Chapter 1
Fitarihan-teny
1 Paoly, mpanompon’ i Jesosy Kristy, voantso ho Apostoly, voatokana ho amin’ ny filazantsaran’ Andriamanitra,
δοῦλοςdoulosa servantG1401N-NSM ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T κλητὸςklētosa calledG2822A-NSM ἀπόστολοςapostolosapostleG0652N-NSM ἀφωρισμένοςaphōrismenosset apartG0873V-RPP-NSM εὐαγγέλιονeuangelion[the] gospelG2098N-ASN θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T 2 izay nampilazainy ny mpaminany rahateo teo amin’ ny Soratra Masìna1,
προεπηγγείλατοproepēngeilatoHe promised beforehandG4279V-ADI-3S προφητῶνprophētōnprophetsG4396N-GPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM γραφαῖςgraphais[the] ScripturesG1124N-DPF - teo amin’ izay soratra masìna.
3 ny amin’ ny Zanany, Izay nateraka avy tamin’ ny taranak’ i Davida araka ny nofo,
περὶpericoncerningG4012PREP αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM γενομένουgenomenouhaving comeG1096V-2ADP-GSM σπέρματοςspermatosseedG4690GN-GSN ΔαυὶδDauidof DavidG1138N-GSM-P κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκα,sarkaflesh,G4561N-ASF 4 ary naseho1 tamin-kery ho Zanak’ Andriamanitra2 araka ny fahamasinana tamin’ ny fitsanganany tamin’ ny maty, ― dia Jesosy Kristy Tompontsika,
ὁρισθέντοςhoristhentoshaving been declaredG3724V-APP-GSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T δυνάμειdunameipowerG1411N-DSF κατὰkataaccording to [the]G2596PREP ἁγιωσύνηςhagiōsunēsof holinessG0042N-GSF ἀναστάσεωςanastaseōsresurrectionG0386N-GSF νεκρῶν,nekrōn[from the] dead,G3498A-GPM ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP - Na: notendrena.
- Na: naseho ho Zanak’ Andriamanitra mahery.
5 Izay nandraisanay fahasoavana sy ny mah’ Apostoly anay hahatonga fanekena ny finoana ho voninahitry ny anarany any amin’ ny jentilisa rehetra;
ἐλάβομενelabomenwe have receivedG2983V-2AAI-1P χάρινcharingraceG5485N-ASF ἀποστολὴνapostolēnapostleshipG0651N-ASF ὑπακοὴνhupakoēnobedienceG5218N-ASF πίστεωςpisteōsof faithG4102GN-GSF ἔθνεσινethnesinGentilesG1484N-DPN ὑπὲρhuperon behalf ofG5228PREP ὀνόματοςonomatosnameG3686N-GSN αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM 6 ary ianareo koa, izay isan’ ireny, dia voantso ho an’ i Jesosy Kristy, ―
ὑμεῖς,humeisyou yourselvesG4771P-2NP κλητοὶklētoicalledG2822A-NPM ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P Χριστοῦ·ChristouChrist;G5547N-GSM-T 7 ho an’ izay rehetra any Roma, malalan’ Andriamanitra sady voantso ho masìna; ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
πᾶσινpasinTo allG3956A-DPM οὖσινousinbeingG1510V-PAP-DPM ῬώμῃRhōmēRomeG4516N-DSF-L ἀγαπητοῖςagapētoisbelovedG0027A-DPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T κλητοῖςklētoisto [those] calledG2822A-DPM ἁγίοις·hagioissaints:G0040HA-DPM χάριςcharisGraceG5485N-NSF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF πατρὸςpatros[the] FatherG3962N-GSM-T κυρίουkuriou[the] LordG2962GN-GSM-T Χριστοῦ.¶ChristouChrist.G5547N-GSM-T 8 Voalohany, misaotra an’ Andriamanitro amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy aho noho ny aminareo rehetra, satria efa re eran’ izao tontolo izao ny lazan’ ny finoanareo.
εὐχαριστῶeucharistōI thankG2168V-PAI-1S ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T πάντωνpantōnallG3956A-GPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP καταγγέλλεταιkatangelletaiis being proclaimedG2605V-PPI-3S κόσμῳ·kosmōworld;G2889N-DSM 9 Fa Andriamanitra, Izay tompoin’ ny fanahiko amin’ ny filazantsaran’ ny Zanany, no vavolombeloko fa tsy mitsahatra mahatsiaro anareo aho, ka mandrakariva, raha mivavaka aho,
μάρτυςmartusWitnessG3144N-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S θεός,theosGod,G2316N-NSM-T λατρεύωlatreuōI serveG3000V-PAI-1S πνεύματίpneumatispiritG4151GN-DSN εὐαγγελίῳeuangeliōgospelG2098N-DSN αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM ἀδιαλείπτωςadialeiptōsunceasinglyG0089ADV μνείανmneianmentionG3417N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ποιοῦμαιpoioumaiI makeG4160GV-PMI-1S 10 dia mangataka fandrao mba hisy hahafahako amin’ izao ho tonga aminareo, raha sitrapon’ Andriamanitra.
δεόμενος,deomenos[10] imploring,G1189V-PNP-NSM εὐοδωθήσομαιeuodōthēsomaiI will succeedG2137V-FPI-1S θελήματιthelēmatiwillG2307N-DSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐλθεῖνeltheinto comeG2064V-2AAN 11 Fa maniry hahita anareo aho hanomezako anareo fahasoavam-panahy ho anareo, mba hampaharezina ianareo,
ἐπιποθῶepipothōI longG1971V-PAI-1S μεταδῶmetadōI may impartG3330V-2AAS-1S χάρισμαcharismagiftG5486N-ASN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πνευματικὸνpneumatikonspiritualG4152A-ASN στηριχθῆναιstērichthēnaistrengtheningG4741V-APN ὑμᾶς,humasof you,G4771P-2AP 12 izany dia ny mba hiarahako hamporisihina aminareo amin’ ny finoantsika, dia ny anareo sy ny ahy.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S συμπαρακληθῆναιsumparaklēthēnaito be encouraged togetherG4837V-APN ἀλλήλοιςallēloisone anotherG0240C-DPM πίστεως,pisteōsfaithG4102GN-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐμοῦ.¶emouof me.G1473S-1SGSN 13 Ary tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa matetika aho no efa nikasa hankatỳ aminareo (saingy azon-tsampona mandraka ankehitriny aho), hananako izay vokatra atỳ aminareo koa, toy ny any amin’ ny jentilisa sasany.
θέλωthelōI do wantG2309V-PAI-1S ἀγνοεῖν,agnoeinto be ignorant,G0050V-PAN ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM πολλάκιςpollakismany timesG4178ADV προεθέμηνproethemēnI purposedG4388V-2AMI-1S ἐλθεῖνeltheinto comeG2064V-2AAN ἐκωλύθηνekōluthēnwas hinderedG2967V-API-1S δεῦρο,deuropresent,G1204INJ καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM σχῶschōI may haveG2192V-2AAS-1S καθὼςkathōseven asG2531CONJ λοιποῖςloipoisotherG3062A-DPN ἔθνεσιν.ethnesinGentiles.G1484N-DPN 14 Ananan’ ny Grika sy ny firenena hafa rehetra, ny hendry sy ny tsy hendry, trosa aho;
ἝλλησίνHellēsinTo GreeksG1672N-DPM-LG βαρβάροις,barbaroisto barbarians,G0915A-DPM σοφοῖςsophoisto [the] wiseG4680A-DPM ἀνοήτοιςanoētoisto [the] foolishG0453A-DPM ὀφειλέτηςopheiletēsa debtorG3781N-NSM εἰμί·eimiI am;G1510V-PAI-1S 15 koa raha izaho, dia mazoto hitory ny filazantsara aminareo izay any Roma koa aho.
ἐμὲememe myself [there is]G1473P-1AS πρόθυμονprothumonreadinessG4289A-NSN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP τοῖςtoiswho [are]G3588T-DPM ῬώμῃRhōmēRomeG4516N-DSF-L εὐαγγελίσασθαι.euangelisasthaito evangelise.G2097V-AMN 16 Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin’ Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin’ ny Jiosy aloha, dia vao amin’ ny jentilisa1 koa.
ἐπαισχύνομαιepaischunomaiI am ashamed ofG1870V-PNI-1S εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN χριστοῦ·christouChrist;G5547N-GSM-T δύναμιςdunamis[the] powerG1411N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S σωτηρίανsōtēriansalvationG4991N-ASF παντὶpantito everyoneG3956A-DSM πιστεύοντι,pisteuontiis believing —G4100V-PAP-DSM ἸουδαίῳIoudaiōto JewG2453N-DSM-PG Ἕλληνι.Hellēnito Greek.G1672N-DSM-LG - Gr. Grika.
17 Fa amin’ izany no anehoana fahamarinana avy amin’ Andriamanitra avy amin’ ny finoana sy ho amin’ ny finoana, araka ny voasoratra hoe: Ny marina amin’ ny finoana no ho velona12.
δικαιοσύνηdikaiosunē[The] righteousnessG1343N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἀποκαλύπτεταιapokaluptetaiis revealedG0601V-PPI-3S πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF καθὼςkathōseven asG2531CONJ γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S δίκαιοςdikaiosthe righteousG1342A-NSM πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ζήσεται.¶zēsetaiwill live.G2198V-FDI-3S - Na: Ny marina ho velon’ ny finoana.
- Hab 2. 4
Ny amin’ ny faharatsian’ ny toetry ny jentilisa sy ny mahameloka azy
18 Fa aseho avy any an-danitra ny fahatezeran’ Andriamanitra amin’ ny faharatsiana rehetra sy ny tsi-fahamarinan’ ny olona izay misakana ny fahamarinana amin’ ny fanaovan-dratsy,
ἈποκαλύπτεταιApokaluptetaiIs revealedG0601V-PPI-3S ὀργὴorgē[the] wrathG3709N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM ἀσέβειανasebeianungodlinessG0763N-ASF ἀδικίανadikianunrighteousnessG0093N-ASF ἀνθρώπωνanthrōpōnof menG0444N-GPM ἀλήθειανalētheiantruthG0225N-ASF ἀδικίᾳadikiaunrighteousnessG0093N-DSF κατεχόντων,katechontōnsuppressing,G2722V-PAP-GPM 19 satria izay fantatra ny amin’ Andriamanitra dia miseho ao am-pon’ ireny, fa nasehon’ Andriamanitra taminy.
διότιdiotibecauseG1360CONJ γνωστὸνgnōstonknownG1110A-NSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T φανερόνphaneronmanifestG5318A-NSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S αὐτοῖς·autoisthem;G0846P-DPM αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἐφανέρωσεν.ephanerōsenhas revealed [it].G5319V-AAI-3S 20 Fa ny fombany tsy hita, dia ny heriny mandrakizay sy ny mah’ Andriamanitra Azy, dia miseho hatramin’ ny nanaovana izao tontolo izao, fa fantatra amin’ ny zavatra nataony; ka dia tsy manan-kalahatra1 ireo;
ἀόραταaoratainvisible qualitiesG0517A-NPN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM κτίσεωςktiseōs[the] creationG2937N-GSF κόσμουkosmouof [the] worldG2889N-GSM ποιήμασινpoiēmasinthings madeG4161N-DPN νοούμεναnooumenabeing understoodG3539V-PPP-NPN καθορᾶται,kathorataiare clearly seen,G2529V-PPI-3S ἀΐδιοςaidioseternalG0126A-NSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM δύναμιςdunamispowerG1411N-NSF θειότης,theiotēsdivinity,G2305N-NSF εἶναιeinaito beG1511V-PAN αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἀναπολογήτους.anapologētouswithout excuse.G0379A-APM - Na: Mba tsy hanan-kalahatra.
21 fa na dia nahalala an’ Andriamanitra aza izy, dia tsy mba nankalaza Azy toy izay miendrika ho an’ Andriamanitra, na nisaotra Azy, fa tonga zava-poana izy tamin’ ny fisainany, ary tonga maizina ny fony donto.
γνόντεςgnonteshaving knownG1097V-2AAP-NPM ἐδόξασανedoxasanthey glorified [Him]G1392V-AAI-3P ηὐχαρίστησαν,ēucharistēsanwere thankful,G2168V-AAI-3P ἐματαιώθησανemataiōthēsanthey became futileG3154V-API-3P διαλογισμοῖςdialogismoisthinkingG1261N-DPM αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM ἐσκοτίσθηeskotisthēwas darkenedG4654V-API-3S ἀσύνετοςasunetosfoolishG0801A-NSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM καρδία·kardiaheart;G2588N-NSF 22 Nandoka tena ho hendry izy ka tonga adala,
φάσκοντεςphaskontesProfessingG5335V-PAP-NPM εἶναιeinaito beG1511V-PAN σοφοὶsophoiwiseG4680A-NPM ἐμωράνθησανemōranthēsanthey became foolsG3471V-API-3P 23 koa ny voninahitr’ Andriamanitra tsy mety lò dia nosoloany zavatra tahaka ny endriky ny olona mety lò sy ny vorona sy ny biby manan-tongotra efatra ary ny zavatra mandady sy mikisaka.
ἤλλαξανēllaxanthey changedG0236V-AAI-3P δόξανdoxangloryG1391N-ASF ἀφθάρτουaphthartouimmortalG0862A-GSM ὁμοιώματιhomoiōmatia likenessG3667N-DSN εἰκόνοςeikonosof an imageG1504N-GSF φθαρτοῦphthartouof mortalG5349A-GSM ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM πετεινῶνpeteinōnbirdsG4071N-GPN τετραπόδωνtetrapodōnquadrupedsG5074A-GPN ἑρπετῶν.¶herpetōncreeping things.G2062N-GPN 24 Ary izany no nanoloran’ Andriamanitra azy tamin’ ny filan’ ny fony ho amin’ ny fahalotoana, dia ny nifanalany voninahitra tamin’ ny tenany avy;
παρέδωκενparedōkengave upG3860V-AAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἐπιθυμίαιςepithumiaisdesiresG1939N-DPF καρδιῶνkardiōnheartsG2588N-GPF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἀκαθαρσίανakatharsianimpurityG0167N-ASF ἀτιμάζεσθαιatimazesthaito dishonorG0818V-PEN σώματαsōmatabodiesG4983N-APN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM αὐτοῖς,autoisthemselves,G0846P-DPM 25 ary ny fahamarinan’ Andriamanitra dia nosoloany lainga, ka nanaja sy nanompo ny zavatra natao izy, fa tsy ny Mpanao, Izay isaorana mandrakizay. Amena.
οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM μετήλλαξανmetēllaxanchangedG3337V-AAI-3P ἀλήθειανalētheiantruthG0225N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ψεύδει,pseudeifalsehood,G5579N-DSN ἐσεβάσθησανesebasthēsanthey reverencedG4573V-ADI-3P ἐλάτρευσανelatreusanthey servedG3000V-AAI-3P κτίσειktiseicreated thingG2937N-DSF τὸνtonthe [One]G3588T-ASM κτίσαντα,ktisantahaving created [it],G2936V-AAP-ASM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S εὐλογητὸςeulogētosblessedG2128A-NSM ἀμήν.¶amēnAmen.G0281INJ-HEB 26 Izany no nanoloran’ Andriamanitra azy ho amin’ ny filan-dratsy mahavoafady; fa ny vehivavy tao aminy nanova ny fanaony ho amin’ izay tsy fanaony;
ΔιὰDiaBecause ofG1223PREP παρέδωκενparedōkengave upG3860V-AAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM πάθηpathēpassionsG3806N-APN ἀτιμίας·atimiasof dishonor;G0819N-GSF θήλειαιthēleiaifemalesG2338A-NPF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM μετήλλαξανmetēllaxanchangedG3337V-AAI-3P φυσικὴνphusikēnnaturalG5446A-ASF χρῆσινchrēsinuseG5540N-ASF παρὰparacontrary toG3844PREP φύσιν,phusinnature,G5449N-ASF 27 ary tahaka izany koa ny lehilahy, fa namela ny fanao amin’ ny vehivavy izy ka maimay tamin’ ny fifampilany samy lehilahy nifanao izay mahamenatra, dia nandray tao amin’ ny tenany ny valiny izay tokony ho azy noho ny fiviliany.
ὁμοίωςhomoiōsLikewiseG3668ADV ἄρσενεςarsenesmalesG0730A-NPM ἀφέντεςaphenteshaving leftG0863IV-2AAP-NPM φυσικὴνphusikēnnaturalG5446A-ASF χρῆσινchrēsinuseG5540N-ASF θηλείαςthēleiasfemaleG2338A-GSF ἐξεκαύθησανexekauthēsanwere inflamedG1572V-API-3P ὀρέξειorexeidesireG3715N-DSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἀλλήλους,allēlousone another,G0240C-APM ἄρσενεςarsenesmalesG0730A-NPM ἄρσεσινarsesinmalesG0730A-DPM ἀσχημοσύνηνaschēmosunēnshameG0808N-ASF κατεργαζόμενοι,katergazomenoiworking out,G2716V-PNP-NPM ἀντιμισθίανantimisthianrecompenseG0489N-ASF ἔδειedeiwas fittingG1163V-IAI-3S πλάνηςplanēserrorG4106N-GSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἑαυτοῖςhe'autoisthemselvesG1438F-3DPM ἀπολαμβάνοντες.¶apolambanontesreceiving.G0618V-PAP-NPM 28 Ary araka ny nanaovany ny fahalalana marina an’ Andriamanitra ho tsy miendrika hotanany, dia araka izany kosa no nanoloran’ Andriamanitra azy ho amin’ ny fisainana tsy mahamendrika hanao izay zavatra tsy tokony hatao,
καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐδοκίμασανedokimasanthey did see fitG1381V-AAI-3P ἔχεινecheinto haveG2192V-PAN ἐπιγνώσει,epignōseiknowledge,G1922N-DSF παρέδωκενparedōkengave upG3860V-AAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἀδόκιμονadokimona depravedG0096A-ASM τὰtathe [things]G3588T-APN καθήκοντα,kathēkontabeing proper,G2520V-PAP-APN 29 ka dia feno ny tsi-fahamarinana rehetra, ny faharatsiana, ny fieremana, ny lolompo,― feno fialonana, vonoan-olona, fifandirana, fitaka, otri-po,―
πεπληρωμένουςpeplērōmenousfilled withG4137V-RPP-APM ἀδικίᾳadikiaunrighteousnessG0093N-DSF πορνείᾳ,porneiasexual immoralityG4202N-DSF πονηρίᾳ,ponēriawickedness,G4189N-DSF πλεονεξίᾳ,pleonexiacovetousness,G4124N-DSF κακίᾳ,kakiamalice,G2549N-DSF μεστοὺςmestousfullG3324A-APM φθόνου,phthonouof envy,G5355N-GSM φόνου,phonoumurder,G5408N-GSM ἔριδος,eridosstrife,G2054N-GSF δόλου,doloudeceit,G1388N-GSM κακοηθείας,kakoētheiasmaliciousness,G2550N-GSF ψιθυριστάς,psithuristasgossipsG5588N-APM 30 mpibitsibitsika, mpanendrikendrika, halan’ Andriamanitra1, mpampahory, mpiavonavona, mpandoka tena, mpamoron-tsain-dratsy, tsy manoa ray sy reny,
καταλάλους,katalalousslanderers,G2637A-APM θεοστυγεῖς,theostugeishateful to God,G2319A-APM ὑβριστάς,hubristasinsolentG5197N-APM ὑπερηφάνους,huperēphanousarrogant,G5244A-APM ἀλαζόνας,alazonasboastful,G0213N-APM ἐφευρετὰςepheuretasinventorsG2182N-APM κακῶν,kakōnof evil things,G2556GA-GPN γονεῦσινgoneusinto parentsG1118N-DPM ἀπειθεῖς,apeitheisdisobedient,G0545A-APM - Na: mpankahala an’ Andriamanitra.
31 tsy manam-pahalalana, tsy mitana fanekena, tsy manam-pitiavana, tsy miantra;
ἀσυνέτους,asunetousfoolish,G0801A-APM ἀσυνθέτους,asunthetousuntrustworthy,G0802A-APM ἀστόργουςastorgousheartlessG0794A-APM ἀσπόνδους,aspondousimplacable,G0786A-APM ἀνελεήμονας,aneleēmonasunmerciful,G0415A-APM 32 dia olona mahalala tsara ny fitsipika nomen’ Andriamanitra fa izay manao izany zavatra izany no miendrika ho faty, nefa tsy manao izany ihany izy, fa mankasitraka ny manao koa.
οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM δικαίωμαdikaiōmarighteous decreeG1345N-ASN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐπιγνόντεςepignonteshaving knownG1921V-2AAP-NPM τοιαῦταtoiautathingsG5108D-APN πράσσοντεςprassontesdoingG4238V-PAP-NPM ἄξιοιaxioiworthyG0514A-NPM θανάτουthanatouof deathG2288N-GSM εἰσίν,eisinare,G1510V-PAI-3P ποιοῦσινpoiousinthey are practicingG4160GV-PAI-3P συνευδοκοῦσινsuneudokousinthey are approvingG4909V-PAI-3P τοῖςtoisof thoseG3588T-DPM πράσσουσιν.¶prassousinpracticing [them].G4238V-PAP-DPM