Chapter 5
Ny soa ananan’ ny mino an’ i Kristy, sy ny fihoaran’ izany noho izay soa verin’ i Adama
1 Koa amin’ izany, satria efa nohamarinina tamin’ ny finoana isika, dia aoka isika hanana1 fihavanana amin’ Andriamanitra amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
ΔικαιωθέντεςDikaiōthentesHaving been justifiedG1344V-APP-NPM πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF εἰρήνηνeirēnēnpeaceG1515N-ASF ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P Χριστοῦ,ChristouChrist,G5547N-GSM-T - Na: (dia manana)
2 Tamin’ ny alalany koa no efa nahazoantsika fanatonana amin’ ny finoana ho amin’ izao fahasoavana itoerantsika izao, ka dia aoka isika hifaly amin’ ny fanantenana ny voninahitr’ Andriamanitra.
προσαγωγὴνprosagōgēnaccessG4318N-ASF ἐσχήκαμενeschēkamenwe have hadG2192V-RAI-1P πίστειpisteiby faithG4102GN-DSF χάρινcharingraceG5485N-ASF ταύτηνtautēnthisG3778D-ASF ἑστήκαμεν,hestēkamenwe have stood,G2476V-RAI-1P καυχώμεθαkauchōmethawe boastG2744V-PNI-1P ἐλπίδιelpidihopeG1680N-DSF δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 3 Ary tsy izany ihany, fa aoka isika hifaly amin’ ny fahoriana aza, satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga faharetana;
μόνονmonononly [so]G3441A-ASN καυχώμεθαkauchōmethawe gloryG2744V-PNI-1P θλίψεσινthlipsesintribulationsG2347N-DPF εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM θλῖψιςthlipsistribulationG2347N-NSF ὑπομονὴνhupomonēnperseveranceG5281N-ASF κατεργάζεται,katergazetaiproduces,G2716V-PNI-3S 4 ary ny faharetana mahatonga fahatsaram-panahy voazaha toetra; ary ny fahatsaram-panahy voazaha toetra mahatonga fanantenana;
ὑπομονὴhupomonēperseveranceG5281N-NSF δοκιμήν,dokimēncharacter,G1382N-ASF δοκιμὴdokimēcharacterG1382N-NSF ἐλπίδα·elpidahope;G1680N-ASF 5 ary ny fanantenana dia tsy mampahamenatra, satria ny Fanahy Masìna, Izay nomena antsika, no nentiny nampidina ny fitiavan’ Andriamanitra1 ho ao am-pontsika.
καταισχύνει,kataischuneidoes make [us] ashamed,G2617V-PAI-3S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐκκέχυταιekkechutaihas been poured outG1632V-RPI-3S καρδίαιςkardiaisheartsG2588N-DPF πνεύματοςpneumatos[the] SpiritG4151GN-GSN τοῦtouthe [One]G3588T-GSN δοθέντοςdothentoshaving been givenG1325V-APP-GSN ἡμῖν.hēminto us.G3165P-1DP - Na: ny fitiavana an’ Andriamanitra.
6 Fa fony mbola tsy nanan-kery isika, dia maty Kristy tamin’ ny fotoan’ andro hamonjy ny ratsy fanahy.
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ὄντωνontōnbeingG1510V-PAP-GPM ἀσθενῶνasthenōnwithout strengthG0772GA-GPM κατὰkataaccording toG2596PREP καιρὸνkairon[the] right timeG2540N-ASM ἀσεβῶνasebōn[the] ungodlyG0765A-GPM ἀπέθανεν·apethanendied;G0599V-2AAI-3S 7 Fa saiky tsy misy olona manaiky ho faty hamonjy ny marina; fa angamba hisy ihany ny sasany sahy maty asa hamonjy ny manao soa.
δικαίουdikaioua righteous [man]G1342A-GSM ἀποθανεῖται,apothaneitaiwill die,G0599V-FDI-3S ὑπὲρhuperon behalf ofG5228PREP ἀγαθοῦagathougood [man]G0018A-GSM τολμᾷtolmawould dareG5111V-PAI-3S ἀποθανεῖν·apothaneinto die;G0599V-2AAN 8 Fa Andriamanitra mampiseho1 ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.
συνίστησινsunistēsinDemonstratesG4921V-PAI-3S ἑαυτοῦhe'autouHis ownG1438F-3GSM ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF θεός,theosGod,G2316N-NSM-T ἁμαρτωλῶνhamartōlōnsinnersG0268A-GPM ὄντωνontōnwhen beingG1510V-PAP-GPM ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἀπέθανεν.apethanendied.G0599V-2AAI-3S - Na: midera.
9 Koa mainka aza ny hamonjeny antsika ho afaka amin’ ny fahatezerana ankehitriny, rehefa nohamarinina tamin’ ny ràny isika.
δικαιωθέντεςdikaiōthenteshaving been justifiedG1344V-APP-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM σωθησόμεθαsōthēsomethawe will be savedG4982V-FPI-1P ὀργῆς.¶orgēswrath!G3709N-GSF 10 Fa raha fony mbola fahavalo aza isika no nampihavanina tamin’ Andriamanitra tamin’ ny nahafatesan’ ny Zanany, mainka ny hamonjena antsika amin’ ny fahavelomany ankehitriny, rehefa nampihavanina.
ἐχθροὶechthroienemiesG2190N-NPM ὄντεςontesbeingG1510V-PAP-NPM κατηλλάγημενkatēllagēmenwe were reconciledG2644V-2API-1P θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T θανάτουthanatoudeathG2288N-GSM αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM καταλλαγέντεςkatallagenteshaving been reconciledG2644V-2APP-NPM σωθησόμεθαsōthēsomethawill we be savedG4982V-FPI-1P αὐτοῦ·autouof Him!G0846P-GSM 11 Ary tsy izany ihany koa, fa mifaly amin’ Andriamanitra isika amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahazoantsika ny fihavanana ankehitriny.
μόνονmonononly [so]G3441A-ASN καυχώμενοιkauchōmenoiwe are rejoicingG2744V-PNP-NPM ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T καταλλαγὴνkatallagēnreconciliationG2643N-ASF ἐλάβομεν.¶elabomenwe have received.G2983V-2AAI-1P 12 Koa izany dia tahaka ny nidiran’ ny ota avy tamin’ ny olona iray ho amin’ izao tontolo izao, ary ny ota no nidiran’ ny fahafatesana, ka nahatratra ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra;
ΔιὰDiaBecause ofG1223PREP ὥσπερhōsperjust asG5618CONJ ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF κόσμονkosmonworldG2889N-ASM εἰσῆλθενeisēlthenenteredG1525V-2AAI-3S ἁμαρτίαςhamartiassinG0266N-GSF θάνατος,thanatosdeath,G2288N-NSM πάνταςpantasallG3956A-APM ἀνθρώπουςanthrōpousmenG0444N-APM θάνατοςthanatosdeathG2288N-NSM διῆλθεν,diēlthenpassed,G1330V-2AAI-3S πάντεςpantesallG3956A-NPM ἥμαρτον·hēmartonsinned;G0264V-2AAI-3P 13 fa hatrany alohan’ ny lalàna aza dia nisy ota tamin’ izao tontolo izao; nefa tsy isaina ny ota, raha tsy misy lalàna;
νόμουnomou[the] lawG3551N-GSM ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF κόσμῳ,kosmōworld,G2889N-DSM ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF ἐλλογεῖταιellogeitaiis imputedG1677V-PPI-3S ὄντοςontosthere beingG1510V-PAP-GSM νόμου·nomoulaw;G3551N-GSM 14 fa ny fahafatesana nanjaka hatramin’ i Adama ka hatramin’ i Mosesy, na dia tamin’ izay tsy nanota tahaka ny nanotan’ i Adama aza, izay tandindon’ ilay ho avy.
ἀλλ᾽all᾽NeverthelessG0235CONJ ἐβασίλευσενebasileusenreignedG0936V-AAI-3S θάνατοςthanatosdeathG2288N-NSM μέχριmechriuntilG3360PREP ΜωϋσέωςMōuseōsMosesG3475N-GSM-P ἁμαρτήσανταςhamartēsantashaving sinnedG0264V-AAP-APM ὁμοιώματιhomoiōmatilikenessG3667N-DSN παραβάσεωςparabaseōstransgressionG3847N-GSF ἈδὰμAdamof AdamG0076N-GSM-P ἐστινestinisG1510V-PAI-3S τύποςtuposa typeG5179N-NSM μέλλοντος.mellontoscoming [One].G3195V-PAP-GSM 15 Nefa tsy tahaka ny fahadisoana ny fanomezam-pahasoavana. Fa raha ny fahadisoan’ ny anankiray no nahatonga fahafatesana ho an’ ny maro, mainka ny fahasoavan’ Andriamanitra sy ny fanomezana amin’ ny fahasoavan’ ny olona iray, dia Jesosy Kristy, no tonga be ho an’ ny maro kosa.
οὐχouch[is] notG3756PRT-N παράπτωμαparaptōmatrespassG3900N-NSN χάρισμα.charismagift.G5486N-NSN παραπτώματιparaptōmatitrespassG3900N-DSN πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM ἀπέθανον,apethanondied,G0599V-2AAI-3P πολλῷpollōhow muchG4183A-DSN χάριςcharisgraceG5485N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T χάριτιcharitigraceG5485N-DSF τῇtēawhich [is]G3588T-DSF ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T πολλοὺςpollousmanyG4183A-APM ἐπερίσσευσεν.eperisseusendid abound!G4052V-AAI-3S 16 Ary tsy tahaka ny avy amin’ ny anankiray izay nanota ny fanomezana; fa noho ny nataon’ ny anankiray no nisehoan’ ny fitsarana ho fanamelohana, fa noho ny fahadisoana maro kosa no nisehoan’ ny fanomezam-pahasoavana ho fanamarinana.
οὐχouch[is] notG3756PRT-N ἁμαρτήσαντοςhamartēsantoshaving sinnedG0264V-AAP-GSM δώρημα·dōrēmagift;G1434N-NSN κρίμαkrimajudgment [was]G2917N-NSN εἰςeis[was] untoG1519PREP κατάκριμα,katakrimacondemnation,G2631N-ASN χάρισμαcharismathe giftG5486N-NSN πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPN παραπτωμάτωνparaptōmatōntrespassesG3900N-GPN δικαίωμα.¶dikaiōmajustification.G1345N-ASN 17 Fa raha ny fahadisoan’ ny olona anankiray no nanjakan’ ny fahafatesana noho ny nataon’ ny anankiray, mainka izay mahazo ny haben’ ny fahasoavana sy ny fanomezan’ ny fahamarinana no hanjaka amin’ ny fiainana noho ny nataon’ ny Anankiray, dia Jesosy Kristy.
παραπτώματιparaptōmatitrespassG3900N-DSN θάνατοςthanatosdeathG2288N-NSM ἐβασίλευσενebasileusenreignedG0936V-AAI-3S πολλῷpollōhow muchG4183A-DSN περισσείανperisseianexcessG4050N-ASF χάριτοςcharitosof graceG5485N-GSF δωρεᾶςdōreasgiftG1431N-GSF δικαιοσύνηςdikaiosunēsof righteousnessG1343N-GSF λαμβάνοντεςlambanontesreceivingG2983V-PAP-NPM βασιλεύσουσινbasileusousinwill reignG0936V-FAI-3P Χριστοῦ.¶ChristouChrist!G5547N-GSM-T 18 Koa tahaka ny nahatongavan’ ny fanamelohana ho an’ ny olona rehetra noho ny fahadisoana iray no nahatongavan’ ny fanamarinana ho amin’ ny fiainana kosa ho an’ ny olona rehetra noho ny fahamarinana iray.
παραπτώματοςparaptōmatostrespassG3900N-GSN πάνταςpantasallG3956A-APM ἀνθρώπουςanthrōpousmenG0444N-APM εἰςeis[it is] untoG1519PREP κατάκριμα,katakrimacondemnation,G2631N-ASN δικαιώματοςdikaiōmatosact of righteousnessG1345N-GSN πάνταςpantasallG3956A-APM ἀνθρώπουςanthrōpousmenG0444N-APM εἰςeis[it is] untoG1519PREP δικαίωσινdikaiōsinjustificationG1347N-ASF ζωῆς.zōēsof life.G2222N-GSF 19 Fa tahaka ny nanaovana ny maro ho mpanota noho ny tsi-fanarahan’ ny olona iray, no hanaovana ny maro ho marina kosa noho ny fanarahan’ ny Anankiray.
ὥσπερhōsperFor asG5618CONJ παρακοῆςparakoēsdisobedienceG3876N-GSF ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM ἁμαρτωλοὶhamartōloisinnersG0268A-NPM κατεστάθησανkatestathēsanwere madeG2525V-API-3P πολλοί,polloimany,G4183A-NPM ὑπακοῆςhupakoēsobedienceG5218N-GSF δίκαιοιdikaioirighteousG1342A-NPM κατασταθήσονταιkatastathēsontaiwill be madeG2525V-FPI-3P πολλοί.¶polloimany.G4183A-NPM 20 Ary ny lalàna dia niditra koa hahabe ny fahadisoana. Nefa teo amin’ izay nihabiazan’ ny ota no nihoaran’ ny fahasoavana be lavitra,
ΝόμοςNomos[The] lawG3551N-NSM παρεισῆλθεν,pareisēlthenentered,G3922V-2AAI-3S πλεονάσῃpleonasēmay aboundG4121V-AAS-3S παράπτωμα·paraptōmatrespass;G3900N-NSN ἐπλεόνασενepleonasenaboundedG4121V-AAI-3S ἁμαρτία,hamartiasin,G0266N-NSF ὑπερεπερίσσευσενhupereperisseusenoveraboundedG5248V-AAI-3S χάρις,charisgrace,G5485N-NSF 21 mba ho tahaka ny nanjakan’ ny ota tao amin’ ny fahafatesana no hanjakan’ ny fahasoavana kosa amin’ ny fahamarinana ho fiainana mandrakizay amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
ὥσπερhōsperjust asG5618CONJ ἐβασίλευσενebasileusenreignedG0936V-AAI-3S ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF θανάτῳ,thanatōdeath,G2288N-DSM χάριςcharisgraceG5485N-NSF βασιλεύσῃbasileusēmay reignG0936V-AAS-3S δικαιοσύνηςdikaiosunēsrighteousnessG1343N-GSF αἰώνιονaiōnioneternalG0166A-ASF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἡμῶν.¶hēmōnof us.G3165P-1GP