Chapter 2
Famporisihana an’ Timoty haharitra tsara, na dia azom-pahoriana aza
1 Koa ianao, anaka, dia aoka hihahery amin’ ny fahasoavana izay ao amin’ i Kristy Jesosy.
ΣὺSuYou yourselfG4771P-2NS οὖν,ountherefore,G3767CONJ τέκνονteknonchildG5043N-VSN μου,mouof mine,G3165P-1GS ἐνδυναμοῦendunamoudo be strongG1743V-PPM-2S χάριτιcharitigraceG5485N-DSF τῇtēathat [is]G3588T-DSF ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ,IēsouJesus,G2424GN-DSM-P 2 Ary izay zavatra efa renao tamiko teo anatrehan’ ny vavolombelona maro dia atolory ny olona mahatoky, izay hahay mampianatra ny sasany kosa.
ἃha[the things] whichG3739R-APN ἤκουσαςēkousasyou have heardG0191V-AAI-2S πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPM μαρτύρων,marturōnwitnesses,G3144N-GPM ταῦταtautatheseG3778D-APN παράθουparathoudo yourself entrustG3908V-2AMM-2S πιστοῖςpistoisto faithfulG4103A-DPM ἀνθρώποις,anthrōpoismen,G0444N-DPM οἵτινεςoitinessuch asG3748R-NPM ἱκανοὶhikanoisufficientG2425A-NPM ἔσονταιesontaiwill beG1510V-FDI-3P ἑτέρουςheterousothersG2087A-APM διδάξαι.didaxaito teach.G1321V-AAN 3 Miaraha miaritra ny mafy amiko ianao tahaka ny miaramila tsaran’ i Kristy Jesosy.
σὺsuyou yourselfG4771P-2NS συγκακοπάθησονsugkakopathēsondo share in sufferingG4777V-AAM-2S στρατιώτηςstratiōtēssoldierG4757N-NSM ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T Ἰησοῦ.IēsouJesus.G2424GN-GSM-P 4 Ny miaramila manafika dia tsy mba misy maningo-tena amin’ ny raharahan’ izao fiainana izao, mba hahafaly izay efa nifidy azy ho miaramila.
οὐδεὶςoudeisNo [one]G3762A-NSM στρατευόμενοςstrateuomenosserving as a soldierG4754V-PMP-NSM ἐμπλέκεταιempleketaientangles himselfG1707V-PMI-3S πραγματείαις,pragmateiaisaffairs,G4230N-DPF στρατολογήσαντιstratologēsantihaving enlisted himG4758V-AAP-DSM ἀρέσῃ.aresēhe may please.G0700V-AAS-3S 5 Ary raha misy manezaka amin’ ny filalaovana, dia tsy satrohana satro-boninahitra izy, raha tsy manezaka araka ny lalàna.
ἀθλῇathlēashall competeG0118V-PAS-3S στεφανοῦταιstephanoutaihe is crownedG4737V-PPI-3S νομίμωςnomimōslawfullyG3545ADV ἀθλήσῃ.athlēsēhe shall compete.G0118V-AAS-3S 6 Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra.
κοπιῶνταkopiōntahardworkingG2872V-PAP-ASM γεωργὸνgeōrgonfarmerG1092N-ASM δεῖdeiit is necessaryG1163V-PAI-3S καρπῶνkarpōnfruitsG2590N-GPM μεταλαμβάνειν·metalambaneinto partake;G3335V-PAN 7 Diniho izay lazaiko, fa homen’ ny Tompo fahazavan-tsaina ny amin’ ny zavatra rehetra ianao.
νόειnoeido considerG3539V-PAM-2S λέγω·legōI am saying;G3004GV-PAI-1S δώσειdōseiwill grantG1325V-FAI-3S σύνεσινsunesinunderstandingG4907N-ASF πᾶσιν.¶pasinall things.G3956A-DPN 8 Tsarovy Jesosy Kristy Izay natsangana tamin’ ny maty, dia Ilay avy tamin’ ny taranak’ i Davida, araka ny filazantsarako,
ΜνημόνευεMnēmoneuedo rememberG3421V-PAM-2S ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T ἐγηγερμένονegēgermenonraisedG1453V-RPP-ASM νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM σπέρματοςspermatosseedG4690GN-GSN ΔαυὶδDauidof DavidG1138N-GSM-P κατὰkataaccording toG2596PREP εὐαγγέλιόνeuangeliongospelG2098N-ASN μου·mouof mine;G3165P-1GS 9 izay iaretako fahoriana hatramin’ ny fatorana aza, hoatra ny mpanao ratsy; nefa ny tenin’ Andriamanitra dia tsy mba voafatotra.
κακοπαθῶkakopathōI suffer hardshipG2553V-PAI-1S μέχριmechrieven toG3360PREP δεσμῶνdesmōnchainsG1199N-GPM κακοῦργος,kakourgosan evildoer,G2557A-NSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T δέδεται.dedetaihas been bound!G1210V-RPI-3S 10 Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin’ ny olom-boafidy, mba hahazoan’ ireny koa famonjena, dia izay ao amin’ i Kristy Jesosy, mbamin’ ny voninahitra mandrakizay.
διὰdiaBecause ofG1223PREP πάνταpantaall thingsG3956A-APN ὑπομένωhupomenōI endureG5278V-PAI-1S διὰdiafor the sake ofG1223PREP ἐκλεκτούς,eklektouselect,G1588A-APM αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM σωτηρίαςsōtērias[the] salvationG4991N-GSF τύχωσινtuchōsinmay obtainG5177V-2AAS-3P τῆςtēsthat [is]G3588T-GSF ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF αἰωνίου.¶aiōnioueternal.G0166A-GSF 11 Mahatoky izao teny izao: Fa raha miara-maty aminy isika, dia hiara-belona aminy koa;
ΠιστὸςPistosTrustworthy [is]G4103A-NSM λόγος·logossaying:G3056N-NSM συναπεθάνομεν,sunapethanomenwe have died with [Him],G4880V-2AAI-1P συζήσομεν·suzēsomenwe will live with [Him];G4800V-FAI-1P 12 raha miaritra isika, dia hiara-manjaka aminy; raha mandà Azy isika, Izy kosa handà antsika;
ὑπομένομεν,hupomenomenwe endure,G5278V-PAI-1P συμβασιλεύσομεν·sumbasileusomenwe will reign with [Him];G4821V-FAI-1P ἀρνησόμεθα,arnēsomethawe will deny [Him],G0720V-FDI-1P κἀκεῖνοςkakeinosHe alsoG2532CONJ + G1565 ἀρνήσεταιarnēsetaiwill denyG0720V-FDI-3S 13 fa na dia tsy matoky Azy aza isika, dia mbola mahatoky ihany Izy, fa tsy mahazo mandà ny tenany.
ἀπιστοῦμεν,apistoumenwe are faithless,G0569V-PAI-1P ἐκεῖνοςekeinosHeG1565D-NSM πιστὸςpistosfaithfulG4103A-NSM μένει·meneiremains;G3306V-PAI-3S ἀρνήσασθαιarnēsasthaito denyG0720V-ADN ἑαυτὸνhe'autonHimselfG1438F-3ASM δύναται.¶dunataiHe is able.G1410V-PNI-3S Ny mety hataon’ i Timoty noho ny fisian’ ny mpampianatra sandoka
14 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan’ ny Tompo izy mba tsy hiady teny, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamadika ny mpihaino,
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN ὑπομίμνῃσκεhupomimnēskedo remind [them]G5279V-PAM-2S διαμαρτυρόμενοςdiamarturomenossolemnly charging [them]G1263V-PNP-NSM ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP λογομαχεῖνlogomacheinto quarrel about wordsG3054V-PAN οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-ASN χρήσιμονchrēsimonprofitableG5539A-ASN καταστροφῇkatastrophēa[the] subversionG2692N-DSF ἀκουόντων.akouontōnhearing.G0191V-PAP-GPM 15 Mazotoa manolotra ny tenanao amin’ Andriamanitra ho olona voazaha toetra, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizara tsara1 ny teny fahamarinana.
σπούδασονspoudasondo hastenG4704V-AAM-2S σεαυτὸνseautonyourselfG4771F-2ASM δόκιμονdokimonapprovedG1384A-ASM παραστῆσαιparastēsaito presentG3936V-2AAN θεῷ,theōto GodG2316N-DSM-T ἐργάτηνergatēna workmanG2040N-ASM ἀνεπαίσχυντον,anepaischuntonnot ashamed,G0422A-ASM ὀρθοτομοῦνταorthotomountaaccurately handlingG3718V-PAP-ASM ἀληθείας.¶alētheiasof truth.G0225N-GSF - Na: mamoaka tsara; na: mizotra mahitsy amin’
16 Fa halaviro ny fibedibedena foana; fa mbola handroso amin’ ny haratsiam-panahy ihany izy ireny,
βεβήλουςbebēlousworldlyG0952A-APF κενοφωνίαςkenophōniasempty babblingsG2757N-APF περιΐστασο·periistasodo yourself avoid;G4026V-PMM-2S πλεῖονpleionto moreG4119A-ASN-C προκόψουσινprokopsousinthey will leadG4298V-FAI-3P ἀσεβείας,asebeiasto ungodliness,G0763N-GSF 17 ary ny teniny dia handany tahaka ny aretina mihady1; isan ireny Hymeneo sy Fileto,
αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM γάγγραιναgangrainagangreneG1044N-NSF νομὴνnomēnpasture to growG3542N-ASF ἕξει·hexeiwill have;G2192V-FAI-3S ὧνhōnamong whomG3739R-GPM ἐστινestinareG1510V-PAI-3S ὙμέναιοςHumenaiosHymenaeusG5211N-NSM-P Φίλητος,PhilētosPhiletus,G5372N-NSM-P - Gr. gangrena.
18 izay nania tamin’ ny marina ka milaza fa efa lasa sahady ny fitsanganan’ ny maty, dia mamadika ny finoan’ ny sasany.
οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM περὶpericoncerningG4012PREP ἀλήθειανalētheiantruthG0225N-ASF ἠστόχησανēstochēsanwent astrayG0795V-AAI-3P λέγοντεςlegontesassertingG3004GV-PAP-NPM ἀνάστασινanastasinresurrectionG0386N-ASF γεγονέναι,gegonenaito have taken place,G1096V-2RAN ἀνατρέπουσινanatrepousinthey are overthrowingG0396V-PAI-3P τινωνtinōnof someG5100X-GPM πίστιν.pistinfaith.G4102GN-ASF 19 Kanefa ny fanorenana mafy nataon’ Andriamanitra dia miorina tsara sady manana izao tombo-kase izao: “Ny Tompo mahalala ny azy”, ary koa: “Aoka ny olona rehetra izay manonona ny anaran’ ny Tompo hiala amin’ ny ratsy.”
μέντοιmentoiNeverthelessG3305CONJ στερεὸςstereosthe firmG4731A-NSM θεμέλιοςthemeliosfoundationG2310N-NSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἕστηκενhestēkenhas stoodG2476V-RAI-3S ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM σφραγῖδαsphragidasealG4973N-ASF ταύτην·tautēnthis:G3778D-ASF ἔγνωegnōKnowsG1097V-2AAI-3S κύριοςkurios[the] LordG2962GN-NSM-T ὄνταςontasbeingG1510V-PAP-APM αὐτοῦ,autouHis,G0846P-GSM ἀποστήτωapostētōshould departG0868V-2AAM-3S ἀδικίαςadikiasiniquityG0093N-GSF ὀνομάζωνonomazōnis namingG3687V-PAP-NSM κυρίου.¶kuriouof the Lord.G2962GN-GSM-T 20 Fa ao an-trano lehibe, tsy dia fanaka volamena sy volafotsy ihany no ao, fa fanaka hazo sy tany koa, ny sasany homem-boninahitra, ary ny sasany halam-baraka.
μεγάλῃmegalēa greatG3173A-DSF ἔστινestinthere areG1510V-PAI-3S σκεύηskeuēvesselsG4632N-NPN χρυσᾶchrusagoldenG5552A-NPN ἀργυρᾶargurasilverG0693A-NPN ξύλιναxulinawoodenG3585A-NPN ὀστράκινα,ostrakinaearthen,G3749A-NPN τιμὴνtimēnhonorG5092N-ASF ἀτιμίαν.atimiandishonor.G0819N-ASF 21 Koa raha misy olona manadio ny tenany ho afaka amin’ ireny, dia ho fanaka homem-boninahitra izy, efa nohamasinina ka mahasoa ho an’ ny Tompo, voavoatra ho amin’ ny asa tsara rehetra.
ἐκκαθάρῃekkatharēshall cleanseG1571V-AAS-3S ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM τούτων,toutōnthese,G3778D-GPN ἔσταιestaihe will beG1510V-FDI-3S σκεῦοςskeuosa vesselG4632N-NSN τιμὴνtimēnhonorG5092N-ASF ἡγιασμένονhēgiasmenonsanctifiedG0037V-RPP-NSN εὔχρηστονeuchrēstonusefulG2173A-NSN δεσπότῃ,despotēMaster,G1203N-DSM-T ἀγαθὸνagathongoodG0018A-ASN ἡτοιμασμένον.¶hētoimasmenonprepared.G2090V-RPP-NSN 22 Fa mandosira ny filan’ ny tanora fanahy; ary miezaha mitady fahamarinana, finoana, fitiavana, fihavanana amin’ izay miantso ny Tompo amin’ ny fo madio.
νεωτερικὰςneōterikasyouthfulG3512A-APF ἐπιθυμίαςepithumiaslustsG1939N-APF φεῦγε,pheugedo flee,G5343V-PAM-2S δίωκεdiōkedo pursueG1377V-PAM-2S δικαιοσύνην,dikaiosunēnrighteousness,G1343N-ASF πίστιν,pistinfaith,G4102GN-ASF ἀγάπην,agapēnlove,G0026N-ASF εἰρήνηνeirēnēn[and] peaceG1515N-ASF μετὰmetaalong withG3326PREP ἐπικαλουμένωνepikaloumenōncalling onG1941V-PMP-GPM καθαρᾶςkatharaspureG2513A-GSF καρδίας.kardiasa heart.G2588N-GSF 23 Fa mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony, satria fantatrao fa mahatonga ady izany.
μωρὰςmōrasfoolishG3474A-APF ἀπαιδεύτουςapaideutousignorantG0521A-APF ζητήσειςzētēseisspeculationsG2214N-APF παραιτοῦparaitoudo refuseG3868V-PNM-2S εἰδὼςeidōsknowingG6063V-RAP-NSM γεννῶσινgennōsinthey breedG1080V-PAI-3P μάχας·machasquarrels;G3163N-APF 24 Ary tsy mety raha miady ny mpanompon’ ny Tompo, fa ho malemy fanahy amin’ ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra,
δοῦλονdoulon[The] bond-servantG1401N-ASM κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S μάχεσθαιmachesthaito quarrelG3164V-PNN ἤπιονēpiongentleG2261A-ASM εἶναιeinaito beG1511V-PAN πάντας,pantasall,G3956A-APM διδακτικόν,didaktikonable to teach,G1317A-ASM ἀνεξίκακον,anexikakonforbearing,G0420A-ASM 25 mananatra ny mpanohitra amin’ ny fahamoram-panahy; fa angamba Andriamanitra hanome azy fibebahana hahalalany tsara ny marina,
πραΰτητιprautētigentlenessG4236N-DSF παιδεύονταpaideuontadiscipliningG3811V-PAP-ASM ἀντιδιατιθεμένους,antidiatithemenousopposing,G0475V-PMP-APM μήποτεmēpoteotherwiseG3361PRT-N + G4218 δώῃdōēhe may giveG1325V-2AAS-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM μετάνοιανmetanoianrepentanceG3341N-ASF ἐπίγνωσινepignōsina knowledgeG1922N-ASF ἀληθείας,alētheiasof [the] truth,G0225N-GSF 26 ka hody ny sainy ho afaka amin’ ny fandriky ny devoly, izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony1.
ἀνανήψωσινananēpsōsinthey may recoverG0366V-AAS-3P διαβόλουdiaboloudevilG1228A-GSM παγίδοςpagidossnareG3803N-GSF ἐζωγρημένοιezōgrēmenoicapturedG2221V-RPP-NPM ἐκείνουekeinouhisG1565D-GSM θέλημα.¶thelēmawill.G2307N-ASN - Na: ka hody ny sainy ― ho afaka amin’ ny fandriky ny devoly, izay nanao azy sambo-belona ― hanao ny sitrapon’ Andriamanitra; na: fa ataon’ ny mpanompon’ ny Tompo sambo-belona izay hanao ny sitrapon’ Andriamanitra.