Chapter 9
Ny amin’ ny nandavan’ Andriamanitra ny Jiosy
1 Milaza ny marina ao amin’ i Kristy aho, fa tsy mandainga, sady miara-milaza amiko ao amin’ ny Fanahy Masìna koa ny fieritreretako,
ἈλήθειανAlētheian[The] truthG0225N-ASF Χριστῷ,ChristōChrist,G5547N-DSM-T ψεύδομαι,pseudomaiI am lying,G5574V-PNI-1S συμμαρτυρούσηςsummarturousēswhile is bearing witnessG4828V-PAP-GSF συνειδήσεώςsuneidēseōsconscienceG4893N-GSF πνεύματιpneumatiSpiritG4151GN-DSN 2 fa mafy ny alaheloko, ka tsy mety mitsahatra ny fahorian’ ny foko.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S μεγάληmegalēgreatG3173A-NSF ἀδιάλειπτοςadialeiptosunceasingG0088A-NSF ὀδύνηodunēsorrowG3601N-NSF καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF 3 Fa efa saiky niriko aza ho voaozona1 ho afaka tamin’ i Kristy ny tenako mba hahavonjeko ny rahalahiko, havako araka ny nofo,
ηὐχόμηνēuchomēnwas wishingG2172V-INI-1S ἀνάθεμαanathemaa curseG0331N-NSN εἶναιeinaito beG1511V-PAN αὐτὸςautos[my]selfG0846P-NSM ἀπὸaposeparated fromG0575PREP ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἀδελφῶνadelphōnbrothersG0080N-GPM συγγενῶνsungenōnkinsmenG4773A-GPM κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκα·sarka[the] flesh;G4561N-ASF - Gr. anatema.
4 izay Isiraelita sady manana ny fananganan’ anaka sy ny voninahitra sy ny fanekena sy ny fanomezana ny lalàna sy ny fombam-pivavahana ary ny teny fikasana;
οἵτινέςoitineswhoG3748R-NPM εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P Ἰσραηλῖται,IsraēlitaiIsraelites,G2475N-NPM-PG ὧνhōnwhose [is]G3739R-GPM υἱοθεσίαhuiothesiadivine adoption as sonsG5206N-NSF διαθῆκαιdiathēkaicovenantsG1242N-NPF νομοθεσίαnomothesialawgivingG3548N-NSF λατρείαlatreiaserviceG2999N-NSF ἐπαγγελίαι,epangeliaipromises,G1860N-NPF 5 azy koa ny razana, sady avy taminy araka ny nofo Kristy, Izay ambonin’ izy rehetra, Andriamanitra isaorana mandrakizay1. Amena.
ὧνhōnwhose [are]G3739R-GPM πατέρεςpaterespatriarchsG3962N-NPM ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκα,sarkathe flesh,G4561N-ASF ὢνōnis beingG1510V-PAP-NSM πάντωνpantōnallG3956A-GPN εὐλογητὸςeulogētosblessedG2128A-NSM ἀμήν.¶amēnAmen.G0281INJ-HEB - Na: Avy taminy araky ny nofo Kristy. Isaorana mandrakizay anie Andriamanitra, Izay ambonin’ izy rehetra.
6 Kanefa tsy lazaiko fa foana ny tenin’ Andriamanitra tsy akory. Fa tsy izay rehetra avy amin’ ny Isiraely no Isiraely.
ΟὐχOuch[It is] notG3756PRT-N ἐκπέπτωκενekpeptōkenhas failedG1601V-RAI-3S θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T πάντεςpantesallG3956A-NPM ἸσραὴλIsraēlIsraelG2474N-GSM-L οὗτοιhoutoi[are] theseG3778D-NPM Ἰσραήλ·IsraēlIsrael;G2474N-NSM-L 7 Ary na dia taranak’ i Abrahama aza ireo, tsy dia ary zanany avokoa; fa avy amin’ isaka no hantsoina izay taranaka ho anao1.
εἰσὶνeisinthey areG1510V-PAI-3P ἈβραὰμAbraamof AbrahamG0011N-GSM-P πάντεςpantes[are] allG3956A-NPM τέκνα,teknachildren,G5043N-NPN ἸσαὰκIsaakIsaacG2464N-DSM-P κληθήσεταίklēthēsetaiwill be namedG2564HV-FPI-3S σπέρμα.spermaoffspring.G4690GN-NSN - Gen 21. 12
8 Izany hoe: Tsy ny zanaky ny nofo no zanak’ Andriamanitra; fa ny zanaky ny teny fikasana no isaina ho taranaka.
ἔστιν,estinisG1510V-PAI-3S τέκναteknachildrenG5043N-NPN σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF ταῦταtautathese [are]G3778D-NPN τέκναteknachildrenG5043N-NPN θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T τέκναteknachildrenG5043N-NPN ἐπαγγελίαςepangeliaspromiseG1860N-GSF λογίζεταιlogizetaiare regardedG3049V-PNI-3S σπέρμα.spermaoffspring.G4690GN-ASN 9 Fa izao no filàzan’ ny teny fikasana: Raha avy ny taona toy izao, dia ho avy Aho, ary hanana zazalahy Saraha1.
ἐπαγγελίαςepangeliasOf [the] promiseG1860N-GSF οὗτος·houtos[is] this:G3778D-NSM καιρὸνkairontimeG2540N-ASM τοῦτονtoutonthisG3778D-ASM ἐλεύσομαιeleusomaiI will comeG2064V-FDI-1S ἔσταιestaithere will beG1510V-FDI-3S ΣάρρᾳSarrato SarahG4564N-DSF-P υἱός.¶huiosa son.G5207N-NSM - Gen 18. 10
10 Ary tsy izany ihany, fa Rebeka koa dia nanan’ anaka tamin’ ny anankiray, dia tamin’ isaka razantsika;
ῬεβέκκαRhebekkaRebeccaG4479N-NSF-P κοίτηνkoitēnconceptionG2845N-ASF ἔχουσαechousahavingG2192V-PAP-NSF ἸσαὰκIsaakIsaacG2464N-GSM-P πατρὸςpatrosfatherG3962N-GSM ἡμῶν·hēmōnof us;G3165P-1GP 11 fa raha tsy mbola teraka ireo, ary tsy mbola nanao tsara na ratsy (mba hitoeran’ ny fikasan’ Andriamanitra araka ny fifidianana, tsy avy amin’ ny asa, fa avy amin’ izay miantso),
μήπωmēpōnot yetG3361PRT-N + G4452 γεννηθέντωνgennēthentōnhaving been bornG1080V-APP-GPM πραξάντωνpraxantōnhaving doneG4238V-AAP-GPM ἀγαθὸνagathongoodG0018A-ASN φαῦλον,phaulonevil,G5337A-ASN κατ᾽kat᾽according toG2596PREP ἐκλογὴνeklogēnelectionG1589N-ASF πρόθεσιςprothesispurposeG4286N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μένῃ,menēmay stand,G3306V-PAS-3S 12 dia nolazaina tamin-dravehivavy hoe: Ny zokiny hanompo ny zandriny1;
ἐρρέθηerrethē[12] it was saidG2046V-API-3S αὐτῇautēato herG0846P-DSF μείζωνmeizōnolderG3173A-NSM-C δουλεύσειdouleuseiwill serveG1398V-FAI-3S ἐλάσσονι·elassoniyounger;G1640A-DSM-C - Gen 25. 23
13 araka ny voasoratra hoe: Jakoba no tiako, fa Esao no halako1.
καθὼςkathōsEven asG2531CONJ γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S ἠγάπησα,ēgapēsaI loved,G0025V-AAI-1S ἐμίσησα.¶emisēsaI hated.G3404V-AAI-1S - Mal 1. 2-3
14 Ahoana ary no holazaintsika? Misy tsi-fahamarinana va amin’ Andriamanitra? Sanatria izany!
ἐροῦμεν;eroumenwill we say?G4483V-FAI-1P ἀδικίαadikiainjusticeG0093N-NSF θεῷ;theōGod [is there]?G2316N-DSM-T γένοιτο.genoitowould it be!G1096V-2ADO-3S 15 Fa hoy Izy tamin’ i Mosesy: Izaho hiantra izay hiantrako, ary hamindra fo amin’ izay hamindrako fo1.
ΜωϋσεῖMōuseiTo MosesG3475N-DSM-P λέγει·legeiHe says:G3004GV-PAI-3S ἐλεήσωeleēsōI will show mercy toG1653V-FAI-1S ἐλεῶeleōI may show mercyG1653V-PAS-1S οἰκτιρήσωoiktirēsōI will have compassion onG3627V-FAI-1S οἰκτίρω.oiktirōI may have compassion.G3627V-PAS-1S - Eks 33. 19
16 Koa dia tsy avy amin’ izay maniry na amin’ izay mihazakazaka izany, fa avy amin’ Andriamanitra Izay miantra.
οὐou[it is] notG3756PRT-N τοῦtouof the [one who is]G3588T-GSM θέλοντοςthelontoswillingG2309V-PAP-GSM τοῦtouof the [one who is]G3588T-GSM τρέχοντοςtrechontosrunningG5143V-PAP-GSM τοῦtouof the [one who is]G3588T-GSM ἐλεῶντοςeleōntosshowing mercyG1653V-PAP-GSM θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 17 Fa hoy ny Soratra Masìna tamin’ i Farao: Izany no nanandratako anao, mba ho entiko mampiseho ny heriko, ary mba hanambarana ny anarako any amin’ ny tany rehetra1.
γραφὴgraphēScriptureG1124N-NSF ΦαραὼPharaōto PharaohG5328IN-DSM-T αὐτὸautothis veryG0846P-ASN τοῦτοtoutothereforeG3778D-ASN ἐξήγειράexēgeiraI have raised upG1825V-AAI-1S ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ ἐνδείξωμαιendeixōmaiI may showG1731V-AMS-1S δύναμίνdunaminpowerG1411N-ASF διαγγελῇdiangelēamay be declaredG1229V-2APS-3S - Eks 9. 16
18 Koa izay tiany hamindrana fo no amindrany fo, ary izay tiany hohamafìna fo no hamafiny fo.
θέλειtheleiHe wantsG2309V-PAI-3S ἐλεεῖ,eleeiHe shows mercy,G1653V-PAI-3S θέλειtheleiHe wantsG2309V-PAI-3S σκληρύνει.¶sklēruneiHe hardens.G4645V-PAI-3S 19 Hianao ary dia hanao amiko hoe: Koa nahoana Izy no manome tsiny ihany? Fa iza no manohitra ny sitrapony?
ἘρεῖςEreisYou will sayG4483V-FAI-2S μέμφεται;memphetaidoes He find fault?G3201V-PNI-3S βουλήματιboulēmatipurposeG1013N-DSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἀνθέστηκεν;anthestēkenhas been resisting?G0436V-RAI-3S 20 Tsia, ralehilahy, fa iza moa ianao, no mamaly an’ Andriamanitra? Izay zavatra noforonina va hanao amin’ izay namorona azy hoe: Nahoana Hianao no nanao ahy toy izao?
ἄνθρωπε,anthrōpeman,G0444N-VSM μενοῦνγε,menoungebut rather,G3304PRT σὺsuyou yourselfG4771P-2NS ἀνταποκρινόμενοςantapokrinomenosis answering againstG0470V-PNP-NSM θεῷ;theōto God?G2316N-DSM-T ἐρεῖereiwill sayG4483V-FAI-3S πλάσμαplasmathing formedG4110N-NSN τῷtōto the [One]G3588T-DSM πλάσαντι·plasantihaving formed [it];G4111V-AAP-DSM ἐποίησαςepoiēsasdid you makeG4160HV-AAI-2S οὕτως;houtōslike this?G3779ADV 21 Ny mpanefy vilany va tsy manam-pahefana amin’ ny tanimanga, ka ny vongany iray ihany no anaovany zavatra samy hafa, ny iray hohajaina, ary ny iray hatao tsinontsinona?
ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF κεραμεὺςkerameuspotterG2763GN-NSM φυράματοςphuramatoslumpG5445N-GSN ποιῆσαιpoiēsaito makeG4160GV-AAN τιμὴνtimēnhonorG5092N-ASF σκεῦοςskeuosvesselG4632N-ASN ἀτιμίαν;¶atimiandishonor?G0819N-ASF 22 Sa ahoana kosa raha Andriamanitra, na dia ta-haneho ny fahatezerany sy hampahafantatra ny heriny aza, dia be fahari-po ka nandefitra tamin’ izay fanaky ny fahatezerana voavoatra hosimbana,
θέλωνthelōndesiringG2309V-PAP-NSM ἐνδείξασθαιendeixasthaito showG1731V-AMN ὀργὴνorgēnwrathG3709N-ASF γνωρίσαιgnōrisaito make knownG1107V-AAN δυνατὸνdunatonpowerG1415A-ASN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἤνεγκενēnegkenboreG5342V-AAI-3S πολλῇpollēamuchG4183A-DSF μακροθυμίᾳmakrothumiapatienceG3115N-DSF σκεύηskeuē[the] vesselsG4632N-APN ὀργῆςorgēsof wrathG3709N-GSF κατηρτισμέναkatērtismenafittedG2675V-RPP-APN ἀπώλειαν,apōleiandestruction,G0684N-ASF 23 mba hampahafantarina koa ny haren’ ny voninahiny amin’ izay fanaky ny famindram-po, izay namboariny rahateo hahazo voninahitra,
γνωρίσῃgnōrisēHe may make knownG1107V-AAS-3S πλοῦτονploutonrichesG4149N-ASM δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM σκεύηskeuē[the] vesselsG4632N-APN ἐλέουςeleousof mercyG1656N-GSN προητοίμασενproētoimasenHe prepared beforehandG4282V-AAI-3S δόξαν;doxanglory?G1391N-ASF 24 dia isika izay nantsoiny koa, tsy ny avy amin’ ny Jiosy ihany, fa ny avy amin’ ny jentilisa koa,
ἐκάλεσενekalesenHe has calledG2564GV-AAI-3S ἸουδαίωνIoudaiōn[the] JewsG2453N-GPM-PG ἐθνῶν,ethnōn[the] Gentiles,G1484N-GPN 25 araka izay lazainy eo amin’ i Hosea hoe: Hiantso ny tsy oloko hoe oloko Aho; Ary ilay tsy malala hoe malala1;
ὩσηὲHōsēeHoseaG5617N-DSM-P λέγει·legeiHe says:G3004GV-PAI-3S καλέσωkalesōI will callG2564GV-FAI-1S τὸνtonthat which [is]G3588T-ASM ἠγαπημένηνēgapēmenēnlovedG0025V-RPP-ASF ἠγαπημένην.ēgapēmenēnloved.G0025V-RPP-ASF - Hos 2. 25
26 Ary any amin’ ny tany izay nilazana taminy hoe: Tsy oloko ianareo, Dia any no hiantsoana azy hoe zanak’ Andriamanitra velona1.
ἔσταιestaiIt will happen thatG1510V-FDI-3S ἐρρέθηerrethēit was saidG2046V-API-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM μουmouof Mine [are]G3165P-1GS ὑμεῖς,humeisYou yourselves,G4771P-2NP κληθήσονταιklēthēsontaithey will be calledG2564GV-FPI-3P θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ζῶντος.zōntos[the] living.G2198V-PAP-GSM - Hos 2. 1
27 Ary Isaia milaza ny amin’ ny Isiraely hoe: Na dia toy ny fasika any amin’ ny ranomasina aza ny isan’ ny Zanak’ isiraely, dia izay sisa ihany no hovonjena;
ἨσαΐαςĒsaiasIsaiahG2268N-NSM-P κράζειkrazeicries outG2896V-PAI-3S ὑπὲρhuperconcerningG5228PREP Ἰσραήλ·IsraēlIsrael:G2474N-GSM-L ἀριθμὸςarithmosnumberG0706N-NSM ἸσραὴλIsraēlof IsraelG2474N-GSM-L θαλάσσης,thalassēssea,G2281N-GSF ὑπόλειμμαhupoleimmavestigeG9577N-NSN σωθήσεται·sōthēsetaiwill be saved;G4982V-FPI-3S 28 fa amin’ ny fahatanterahana faingana no hanefan’ i Jehovah ny teniny ambonin’ ny tany1;
λόγονlogon[The] sentenceG3056N-ASM συντελῶνsuntelōnconcludingG4931V-PAP-NSM συντέμνωνsuntemnōnbringing swiftlyG4932V-PAP-NSM δικαιοσύνῃdikaiosunērighteousnessG1343N-DSF συντετμημένονsuntetmēmenonbrought swiftlyG4932V-RPP-ASM ποιήσειpoiēseiwill perform [the]G4160GV-FAI-3S - Isa 10. 22-23
29 ary araka izay nolazain’ Isaia fahiny hoe: Raha tsy Jehovah, Tompon’ ny maro, no namela taranaka ho antsika, Dia efa tonga tahaka an’ i Sodoma sy tonga tahaka an’ i Gomora isika1.
καθὼςkathōseven asG2531CONJ προείρηκενproeirēkenhas foretoldG4280V-RAI-3S Ἠσαΐας·ĒsaiasIsaiah:G2268N-NSM-P κύριοςkurios[the] LordG2962GN-NSM-T σαβαὼθsabaōthof HostsG4519N-GPM-T ἐγκατέλιπενegkatelipenhad leftG1459V-2AAI-3S σπέρμα,spermadescendants,G4690GN-ASN ΣόδομαSodomaSodomG4670N-NPN-L ἐγενήθημενegenēthēmenwe should have becomeG1096V-2AOI-1P ΓόμορραGomorraGomorrahG1116N-NSF-L ὡμοιώθημεν.¶hōmoiōthēmenwe have been made.G3666V-API-1P - Isa 1. 9
30 Ahoana ary no holazaintsika? Ny jentilisa, izay tsy nitady fahamarinana, no nahazo fahamarinana, nefa fahamarinana izay avy amin’ ny finoana?
ἐροῦμεν;eroumenwill we say?G4483V-FAI-1P ἔθνηethnēGentilesG1484N-NPN διώκονταdiōkontapursuingG1377V-PAP-NPN δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF κατέλαβενkatelabenhave graspedG2638V-2AAI-3S δικαιοσύνην,dikaiosunēnrighteousness,G1343N-ASF δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF τὴνtēnthat [is]G3588T-ASF πίστεως·pisteōsfaith;G4102GN-GSF 31 fa ny Isiraely, izay nitady lalàn’ ny fahamarinana kosa, dia tsy nahatratra izany lalàna izany.
ἸσραὴλIsraēlIsraelG2474N-NSM-L διώκωνdiōkōnpursuingG1377V-PAP-NSM νόμονnomona lawG3551N-ASM δικαιοσύνηςdikaiosunēsof righteousnessG1343N-GSF νόμονnomon[that] lawG3551N-ASM δικαιοσύνηςdikaiosunēsrighteousnessG1343N-GSF ἔφθασεν.ephthasendid attain.G5348V-AAI-3S 32 Nahoana moa? Satria tsy tamin’ ny finoana, fa toa tamin’ ny asa, ka tafintohina tamin’ ny vato mahatafintohina izy;
διὰdiaBecause ofG1223PREP ὅτιhotiBecause [it was]G3754HCONJ πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ἔργωνergōnworksG2041N-GPN νόμου·nomouof law;G3551N-GSM προσέκοψανprosekopsanThey stumbledG4350V-AAI-3P προσκόμματοςproskommatosof stumblingG4348N-GSN 33 araka ny voasoratra hoe: Indro Aho mametraka vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka ao Ziona; Ary izay mino Azy tsy ho menatra1.
καθὼςkathōseven asG2531CONJ γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S τίθημιtithēmiI layG5087V-PAI-1S λίθονlithona stoneG3037N-ASM προσκόμματοςproskommatosof stumblingG4348N-GSN πέτρανpetrana rockG4073N-ASF σκανδάλου,skandalouof offense,G4625N-GSN πιστεύωνpisteuōnis believingG4100V-PAP-NSM καταισχυνθήσεται.¶kataischunthēsetaiwill be put to shame.G2617V-FPI-3S - Isa 8. 14; 28. 16