Chapter 7
1 Tsy fantatrareo, va, ry rahalahy (fa miteny amin’ izay mahalala ny lalàna aho), fa ny lalàna dia manapaka ny olona, raha mbola velona izy?
ἀγνοεῖτε,agnoeiteare you ignorant,G0050V-PAI-2P ἀδελφοί,adelphoibrothers —G0080N-VPM γινώσκουσινginōskousinto those knowingG1097V-PAP-DPM λαλῶ,lalōI speak —G2980V-PAI-1S κυριεύειkurieueirulesG2961V-PAI-3S ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM ὅσονhosonas long asG3745K-ASM χρόνονchronon[the] timeG5550N-ASM ζῇ;zēahe is alive?G2198V-PAI-3S 2 Fa ny vehivavy izay manambady dia fehezin’ ny lalàna ho an’ ny lahy, raha mbola velona ny lahy; fa raha maty kosa ny lahy, dia afaka amin’ ny lalàn’ ny lahy izy.
ὕπανδροςhupandrosmarriedG5220A-NSF ζῶντιzōntilivingG2198V-PAP-DSM δέδεταιdedetaihas been boundG1210V-RPI-3S νόμῳ·nomōby law;G3551N-DSM ἀποθάνῃapothanēshall dieG0599V-2AAS-3S κατήργηταιkatērgētaishe has been clearedG2673V-RPI-3S ἀνδρός.androshusband.G0435HN-GSM 3 Koa raha mbola velona ny lahy, ka manambady olon-kafa ravehivavy, dia hatao hoe mpijangajanga izy; fa raha maty kosa ny lahy, dia afaka amin’ izany lalàna izany izy ka tsy mba mpijangajanga, na dia manambady olon-kafa aza.
ζῶντοςzōntoswhile is livingG2198V-PAP-GSM ἀνδρὸςandroshusbandG0435HN-GSM μοιχαλὶςmoichalisan adulteressG3428A-NSF χρηματίσει,chrēmatiseishe will be calledG5537V-FAI-3S γένηταιgenētaishe shall become [married]G1096V-2ADS-3S ἑτέρῳ·heterōanother;G2087A-DSM ἀποθάνῃapothanēshall dieG0599V-2AAS-3S ἐλευθέραeleutherafreeG1658A-NSF ἐστὶνestinshe isG1510V-PAI-3S εἶναιeinaito beG1511V-PAN μοιχαλίδαmoichalidaan adulteressG3428A-ASF γενομένηνgenomenēnhaving become [married]G1096V-2ADP-ASF ἑτέρῳ.¶heterōanother.G2087A-DSM 4 Ary amin’ izany ianareo koa, ry rahalahiko, dia efa natao maty ny amin’ ny lalàna noho ny tenan’ i Kristy, mba ho vadin’ ny hafa ianareo, dia Izay natsangana tamin’ ny maty, mba hahavokarantsika ho an’ Andriamanitra.
Ὥστε,HōsteLikewise,G5620CONJ ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-VPM μου,mouof mine,G3165P-1GS ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἐθανατώθητεethanatōthētewere put to deathG2289V-API-2P σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T γενέσθαιgenesthaito belongG1096V-2ADN ἑτέρῳ,heterōto another,G2087A-DSM τῷtōto the [One]G3588T-DSM νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM ἐγερθέντι,egerthentihaving been raised,G1453V-APP-DSM καρποφορήσωμενkarpophorēsōmenwe may bear fruitG2592V-AAS-1P θεῷ.theōto God.G2316N-DSM-T 5 Fa fony tao amin’ ny nofo isika, dia ny filan’ ny ota, izay nohetsehin’ ny lalàna, no niasa tao amin’ ny momba ny tenantsika hahavokatra ho amin’ ny fahafatesana.
ἦμενēmenwe wereG1510V-IAI-1P σαρκί,sarkiflesh,G4561N-DSF παθήματαpathēmatapassionsG3804N-NPN ἁμαρτιῶνhamartiōnof sinsG0266N-GPF τὰtathat [were]G3588T-NPN ἐνηργεῖτοenērgeitowere at workG1754V-IMI-3S μέλεσινmelesinmembersG3196N-DPN καρποφορῆσαιkarpophorēsaibringing forth of fruitG2592V-AAN θανάτῳ·thanatōto death;G2288N-DSM 6 Fa ankehitriny dia efa afaka tamin’ ny lalàna isika, satria maty ny amin’ izay nihazonana antsika, ka dia manompo amin’ ny havaozam-panahy isika, fa tsy amin’ ny hahelan-tsoratra.
κατηργήθημενkatērgēthēmenwe have been releasedG2673V-API-1P ἀποθανόντεςapothanonteshaving diedG0599V-2AAP-NPM κατειχόμεθα,kateichomethawe were bound,G2722V-IPI-1P ὥστεhōstein order forG5620CONJ δουλεύεινdouleueinto serveG1398V-PAN καινότητιkainotētinewnessG2538N-DSF πνεύματοςpneumatosof [the] SpiritG4151GN-GSN παλαιότητιpalaiotētiin oldnessG3821N-DSF γράμματος.¶grammatosof [the] letter.G1121N-GSN 7 Inona ary no holazaintsika? Ota va ny lalàna? Sanatria izany! Kanefa tsy nahalala ny ota aho, raha tsy tamin’ ny lalàna, satria tsy fantatro akory ny fitsiriritana, raha tsy ny lalàna no nanao hoe: Aza mitsiriritra1.
ἐροῦμεν;eroumenwill we say?G4483V-FAI-1P ἁμαρτία;hamartiasin?G0266N-NSF γένοιτο·genoitowould it be!G1096V-2ADO-3S ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF ἔγνωνegnōnI have knownG1097V-2AAI-1S νόμου·nomoulaw;G3551N-GSM ἐπιθυμίανepithumiancovetousnessG1939N-ASF ᾔδειν,ēdeinI had known,G1492IV-2LAI-1S ἔλεγεν·elegenwas saying;G3004GV-IAI-3S ἐπιθυμήσεις·epithumēseisyou will covet;G1937V-FAI-2S - Eks 20. 17
8 Fa io didy io dia nentin’ ny ota nampihetsika ny fitsiriritana rehetra tato anatiko; fa maty ny ota, raha tsy misy lalàna.
ἀφορμὴνaphormēnAn occasionG0874N-ASF λαβοῦσαlabousahaving takenG2983V-2AAP-NSF ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF ἐντολῆςentolēscommandmentG1785N-GSF κατειργάσατοkateirgasatoit producedG2716V-ADI-3S ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS ἐπιθυμίαν·epithumiancovetousness;G1939N-ASF χωρὶςchōrisapart fromG5565PREP νόμουnomou[the] LawG3551N-GSM ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF νεκρά·nekra[is] dead;G3498A-NSF 9 Ary izaho dia velona tsy nanan-dalàna fahiny; fa rehefa tonga kosa ny didy, dia velona indray ny ota, ka dia maty aho.
ἔζωνezōnwas aliveG2198V-IAI-1S χωρὶςchōrisapart fromG5565PREP ἐλθούσηςelthousēswhen was comingG2064V-2AAP-GSF ἐντολῆςentolēscommandmentG1785N-GSF ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF ἀνέζησεν,anezēsenrevived,G0326V-AAI-3S 10 Ary ny didy izay natao hahazoana fiainana, dia hitako fa nahatonga fahafatesana tamiko kosa.
εὑρέθηheurethēproved to beG2147V-API-3S ἐντολὴentolēcommandmentG1785N-NSF θάνατον·thanatondeath;G2288N-ASM 11 Fa io didy io dia nentin’ ny ota namitaka sy nahafaty ahy.
ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF ἀφορμὴνaphormēnan occasionG0874N-ASF λαβοῦσαlabousahaving takenG2983V-2AAP-NSF ἐντολῆςentolēscommandmentG1785N-GSF ἐξηπάτησένexēpatēsendeceivedG1818V-AAI-3S ἀπέκτεινεν·apekteinenput [me] to death;G0615V-AAI-3S 12 Ka dia masìna tokoa ny lalàna, ary masìna ny didy sady marina no tsara.
νόμοςnomosthe law [is]G3551N-NSM ἐντολὴentolēcommandment [is]G1785N-NSF δικαίαdikaiarighteousG1342A-NSF ἀγαθή.agathēgood.G0018A-NSF 13 Koa ny tsara va no nahafaty ahy? Sanatria izany! Fa ny ota no nahafaty ahy, mba hiseho ho ota; fa ny tsara no nentiny nahafaty ahy, mba ho tonga ota indrindra ny ota noho ny nataon’ ny lalàna.
ἀγαθὸνagathon[is] goodG0018A-NSN ἐμοὶemoito me myselfG1473P-1DS ἐγένετοegenetobecameG1096V-2ADI-3S θάνατος;thanatosdeath?G2288N-NSM γένοιτο,genoitowould it be!G1096V-2ADO-3S ἁμαρτία,hamartiasin,G0266N-NSF ἵναinain order thatG2443CONJ φανῇphanēait may be shown asG5316V-2APS-3S ἁμαρτία,hamartiasin,G0266N-NSF τοῦtouthat which [is]G3588T-GSN ἀγαθοῦagathougoodG0018A-GSN κατεργαζομένηkatergazomenēis working outG2716V-PNP-NSF θάνατον,thanatondeath,G2288N-ASM γένηταιgenētaimay becomeG1096V-2ADS-3S ὑπερβολὴνhuperbolēnexcessG5236N-ASF ἁμαρτωλὸςhamartōlossinfulG0268A-NSF ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF ἐντολῆς.¶entolēscommandment.G1785N-GSF 14 Fa fantatsika fa araka ny fanahy ny lalàna; fa izaho kosa nofo, namidy ho andevon’ ny ota.
ΟἴδαμενOidamenWe knowG6063V-RAI-1P πνευματικόςpneumatikosspiritualG4152A-NSM ἐστιν,estinis,G1510V-PAI-3S σάρκινόςsarkinosfleshlyG4560A-NSM πεπραμένοςpepramenossoldG4097V-RPP-NSM ἁμαρτίαν.hamartiansin.G0266N-ASF 15 Fa izay ataoko dia tsy fantatro; fa tsy izay sitrako no ataoko; fa izay halako no ataoko.
κατεργάζομαιkatergazomaiI doG2716V-PNI-1S γινώσκω·ginōskōI understand;G1097V-PAI-1S θέλωthelōI wantG2309V-PAI-1S πράσσω,prassōI do,G4238V-PAI-1S μισῶmisōI hateG3404V-PAI-1S 16 Fa raha manao ny tsy sitrako aho, dia manaiky fa tsara ny lalàna.
θέλωthelōI do wantG2309V-PAI-1S σύμφημιsumphēmiI consentG4852V-PAI-1S 17 Ary amin’ izany tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato anatiko.
νυνὶnuniIn that caseG3570ADV οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 κατεργάζομαιkatergazomaiam doingG2716V-PNI-1S οἰκοῦσαoikousais dwellingG3611V-PAP-NSF ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS ἁμαρτία.hamartiasin.G0266N-NSF 18 Fa fantatro fa tsy misy zavatra tsara mitoetra ato amiko, dia ato amin’ ny nofoko; fa ato anatiko ihany ny fikasana, saingy ny hahatanteraka ny tsara no tsy ato.
οἶδαoidaI knowG6063V-RAI-1S οἰκεῖoikeidwellsG3611V-PAI-3S ἐμοί,emoime myself,G1473P-1DS ἔστινestinisG1510V-PAI-3S σαρκίsarkifleshG4561N-DSF μου,mouof mine,G3165P-1GS ἀγαθόν·agathongood;G0018A-NSN θέλεινtheleinto wish [to do]G2309V-PAN παράκειταίparakeitaiis present withG3873V-PNI-3S κατεργάζεσθαιkatergazesthaito doG2716V-PNN εὑρίσκω.heuriskōfind.G2147V-PAI-1S 19 Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko; fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko.
θέλωthelōI desireG2309V-PAI-1S ἀγαθόν,agathongood,G0018A-ASN θέλωthelōI do wantG2309V-PAI-1S πράσσω.prassōI practice.G4238V-PAI-1S 20 Fa raha ny tsy sitrako no ataoko, dia tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato amiko.
θέλωthelōI do wantG2309V-PAI-1S οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 κατεργάζομαιkatergazomaiwho doG2716V-PNI-1S οἰκοῦσαoikousais dwellingG3611V-PAP-NSF ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS ἁμαρτία.hamartiasin.G0266N-NSF 21 Koa hitako izao lalàna izao: raha ta-hanao ny marina aho1, dia ato amiko ihany ny ratsy.
εὑρίσκωheuriskōI findG2147V-PAI-1S νόμονnomonprincipleG3551N-ASM θέλοντιthelontiis desiringG2309V-PAP-DSM ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS παράκειται.parakeitaiis present with.G3873V-PNI-3S - Na: koa hitako fa raha ta-hanaraka ny lalàna aho hanaovako ny marina.
22 Fa mankasitraka ny lalàn’ Andriamanitra aho araka ny toetra anaty;
συνήδομαιsunēdomaiI delightG4913V-PNI-1S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T κατὰkataaccording toG2596PREP ἄνθρωπον,anthrōponman,G0444N-ASM 23 nefa mahita lalàna hafa amin’ ny momba ny tenako aho, miady amin’ ny lalàn’ ny saiko ka mamabo ahy ho an’ ny lalàn’ ny ota izay ao amin’ ny momba ny tenako.
βλέπωblepōI seeG0991V-PAI-1S ἕτερονheteronanotherG2087A-ASM μέλεσίνmelesinmembersG3196N-DPN ἀντιστρατευόμενονantistrateuomenonwarring againstG0497V-PNP-ASM αἰχμαλωτίζοντάaichmalōtizontamaking captiveG0163V-PAP-ASM ἁμαρτίαςhamartiasof sinG0266N-GSF ὄντιontiis beingG1510V-PAP-DSM μέλεσίνmelesinmembersG3196N-DPN μου.mouof mine.G3165P-1GS 24 Indrisy! olo-mahantra aho! Iza no hanafaka ahy amin’ ny tenan’ ity fahafatesana ity?
ταλαίπωροςtalaipōrosO wretchedG5005A-NSM ἐγὼegōI myself [am]G1473P-1NS ἄνθρωπος·anthrōposman!G0444N-NSM ῥύσεταιrhusetaiwill deliverG4506V-FDI-3S σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN θανάτουthanatouof deathG2288N-GSM τούτου;¶toutouthis?G3778D-GSM 25 Misaotra an’ Andriamanitra aho amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy Tompontsika. Koa raha ny amiko, dia mankatò ny lalàn’ Andriamanitra aho amin’ ny saiko, fa ny lalàn’ ny ota kosa amin’ ny nofoko.
χάριςcharisThanks [be]G5485N-NSF θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἡμῶν.hēmōnof us!G3165P-1GP αὐτὸςautosmyselfG0846P-NSM δουλεύωdouleuōserveG1398V-PAI-1S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T σαρκὶsarkithe fleshG4561N-DSF νόμῳnomō[the] lawG3551N-DSM ἁμαρτίας.¶hamartiasof sin.G0266N-GSF