Chapter 10
1 Ry rahalahy, ny irin’ ny foko sy ny angatahiko amin’ Andriamanitra ho an’ ireny dia famonjena.
Ἀδελφοί,AdelphoiBrothers,G0080N-VPM εὐδοκίαeudokiadesireG2107N-NSF ἐμῆςemēsof myG1473S-1SGSF καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF δέησιςdeēsissupplicationG1162N-NSF ὑπὲρhuperon behalfG5228PREP αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S σωτηρίαν.sōtēriansalvation.G4991N-ASF 2 Fa vavolombelon’ ireny aho fa mazoto ho an’ Andriamanitra izy, saingy tsy araka ny fahalalana.
μαρτυρῶmarturōI bear witnessG3140V-PAI-1S αὐτοῖςautoisabout themG0846P-DPM θεοῦtheoufor GodG2316N-GSM-T ἔχουσινechousinthey haveG2192V-PAI-3P κατ᾽kat᾽according toG2596PREP ἐπίγνωσιν.epignōsinknowledge.G1922N-ASF 3 Fa satria tsy nahalala ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra izy ka nitady hanamarina ny tenany, dia tsy nanaiky ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra.
ἀγνοοῦντεςagnoountesBeing ignorant ofG0050V-PAP-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF ἰδίανidian[their] ownG2398A-ASF δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF ζητοῦντεςzētountesseekingG2212V-PAP-NPM στῆσαιstēsaito establishG2476V-AAN δικαιοσύνῃdikaiosunērighteousnessG1343N-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ὑπετάγησαν.¶hupetagēsanthey submitted.G5293V-2API-3P 4 Fa Kristy no faran’ ny lalàna ho fahamarinana ho an’ izay rehetra mino.
ΤέλοςTelos[The] endG5056N-NSN νόμουnomouof lawG3551N-GSM ΧριστὸςChristos[is] ChristG5547N-NSM-T δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF παντὶpantito everyoneG3956A-DSM πιστεύοντι.pisteuontiis believing.G4100V-PAP-DSM 5 Fa Mosesy nanoratra milaza fa izay olona manao ny fahamarinana avy amin’ ny lalàna no ho velona amin’ izany1.
ΜωϋσῆςMōusēsMosesG3475N-NSM-P γράφειgrapheiwritesG1125V-PAI-3S δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF τὴνtēnthat [is]G3588T-ASF ποιήσαςpoiēsashaving doneG4160GV-AAP-NSM αὐτὰautathese thingsG0846P-APN ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM ζήσεταιzēsetaiwill liveG2198V-FDI-3S αὐτοῖς.¶autoisthese [things].G0846P-DPN - Lev 18. 5
6 Fa ny fahamarinana izay avy amin’ ny finoana kosa manao hoe: Aza milaza ao am-ponao hoe; Iza no hiakatra any an-danitra? (dia ny hampidina an’ i Kristy izany,)
πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF δικαιοσύνηdikaiosunērighteousnessG1343N-NSF λέγει·legeispeaks:G3004GV-PAI-3S εἴπῃςeipēsyou may sayG2036V-2AAS-2S καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF ἀναβήσεταιanabēsetaiwill ascendG0305V-FDI-3S οὐρανόν;ouranonheaven?’G3772N-ASM ἔστινestinisG1510V-PAI-3S ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T καταγαγεῖν·katagageinto bring down;G2609V-2AAN 7 na: Iza no hidina any amin’ ny lalina? (dia ny hampiakatra an’ i Kristy avy any amin’ ny maty izany.)
καταβήσεταιkatabēsetaiwill descendG2597V-FDI-3S ἄβυσσον;abussonabyss?’G0012N-ASF ἔστινestinisG1510V-PAI-3S ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM ἀναγαγεῖν.anagageinto bring up.G0321V-2AAN 8 Fa ahoana no lazainy? Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao1, dia ny teny ny amin’ ny finoana, izay torinay;
λέγει;legeisays it?G3004GV-PAI-3S ῥῆμάrhēmadeclarationG4487N-NSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S στόματίstomatimouthG4750N-DSN καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF ἔστινestinisG1510V-PAI-3S ῥῆμαrhēmadeclarationG4487N-NSN πίστεωςpisteōsof faithG4102GN-GSF κηρύσσομεν·kērussomenwe proclaim;G2784V-PAI-1P - Deo 30. 12-14
9 satria raha manaiky an’ i Jesosy ho Tompo amin’ ny vavanao ianao ary mino amin’ ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin’ ny maty, dia hovonjena ianao.
ὁμολογήσῃςhomologēsēsyou shall confessG3670V-AAS-2S ῥῆμαrhēmadeclarationG4487N-ASN στόματίstomatimouthG4750N-DSN ἸησοῦνIēsounJesus [is]G2424GN-ASM-P πιστεύσῃςpisteusēsmay believeG4100V-AAS-2S καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF ἤγειρενēgeirenraisedG1453V-AAI-3S νεκρῶν,nekrōn[the] dead,G3498A-GPM σωθήσῃ·sōthēsēyou will be saved;G4982V-FPI-2S 10 Fa amin’ ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin’ ny vava no anekena hahazoana famonjena.
καρδίᾳkardiaIn the heartG2588N-DSF πιστεύεταιpisteuetaiis beliefG4100V-PPI-3S δικαιοσύνην,dikaiosunēnrighteousness,G1343N-ASF στόματιstomatiin the mouthG4750N-DSN ὁμολογεῖταιhomologeitaiis confessionG3670V-PPI-3S σωτηρίαν.¶sōtēriansalvation.G4991N-ASF 11 Fa hoy ny Soratra Masìna: Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy1.
γραφή·graphēScripture;G1124N-NSF πιστεύωνpisteuōnis believingG4100V-PAP-NSM καταισχυνθήσεται.kataischunthēsetaiwill be put to shame.G2617V-FPI-3S - Isa 28. 16
12 Fa tsy misy hafa, na Jiosy na jentilisa1, fa iray ihany no Tompon’ izy rehetra, sady manan-karena homeny izay rehetra miantso Ary Izy.
ἐστινestinthere isG1510V-PAI-3S διαστολὴdiastolēdifferenceG1293N-NSF ἸουδαίουIoudaiouJewG2453N-GSM-PG Ἕλληνος·HellēnosGreek;G1672N-GSM-LG αὐτὸςautosthe sameG0846P-NSM πάντωνpantōnof allG3956A-GPM πλουτῶνploutōnis richG4147V-PAP-NSM πάνταςpantasallG3956A-APM ἐπικαλουμένουςepikaloumenouscallingG1941V-PMP-APM αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM - Gr. Grika.
13 Fa izay rehetra miantso ny anaran’ ny Tompo no hovonjena1.
ἐπικαλέσηταιepikalesētaimay call uponG1941V-AMS-3S κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T σωθήσεται.¶sōthēsetaiwill be saved.G4982V-FPI-3S - Joe 3. 5
14 Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre raha tsy misy mpitory?
ἐπικαλέσωνταιepikalesōntaishall they callG1941V-AMS-3P ἐπίστευσαν;episteusanthey believed?G4100V-AAI-3P πιστεύσωσινpisteusōsinshall they believeG4100V-AAS-3P ἤκουσαν;ēkousanthey have heard?G0191V-AAI-3P ἀκούσωσινakousōsinshall they hearG0191V-AAS-3P χωρὶςchōrisapart fromG5565PREP κηρύσσοντος;kērussontospreaching?G2784V-PAP-GSM 15 Ary hataony ahoana no fitory, raha tsy nirahina? araka ny voasoratra hoe: Akory ny hatsaran’ ny tongotr’ iry mitondra teny soa mahafaly!1.
κηρύξωσινkēruxōsinshall they preachG2784V-AAS-3P ἀποσταλῶσιν;apostalōsinthey shall be sent?G0649V-2APS-3P καθὼςkathōsEven asG2531CONJ γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S ὡραῖοιhōraioibeautifulG5611A-NPM εὐαγγελιζομένωνeuangelizomenōnevangelising [about]G2097V-PMP-GPM εἰρήνηνeirēnēnpeaceG1515N-ASF εὐαγγελιζομένωνeuangelizomenōnevangelisingG2097V-PMP-GPM ἀγαθά.agathagood [things]!G0018A-APN - Isa 52. 7
16 Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?1
πάντεςpantesallG3956A-NPM ὑπήκουσανhupēkousanheededG5219V-AAI-3P εὐαγγελίῳ·euangeliōgood news;G2098N-DSN ἨσαΐαςĒsaiasIsaiahG2268N-NSM-P λέγει·legeisays;G3004GV-PAI-3S ἐπίστευσενepisteusenhas believedG4100V-AAI-3S ἀκοῇakoēareportG0189N-DSF ἡμῶν;hēmōnof us?G3165P-1GP - Isa 53. 1
17 Koa ny finoana dia avy amin’ ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin’ ny tenin’ i Kristy.
πίστιςpistisfaith [is]G4102GN-NSF ἀκοῆςakoēshearingG0189N-GSF ἀκοὴakoēhearingG0189N-NSF ῥήματοςrhēmatosdeclarationG4487N-GSN Χριστοῦ.Christouof Christ.G5547N-GSM-T 18 Fa hoy izaho: Sao tsy nahare izy1? Tsia; fa Efa nivoaka ho any amin’ ny tany rehetra ny feony, Ary izay mino Ary tsy ho menatra, Ary ny teniny hatramin’ ny faran’ izao rehetra izao2.
ἤκουσαν;ēkousandid they hear?G0191V-AAI-3P μενοῦνγεmenoungeIndeedG3304PRT ἐξῆλθενexēlthenhas gone outG1831V-2AAI-3S φθόγγοςphthongosvoiceG5353N-NSM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM πέραταperataendsG4009N-APN οἰκουμένηςoikoumenēsworldG3625N-GSF ῥήματαrhēmatadeclarationsG4487N-NPN αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM - Na: filazantsara.
- Sal 19. 4
19 Fa hoy izaho: Sao tsy nahalala ny Isiraely? Voalohany, Mosesy manao hoe: Izaho hampialona anareo amin’ izay tsy firenena, Dia amin’ ny firenena adala no hampahasosorako anareo1.
ἸσραὴλIsraēlIsraelG2474N-NSM-L ἔγνω;egnōdid knowG1097V-2AAI-3S ΜωϋσῆςMōusēsMosesG3475N-NSM-P λέγει·legeisays:G3004GV-PAI-3S παραζηλώσωparazēlōsōwill provoke to jealousyG3863V-FAI-1S ἐπ᾽ep᾽by [those]G1909PREP ἔθνειethneia nationG1484N-DSN ἔθνειethneia nationG1484N-DSN ἀσυνέτῳasunetōwithout understandingG0801A-DSN παροργιῶparorgiōI will angerG3949V-FAI-1S - Deo 32. 21
20 Fa sahy mihitsy Isaia ka manao hoe: Hitan’ izay tsy nitady Ahy Aho, Ary niseho tamin’ izay tsy nanontany Ahy.
ἨσαΐαςĒsaiasIsaiahG2268N-NSM-P ἀποτολμᾷapotolmais very boldG0662V-PAI-3S λέγει·legeisays:G3004GV-PAI-3S εὑρέθηνheurethēnI was foundG2147V-2API-1S ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS ζητοῦσιν,zētousinseeking,G2212V-PAP-DPM ἐμφανὴςemphanēsmanifestG1717A-NSM ἐγενόμηνegenomēnI becameG1096V-2ADI-1S ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS ἐπερωτῶσιν.eperōtōsininquiring after.G1905V-PAP-DPM 21 Fa ny amin’ ny Isiraely dia hoy izy: Mandritra ny andro no efa naninjirako ny tanako tamin’ izay firenena sady tsy manaraka no mandà1.
ἸσραὴλIsraēlIsraelG2474N-ASM-L λέγει·legeihe says:G3004GV-PAI-3S ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF ἐξεπέτασαexepetasaI have stretched outG1600V-AAI-1S χεῖράςcheirashandsG5495N-APF λαὸνlaona peopleG2992N-ASM ἀπειθοῦνταapeithountadisobeyingG0544V-PAP-ASM ἀντιλέγοντα.¶antilegontacontradicting.G0483V-PAP-ASM - Isa 65. 1-2