Chapter 2
Ny hahafantarana ny mpampianatra sandoka, sy faminaniana ny handringanana azy
1 Efa nisy mpaminany sandoka teo amin’ ny olona Isiraely, ary hisy koa mpampianatra sandoka tahaka izany eo aminareo, izay hahatonga mangingina sain-diso1 mahavery ary handà ny Tompo Izay nividy azy aza ka hahatonga fahaverezana tampoka ho amin’ ny tenany.
ἘγένοντοEgenontoThere wereG1096V-2ADI-3P ψευδοπροφῆταιpseudoprophētaifalse prophetsG5578N-NPM ἔσονταιesontaithere will beG1510V-FDI-3P ψευδοδιδάσκαλοι,pseudodidaskaloifalse teachers,G5572N-NPM οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM παρεισάξουσινpareisaxousinwill stealthily introduceG3919V-FAI-3P αἱρέσειςhaireseisheresiesG0139N-APF ἀπωλείαςapōleiasdestructiveG0684N-GSF ἀγοράσανταagorasantahaving boughtG0059V-AAP-ASM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM δεσπότηνdespotēnMasterG1203N-ASM-T ἀρνούμενοι,arnoumenoidenying,G0720V-PNP-NPM ἐπάγοντεςepagontesbringing uponG1863V-PAP-NPM ἑαυτοῖςhe'autoisthemselvesG1438F-3DPM ταχινὴνtachinēnimminentG5031A-ASF ἀπώλειαν·apōleiandestruction;G0684N-ASF - Na: fitokoana.
2 Ary maro no hanaraka ny fijejojejoany; ka ireny no hitenenan-dratsy1 ny lalan’ ny fahamarinana.
πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM ἐξακολουθήσουσινexakolouthēsousinwill follow afterG1811V-FAI-3P αὐτῶνautōntheirG0846P-GPM ἀσελγείαις,aselgeiaissensuality,G0766N-DPF ἀληθείαςalētheiastruthG0225N-GSF βλασφημηθήσεται·blasphēmēthēsetaiwill be denigrated;G0987V-FPI-3S - Gr. hanaovana blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
3 Ary amin’ ny hafatratry ny fitiavany harena no hanaovany varotra anareo amin’ ny teny mamitaka; efa ela izay no tsy nijanonjanona ny fitsarana ireny, ary tsy rendremana ny fahaverezany.
πλεονεξίᾳpleonexiacovetousnessG4124N-DSF πλαστοῖςplastoiswith fabricatedG4112A-DPM λόγοιςlogoiswordsG3056N-DPM ἐμπορεύσονται,emporeusontaithey will exploit,G1710V-FDI-3P οἷςhoisfor whomG3739R-DPM κρίμαkrimajudgmentG2917N-NSN ἔκπαλαιekpalaiof long agoG1597ADV ἀργεῖargeiis idleG0691V-PAI-3S ἀπώλειαapōleiadestructionG0684N-NSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM νυστάζει.¶nustazeislumbers.G3573V-PAI-3S 4 Fa raha tsy navelan’ Andriamanitra ny anjely fony nanota, fa noroahiny ho any amin’ ny helo ka natolony ho ao an-davaka maizina1 mba hotehirizina ho amin’ ny fitsarana,
ἀγγέλωνangelōnof [the] angelsG0032GN-GPM ἁμαρτησάντωνhamartēsantōn[who] having sinnedG0264V-AAP-GPM ἐφείσατο,epheisatospared,G5339V-ADI-3S σειραῖςseiraisin chainsG4577N-DPF ζόφουzophouof gloomy darknessG2217N-GSM ταρταρώσαςtartarōsasto TartarusG5020V-AAP-NSM παρέδωκενparedōkenHe delivered [them]G3860V-AAI-3S κρίσινkrisinjudgmentG2920N-ASF τηρουμένους,tēroumenousbeing kept,G5083HV-PPP-APM - Na: (nafatony tamin’ ny gadra fahamaizinana)
5 ary raha tsy namela izao rehetra izao taloha Izy, fa namonjy an’ i Noa, mpitory ny fahamarinana, sy ireo fito, fony nahatonga ny safo-drano tamin’ ny ratsy fanahy teo amin’ izao tontolo izao,―
ἀρχαίουarchaiou[the] ancientG0744A-GSM κόσμουkosmouworldG2889N-GSM ἐφείσατο,epheisatoHe spared,G5339V-ADI-3S ὄγδοονogdoonone of eightG3590A-ASM δικαιοσύνηςdikaiosunēsof righteousnessG1343N-GSF κήρυκαkērukaa heraldG2783N-ASM ἐφύλαξενephulaxenpreservedG5442IV-AAI-3S κατακλυσμὸνkataklusmon[the] flood uponG2627N-ASM κόσμῳkosmō[the] worldG2889N-DSM ἀσεβῶνasebōnof [the] ungodlyG0765A-GPM ἐπάξας,epaxashaving brought in,G1863V-AAP-NSM 6 ary raha nataony nanjary lavenona ny tanàna Sodoma sy Gomora ka nohelohiny horavana ary nataony fananarana ho an’ izay ratsy fanahy ato aoriana,―
πόλειςpoleis[the] citiesG4172N-APF ΣοδόμωνSodomōnof SodomG4670N-GPN-L ΓομόρραςGomorrasGomorrahG1116N-GSF-L τεφρώσαςtephrōsashaving reduced to ashesG5077V-AAP-NSM καταστροφῇkatastrophēato destructionG2692N-DSF κατέκρινενkatekrinenHe condemned [them]G2632V-AAI-3S ὑπόδειγμαhupodeigmaan exampleG5262N-ASN μελλόντωνmellontōnof what is coming onG3195V-PAP-GPN ἀσεβέσινasebesinungodlyG0765A-DPM τεθεικώς,tetheikōshaving setG5087V-RAP-NSM 7 fa Lota marina, izay ory dia ory noho ny fijejojejoan’ ny olona ratsy fanahy, no novonjeny ho afaka
δίκαιονdikaionrighteousG1342A-ASM καταπονούμενονkataponoumenonbeing distressedG2669V-PPP-ASM ἀθέσμωνathesmōnlawlessG0113A-GPM ἀσελγείᾳaselgeiasensualityG0766N-DSF ἀναστροφῆςanastrophēsconductG0391N-GSF ἐρρύσατο·errusatoHe rescued;G4506V-ANI-3S 8 (fa izany lehilahy marina izany, raha nitoetra teo aminy, dia nahory loatra ny fanahiny marina isan’ andro isan’ andro noho ny nahitany sy ny nandrenesany ny fandikan’ ireo ny lalàna):
βλέμματιblemmatithrough seeingG0990N-DSN ἀκοῇakoēahearingG0189N-DSF δίκαιοςdikaiosrighteous [man]G1342A-NSM ἐγκατοικῶνegkatoikōndwellingG1460V-PAP-NSM αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF ψυχὴνpsuchēnin [his] soulG5590GN-ASF δικαίανdikaianrighteousG1342A-ASF ἀνόμοιςanomoiswith [their] lawlessG0459A-DPN ἔργοιςergoisdeedsG2041N-DPN ἐβασάνιζεν·ebasanizenwas tormented;G0928GV-IAI-3S 9 dia fantatry ny Tompo izay hamonjeny ny tsara fanahy amin’ ny fakam-panahy sy ny hitehirizany ny olona tsy marina amin’ ny fijaliana ho amin’ ny andro fitsarana,―
οἶδενoiden[then] knowsG6063V-RAI-3S κύριοςkurios[the] LordG2962GN-NSM-T εὐσεβεῖςeusebeis[the] devoutG2152A-APM πειρασμοῦpeirasmoutemptationG3986HN-GSM ῥύεσθαι,rhuesthaito deliver,G4506V-PNN ἀδίκουςadikous[the] unrighteousG0094A-APM ἡμέρανhēmeran[the] dayG2250N-ASF κρίσεωςkriseōsof judgmentG2920N-GSF κολαζομένουςkolazomenousbeing punishedG2849V-PPP-APM τηρεῖν,tēreinto keep,G5083HV-PAN 10 indrindra fa izay mandeha araka ny fitarihan’ ny nofo hila zava-mahaloto ka manamavo ny manana fahalehibiazana. Ireo efa olona sahisahy, mitompo teny fantatra sady tsy matahotra hiteny ratsy ny manana voninahitra.
μάλισταmalistaespeciallyG3122ADV σαρκὸςsarkos[the] fleshG4561N-GSF ἐπιθυμίᾳepithumia[the] passionG1939N-DSF μιασμοῦmiasmouof defilementG3394N-GSM πορευομένουςporeuomenouswalkingG4198V-PNP-APM κυριότητοςkuriotētosauthorityG2963N-GSF καταφρονοῦντας.kataphronountasdespising.G2706V-PAP-APM τολμηταί,tolmētaiBold,G5113N-NPM αὐθάδεις,authadeisself-willed,G0829A-NPM δόξαςdoxasglorious onesG1391N-APF τρέμουσινtremousinthey trembleG5141V-PAI-3P βλασφημοῦντες·blasphēmountesblaspheming;G0987V-PAP-NPM 11 Fa ny anjely aza, izay mihoatra amin’ ny tanjaka sy ny hery, tsy mitondra fiampangana hitenenan-dratsy azy eo anatrehan’ ny Tompo.
ὅπουhopouwhereasG3699CONJ ἄγγελοιangeloiangelsG0032GN-NPM ἰσχύϊischuiin strengthG2479N-DSF δυνάμειdunameiin powerG1411N-DSF μείζονεςmeizonesgreaterG3173A-NPM-C ὄντεςontesbeingG1510V-PAP-NPM φέρουσινpherousinthey do bringG5342V-PAI-3P παρὰpara<from/before>G3844PREP κυρίουkuriou[from the] LordG2962GN-GSM-T βλάσφημονblasphēmona revilingG0989A-ASF κρίσιν.krisinjudgment.G2920N-ASF 12 Fa ireo kosa izay miteny ratsy ny zavatra tsy fantany (tahaka ny biby tsy manan-tsaina, fa zava-manan’ aina fotsiny ihany, izay teraka ho fisambotra sy ho famono) dia haringana tokoa amin’ ny fahalotoany,
οὗτοιhoutoiTheseG3778D-NPM ἄλογαalogairrationalG0249A-NPN γεγεννημέναgegennēmenathey were bornG1080V-RPP-NPN φυσικὰphusikaas creatures of instinctG5446A-NPN ἅλωσινhalōsincaptureG0259N-ASF φθοράν,phthorandestruction,G5356N-ASF ἀγνοοῦσινagnoousinthey are ignorant ofG0050V-PAI-3P βλασφημοῦντεςblasphēmountesblasphemingG0987V-PAP-NPM φθορᾷphthoradestructionG5356N-DSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM φθαρήσονταιphtharēsontaiwill be destroyedG5351V-2FPI-3P 13 ary hiharan’ ny ratsy ho valin’ ny faharatsiany izy. Ataony ho zava-mahafinaritra ny velona vetivety amin’ ny fy, ka be pentimpentina sy tsiny izy sady velona amin’ ny fy eo amin’ ny fanasam-pifankatiavany1, raha miara-mihinana aminareo.
ἀδικούμενοιadikoumenoisufferingG0091V-PMP-NPM μισθὸνmisthon[as the] wageG3408N-ASM ἀδικίας.adikiasof unrighteousness.G0093N-GSF ἡδονὴνhēdonēn[as] pleasureG2237N-ASF ἡγούμενοιhēgoumenoiesteemingG2233V-PNP-NPM ἡμέρᾳhēmeradaytimeG2250N-DSF τρυφήν,truphēncarousal,G5172N-ASF σπίλοιspiloiblotsG4696N-NPM μῶμοι,mōmoiblemishes,G3470N-NPM ἐντρυφῶντεςentruphōntesrevelingG1792V-PAP-NPM ἀπάταιςapataisdeceptionsG0539N-DPF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM συνευωχούμενοιsuneuōchoumenoifeasting withG4910V-PNP-NPM - Na: [amin’ ny famitahany].
14 manana maso feno fijangajangana, izay tsy mety mitsahatra amin’ ny fahotana: dia mamitaka ny tsy miorina tsara izy; ary mampaharatra ny fony amin’ ny hafatratry ny fitiavany harena, dia zanaky ny fanozonana izy;
ὀφθαλμοὺςophthalmouseyesG3788N-APM ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM μεστοὺςmestousfullG3324A-APM μοιχαλίδοςmoichalidosof adulteryG3428A-GSF ἀκαταπαύστουςakatapaustousunceasingG0180A-APM ἁμαρτίας,hamartiasfrom sin,G0266N-GSF δελεάζοντεςdeleazontesenticingG1185V-PAP-NPM ἀστηρίκτους,astēriktousunestablished,G0793A-APF καρδίανkardiana heartG2588N-ASF γεγυμνασμένηνgegumnasmenēnexercisedG1128V-RPP-ASF πλεονεξίαςpleonexiasin cravingG4124N-GSF ἔχοντες,echonteshaving —G2192V-PAP-NPM κατάραςkatarasof a curseG2671N-GSF τέκνα.teknachildren!G5043N-NPN 15 efa niala tamin’ ny lalana mahitsy izy ka nivily nanaraka ny lalan’ i Balama, zanak’ i Beora1, izay tia ny tambin’ ny tsi-fahamarinana.
καταλείποντεςkataleipontesleavingG2641V-PAP-NPM εὐθεῖανeutheianstraightG2117A-ASF ἐπλανήθησαν,eplanēthēsanthey have gone astray,G4105V-API-3P ἐξακολουθήσαντεςexakolouthēsanteshaving followedG1811V-AAP-NPM ΒαλαὰμBalaamof BalaamG0903N-GSM-P Βοσόρ,Bosor[son] of Bosor,G1007N-GSM-P μισθὸνmisthon[the] wageG3408N-ASM ἀδικίαςadikiasof unrighteousnessG0093N-GSF ἠγάπησεν,ēgapēsenloved,G0025V-AAI-3S - Na: Bosora.
16 nefa voanatra izy noho ny fahotany: ny boriky moana efa nanao feon’ olona ka nisakana ny hadalan’ ilay mpaminany.
ἔλεγξινelegxinreproofG1649N-ASF ἔσχενeschenhe hadG2192V-2AAI-3S ἰδίαςidiasfor his ownG2398A-GSF παρανομίας·paranomiastransgression;G3892N-GSF ὑποζύγιονhupozugion[by] a donkeyG5268N-NSN ἄφωνονaphōnonmuteG0880A-NSN ἀνθρώπουanthrōpoua man’sG0444N-GSM φθεγξάμενονphthegxamenonhaving spokenG5350V-ANP-NSN ἐκώλυσενekōlusenit restrainedG2967V-AAI-3S προφήτουprophētouprophetG4396N-GSM παραφρονίαν.paraphronianmadness.G3913N-ASF 17 Ireo efa loharano ritra, zavona entin’ ny tafio-drivotra, ka efa tehirizina ho azy ny fahamaintisan’ ny maizina.
οὗτοίhoutoiTheseG3778D-NPM εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P πηγαὶpēgaispringsG4077N-NPF ἄνυδροιanudroiwithout waterG0504A-NPF ὁμίχλαιhomichlaimistsG6068N-NPF λαίλαποςlailaposstormG2978N-GSF ἐλαυνόμεναι,elaunomenaibeing driven,G1643V-PPP-NPF οἷςhoisfor whomG3739R-DPM ζόφοςzophosgloomG2217N-NSM σκότουςskotousof darknessG4655N-GSN τετήρηται.¶tetērētaihas been reserved.G5083HV-RPI-3S 18 Fa mandoka fatratra ny zava-poana ireo, ka ny filan’ ny nofo, dia ny fijejojejoana, no entiny mamitaka ny olona izay saiky afaka tsy ho naman’ ny velona eo amin’ ny fahadisoana intsony1;
ὙπέρογκαHuperogkaArrogantG5246A-APN ματαιότητοςmataiotētosof vanityG3153N-GSF φθεγγόμενοιphthengomenoispeaking wordsG5350V-PDP-NPM δελεάζουσινdeleazousinthey enticeG1185V-PAI-3P ἐπιθυμίαιςepithumiais[the] passionsG1939N-DPF σαρκὸςsarkosof [the] fleshG4561N-GSF ἀσελγείαιςaselgeiaisto sensualityG0766N-DPF ὀλίγωςoligōsscarcelyG6067ADV ἀποφεύγονταςapopheugontasescapingG0668V-PAP-APM τοὺςtousfrom thoseG3588T-APM πλάνῃplanēerrorG4106N-DSF ἀναστρεφομένους,anastrephomenousliving,G0390V-PPP-APM - Na: Satria velona amin’ ny filan’ ny nofo ireo, dia ny fandokafany fatratra ny zava-poana no entiny mitaona ny olona izay saiky afaka tsy ho naman’ ny velona eo amin’ ny fahadisoana intsony ho amin’ ny fijejojejoana.
19 fahafahana no ampanantenainy ireny, kanjo ny tenany aza dia andevon’ ny fahalotoana; efa izay maharesy ny olona dia mahandevo avy.
ἐλευθερίανeleutherianfreedomG1657N-ASF αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM ἐπαγγελλόμενοι,epangellomenoipromising,G1861V-PNP-NPM αὐτοὶautoithemselvesG0846P-NPM δοῦλοιdouloislavesG1401N-NPM ὑπάρχοντεςhuparchontesbeingG5225V-PAP-NPM φθορᾶς·phthorasof corruption;G5356N-GSF ἥττηται,hēttētaihas been subdued,G2274V-RNI-3S τούτῳtoutōby thatG3778D-DSM δεδούλωται.dedoulōtaihe has been enslaved.G1402V-RPI-3S 20 Fa raha misy efa afaka amin’ ny fahalotoan’ izao tontolo izao noho ny fahalalana tsara an’ i Jesosy Kristy, Tompo sy Mpamonjy, nefa voasingotr’ izany indray ka resy, ny farany dia ratsy noho ny voalohany.
ἀποφυγόντεςapophugonteshaving escapedG0668V-2AAP-NPM μιάσματαmiasmatapollutionsG3393N-APN κόσμουkosmouworldG2889N-GSM ἐπιγνώσειepignōsei[the] knowledgeG1922N-DSF σωτῆροςsōtērosSaviorG4990N-GSM Χριστοῦ,ChristouChrist,G5547N-GSM-T τούτοιςtoutoisin theseG3778D-DPN ἐμπλακέντεςemplakenteshaving been entangledG1707V-2APP-NPM ἡττῶνται,hēttōntaithey are subdued,G2274V-PNI-3P γέγονενgegonenhas becomeG1096V-2RAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἔσχαταeschatalast [state]G2078A-NPN χείροναcheironaworseG5501A-NPN-C πρώτων.prōtōnfirst.G4413GA-GPN 21 Fa tsara aminy raha tsy nahalala ny lalan’ ny fahamarinana toy izay hiala amin’ ny didy masìna natolotra azy, rehefa nahalala izany izy.
κρεῖττονkreittonBetterG2908A-NSN-C ἦνēnit was beingG1510V-IAI-3S αὐτοῖςautoisfor themG0846P-DPM ἐπεγνωκέναιepegnōkenaito have knownG1921V-RAN δικαιοσύνηςdikaiosunēsof righteousnessG1343N-GSF ἐπιγνοῦσινepignousinhaving known [it]G1921V-2AAP-DPM ὑποστρέψαιhupostrepsaito have turnedG5290V-AAN παραδοθείσηςparadotheisēshaving been deliveredG3860V-APP-GSF αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἐντολῆς.entolēscommandment.G1785N-GSF 22 Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: “Ny amboa miverina indray amin’ ny loany”1, ary: “Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.”
συμβέβηκενsumbebēkenHas happenedG4819V-RAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM τὸtothe [thing]G3588T-NSN ἀληθοῦςalēthoustrueG0227A-GSF παροιμίας·paroimiasproverb:G3942N-GSF ἐπιστρέψαςepistrepsashaving returnedG1994V-AAP-NSM ἴδιονidion[its] ownG2398A-ASN ἐξέραμα·exeramavomit;G1829N-ASN λουσαμένηlousamenēhaving washedG3068V-AMP-NSF κυλισμὸνkulismonrolling placeG2946N-ASM βορβόρου.¶borborouin [the] mire.G1004N-GSM - Oha 26. 11