Chapter 4
1 Inona ary no holazaintsika ho efa azon’ i Abrahama, razantsika araka ny nofo?
ἐροῦμενeroumenwill we sayG4483V-FAI-1P εὑρηκέναιheurēkenaito have discoveredG2147V-RAN ἈβραὰμAbraamAbrahamG0011N-ASM-P προπάτοραpropatoraancestorG6074N-ASM κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκα;sarka[the] flesh?G4561N-ASF 2 Fa raha asa no nanamarinana an’ i Abrahama, dia misy hireharehany ihany, nefa tsy amin’ Andriamanitra.
ἈβραὰμAbraamAbrahamG0011N-NSM-P ἔργωνergōnworksG2041N-GPN ἐδικαιώθη,edikaiōthēwas justified,G1344V-API-3S ἔχειecheihe hasG2192V-PAI-3S καύχημαkauchēmaground of boastingG2745N-ASN θεόν.theonGod.G2316N-ASM-T 3 Fa ahoana hoy ny Soratra Masìna? Ary Abrahama nino an’ Andriamanitra, ka dia nisaina ho fahamarinany izany1.
γραφὴgraphēScriptureG1124N-NSF λέγει;legeisays?G3004GV-PAI-3S ἐπίστευσενepisteusenBelievedG4100V-AAI-3S ἈβραὰμAbraamAbrahamG0011N-NSM-P θεῷ,theōin God,G2316N-DSM-T ἐλογίσθηelogisthēit was reckonedG3049V-API-3S δικαιοσύνην.dikaiosunēnrighteousness.G1343N-ASF - Gen 15. 6
4 Ary ho an’ izay miasa, dia tsy isaina ho fahasoavana ny karama, fa ho trosa.
τῷtōTo the [one]G3588T-DSM ἐργαζομένῳergazomenōworkingG2038V-PNP-DSM μισθὸςmisthosrewardG3408N-NSM λογίζεταιlogizetaiis reckonedG3049V-PNI-3S κατὰkataaccording toG2596PREP χάρινcharingraceG5485N-ASF κατὰkataaccording toG2596PREP ὀφείλημα·opheilēmadebt;G3783N-ASN 5 Fa ho an’ izay tsy miasa kosa, fa mino Izay manamarina ny ratsy fanahy, dia ny finoany no isaina ho fahamarinana.
τῷtōTo the [one]G3588T-DSM ἐργαζομένῳ,ergazomenōworking,G2038V-PNP-DSM πιστεύοντιpisteuontibelievingG4100V-PAP-DSM τὸνtonthe [One]G3588T-ASM δικαιοῦνταdikaiountajustifyingG1344V-PAP-ASM ἀσεβῆ,asebēungodly,G0765A-ASM λογίζεταιlogizetaiis reckonedG3049V-PNI-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM δικαιοσύνην.dikaiosunēnrighteousness.G1343N-ASF 6 Dia araka izany koa no ilazan’ i Davida fa sambatra ny olona izay isain’ Andriamanitra fahamarinana tsy amin’ ny asa, hoe:
καθάπερkathaperjust asG2509CONJ ΔαυὶδDauidDavidG1138N-NSM-P λέγειlegeideclaresG3004GV-PAI-3S μακαρισμὸνmakarismonblessednessG3108N-ASM ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM λογίζεταιlogizetaicreditsG3049V-PNI-3S δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF χωρὶςchōrisapart fromG5565PREP ἔργων·ergōnworks:G2041N-GPN 7 Sambatra izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
μακάριοιmakarioiBlessed [are]G3107A-NPM ὧνhōnthey of whomG3739R-GPM ἀφέθησανaphethēsanare forgivenG0863HV-API-3P ἀνομίαιanomiailawless deedsG0458N-NPF ἐπεκαλύφθησανepekaluphthēsanare coveredG1943V-API-3P ἁμαρτίαι·hamartiaisins;G0266N-NPF 8 Sambatra izay olona tsy hisain’ i Jehovah heloka1.
μακάριοςmakariosblessed [is]G3107A-NSM λογίσηταιlogisētaimay reckonG3049V-ADS-3S κύριοςkurios[the] LordG2962GN-NSM-T ἁμαρτίαν.¶hamartiansin.G0266N-ASF - Sal 32. 1-2
9 Koa izany fahasambarana izany moa an’ ny voafora ihany va, sa an’ ny tsy voafora koa? fa lazaintsika fa ny finoana no nisaina ho fahamarinan’ i Abrahama.
μακαρισμὸςmakarismosblessingG3108N-NSM οὗτοςhoutosthisG3778D-NSM περιτομὴνperitomēncircumcisionG4061N-ASF ἀκροβυστίαν;akrobustianuncircumcision?G0203N-ASF λέγομενlegomenWe are sayingG3004GV-PAI-1P ἐλογίσθηelogisthēwas creditedG3049V-API-3S ἈβραὰμAbraamto AbrahamG0011N-DSM-P δικαιοσύνην.dikaiosunēnrighteousness.G1343N-ASF 10 Ary ahoana no nanisana izany? Tamin’ izy efa voafora va, sa fony izy tsy mbola voafora? Tsy tamin’ izy efa voafora tsy akory, fa fony izy tsy mbola voafora.
ἐλογίσθη;elogisthēwas it credited?G3049V-API-3S περιτομῇperitomēacircumcisionG4061N-DSF ὄντιontibeingG1510V-PAP-DSM ἀκροβυστίᾳ;akrobustiauncircumcision?G0203N-DSF περιτομῇperitomēacircumcisionG4061N-DSF ἀκροβυστίᾳ·akrobustiauncircumcision;G0203N-DSF 11 Ary ny famorana, izay famantarana, dia noraisiny ho tombo-kasen’ ny fahamarinana amin’ ny finoana izay nananany fony izy tsy mbola voafora, mba ho rain’ ny olona rehetra izay mino izy, na dia ny tsy voafora aza, mba hisaina ho an’ ireny ny fahamarinana,
σημεῖονsēmeion[the] signG4592N-ASN ἔλαβενelabenhe receivedG2983V-2AAI-3S περιτομῆς,peritomēsof circumcision,G4061N-GSF σφραγῖδαsphragidaa sealG4973N-ASF δικαιοσύνηςdikaiosunēsrighteousnessG1343N-GSF πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF τῆςtēsthat [he had]G3588T-GSF ἀκροβυστίᾳ·akrobustiauncircumcision;G0203N-DSF εἶναιeinaito beG1511V-PAN πατέραpaterafatherG3962N-ASM πάντωνpantōnof allG3956A-GPM πιστευόντωνpisteuontōnbelievingG4100V-PAP-GPM ἀκροβυστίας,akrobustiasuncircumcision,G0203N-GSF λογισθῆναιlogisthēnaito be creditedG3049V-APN αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM δικαιοσύνην,dikaiosunēnrighteousness,G1343N-ASF 12 ary ho rain’ ny voafora, dia tsy izay voafora ihany, fa izay mandeha araka ny dian’ ny finoan’ i Abrahama razantsika koa, izay nananany fony izy tsy mbola voafora.
πατέραpaterafatherG3962N-ASM περιτομῆς,peritomēsof circumcisionG4061N-GSF τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM περιτομῆςperitomēscircumcisionG4061N-GSF τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM στοιχοῦσινstoichousinwalkingG4748V-PAP-DPM ἴχνεσινichnesinstepsG2487N-DPN ἀκροβυστίᾳakrobustiauncircumcisionG0203N-DSF πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF πατρὸςpatrosfatherG3962N-GSM Ἀβραάμ.AbraamAbraham.G0011N-GSM-P 13 Fa tsy lalàna, fa fahamarinana amin’ ny finoana, no nahazoan’ i Abrahama sy ny taranany ny teny fikasana ho mpandova izao tontolo izao izy.
νόμουnomou[the] LawG3551N-GSM ἐπαγγελίαepangeliapromiseG1860N-NSF ἈβραὰμAbraamto AbrahamG0011N-DSM-P σπέρματιspermatidescendantsG4690GN-DSN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM κληρονόμονklēronomonheirG2818N-ASM εἶναιeinaibeingG1511V-PAN κόσμουkosmouworldG2889N-GSM δικαιοσύνηςdikaiosunēs[the] righteousnessG1343N-GSF πίστεως.pisteōsof faith.G4102GN-GSF 14 Fa raha izay amin’ ny lalàna no mpandova, dia efa foana ny finoana, ary efa tsinontsinona ny teny fikasana;
νόμουnomou[the] Law [are]G3551N-GSM κληρονόμοι,klēronomoiheirs,G2818N-NPM κεκένωταιkekenōtaihas been made voidG2758V-RPI-3S κατήργηταιkatērgētaihas been nullifiedG2673V-RPI-3S ἐπαγγελία·epangeliapromise;G1860N-NSF 15 fa ny lalàna mahatonga fahatezerana; fa raha tsy misy lalàna, dia tsy misy fandikan-dalàna.
ὀργὴνorgēnwrathG3709N-ASF κατεργάζεται·katergazetaibrings;G2716V-PNI-3S ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S νόμος,nomoslaw,G3551N-NSM οὐδὲoudeneither [is]G3761CONJ-N παράβασις.parabasistransgression.G3847N-NSF 16 Koa finoana no andovana, mba ho araka ny fahasoavana, hahatò ny teny fikasana ho an’ ny taranaka rehetra,― tsy ho an’ izay amin’ ny lalàna ihany, fa ho an’ izay amin’ ny finoan’ i Abrahama koa, dia ilay razantsika rehetra ―
τοῦτοtoutoit [is]G3778D-ASN πίστεως,pisteōsfaith,G4102GN-GSF ἵναinathat [it may be]G2443CONJ κατὰkataaccording toG2596PREP χάριν,charingrace,G5485N-ASF εἶναιeinaito beG1511V-PAN βεβαίανbebaiansureG0949A-ASF ἐπαγγελίανepangelianpromiseG1860N-ASF παντὶpantito allG3956A-DSN σπέρματι,spermatiseed,G4690GN-DSN πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF Ἀβραάμ,Abraamof Abraham,G0011N-GSM-P ἐστινestinisG1510V-PAI-3S πατὴρpatēr[the] fatherG3962N-NSM πάντωνpantōnof allG3956A-GPM ἡμῶνhēmōnof us —G3165P-1GP 17 araka ny voasoratra hoe: Nataoko ho rain’ ny firenena maro ianao1 ― teo anatrehan’ izay ninoany, dia Andriamanitra Izay mamelona ny maty sy miantso ny tsy misy toy ny misy.
καθὼςkathōseven asG2531CONJ γέγραπταιgegraptaiit has been writtenG1125V-RPI-3S πατέραpateraA fatherG3962N-ASM πολλῶνpollōnof manyG4183A-GPN ἐθνῶνethnōnnationsG1484N-GPN τέθεικάtetheikaI have madeG5087V-RAI-1S κατέναντιkatenantibeforeG2713PREP ἐπίστευσενepisteusenhe believedG4100V-AAI-3S θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T ζῳοποιοῦντοςzōopoiountosis giving lifeG2227V-PAP-GSM νεκροὺςnekrousdeadG3498A-APM καλοῦντοςkalountoscallingG2564GV-PAP-GSM τὰtathe [things]G3588T-APN ὄνταonta[into] beingG1510V-PAP-APN ὄντα·ontaexisting;G1510V-PAP-APN - Gen 17. 5
18 Ary na dia efa tsy nisy fanantenana aza, dia nanantena ihany izy ka nino, mba ho rain’ ny firenena maro; araka ny voalaza hoe: Ho tahaka izany ny taranakao1.
ἐλπίδαelpidahopeG1680N-ASF ἐλπίδιelpidihopeG1680N-DSF ἐπίστευσενepisteusenbelievedG4100V-AAI-3S γενέσθαιgenesthaito becomeG1096V-2ADN πατέραpatera[the] fatherG3962N-ASM πολλῶνpollōnof manyG4183A-GPN ἐθνῶνethnōnnationsG1484N-GPN κατὰkataaccording toG2596PREP εἰρημένον·eirēmenonspoken;G2046V-RPP-ASN ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S σπέρμαspermaoffspringG4690GN-NSN - Gen 15. 5
19 Ary satria tsy mba nalemy finoana izy, dia nihevitra ny tenany izay efa hoatra ny maty (fa efa tokony ho zato taona izy) sy ny fahafatesan’ ny kibon’ i Saraha,
ἀσθενήσαςasthenēsashaving become weakG0770GV-AAP-NSM κατενόησενkatenoēsenhe consideredG2657V-AAI-3S ἑαυτοῦhe'autouhis ownG1438F-3GSM νενεκρωμένον,nenekrōmenonexpired,G3499V-RPP-ASN ἑκατονταετήςhekatontaetēsa hundred years oldG1541A-NSM ὑπάρχων,huparchōnbeing,G5225V-PAP-NSM νέκρωσινnekrōsinlifelessnessG3500N-ASF μήτραςmētraswombG3388N-GSF Σάρρας,Sarrasof Sarah,G4564N-GSF-P 20 ary tsy niahanahana ny amin’ ny teny fikasan’ Andriamanitra tamin’ ny tsi-finoana izy, fa nampaherezin’ ny finoana ka nanome voninahitra an’ Andriamanitra
ἐπαγγελίανepangelianpromiseG1860N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T διεκρίθηdiekrithēhe did waverG1252V-API-3S ἀπιστίᾳ,apistiathrough unbelief,G0570N-DSF ἐνεδυναμώθηenedunamōthēwas strengthenedG1743V-API-3S πίστει,pisteiin faith,G4102GN-DSF δοὺςdoushaving givenG1325V-2AAP-NSM δόξανdoxangloryG1391N-ASF θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T 21 ary natoky indrindra fa izay nolazainy dia hainy hatao koa.
πληροφορηθεὶςplērophorētheishaving been fully assuredG4135V-APP-NSM ἐπήγγελταιepēngeltaiHe has promisedG1861V-RNI-3S δυνατόςdunatosableG1415A-NSM ἐστινestinHe isG1510V-PAI-3S ποιῆσαι·poiēsaito do;G4160GV-AAN 22 Dia nisaina ho fahamarinany izany.
ἐλογίσθηelogisthēit was creditedG3049V-API-3S δικαιοσύνην.¶dikaiosunēnrighteousness.G1343N-ASF 23 Nefa tsy ho azy ihany no nanoratana fa nisaina ho azy izany,
ἐγράφηegraphēit was writtenG1125V-2API-3S δι᾽di᾽on account ofG1223PREP μόνονmononaloneG3441A-ASM ἐλογίσθηelogisthēit was creditedG3049V-API-3S αὐτῷ,autōto him,G0846P-DSM 24 fa ho antsika izay hanisana izany koa, dia isika izay mino Ilay nanangana an’ i Jesosy Tompontsika tamin’ ny maty,
δι᾽di᾽on account ofG1223PREP μέλλειmelleiit is aboutG3195V-PAI-3S λογίζεσθαι,logizesthaito be credited,G3049V-PPN τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM πιστεύουσινpisteuousinbelievingG4100V-PAP-DPM τὸνtonthe [One]G3588T-ASM ἐγείρανταegeirantahaving raisedG1453V-AAP-ASM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P νεκρῶν,nekrōn[the] dead,G3498A-GPM 25 Izay natolotra noho ny fahadisoantsika ka natsangana indray ho fanamarinana antsika.
παρεδόθηparedothēwas delivered overG3860V-API-3S παραπτώματαparaptōmatatrespassesG3900N-APN ἠγέρθηēgerthēwas raisedG1453V-API-3S δικαίωσινdikaiōsinjustificationG1347N-ASF ἡμῶν.¶hēmōnof us.G3165P-1GP