Chapter 3
Ny amin’ ny hihavian’ ny Tompo, sy fananarana noho izany
1 Ry malala, ity no epistily faharoa soratako ho aminareo ankehitriny, ka izy roroa dia samy entiko mampifoha ny sainareo madio amin’ ny fampahatsiarovana,
ΤαύτηνTautēnThisG3778D-ASF ἀγαπητοί,agapētoibeloved,G0027A-VPM δευτέρανdeuteran[is the] secondG1208A-ASF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP γράφωgraphōI am writingG1125V-PAI-1S ἐπιστολήν,epistolēnletter,G1992N-ASF διεγείρωdiegeirōI am stirring upG1326V-PAI-1S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ὑπομνήσειhupomnēseiputting [you] in remembranceG5280N-DSF εἰλικρινῆeilikrinēpureG1506A-ASF διάνοιανdianoianmindG1271N-ASF 2 mba hahatsiarovanareo ny teny voalazan’ ny mpaminany masìna rahateo sy ny didin’ ny Tompo sady Mpamonjy izay nentin’ ny Apostoly nirahina ho atỳ aminareo;
μνησθῆναιmnēsthēnairememberingG3403V-APN προειρημένωνproeirēmenōnspoken beforehandG4280V-RPP-GPN ῥημάτωνrhēmatōndeclarations —G4487N-GPN προφητῶνprophētōnprophetsG4396N-GPM ἀποστόλωνapostolōnapostlesG0652N-GPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐντολῆςentolēscommandmentG1785N-GSF σωτῆρος·sōtērosSavior;G4990N-GSM 3 efa fantatrareo voalohany indrindra fa amin’ ny andro farany dia hisy mpaniratsira avy haniratsira, mandeha araka ny filany
γινώσκοντεςginōskontesknowingG1097V-PAP-NPM ἐλεύσονταιeleusontaithey will comeG2064V-FDI-3P ἐσχάτωνeschatōn[these] lastG2078A-GPF ἡμερῶνhēmerōndaysG2250N-GPF ἐμπαιγμονῇempaigmonēascoffingG6032N-DSF ἐμπαῖκταιempaiktaiscoffersG1703N-NPM κατὰkataaccording toG2596PREP ἰδίαςidias[their] ownG2398A-APF ἐπιθυμίαςepithumiasevil desiresG1939N-APF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM πορευόμενοιporeuomenoifollowingG4198V-PNP-NPM 4 ka manao hoe: Aiza ny teny fikasana ny amin’ ny fihaviany? Fa hatrizay nodian’ ny razana mandry dia maharitra tsy miova ny zavatra rehetra; eny, hatramin’ ny nanaovana izao tontolo izao aza.
λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἐπαγγελίαepangeliapromiseG1860N-NSF παρουσίαςparousiascomingG3952N-GSF αὐτοῦ;autouof Him?G0846P-GSM ἧςhēs[the time] thatG3739R-GSF πατέρεςpateresfathersG3962N-NPM ἐκοιμήθησαν,ekoimēthēsanfell asleep,G2837V-API-3P πάνταpantaall thingsG3956A-NPN οὕτωςhoutōsas they wereG3779ADV διαμένειdiameneicontinueG1265V-PAI-3S ἀρχῆςarchēs[the] beginningG0746N-GSF κτίσεως.ktiseōsof creation.G2937N-GSF 5 Fa minia jamba ireo ka tsy mahalala fa nisy hatramin’ ny ela ny lanitra, ary nisy tany koa, izay niseho avy tamin’ ny rano, sady rano no nanaovana azy tamin’ ny tenin’ Andriamanitra,
λανθάνειlanthaneiIt is concealed fromG2990V-PAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM θέλονταςthelontaswillinglyG2309V-PAP-APM οὐρανοὶouranoiheavensG3772N-NPM ἦσανēsanwere existingG1510V-IAI-3P ἔκπαλαιekpalailong agoG1597ADV ὕδατοςhudatoswaterG5204N-GSN ὕδατοςhudatoswaterG5204N-GSN συνεστῶσαsunestōsahaving been composedG4921V-RAP-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T 6 ary rano koa no nandravana izao rehetra izao taloha tamin’ ny nanasaforany azy;
ὧνhōn[means of] those [waters]G3739R-GPN τότεtoteat that timeG5119ADV κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM ὕδατιhudatiwith waterG5204N-DSN κατακλυσθεὶςkataklustheishaving been delugedG2626V-APP-NSM ἀπώλετο.apōletoperished.G0622V-2AMI-3S 7 fa izao lanitra sy tany ankehitriny izao dia hazonin’ izany teny izany ho amin’ ny afo ka tehirizina ho amin’ ny andro fitsarana sy fandringanana ny ratsy fanahy.
οὐρανοὶouranoi[the] heavensG3772N-NPM τεθησαυρισμένοιtethēsaurismenoistored upG2343V-RPP-NPM εἰσὶνeisinthey areG1510V-PAI-3P πυρὶpurifor fireG4442N-DSN τηρούμενοιtēroumenoibeing keptG5083HV-PPP-NPM ἡμέρανhēmeran[the] dayG2250N-ASF κρίσεωςkriseōsof judgmentG2920N-GSF ἀπωλείαςapōleiasdestructionG0684N-GSF ἀσεβῶνasebōnof ungodlyG0765A-GPM ἀνθρώπων.¶anthrōpōnmen.G0444N-GPM 8 Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin’ ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro.
ἛνHen[This] oneG1520A-NSN τοῦτοtoutothingG3778D-NSN λανθανέτωlanthanetōshould be hidden fromG2990V-PAM-3S ἀγαπητοί,agapētoibeloved,G0027A-VPM παρὰparawith [the]G3844PREP κυρίῳkuriōLord [is]G2962GN-DSM-T χίλιαchiliaa thousandG5507A-NPN χίλιαchiliaa thousandG5507A-NPN 9 Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon’ ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin’ ny fibebahana izy rehetra,
βραδύνειbraduneidoes delayG1019V-PAI-3S ἐπαγγελίας,epangeliaspromise,G1860N-GSF βραδύτηταbradutētaslownessG1022N-ASF ἡγοῦνται·hēgountaiesteem;G2233V-PNI-3P μακροθυμεῖmakrothumeiis patientG3114V-PAI-3S βουλόμενόςboulomenoswillingG1014V-PMP-NSM τιναςtinas[for] anyG5100X-APM ἀπολέσθαιapolesthaito perishG0622V-2AMN πάνταςpantasallG3956A-APM μετάνοιανmetanoianrepentanceG3341N-ASF χωρῆσαι.chōrēsaito come.G5562V-AAN 10 Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron’ ny Tompo, ary amin’ izany ny lanitra dia ho lasa amin’ ny firimorimoana mafy, ary ho levon’ ny afo ny tenan’ ny zavatra rehetra1, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy.
ἥξειhēxeiWill comeG2240V-FAI-3S κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T κλέπτηςkleptēsa thiefG2812N-NSM νυκτί,nukti[the] nightG3571N-DSF οὐρανοὶouranoiheavensG3772N-NPM ῥοιζηδὸνrhoizēdonwith a roarG4500ADV παρελεύσονται,pareleusontaiwill pass away,G3928V-FDI-3P στοιχεῖαstoicheiaelementsG4747N-NPN καυσούμεναkausoumenaburning with heatG2741V-PPP-NPN λυθήσεται,luthēsetaiit will be dissolved,G3089V-FPI-3S εὑρεθήσεται.heurethēsetaiwill be exposed.G2147V-FPI-3S - Na: ny masoandro sy ny volana ary ny kintana.
11 Koa raha ho levona toy izany izao zavatra rehetra izao, dia olona tokony hanao ahoana moa ianareo amin’ ny fitondran-tena masìna sy ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra,
τούτωνtoutōnWhen these thingsG3778D-GPN οὕτωςhoutōsin this wayG3779ADV πάντωνpantōnallG3956A-GPN λυομένωνluomenōnbeing dissolvedG3089V-PPP-GPN ποταποὺςpotapouswhat kindG4217I-APM ὑπάρχεινhuparcheinto beG5225V-PAN ἀναστροφαῖςanastrophaisconductG0391N-DPF εὐσεβείαιςeusebeiaisin godlinessG2150N-DPF 12 sady manantena no mampahafaingana1 ny hihavian’ ny andron’ Andriamanitra, izay hahamay sy hahalevona ny lanitra ary handoro sy hampiempo ny tenan’ ny zavatra rehetra!
προσδοκῶνταςprosdokōntasexpectingG4328V-PAP-APM σπεύδονταςspeudontashasteningG4692V-PAP-APM παρουσίανparousiancomingG3952N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἡμέρας,hēmerasday,G2250N-GSF οὐρανοὶouranoi[the] heavensG3772N-NPM πυρούμενοιpuroumenoibeing set on fireG4448V-PPP-NPM λυθήσονταιluthēsontaiwill be dissolvedG3089V-FPI-3P στοιχεῖαstoicheia[the] elementsG4747N-NPN καυσούμεναkausoumenaburning with heatG2741V-PPP-NPN τήκεται;tēketaiare melting?G5080V-PPI-3S - Na: maniry mafy.
13 Kanefa isika, araka ny teny fikasany, dia manantena lanitra vaovao sy tany vaovao, izay itoeran’ ny fahamarinana.
καινοὺςkainousNewG2537A-APM οὐρανοὺςouranousheavensG3772N-APM καινὴνkainēna newG2537A-ASF κατὰkataaccording toG2596PREP ἐπάγγελμαepangelmapromiseG1862N-ASN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM προσδοκῶμεν,prosdokōmenwe are awaiting,G4328V-PAI-1P δικαιοσύνηdikaiosunērighteousnessG1343N-NSF κατοικεῖ.¶katoikeidwells.G2730V-PAI-3S 14 Koa amin’ izany, ry malala, satria manantena izany zavatra izany ianareo, efa mazotoa mba ho hita tsy manan-tsiny amam-pondro eo anatrehan’ ny Tompo amin’ ny fihavanana.
Διό,DioTherefore,G1352CONJ ἀγαπητοί,agapētoibeloved,G0027A-VPM ταῦταtautathese thingsG3778D-APN προσδοκῶντεςprosdokōntesexpectingG4328V-PAP-NPM σπουδάσατεspoudasatedo be diligentG4704V-AAM-2P ἄσπιλοιaspiloiwithout spotG0784A-NPM ἀμώμητοιamōmētoiwithout blemishG0298A-NPM εὑρεθῆναιheurethēnaito be foundG2147V-2APN εἰρήνῃ,eirēnēpeace,G1515N-DSF 15 Ary ny fahari-pon’ ny Tompontsika dia ekeo ho famonjena, tahaka ny voasoratr’ i Paoly, rahalahy malalantsika, taminareo koa araka ny fahendrena nomena azy,
μακροθυμίανmakrothumianpatienceG3115N-ASF σωτηρίανsōtērian[as] salvationG4991N-ASF ἡγεῖσθε,hēgeisthedo esteem,G2233V-PNM-2P καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἀγαπητὸςagapētosbelovedG0027A-NSM ἀδελφὸςadelphosbrotherG0080N-NSM κατὰkataaccording toG2596PREP δοθεῖσανdotheisanhaving been givenG1325V-APP-ASF σοφίανsophianwisdomG4678N-ASF ἔγραψενegrapsenwroteG1125V-2AAI-3S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP 16 tahaka ny ataony ao amin’ ny epistiliny rehetra koa, fa milaza izany zavatra izany ao aminy izy; ary amin’ ireo efa misy zavatra saro-pantarina, izay aolan’ ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara, tahaka ny anaovany ny teny sasany amin’ ny Soratra Masìna koa, ka mahatonga fahaverezana ho an’ ny tenany.
πάσαιςpasaisallG3956A-DPF ἐπιστολαῖςepistolaislettersG1992N-DPF λαλῶνlalōnspeakingG2980V-PAP-NSM αὐταῖςautaisthemG0846P-DPF περὶpericoncerningG4012PREP τούτων·toutōnthese things;G3778D-GPN αἷςhaiswhich [letters]G3739R-DPF ἐστινestinareG1510V-PAI-3S δυσνόητάdusnoētadifficult to be understoodG1425A-NPN τινα,tinasome things,G5100X-NPN ἀμαθεῖςamatheisignorantG0261A-NPM ἀστήρικτοιastēriktoiunestablishedG0793A-NPM στρεβλοῦσινstreblousindistortG4761V-PAI-3P λοιπὰςloipasotherG3062A-APF γραφὰςgraphasScripturesG1124N-APF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἀπώλειαν.¶apōleiandestruction.G0684N-ASF 17 Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan’ ny fahadisoan’ ny ratsy fanahy ianareo ka ho lavo hiala amin’ izay iorenanareo;
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP οὖν,ountherefore,G3767CONJ ἀγαπητοί,agapētoibeloved,G0027A-VPM προγινώσκοντεςproginōskontesknowing [this] beforehandG4267V-PAP-NPM φυλάσσεσθεphulassesthedo bewareG5442IV-PMM-2P ἀθέσμωνathesmōnlawlessG0113A-GPM πλάνῃplanēerrorG4106N-DSF συναπαχθέντεςsunapachthenteshaving been led awayG4879V-APP-NPM ἐκπέσητεekpesēteyou may fall fromG1601V-2AAS-2P ἰδίουidiou[your] ownG2398A-GSM στηριγμοῦ,stērigmousteadfastness,G4740N-GSM 18 fa mitomboa amin’ ny fahasoavana sy ny fahalalana an’ i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. Ho Azy anie ny voninahitra ankehitriny sy mandrakizay. Amena.
αὐξάνετεauxanetedo growG0837V-PAM-2P χάριτιcharitigraceG5485N-DSF γνώσειgnōseiin knowledgeG1108N-DSF σωτῆροςsōtērosSaviorG4990N-GSM Χριστοῦ.ChristouChrist.G5547N-GSM-T αὐτῷautōTo Him [be]G0846P-DSM ἡμέρανhēmeran[the] dayG2250N-ASF αἰῶνος,aiōnosof eternity,G0165HN-GSM ἀμήν.¶amēnAmen.G0281INJ-HEB