονοςmeizonosgreaterG3173A-GSF-C τελειοτέραςteleioterasmore perfectG5046A-GSF-C σκηνῆςskēnēstabernacleG4633N-GSF χειροποιήτου,cheiropoiētoumade by hands,G5499A-GSF ἔστινestinisG1510V-PAI-3S ταύτηςtautēsof thisG3778D-GSF κτίσεως,ktiseōscreation,G2937N-GSF 12 ary tsy mba nitondra ran’ osilahy sy ran-janak’ omby Izy, fa ny ran’ ny tenany, dia niditra indray mandeha ho any amin’ ny fitoerana masìna ka nahazo fanavotana mandrakizay.
αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN τράγωνtragōnof goatsG5131N-GPM μόσχωνmoschōncalvesG3448N-GPM αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN εἰσῆλθενeisēlthenHe enteredG1525V-2AAI-3S ἐφάπαξephapaxonce for allG2178ADV ἅγιαhagiaHoly [Places]G0039GA-APN αἰωνίανaiōnianeternalG0166A-ASF λύτρωσινlutrōsinredemptionG3085N-ASF εὑράμενος.heuramenoshaving obtained.G2147V-2AMP-NSM 13 Fa raha ny ran’ osilahy sy ny ran’ ombilahy ary ny lavenom-bantotr’ ombivavy afafy amin’ izay voaloto no manamasìna hatramin’ ny fanadiovana ny nofo,
τράγωνtragōnof goatsG5131N-GPM ταύρωνtaurōnof bullsG5022N-GPM σποδὸςspodos[the] ashesG4700N-NSF δαμάλεωςdamaleōsof a heiferG1151N-GSF ῥαντίζουσαrhantizousasprinklingG4472V-PAP-NSF κεκοινωμένουςkekoinōmenousdefiledG2840V-RPP-APM ἁγιάζειhagiazeiit sanctifiesG0037V-PAI-3S σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF καθαρότητα,katharotētapurification,G2514N-ASF 14 mainka fa ny ran i Kristy, Izay nanatitra ny tenany tsy manan-tsiny ho an’ Andriamanitra, tamin’ ny alalan’ ny Fanahy mandrakizay, no hahadio ny fieritreretanareo ho afaka amin’ ny asa maty mba hanompoanareo an’ Andriamanitra velona.
πόσῳposōhow muchG4214Q-DSN Χριστοῦ,Christouof Christ,G5547N-GSM-T πνεύματοςpneumatos[the] SpiritG4151GN-GSN αἰωνίουaiōnioueternalG0166A-GSN ἑαυτὸνhe'autonHimselfG1438F-3ASM προσήνεγκενprosēnegkenofferedG4374V-AAI-3S ἄμωμονamōmonunblemishedG0299A-ASM θεῷ,theōto God,G2316N-DSM-T καθαριεῖkatharieiwill purifyG2511V-FAI-3S συνείδησινsuneidēsinconscienceG4893N-ASF νεκρῶνnekrōndeadG3498A-GPN ἔργωνergōnworksG2041N-GPN λατρεύεινlatreueinto serveG3000V-PAN ζῶντι;¶zōnti[the] living?G2198V-PAP-DSM 15 Ary noho izany dia Mpanalalana amin’ izay fanekena vaovao Izy, rehefa niaritra fahafatesana ho fanavotana amin’ ny fahotana natao tamin’ ny fanekena voalohany, mba hahazoan’ izay voantso ny teny fikasana, dia ny lova mandrakizay.
διὰdiabecause ofG1223PREP διαθήκηςdiathēkēsof a covenantG1242N-GSF καινῆςkainēsnewG2537A-GSF μεσίτηςmesitēs[the] mediatorG3316N-NSM ἐστίν,estinHe is,G1510V-PAI-3S ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ θανάτουthanatoudeathG2288N-GSM γενομένουgenomenouhaving taken placeG1096V-2ADP-GSM ἀπολύτρωσινapolutrōsinredemptionG0629N-ASF διαθήκῃdiathēkēcovenantG1242N-DSF παραβάσεωνparabaseōntransgressionsG3847N-GPF ἐπαγγελίανepangelianpromiseG1860N-ASF λάβωσινlabōsinmay receiveG2983V-2AAS-3P κεκλημένοιkeklēmenoicalledG2564GV-RPP-NPM αἰωνίουaiōnioueternalG0166A-GSF κληρονομίας.klēronomiasinheritance.G2817N-GSF 16 Fa raha misy didim-pananana1, dia teny foana izany, raha tsy efa maty izay nanao azy.
διαθήκη,diathēkē[there is] a will,G1242N-NSF θάνατονthanaton[the] deathG2288N-ASM ἀνάγκηanagkē[it is] necessaryG0318N-NSF φέρεσθαιpheresthaito establishG5342V-PPN τοῦtouof the [one]G3588T-GSM διαθεμένου·diathemenouhaving made [it];G1303V-2AMP-GSM - Na: fanekena.
17 Fa mafy ny didim-pananana1, rehefa tonga ny fahafatesana; fa tsy mafy akory izany, raha mbola velona ilay nanao azy.
διαθήκηdiathēkēA willG1242N-NSF νεκροῖςnekroisdeathG3498A-DPM βεβαία,bebaia[is] affirmed,G0949A-NSF μήποτεmēpoteotherwiseG3361PRT-N + G4218 ἰσχύειischueiit is in forceG2480V-PAI-3S ζῇzēais livingG2198V-PAI-3S διαθέμενος.diathemenoshaving made [it].G1303V-2AMP-NSM - Na: fanekena.
18 Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia tsy nohamasinina raha tsy nisy rà.
ὅθενhothenwhereforeG3606CONJ οὐδὲoudeneitherG3761CONJ-N χωρὶςchōrisapart fromG5565PREP αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN ἐγκεκαίνισται.egkekainistaihas been inaugurated.G1457V-RPI-3S 19 Fa rehefa voalazan’ i Mosesy tamin’ ny vahoaka rehetra ny didy rehetra araka ny lalàna, dia nalainy ny ran-janak’ omby sy ny ran’ osilahy mbamin’ ny rano sy ny volon’ ondry jaky sy ny hysopa ka nafafiny tamin’ ny boky sy ny vahoaka rehetra;
λαληθείσηςlalētheisēsWhen was being spokenG2980V-APP-GSF πάσηςpasēseveryG3956A-GSF ἐντολῆςentolēscommandmentG1785N-GSF κατὰkataaccording toG2596PREP ΜωϋσέωςMōuseōsMosesG3475N-GSM-P παντὶpantito allG3956A-DSM λαβὼνlabōnhaving takenG2983V-2AAP-NSM μόσχωνmoschōnof calvesG3448N-GPM τράγωνtragōnof goatsG5131N-GPM ὕδατοςhudatoswaterG5204N-GSN κοκκίνουkokkinouscarletG2847A-GSN ὑσσώπου,hussōpouhyssop,G5301N-GSF βιβλίονbiblionbookG0975N-ASN ἐρράντισενerrantisenhe sprinkledG4472V-AAI-3S 20 dia hoy izy; Ity no ran’ ny fanekena izay nandidian’ Andriamanitra anareo1.
λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM τοῦτοtoutoThis [is]G3778D-NSN διαθήκηςdiathēkēscovenantG1242N-GSF ἐνετείλατοeneteilatocommandedG1781V-ADI-3S θεός·theosGod;G2316N-NSM-T - Eks 24. 8
21 Ary ny tabernakely sy ny fanaka rehetra enti-manao fanompoam-pivavahana dia nofafazany rà toy izany koa.
σκηνὴνskēnēntabernacleG4633N-ASF σκεύηskeuēvesselsG4632N-APN λειτουργίαςleitourgiasministryG3009N-GSF αἵματιaimatiwith bloodG0129GN-DSN ὁμοίωςhomoiōslikewiseG3668ADV ἐρράντισεν.errantisenhe sprinkled.G4472V-AAI-3S 22 Ary saiky diovina amin’ ny rà avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy rà alatsaka, dia tsy misy famelan-keloka.
σχεδὸνschedonalmostG4975ADV πάνταpantaall thingsG3956A-NPN καθαρίζεταιkatharizetaiare purifiedG2511V-PPI-3S κατὰkataaccording toG2596PREP χωρὶςchōrisapart fromG5565PREP αἱματεκχυσίαςhaimatekchusiasblood-sheddingG0130N-GSF γίνεταιginetaithere isG1096V-PNI-3S ἄφεσις.¶aphesisforgiveness.G0859N-NSF 23 Koa dia tsy maintsy nodiovina tamin’ ireny ny tandindon’ ny zavatra any an-danitra, fa ny tenan’ ny zavatra any an-danitra kosa dia tamin’ izay fanatitra tsara noho ireny.
ἈνάγκηAnagkē[It was] necessaryG0318N-NSF οὖνounthen [for]G3767CONJ ὑποδείγματαhupodeigmatarepresentationsG5262N-APN τῶνtōnof the [things]G3588T-GPN οὐρανοῖςouranoisheavensG3772N-DPM τούτοιςtoutoiswith theseG3778D-DPN καθαρίζεσθαιkatharizesthaito be purifiedG2511V-PPN αὐτὰautathemselvesG0846P-APN ἐπουράνιαepouraniaheavenly thingsG2032A-APN κρείττοσινkreittosinwith betterG2908A-DPF-C θυσίαιςthusiaissacrificesG2378N-DPF ταύτας.tautasthese.G3778D-APF 24 Fa Kristy tsy mba niditra tao amin’ izay fitoerana masìna nataon-tanana, izay tandindon’ ny tena fitoerana masìna, fa ho any an-danitra tokoa, mba hiseho eo anatrehan’ Andriamanitra ankehitriny ho antsika;
χειροποίηταcheiropoiētamade by handsG5499A-APN εἰσῆλθενeisēlthenhas enteredG1525V-2AAI-3S ἅγιαhagiaHoly [Places]G0039GA-APN Χριστός,ChristosChrist,G5547N-NSM-T ἀντίτυπαantitupacopiesG0499A-APN ἀληθινῶν,alēthinōntrue [ones],G0228A-GPN αὐτὸνautonitselfG0846P-ASM οὐρανόν,ouranonheaven,G3772N-ASM ἐμφανισθῆναιemphanisthēnaito appearG1718V-APN προσώπῳprosōpōpresenceG4383N-DSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T 25 ary tsy niditra Izy mba hanatitra ny tenany matetika, tahaka ny mpisoronabe miditra ao amin’ ny fitoerana masìna isan-taona mitondra ny ran’ ny zavatra hafa;
πολλάκιςpollakisrepeatedlyG4178ADV προσφέρῃprospherēHe may offerG4374V-PAS-3S ἑαυτόν,he'autonHimself,G1438F-3ASM ὥσπερhōsperjust asG5618CONJ ἀρχιερεὺςarchiereushigh priestG0749N-NSM εἰσέρχεταιeiserchetaientersG1525V-PNI-3S ἅγιαhagiaHoly [Places]G0039GA-APN ἐνιαυτὸνeniautonyearG1763N-ASM αἵματιaimati[the] bloodG0129GN-DSN ἀλλοτρίῳ·allotriōof another;G0245A-DSN 26 fa raha izany, dia tsy maintsy ho nijaly matetika Izy hatrizay nanaovana izao tontolo izao; fa ankehitriny dia efa naseho indray mandeha tamin’ izao andro farany izao Izy raha hanafaka ny ota tamin’ ny nanaterany ny tenany.
ἐπεὶepeiOtherwiseG1893CONJ ἔδειedeiit was necessary forG1163V-IAI-3S πολλάκιςpollakisrepeatedlyG4178ADV παθεῖνpatheinto have sufferedG3958V-2AAN καταβολῆςkatabolēs[the] foundationG2602N-GSF κόσμου,kosmouof [the] world,G2889N-GSM συντελείᾳsunteleia[the] consummationG4930N-DSF ἀθέτησινathetēsin[the] putting awayG0115N-ASF ἁμαρτίαςhamartiasof sinG0266N-GSF θυσίαςthusiassacrificeG2378N-GSF αὐτοῦautouof HimselfG0846P-GSM πεφανέρωται.pephanerōtaiHe has been revealed.G5319V-RPI-3S 27 Ary tahaka ny nanendrena ny olona ny ho faty indray mandeha, ary rehefa afaka izany, dia hisy fitsarana,
ὅσονhosonas much asG3745K-ASN ἀπόκειταιapokeitaiit is apportionedG0606V-PNI-3S ἀνθρώποιςanthrōpoisto menG0444N-DPM ἀποθανεῖνapothaneinto dieG0599V-2AAN κρίσις,krisis[to face] judgment,G2920N-NSF 28 dia tahaka izany koa Kristy, rehefa natolotra indray mandeha hitondra ny otan’ ny maro, dia hiseho fanindroany, tsy amin’ ota, amin’ izay miandry Azy, ho famonjena.
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T προσενεχθεὶςprosenechtheishaving been offeredG4374V-2APP-NSM πολλῶνpollōnof manyG4183A-GPM ἀνενεγκεῖνanenegkeinto bearG0399V-2AAN ἁμαρτίαςhamartias[the] sinsG0266N-APF δευτέρουdeuteroua second timeG1208A-GSM χωρὶςchōrisapart fromG5565PREP ἁμαρτίαςhamartiassinG0266N-GSF ὀφθήσεταιophthēsetaiwill appearG3700HV-FPI-3S τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM ἀπεκδεχομένοιςapekdechomenoisawaitingG0553V-PNP-DPM σωτηρίαν.¶sōtēriansalvation.G4991N-ASF