Chapter 5
Fanamelohana ny mpanankarena ratsy fanahy
1 He! ianareo manan-karena, mitomania sy midradradradrà noho ny fahoriana izay efa manjo anareo.
ἌγεAgedo comeG0071V-PAM-2S οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM πλούσιοι,plousioirich,G4145A-VPM κλαύσατεklausatedo weepG2799V-AAM-2P ὀλολύζοντεςololuzonteswailingG3649V-PAP-NPM ταλαιπωρίαιςtalaipōriaismiseriesG5004N-DPF ὑμῶνhumōnupon youG4771P-2GP ταῖςtaisthat [are]G3588T-DPF ἐπερχομέναις.eperchomenaiscoming.G1904V-PNP-DPF 2 Ny harenareo efa simba, ary ny fitafianareo efa lanin’ ny kalalao.
πλοῦτοςploutosrichesG4149N-NSM ὑμῶνhumōnof YouG4771P-2GP σέσηπενsesēpenhave rottedG4595V-2RAI-3S ἱμάτιαhimatiagarmentsG2440N-NPN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP σητόβρωταsētobrōtamoth-eatenG4598A-NPN γέγονεν·gegonenhave become;G1096V-2RAI-3S 3 Ny volamena sy ny volafotsinareo dia efa harafesina; ary ny harafesiny dia ho vavolombelona hiampanga anareo sady handany ny nofonareo tahaka ny afo. Efa namory harena amin’ ny andro farany ianareo.
χρυσὸςchrusosgoldG5557N-NSM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἄργυροςargurossilverG0696N-NSM κατίωταιkatiōtaihave corrodedG2728V-RPI-3S αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM μαρτύριονmarturiona testimonyG3142N-ASN ὑμῖνhuminagainst youG4771P-2DP ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S φάγεταιphagetaiit will eatG5315V-FMI-3S σάρκαςsarkasfleshG4561N-APF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐθησαυρίσατεethēsaurisateYou have treasured upG2343V-AAI-2P ἐσχάταιςeschatais[the] lastG2078A-DPF ἡμέραις.hēmeraisdays.G2250N-DPF 4 Indro, ny karaman’ ny mpiasa nijinja ny taninareo, izay hazoninareo, dia mitaraina; ary ny fitarainan’ ny mpijinja dia efa tafiditra amin’ ny sofin’ ny Tompon’ ny maro.
μισθὸςmisthoswageG3408N-NSM ἐργατῶνergatōnworkmenG2040N-GPM ἀμησάντωνamēsantōnhaving harvestedG0270V-AAP-GPM χώραςchōrasfieldsG5561N-APF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἀπεστερημένοςapesterēmenoskept backG0650V-RPP-NSM κράζειkrazeicries outG2896V-PAI-3S θερισάντωνtherisantōnhaving harvestedG2325V-AAP-GPM κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T σαβαὼθsabaōthof HostsG4519N-GPM-T εἰσεληλύθασιν.eiselēluthasinhave entered.G1525V-2RAI-3P 5 Efa velona tamin’ ny fy tetỳ ambonin’ ny tany ianareo sady nanaram-po tamin’ ny fahafinaretana; efa namahy ny fonareo tamin’ ny andro hamonoana ianareo.
ἐτρυφήσατεetruphēsateYou lived in luxuryG5171V-AAI-2P ἐσπαταλήσατε,espatalēsatelived in self-indulgence,G4684V-AAI-2P ἐθρέψατεethrepsateYou have fattenedG5142V-AAI-2P καρδίαςkardiasheartsG2588N-APF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἡμέρᾳhēmera[the] dayG2250N-DSF σφαγῆς.sphagēsof slaughter.G4967N-GSF 6 Efa nanameloka namono ny marina1 ianareo; fa tsy manohitra anareo izy.
κατεδικάσατε,katedikasateYou have condemnedG2613V-AAI-2P ἐφονεύσατεephoneusate[and] have put to deathG5407V-AAI-2P δίκαιον·dikaionrighteous;G1342A-ASM ἀντιτάσσεταιantitassetaidoes he resistG0498V-PMI-3S ὑμῖν.¶huminyou.G4771P-2DP - Na: Ilay marina ... Izy.
Toky ho an’ ny Kristiana azom-pahoriana, sy anatra samy hafa
7 Ary amin’ izany dia mahareta tsara, ry rahalahy, mandra-pihavin’ ny Tompo. Indro, ny mpiasa tany miandry ny voka-tsoa amin’ ny tany ka maharitra amin’ izany mandra-pahazony ny ranonorana aloha sy aoriana.
ΜακροθυμήσατεMakrothumēsatedo be patientG3114V-AAM-2P οὖν,ountherefore,G3767CONJ ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM παρουσίαςparousiascomingG3952N-GSF κυρίου.kuriouLord.G2962GN-GSM-T γεωργὸςgeōrgosfarmerG1092N-NSM ἐκδέχεταιekdechetaiawaitsG1551V-PNI-3S τίμιονtimionpreciousG5093A-ASM καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM μακροθυμῶνmakrothumōnbeing patientG3114V-PAP-NSM λάβῃlabēit may receiveG2983V-2AAS-3S ὑετὸνhu'etonrainG5205N-ASM πρόϊμονproimon[the] earlyG4406A-ASM ὄψιμον·opsimonlatter [rains];G3797A-ASM 8 Mahareta koa ianareo, mampahereza ny fonareo, fa efa mby akaiky ny fihavian’ ny Tompo.
μακροθυμήσατεmakrothumēsatedo be patientG3114V-AAM-2P ὑμεῖς,humeisyou yourselves,G4771P-2NP στηρίξατεstērixatedo strengthenG4741V-AAM-2P καρδίαςkardiasheartsG2588N-APF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP παρουσίαparousiacomingG3952N-NSF ἤγγικεν.ēngikenhas drawn near.G1448V-RAI-3S 9 Aza mifampimonomonona, ry rahalahy, fandrao hohelohina ianareo; Indro, ny Mpitsara efa mitsangana eo anoloan’ ny varavarana.
στενάζετε,stenazetedo grumbleG4727V-PAM-2P ἀδελφοί,adelphoibrothersG0080N-VPM ἀλλήλων,allēlōnone anotherG0240C-GPM κριθῆτε·krithēteyou may be judged;G2919V-APS-2P κριτὴςkritēsJudgeG2923N-NSM θυρῶνthurōndoorsG2374N-GPF ἕστηκεν.hestēkenhas been stood.G2476V-RAI-3S 10 Ry rahalahiko, aoka ny mpaminany izay niteny tamin’ ny anaran’ ny Tompo no halainareo ho fianarana ny fandeferam-pahoriana sy ny faharetana.
ὑπόδειγμαhupodeigma[As] an exampleG5262N-ASN λάβετε,labetedo takeG2983V-2AAM-2P ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-VPM κακοπαθείαςkakopatheiasof suffering evilsG2552N-GSF μακροθυμίαςmakrothumiasof patienceG3115N-GSF προφήταςprophētasprophetsG4396N-APM ἐλάλησανelalēsanspokeG2980V-AAI-3P ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN κυρίου.kuriouof [the] Lord.G2962GN-GSM-T 11 Indro, ataontsika fa sambatra izay efa naharitra. Efa renareo ny faharetan’ i Joba ary efa hitanareo ny faran’ ny nataon’ ny Tompo taminy, fa miantra indrindra ny Tompo sady be famindram-po.
μακαρίζομενmakarizomenwe count blessedG3106V-PAI-1P ὑπομείναντας·hupomeinantashaving persevered;G5278V-AAP-APM ὑπομονὴνhupomonēnperseveranceG5281N-ASF ἠκούσατεēkousateyou have heard ofG0191V-AAI-2P τέλοςtelosoutcomeG5056N-ASN κυρίουkurioufrom [the] LordG2962GN-GSM-T εἴδετε,eideteyou have seen,G1492HV-2AAI-2P πολύσπλαγχνόςpolusplagchnosfull of compassionG4184A-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S οἰκτίρμων.¶oiktirmōn[is] merciful.G3629A-NSM 12 Fa mihoatra noho ny zavatra rehetra, ry rahalahiko, aza mianiana, na amin’ ny lanitra, na amin’ ny tany, na amin’ izay fianianana hafa akory aza; fa aoka ny fanaikinareo ho “Eny”, ary ny fandànareo ho “Tsia”, fandrao hiharan’ ny fitsarana ianareo.
πάντωνpantōnall thingsG3956A-GPN ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-VPM μου,mouof mine,G3165P-1GS ὀμνύετε,omnuetedo swear,G3660V-PAM-2P μήτεmēteneither [swear by]G3383CONJ-N οὐρανὸνouranonheavenG3772N-ASM μήτεmētenor [swear by]G3383CONJ-N μήτεmētenor [swear by]G3383CONJ-N ἄλλονallonotherG0243A-ASM ὅρκον·horkonoath;G3727N-ASM ἤτωētōshould beG1510V-PAM-3S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP κρίσινkrisinjudgmentG2920N-ASF πέσητε.¶pesēteyou may fall.G4098V-2AAS-2P 13 Misy azom-pahoriana va eo aminareo? Aoka izy hivavaka. Misy faly va? Aoka izy hihira fiderana.
ΚακοπαθεῖKakopatheiIs suffering hardshipsG2553V-PAI-3S προσευχέσθω·proseuchesthōhe should pray;G4336V-PNM-3S εὐθυμεῖeuthumeiIs cheerfulG2114V-PAI-3S ψαλλέτω.psalletōhe should sing praises.G5567V-PAM-3S 14 Misy marary va eo aminareo? Aoka izy hampaka ny loholon’1 ny fiangonana2; ary aoka hanosotra diloilo azy amin’ ny anaran’ ny Tompo ireo sady hivavaka eo aminy;
ἀσθενεῖastheneiIs sickG0770HV-PAI-3S προσκαλεσάσθωproskalesasthōhe should call nearG4341V-ADM-3S πρεσβυτέρουςpresbuterouseldersG4245GN-APM ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF προσευξάσθωσανproseuxasthōsanthey should prayG4336V-ADM-3P ἀλείψαντεςaleipsanteshaving anointedG0218V-AAP-NPM ἐλαίῳelaiōwith oilG1637N-DSN ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN κυρίου.kuriouLord.G2962GN-GSM-T - Gr. presbytera.
- Gr. eklesia.
15 ary ny fivavaky ny finoana dia hamonjy ilay marary, fa ny Tompo hanangana azy; ary raha nanota izy, dia havela ny helony.
εὐχὴeuchēprayerG2171N-NSF πίστεωςpisteōsof faithG4102GN-GSF σώσειsōseiwill saveG4982V-FAI-3S τὸνtonthe [one]G3588T-ASM κάμνονταkamnontaailingG2577HV-PAP-ASM ἐγερεῖegereiwill raise upG1453V-FAI-3S κύριος·kuriosLord;G2962GN-NSM-T κἂνkanand ifG2532CONJ + G1437 ἁμαρτίαςhamartiassinsG0266N-APF ᾖēhe shall be [one]G1510V-PAS-3S πεποιηκώς,pepoiēkōshaving committed,G4160GV-RAP-NSM ἀφεθήσεταιaphethēsetaiit will be forgivenG0863HV-FPI-3S αὐτῷ.¶autōto him.G0846P-DSM 16 Koa mifaneke heloka ianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Ny fiàsan’ ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra.
ἐξομολογεῖσθεexomologeisthedo confessG1843V-PMM-2P ἀλλήλοιςallēloisto one anotherG0240C-DPM ἁμαρτίαςhamartiassinsG0266N-APF εὔχεσθεeuchesthedo prayG2172V-PNM-2P ἀλλήλων,allēlōnone another,G0240C-GPM ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ ἰαθῆτε·iathēteyou may be healed;G2390V-APS-2P ἰσχύειischueiprevailsG2480V-PAI-3S δέησιςdeēsis[the] prayerG1162N-NSF δικαίουdikaiouof a righteous [man]G1342A-GSM ἐνεργουμένη.energoumenēbeing made effective.G1754V-PMP-NSF 17 Elia dia olona tahaka antsika ihany, ary izy nahery nivavaka mba tsy hilatsahan’ ny ranonorana; dia tsy nilatsaka tamin’ ny tany ny ranonorana telo taona sy enim-bolana.
ἨλίαςĒliasElijahG2243N-NSM-P ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM ὁμοιοπαθὴςhomoiopathēsof like natureG3663A-NSM προσευχῇproseuchēawith fervent prayerG4335N-DSF προσηύξατοprosēuxatohe prayed [for it]G4336V-ADI-3S βρέξαι·brexaito rain;G1026V-AAN ἔβρεξενebrexenit did rainG1026V-AAI-3S ἐνιαυτοὺςeniautousyearsG1763N-APM τρεῖςtreisthreeG5140A-APM μῆναςmēnasmonthsG3376N-APM 18 Ary nivavaka indray izy, dia nandatsaka ranonorana ny lanitra, ka nahavokatra ny tany.
προσηύξατοprosēuxatohe prayedG4336V-ADI-3S οὐρανὸςouranosheavenG3772N-NSM ὑετὸνhu'etonrainG5205N-ASM ἔδωκενedōkengaveG1325V-AAI-3S ἐβλάστησενeblastēsenproducedG0985V-AAI-3S καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM αὐτῆς.¶autēsof it.G0846P-GSF 19 Ry rahalahiko, raha misy eo aminareo miala amin’ ny fahamarinana, ary misy anankiray mampibebaka azy,
ἈδελφοίAdelphoiBrothersG0080N-VPM μου,mouof Mine,G3165P-1GS πλανηθῇplanēthēashall wanderG4105V-APS-3S ἀληθείαςalētheiastruthG0225N-GSF ἐπιστρέψῃepistrepsēshall bring backG1994V-AAS-3S αὐτόν,autonhim,G0846P-ASM 20 aoka ho fantany fa izay mampibebaka ny mpanota hiala amin’ ny lalan’ ny fahadisoany dia hamonjy fanahy tsy ho faty sady hanarona heloka be.
γινωσκέτωginōsketōhe should knowG1097V-PAM-3S ἐπιστρέψαςepistrepsashaving brought backG1994V-AAP-NSM ἁμαρτωλὸνhamartōlona sinnerG0268A-ASM πλάνηςplanēs[the] errorG4106N-GSF ὁδοῦhodouof the wayG3598N-GSF αὐτοῦ,autouof himG0846P-GSM σώσειsōseiwill saveG4982V-FAI-3S ψυχὴνpsuchēn[the] soulG5590GN-ASF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM θανάτουthanatoudeathG2288N-GSM καλύψειkalupseiwill cover overG2572V-FAI-3S πλῆθοςplēthosa multitudeG4128N-ASN ἁμαρτιῶν.¶hamartiōnof sins.G0266N-GPF