Chapter 3
Anatra ny amin’ izay mety hataon’ ny mpampianatra, indrindra fa ny tsy hanotany amin’ ny lelany, ary ny toetry ny fahendrena avy any ambony
1 Ry rahalahiko, aza dia samy ho mpampianatra be ihany ianareo, satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana anay mpampianatra.
πολλοὶpolloimany [of you]G4183A-NPM διδάσκαλοιdidaskaloiteachersG1320N-NPM γίνεσθε,ginesthedo becomeG1096V-PNM-2P ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-VPM μου,mouof mine,G3165P-1GS εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM μεῖζονmeizongreaterG3173A-ASN-C κρίμαkrimajudgmentG2917N-ASN λημψόμεθα.lēmpsomethawe will receive.G2983V-FDI-1P 2 Fa tafintohina amin’ ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin’ ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa.
πολλὰpollaIn many waysG4183A-APN πταίομενptaiomenwe stumbleG4417V-PAI-1P ἅπαντες·hapantesall;G0537A-NPM λόγῳlogōwhat he saysG3056N-DSM πταίει,ptaieidoes stumble,G4417V-PAI-3S οὗτοςhoutosthis one [is]G3778D-NSM τέλειοςteleiosa perfectG5046A-NSM δυνατὸςdunatosableG1415A-NSM χαλιναγωγῆσαιchalinagōgēsaito bridleG5468V-AAN σῶμα.¶sōmabody.G4983N-ASN 3 Ary raha asiantsika lamboridy amin’ ny vavan’ ny soavaly mba hanarahany antsika, dia mitondra ny tenany rehetra isika.
ἵππωνippōnhorsesG2462N-GPM χαλινοὺςchalinousbitsG5469N-APM στόματαstomatamouthsG4750N-APN βάλλομενballomenwe putG0906HV-PAI-1P πείθεσθαιpeithesthaito obeyG3982V-PPN αὐτοὺςautousthemG0846P-APM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM μετάγομεν.metagomenwe turn about.G3329V-PAI-1P 4 Indreo koa ny sambo, na dia lehibe aza ireny ka entin’ ny rivotra mahery, dia ahodin’ ny familiana kely foana izy ho any amin’ izay tian’ ny mpitondra.
πλοῖα,ploiaships,G4143N-NPN τηλικαῦταtēlikautaso greatG5082D-NPN ὄνταontabeingG1510V-PAP-NPN ἀνέμωνanemōnwindsG0417N-GPM σκληρῶνsklērōnstrongG4642A-GPM ἐλαυνόμενα,elaunomenabeing driven,G1643V-PPP-NPN μετάγεταιmetagetaiare turned aboutG3329V-PPI-3S ἐλαχίστουelachistoua very smallG1646A-GSN πηδαλίουpēdaliourudderG4079N-GSN ὁρμὴhormēimpulseG3730N-NSF τοῦtou[of the one] whoG3588T-GSM εὐθύνοντοςeuthunontosis steeringG2116V-PAP-GSM βούλεται.¶bouletaidecides.G1014V-PNI-3S 5 Dia toy izany koa ny lela, rantsana kely izy, kanefa mirehareha fatratra. Indro, ny fiavovon’ ny antontan-kazo1 arehitry ny afo kely!
γλῶσσαglōssatongueG1100N-NSF μικρὸνmikrona smallG3398A-NSN μέλοςmelosmemberG3196N-NSN ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S μεγάλαmegalaexceeding thingsG3173A-APN αὐχεῖ.aucheiit boasts.G6094V-PAI-3S ἡλίκονhēlikona greatG2245I-NSN ἡλίκηνhēlikēnhow greatG2245I-ASF ὕληνhulēna forestG5208N-ASF ἀνάπτει·anapteiit kindles;G0381V-PAI-3S - Na: ala.
6 Ary afo ny lela, dia faharatsiana tsy hita lany; eo amin’ ny momba ny tenantsika dia ny lela no mampipentimpentina ny tena rehetra ka mampirehitra izao zavatra ary rehetra izao, sady arehitry ny helo1 izy;
γλῶσσαglōssatongue [is]G1100N-NSF κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM ἀδικίαςadikiasof iniquityG0093N-GSF γλῶσσαglōssatongueG1100N-NSF καθίσταταιkathistataiis setG2525V-PPI-3S μέλεσινmelesinmembersG3196N-DPN σπιλοῦσαspilousais defilingG4695V-PAP-NSF φλογίζουσαphlogizousasetting on fireG5394V-PAP-NSF τροχὸνtrochoncourseG5164N-ASM γενέσεωςgeneseōsof natureG1078N-GSF καὶkaiand [itself]G2532CONJ φλογιζομένηphlogizomenēbeing set on fireG5394V-PPP-NSF γεέννης.¶geennēshell.G1067N-GSF-T - Gr. Gehena.
7 Fa folaka avokoa ny karazan’1 ny bibi-dia rehetra sy ny vorona sy ny biby mandady sy mikisaka mbamin’ ny any an-dranomasina, eny, voafolaky ny olombelona ireny;
φύσιςphusiskindsG5449N-NSF θηρίωνthēriōnof beastsG2342N-GPN πετεινῶν,peteinōnof birds,G4071N-GPN ἑρπετῶνherpetōnof creeping thingsG2062N-GPN ἐναλίωνenaliōnthings of the seaG1724A-GPN δαμάζεταιdamazetaiis subduedG1150V-PPI-3S δεδάμασταιdedamastaihe has been subduedG1150V-RPI-3S φύσειphuseiraceG5449N-DSF ἀνθρωπίνῃ·anthrōpinēhuman;G0442A-DSF - Gr. fomban’
8 fa tsy misy olona mahafolaka ny lela; zava-dratsy tsy manam-pijanonana izy sady feno ody mahafaty.
γλῶσσανglōssantongueG1100N-ASF οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM δαμάσαιdamasaito subdueG1150V-AAN δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S ἀνθρώπων·anthrōpōnof men;G0444N-GPM ἀκατάστατονakatastaton[it is] an unrulyG0182A-NSN ἰοῦiouof poisonG2447N-GSM θανατηφόρου.thanatēphoroudeadly.G2287A-GSM 9 Izy no isaorantsika ny Tompo, dia ny Ray; ary izy ihany koa no anozonantsika ny olona, izay natao araka ny endrik’ Andriamanitra.
εὐλογοῦμενeulogoumenwe blessG2127V-PAI-1P πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T καταρώμεθαkatarōmethawe curseG2672V-PNI-1P ἀνθρώπουςanthrōpousmenG0444N-APM καθ᾽kath᾽according toG2596PREP ὁμοίωσινhomoiōsin[the] likenessG3669N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T γεγονότας·gegonotashaving been made;G1096V-2RAP-APM 10 Ny vava iray ihany no ivoahan’ ny fisaorana sy ny fanozonana. Ry rahalahiko, tsy mety raha misy izany.
στόματοςstomatosmouthG4750N-GSN ἐξέρχεταιexerchetaiproceed forthG1831V-PNI-3S εὐλογίαeulogiablessingG2129N-NSF κατάρα.kataracursing.G2671N-NSF χρή,chrēought,G5534V-PAI-3S ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-VPM μου,mouof Mine,G3165P-1GS ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN γίνεσθαι.ginesthaito be.G1096V-PNN 11 Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin’ ny vavany iray ihany?
μήτιmētisurely not everG3385PRT-N ὀπῆςopēsopeningG3692N-GSF βρύειbrueipours forthG1032V-PAI-3S γλυκὺgluku[both] freshG1099A-ASN πικρόν;pikronbitter?G4089A-ASN 12 Ry rahalahiko, ny aviavy va mety mamoa voan’ oliva, na ny voaloboka mamoa voan’ aviavy? Toy izany ny rano masirasira tsy mba ivoahan’ ny mamy.
δύναται,dunataiis able,G1410V-PNI-3S ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-VPM μου,mouof mine,G3165P-1GS συκῆsukēa fig treeG4808N-NSF ἐλαίαςelaiasolivesG1636N-APF ποιῆσαιpoiēsaito produceG4160GV-AAN ἄμπελοςampelosa vineG0288N-NSF ἁλυκὸνhalukonof saltG0252A-NSN γλυκὺglukufreshG1099A-ASN ποιῆσαιpoiēsaito produceG4160GV-AAN ὕδωρ.¶hudōrwater.G5204N-ASN 13 Iza eo aminareo no hendry sy manam-pahalalana? Aoka hasehony amin’ ny fitondran-tena tsara ny asany amin’ ny fahalemem-panahin’ ny fahendrena.
σοφὸςsophos[is] wiseG4680A-NSM ἐπιστήμωνepistēmōnunderstandingG1990A-NSM δειξάτωdeixatōhe should showG1166V-AAM-3S ἀναστροφῆςanastrophēsconductG0391N-GSF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM πραΰτητιprautēti[the] humilityG4236N-DSF σοφίας.sophiasof wisdom.G4678N-GSF 14 Fa raha misy fialonana mirehitra1 sy fifampiandaniana ao am-ponareo, aza mirehareha na mandainga manohitra ny marina.
ζῆλονzēlonjealousyG2205N-ASM πικρὸνpikronbitterG4089A-ASM ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P ἐριθείανeritheianself-interestG2052N-ASF καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP κατακαυχᾶσθεkatakauchasthedo boast [of it]G2620V-PNM-2P ψεύδεσθεpseudesthedo lieG5574V-PNM-2P ἀληθείας.alētheiastruth.G0225N-GSF - Gr. mangidy.
15 Izany fahendrena izany dia tsy ny avy any ambony, fa araka ny etỳ an-tany ihany, araka ny nofo, araka ny an’ ny demonia.
ἔστινestinisG1510V-PAI-3S σοφίαsophiawisdomG4678N-NSF ἄνωθενanōthenfrom aboveG0509ADV κατερχομένη,katerchomenēcoming down,G2718V-PNP-NSF ἐπίγειοςepigeios[is] earthlyG1919A-NSF ψυχικὴpsuchikēunspiritualG5591A-NSF δαιμονιώδης.daimoniōdēsdemonic.G1141A-NSF 16 Fa izay misy fialonana sy fifampiandaniana dia misy fikorontanana mbamin izay asa ratsy rehetra.
ζῆλοςzēlosjealousyG2205N-NSM ἐριθεία,eritheiaself-interest [exist],G2052N-NSF ἐκεῖekeithere [will be]G1563ADV ἀκαταστασίαakatastasiadisorderG0181N-NSF φαῦλονphaulonevilG5337A-NSN πρᾶγμα.¶pragmathing.G4229N-NSN 17 Fa ny fahendrena izay avy any ambony dia madio aloha, ary tia fihavanana, mandefitra, mora alahatra, be famindram-po sy be voka-tsoa, tsy miahanahana1 na mihatsaravelatsihy.
ἄνωθενanōthenthe from aboveG0509ADV σοφίαsophiawisdomG4678N-NSF ἐστιν,estinis,G1510V-PAI-3S εἰρηνική,eirēnikēpeaceable,G1516A-NSF ἐπιεικής,epieikēsgentle,G1933A-NSF εὐπειθής,eupeithēsreasonable,G2138A-NSF ἐλέουςeleousof mercyG1656N-GSN καρπῶνkarpōnof fruitsG2590N-GPM ἀγαθῶν,agathōngood,G0018A-GPM ἀδιάκριτος,adiakritosimpartial,G0087A-NSF ἀνυπόκριτος.anupokritossincere.G0505A-NSF - Na: miangatra.
18 Ary ny vokatry ny fahamarinana dia afafy amin’ ny fihavanana ho an’ izay mampandroso ny fihavanana1.
καρπὸςkarpos[The] fruitG2590N-NSM δικαιοσύνηςdikaiosunēsof righteousnessG1343N-GSF εἰρήνῃeirēnēpeaceG1515N-DSF σπείρεταιspeiretaiis sownG4687V-PPI-3S τοῖςtoisby thoseG3588T-DPM ποιοῦσινpoiousinmakingG4160GV-PAP-DPM εἰρήνην.¶eirēnēnpeace.G1515N-ASF - Na: Izay mampandroso ny fihavanana no mamafy ny vokatry ny fahamarinana amin’ ny fihavanana.