Chapter 16
Famangiana sy teny farany
1 Indry, Foiby anabavintsika, diakon’ ny fiangonana atỳ Kenkrea, lazaiko tsara aminareo,
ΣυνίστημιSunistēmiI commendG4921V-PAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ΦοίβηνPhoibēnPhoebeG5402N-ASF-P ἀδελφὴνadelphēnsisterG0079N-ASF οὖσανousanbeingG1510V-PAP-ASF διάκονονdiakonona servantG1249N-ASF ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF Κεγχρεαῖς,KegchreaisCenchrea,G2747N-DPF-L 2 mba horaisinareo ao amin’ ny Tompo izy, toy izay miendrika ny olona masìna, ary mba hampianareo izy amin’ izay raharaha ilany anareo; fa izy dia mpiahy ny maro mbamin’ ny tenako koa.
προσδέξησθεprosdexēstheyou may receiveG4327V-ADS-2P ἀξίωςaxiōsworthilyG0516ADV ἁγίωνhagiōnof the saintsG0040HA-GPM παραστῆτεparastēteyou may assistG3936V-2AAS-2P ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP χρῄζῃchrēzēshe may needG5535V-PAS-3S πράγματι·pragmatimatter;G4229N-DSN προστάτιςprostatisa patronessG4368N-NSF πολλῶνpollōnof manyG4183A-GPM ἐγενήθηegenēthēhas beenG1096V-2AOI-3S ἐμοῦemouof meG1473S-1SGSN αὐτοῦ.¶autoumyself.G0846P-GSM 3 Veloma amin’ i Prisila sy Akoila, mpiara-miasa amiko ao amin’ i Kristy Jesosy;
ἈσπάσασθεAspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ΠρίσκανPriskanPriscaG4251N-ASF-P ἈκύλανAkulanAquilaG0207N-ASM-P συνεργούςsunergousfellow workersG4904A-APM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ,IēsouJesus —G2424GN-DSM-P 4 izy mivady dia nanolotra ny tendany hamonjy ny aiko; nefa tsy izaho ihany no misaotra azy, fa ny fiangonana rehetra any amin’ ny jentilisa koa.
οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM ἑαυτῶνhe'autōntheir ownG1438F-3GPM τράχηλονtrachēlonneckG5137N-ASM ὑπέθηκαν,hupethēkanlaid down,G5294V-AAI-3P εὐχαριστῶeucharistōthankG2168V-PAI-1S ἐκκλησίαιekklēsiaichurchesG1577N-NPF ἐθνῶνethnōnGentiles —G1484N-GPN 5 Ary veloma amin’ ny fiangonana izay ao an-tranony. Veloma amin’ i Epaineto malalako, izay voaloham-bokatr’ i Asia ho an’ i Kristy.
αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐκκλησίαν.¶ekklēsianchurch.G1577N-ASF ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ἘπαίνετονEpainetonEpenetusG1866N-ASM-P ἀγαπητόνagapētonbelovedG0027A-ASM μου,mouof mine,G3165P-1GS ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀπαρχὴaparchēa firstfruitG0536N-NSF ἈσίαςAsiasof AsiaG0773N-GSF-L Χριστόν.¶ChristonChrist.G5547N-ASM-T 6 Veloma amin’ i Maria, izay nikely aina fatratra ho anareo.
ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P Μαρίαν,MarianMary,G3137MN-ASF-P ἐκοπίασενekopiasentoiledG2872V-AAI-3S ὑμᾶς.¶humasyou.G4771P-2AP 7 Veloma amin’ i Androniko sy Jonia, havako sy namako niara-nifatotra tamiko, izay malaza eo amin’ ny Apostoly sady tao amin’ i Kristy talohako.
ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ἈνδρόνικονAndronikonAndronicusG0408N-ASM-P ἸουνίανIounianJuniaG2458N-ASF-P συγγενεῖςsungeneiskinsmenG4773A-APM συναιχμαλώτουςsunaichmalōtousfellow prisonersG4869N-APM μου,mouwith me,G3165P-1GS οἵτινέςoitineswhoG3748R-NPM εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P ἐπίσημοιepisēmoiof noteG1978A-NPM ἀποστόλοις,apostoloisapostles,G0652N-DPM γέγονανgegonanwereG1096V-2RAI-3P Χριστῷ.¶ChristōChrist.G5547N-DSM-T 8 Veloma amin’ i Ampliato, malalako ao amin’ ny Tompo.
ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ἈμπλιᾶτονAmpliatonAmpliatusG0291N-ASM-P ἀγαπητόνagapētonbelovedG0027A-ASM κυρίῳ.¶kuriōLord.G2962GN-DSM-T 9 Veloma amin’ i Orbano, mpiara-miasa aminay ao amin’ i Kristy, sy Staky malalako.
ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ΟὐρβανὸνOurbanonUrbanusG3773N-ASM-P συνεργὸνsunergonfellow workerG4904A-ASM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ΣτάχυνStachunStachysG4720N-ASM-P ἀγαπητόνagapētonbelovedG0027A-ASM μου.¶mouof mine.G3165P-1GS 10 Veloma amin’ i Apela, ilay efa voazaha toetra ao amin’ i Kristy. Veloma amin’ ny ankohonan’ i Aristobolo.
ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ἈπελλῆνApellēnApellesG0559N-ASM-P δόκιμονdokimonapprovedG1384A-ASM Χριστῷ.¶ChristōChrist.G5547N-DSM-T ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P τῶνtōnthe [household]G3588T-GPM Ἀριστοβούλου.¶Aristoboulouof Aristobulus.G0711N-GSM-P 11 Veloma amin’ i Herodiona havako. Veloma amin’ ny ankohonan’ i Narkisa, izay ao amin’ ny Tompo.
ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ἩρῳδίωναHērōdiōnaHerodionG2267N-ASM-P συγγενῆνsungenēnkinsmanG4773A-ASM μου.¶mouof mine.G3165P-1GS ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P τῶνtōnthe [household]G3588T-GPM ΝαρκίσσουNarkissouof NarcissusG3488N-GSM-P ὄνταςontasare beingG1510V-PAP-APM κυρίῳ.¶kuriōLord.G2962GN-DSM-T 12 Veloma amin’ i Tryfena sy Tryfosa, izay mikely aina ao amin’ ny Tompo. Veloma amin’ i Perysa malala, izay nikely aina fatratra ao amin’ ny Tompo.
ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ΤρύφαινανTruphainanTryphenaG5170N-ASF-P ΤρυφῶσανTruphōsanTryphosaG5173N-ASF-P κοπιώσαςkopiōsastoilingG2872V-PAP-APF ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ΠερσίδαPersidaPersisG4069N-ASF-P ἀγαπητήν,agapētēnbeloved,G0027A-ASF ἐκοπίασενekopiasentoiledG2872V-AAI-3S κυρίῳ.¶kuriōLord.G2962GN-DSM-T 13 Veloma amin’ i Rofosy, ilay voafidy ao amin’ ny Tompo, ary amin’ ny reniny sy reniko.
ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ῬοῦφονRhouphonRufusG4504HN-ASM-P ἐκλεκτὸνeklektonchosenG1588A-ASM μητέραmēteramotherG3384N-ASF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐμοῦ.¶emouof me.G1473S-1SGSN 14 Veloma amin’ i Asynkrito, Flegona, Hermesy, Patroba, Herma, mbamin’ ny rahalahy ao aminy.
ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P Ἀσύγκριτον,AsugkritonAsyncritus,G0799N-ASM-P Φλέγοντα,PhlegontaPhlegon,G5393N-ASM-P Ἑρμῆν,HermēnHermesG2060HN-ASM-T Πατροβᾶν,PatrobanPatrobas,G3969N-ASM-P ἙρμᾶνHermanHermasG2057N-ASM-P αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM ἀδελφούς.¶adelphousbrothers.G0080N-APM 15 Veloma amin’ i Filologo sy Jolia, Nerea sy ny anabaviny, sy Olympa ary ny olona masìna rehetra izay ao aminy.
ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ΦιλόλογονPhilologonPhilologusG5378N-ASM-P Ἰουλίαν,IoulianJulia,G2456N-ASF-P ΝηρέαNēreaNereusG3517N-ASM-P ἀδελφὴνadelphēnsisterG0079N-ASF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ὈλυμπᾶνOlumpanOlympasG3652N-ASM-P αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM πάνταςpantasallG3956A-APM ἁγίους.¶hagioussaints.G0040HA-APM 16 Mifanaova veloma amin’ ny fanorohana masìna. Ny fiangonana rehetra an’ i Kristy manao veloma anareo.
ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM φιλήματιphilēmatia kissG5370N-DSN ἀσπάζονταιaspazontaiGreetG0782V-PNI-3P ἐκκλησίαιekklēsiaichurchesG1577N-NPF Χριστοῦ.¶Christouof Christ.G5547N-GSM-T 17 Fa izaho mananatra anareo, ry rahalahy, mba hitandrina ny amin’ izay mahatonga ny fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny fampianarana efa nianaranareo; mialà amin’ ireny olona ireny.
ΠαρακαλῶParakalōI exhortG3870V-PAI-1S ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM σκοπεῖνskopeinto watch out forG4648V-PAN διχοστασίαςdichostasiasdivisionsG1370N-APF σκάνδαλαskandalaobstaclesG4625N-APN παρὰparacontrary toG3844PREP διδαχὴνdidachēnteachingG1322N-ASF ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἐμάθετεemathetehave learnedG3129V-2AAI-2P ποιοῦνταςpoiountascausingG4160GV-PAP-APM ἐκκλίνετεekklinetedo turn awayG1578V-PAM-2P αὐτῶν.autōnthem.G0846P-GPM 18 Fa izy ireny tsy mba manompo an’ i Kristy Tompontsika, fa ny kibony ihany; ary teny malefaka sady tsara lahatra no amitahany ny fon’ ny tsy ary saina.
τοιοῦτοιtoioutoisuchG5108D-NPM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T δουλεύουσινdouleuousinserveG1398V-PAI-3P ἑαυτῶνhe'autōntheir ownG1438F-3GPM κοιλίᾳ,koiliabelly,G2836N-DSF χρηστολογίαςchrēstologiassmooth talkG5542N-GSF εὐλογίαςeulogiasflatteryG2129N-GSF ἐξαπατῶσινexapatōsinthey deceiveG1818V-PAI-3P καρδίαςkardiasheartsG2588N-APF ἀκάκων.akakōnnaive.G0172A-GPM 19 Fa efa niely any amin’ ny olona rehetra ny lazan’ ny fanarahanareo. Ary faly aho noho ny aminareo; satria tiako ho hendry amin’ izay tsara ianareo, ary tsy hiharo amin’ izay ratsy.
ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ὑπακοὴhupakoēobedienceG5218N-NSF πάνταςpantasallG3956A-APM ἀφίκετο·aphiketohas reached;G0864V-2ADI-3S χαίρω.chairōI rejoice.G5463V-PAI-1S θέλωthelōI wishG2309V-PAI-1S σοφοὺςsophouswiseG4680A-APM εἶναιeinaito beG1511V-PAN ἀγαθὸνagathongoodG0018A-ASN ἀκεραίουςakeraiousinnocentG0185A-APM 20 Fa Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an’ i Satana faingana eo ambanin’ ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
εἰρήνηςeirēnēsof peaceG1515N-GSF συντρίψειsuntripseiwill crushG4937V-FAI-3S σατανᾶνsatananSatanG4567N-ASM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP τάχει.tacheispeed.G5034N-DSN χάριςcharisgraceG5485N-NSF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T μεθ᾽meth᾽[be] withG3326PREP ὑμῶν.¶humōnyou.G4771P-2GP 21 Manao veloma anareo Timoty, mpiara-miasa amiko, sy Losio sy Jasona ary Sosipatro havako.
ἈσπάζεταιAspazetaiGreetsG0782V-PNI-3S ΤιμόθεοςTimotheosTimothyG5095N-NSM-P συνεργόςsunergosfellow workerG4904A-NSM ΛούκιοςLoukiosLuciusG3066N-NSM-P ἸάσωνIasōnJasonG2394N-NSM-P ΣωσίπατροςSōsipatrosSosipaterG4989N-NSM-P συγγενεῖςsungeneiskinsmenG4773A-NPM μου.¶mouof mine.G3165P-1GS 22 Izaho, Tertio, izay manoratra ity epistily ity, manao veloma anareo ao amin’ ny Tompo.
ἈσπάζομαιAspazomaiGreetG0782V-PNI-1S ΤέρτιοςTertiosTertiusG5060N-NSM-P γράψαςgrapsashaving written downG1125V-AAP-NSM ἐπιστολὴνepistolēnletterG1992N-ASF κυρίῳ.¶kuriōLord.G2962GN-DSM-T 23 Gaio, ilay itoeranay sy ny fiangonana rehetra, manao veloma anareo. Erasto, mpitahiry ny volam-panjakana ato an-tanàna, sy Koarto rahalahy manao veloma anareo.
ἈσπάζεταιAspazetaiGreetsG0782V-PNI-3S ὅληςholēsof allG3650A-GSF ἐκκλησίας.¶ekklēsiaschurch.G1577N-GSF ἈσπάζεταιAspazetaiGreetsG0782V-PNI-3S ἜραστοςErastosErastusG2037N-NSM-P οἰκονόμοςoikonomosstewardG3623N-NSM πόλεωςpoleōscityG4172N-GSF ΚούαρτοςKouartosQuartusG2890N-NSM-P ἀδελφός.¶adelphosbrother.G0080N-NSM 24 1
χάριςcharisgraceG5485N-NSF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T πάντωνpantōnallG3956A-GPM ὑμῶν.humōnof you.G4771P-2GP ἀμήν.¶amēnAmen.G0281INJ-HEB - Ampio hoe: Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika Amena.
25 Ary ho an’ izay mahay mampahery anareo araka ny filazantsarako sy ny fitoriana an’ i Jesosy Kristy, araka ny fampisehoana ny zava-niafina, izay voàfina hatry ny fony fahagola,
26 fa efa naseho ankehitriny tamin’ izay soratry ny mpaminany, araka ny didin’ Andriamanitra mandrakizay, ka nampahafantarina any amin’ ny firenena rehetra hahatonga fanekena ny finoana,
27 ho an’ Andriamanitra tokana ihany sady hendry anie ny voninahitra amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy mandrakizay mandrakizay. Amena.