Chapter 3
1 Koa inona ary no tombony ananan’ ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin’ ny famorana?
περισσὸνperissonsuperiorityG4053A-NSN Ἰουδαίου,IoudaiouJew?G2453N-GSM-PG τίςtiswhat [is]G5101I-NSF ὠφέλειαōpheleiabenefitG5622N-NSF περιτομῆς;peritomēscircumcision?G4061N-GSF 2 Be ihany amin’ ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolorana ny tenin’ Andriamanitra ho adidiny.
πάνταpantaeveryG3956A-ASM τρόπον·troponway;G5158N-ASM πρῶτονprōtonChieflyG4413IA-ASN ἐπιστεύθησανepisteuthēsanthey were entrusted withG4100V-API-3P λόγιαlogiaoraclesG3051N-APN θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 3 Fa ahoana kosa ary? Raha tsy nino ny sasany, moa ny tsi-finoanay va hahafoana ny fahamarinan’ Andriamanitra?
ἠπίστησάνēpistēsandisbelievedG0569V-AAI-3P τινες;tinessome?G5100X-NPM ἀπιστίαapistiaunbeliefG0570N-NSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM πίστινpistinfaithfulnessG4102HN-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T καταργήσει;katargēseiwill nullify?G2673V-FAI-3S 4 Sanatria izany! Aoka Andriamanitra no ho marina, fa ny olona rehetra kosa ho mpandainga; araka ny voasoratra hoe: Mba hohamarinina amin’ ny teninao Hianao, Ary hahery, rehefa manana ady12.
γένοιτο.¶genoitowould it be!G1096V-2ADO-3S ΓινέσθωGinesthōshould it beG1096V-PNM-3S ἀληθής,alēthēstrue,G0227A-NSM ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM ψεύστηςpseustēsa liarG5583N-NSM καθὼςkathōseven asG2531CONJ γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S δικαιωθῇςdikaiōthēasYou may be justifiedG1344V-APS-2S λόγοιςlogoiswordsG3056N-DPM νικήσειςnikēseiswill prevailG3528V-FAI-2S κρίνεσθαίkrinesthaijudgingG2919V-PPN - Na: tsaraina.
- Sal 51. 4
5 Fa raha ny tsi-fahamarinantsika no mampiseho ny fahamarinan’ Andriamanitra, ahoana ary no holazaintsika? Tsy marina angaha Andriamanitra Izay mandatsaka ny fahatezerany! ― miteny araka ny fanaon’ ny olona aho ―
ἀδικίαadikiaunrighteousnessG0093N-NSF θεοῦtheouGod’sG2316N-GSM-T δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF συνίστησιν,sunistēsinshows,G4921V-PAI-3S ἐροῦμεν;eroumenwill we say?G4483V-FAI-1P ἄδικοςadikos[is] unrighteousG0094A-NSM ἐπιφέρωνepipherōnis inflictingG2018V-PAP-NSM ὀργήν;orgēnwrath?G3709N-ASF κατὰkataAccording toG2596PREP ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM λέγω·legōI speak;G3004GV-PAI-1S 6 Sanatria izany! Fa raha izany, hataon’ Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao?
γένοιτο·genoitowould it be!G1096V-2ADO-3S ἐπεὶepeiOtherwiseG1893CONJ κρινεῖkrineiwill judgeG2919V-FAI-3S κόσμον;kosmonworld?G2889N-ASM 7 Fa raha ny fahamarinan’ Andriamanitra kosa no nitombo tamin’ ny laingako ho voninahiny, nahoana aho no mbola tsaraina ho mpanota indray?
ἀλήθειαalētheiatruthG0225N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ψεύσματιpseusmatilieG5582N-DSN ἐπερίσσευσενeperisseusenaboundedG4052V-AAI-3S δόξανdoxangloryG1391N-ASF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM κἀγὼkagōalso I myselfG1473P-1NS + G2532 ἁμαρτωλὸςhamartōlosa sinnerG0268A-NSM κρίνομαι;krinomaiam judged?G2919V-PPI-1S 8 Ary nahoana no tsy hanao ratsy hihavian’ ny soa isika,― araka ny anendrikendrehana anay sy ny filazan’ ny sasany anay. Marina ny fanamelohana ireny.
καθὼςkathōseven asG2531CONJ βλασφημούμεθαblasphēmoumethawe are denigratedG0987V-PPI-1P καθώςkathōseven asG2531CONJ φασίνphasinaffirmG5346V-PAI-3P τινεςtinessome [that]G5100X-NPM ποιήσωμενpoiēsōmenLet us doG4160GV-AAS-1P τὰtathe [things]G3588T-APN ἔλθῃelthēmay comeG2064V-2AAS-3S ἀγαθά;agathagood things?G0018A-NPN κρίμαkrimacondemnationG2917N-NSN ἔνδικόνendikonjustG1738A-NSN ἐστιν.¶estinis.G1510V-PAI-3S 9 Ahoana ary? Manan-kavaly1 va isika? Tsia tsy akory; fa efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa2;
προεχόμεθα;proechomethaAre we better?G4284V-PNI-1P πάντως·pantōsat all;G3843ADV προῃτιασάμεθαproētiasamethaWe have already chargedG4256V-ADI-1P ἸουδαίουςIoudaiousJewsG2453N-APM-PG ἝλληναςHellēnasGreeksG1672N-APM-LG πάνταςpantasallG3956A-APM ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF εἶναιeinaito beG1511V-PAN - Na: Latsaka noho ireny va isika?
- Gr. Grika.
10 araka ny voasoratra hoe: Tsy misy marina na dia iray akory aza;
καθὼςkathōsEven asG2531CONJ γέγραπταιgegraptaiit has been writtenG1125V-RPI-3S ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S δίκαιοςdikaiosrighteousG1342A-NSM οὐδὲoudenot evenG3761CONJ-N 11 Tsy misy izay mahafantatra, Tsy misy izay mitady an’ Andriamanitra.
ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S συνίων,suniōnis understanding,G4920V-PAP-NSM ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S ἐκζητῶνekzētōnis seeking afterG1567V-PAP-NSM θεόν·theonGod;G2316N-ASM-T 12 Samy nania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray akory aza1.
πάντεςpantesAllG3956A-NPM ἐξέκλιναν,exeklinanturned away,G1578V-AAI-3P ἠχρεώθησαν·ēchreōthēsanthey became worthless;G0889V-API-3P ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S ποιῶνpoiōnis practicingG4160GV-PAP-NSM χρηστότητα,chrēstotētagood,G5544N-ASF ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S ἕωςhe'ōsso much asG2193PREP - Sal 14. 1-3
13 Fasana misokatra ny tendany; Ny lelany no anaovany fitaka1; Ny poizin’ ny menarana no ao ambanin’ ny molony2;
τάφοςtaphosA graveG5028N-NSM ἀνεῳγμένοςaneōgmenosopenedG0455V-2RPP-NSM λάρυγξlarugxthroatG2995N-NSM αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM ταῖςtaiswith theG3588T-DPF γλώσσαιςglōssaistonguesG1100N-DPF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐδολιοῦσαν·edoliousanthey were practicing deceit;G1387V-IAI-3P ἰὸςios[the] venomG2447N-NSM ἀσπίδωνaspidōnof vipersG0785N-GPF χείληcheilēlipsG5491N-APN αὐτῶν·autōnof them;G0846P-GPM - Sal 5. 9
- Sal 140. 3
14 Feno ozona sy fangidiana ny vavany1;
στόμαstomamouthG4750N-NSN ἀρᾶςarasof cursingG0685N-GSF πικρίαςpikriasof bitternessG4088N-GSF γέμει.gemeiis full.G1073V-PAI-3S - Sal 10. 7
15 Ny tongony mimaona handatsa-drà;
ὀξεῖςoxeisswift [are]G3691A-NPM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐκχέαιekcheaito shedG1632V-AAN 16 Fandravana sy fandringanana no eo amin’ ny alehany;
σύντριμμαsuntrimmaruinG4938N-NSN ταλαιπωρίαtalaipōriamiseryG5004N-NSF ὁδοῖςhodoispathsG3598N-DPF αὐτῶν·autōnof them;G0846P-GPM 17 Ary ny lalan’ ny fiadanana dia tsy fantany1;
ὁδὸνhodon[the] wayG3598N-ASF εἰρήνηςeirēnēsof peaceG1515N-GSF ἔγνωσαν.egnōsanthey have known.G1097V-2AAI-3P - Isa 59. 7-8
18 Tsy misy fahatahorana an’ Andriamanitra eo anoloan’ ny masony1.
ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S φόβοςphobosfearG5401N-NSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἀπέναντιapenantibeforeG0561PREP ὀφθαλμῶνophthalmōneyesG3788N-GPM αὐτῶν.¶autōnof them.G0846P-GPM - Sal 36. 1
19 Ary fantatsika fa izay zavatra lazain’ ny lalàna dia lazainy amin’ izay manana ny lalàna, mba ho voatampina avokoa ny vava rehetra, ka hiharan’ ny fitsaran’ Andriamanitra izao tontolo izao,
οἴδαμενoidamenWe knowG6063V-RAI-1P ὅσαhosaas much asG3745K-APN τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM λαλεῖ,laleiit speaks,G2980V-PAI-3S στόμαstomamouthG4750N-NSN φραγῇ,phragēamay be stopped,G5420V-2APS-3S ὑπόδικοςhupodikosunder judgmentG5267A-NSM γένηταιgenētaimay beG1096V-2ADS-3S κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM θεῷ.theōto God.G2316N-DSM-T 20 satria tsy misy nofo hohamarinina amin’ ny asan’ ny lalàna eo anatrehany; fa ny lalàna no ahazoana ny fahalalana marina ny amin’ ny ota.
διότιdiotiThereforeG1360CONJ ἔργωνergōnworksG2041N-GPN νόμουnomouof [the] LawG3551N-GSM δικαιωθήσεταιdikaiōthēsetaiwill be justifiedG1344V-FPI-3S ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP αὐτοῦ·autouHim;G0846P-GSM νόμουnomou[the] LawG3551N-GSM ἐπίγνωσιςepignōsis[is] knowledgeG1922N-NSF ἁμαρτίας.hamartiasof sin.G0266N-GSF Ny fanamarinan’ Andriamanitra maimaimpoana ny mino an’ i Kristy
21 Fa ankehitriny dia efa naharihary ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra, tsy amin’ ny lalàna anefa, fa ambaran’ ny lalàna sy ny mpaminany,
χωρὶςchōrisapart fromG5565PREP δικαιοσύνηdikaiosunē[the] righteousnessG1343N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T πεφανέρωταιpephanerōtaihas been revealedG5319V-RPI-3S μαρτυρουμένηmarturoumenēbeing borne witness toG3140V-PPP-NSF προφητῶν,prophētōnProphets,G4396N-GPM 22 dia ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra amin’ ny finoana an’ i Jesosy Kristy1 ho an’ izay rehetra mino; fa tsy misy hafa,
δικαιοσύνηdikaiosunē[the] righteousnessG1343N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ἸησοῦIēsoufrom JesusG2424GN-GSM-P ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T πάνταςpantasallG3956A-APM πάνταςpantasallG3956A-APM πιστεύοντας·pisteuontasbelieving;G4100V-PAP-APM ἐστινestinthere isG1510V-PAI-3S διαστολή.diastolēdistinction.G1293N-NSF - Ampio hoe: (ho an’ ny olona rehetra sy)
23 fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin’ Andriamanitra,
πάντεςpantesAllG3956A-NPM ἥμαρτονhēmartonhave sinnedG0264V-2AAI-3P ὑστεροῦνταιhusterountaithey fall shortG5302V-PPI-3P δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T 24 nefa hamarinina maimaimpoana amin’ ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin’ i Kristy Jesosy,
δικαιούμενοιdikaioumenoibeing justifiedG1344V-PPP-NPM δωρεὰνdōreanfreelyG1432ADV αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM χάριτιcharitigraceG5485N-DSF ἀπολυτρώσεωςapolutrōseōsredemptionG0629N-GSF ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ,IēsouJesus,G2424GN-DSM-P 25 Izay nasehon’ Andriamanitra tamin’ ny ràny ho fanavotana1 amin’ ny finoana, hanehoana ny fahamarinany amin’ ny tsy namalian’ Andriamanitra ny fahotana lasa tamin’ ny nandeferany,
προέθετοproethetoset forth asG4388V-2AMI-3S ἱλαστήριονhilastēriona propitiationG2435N-ASN πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ἔνδειξινendeixina showing forthG1732N-ASF δικαιοσύνηςdikaiosunēsrighteousnessG1343N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM διὰdiabecause ofG1223PREP πάρεσινparesinforbearanceG3929N-ASF προγεγονότωνprogegonotōnhaving taken place beforehandG4266V-2RAP-GPN ἁμαρτημάτωνhamartēmatōnsins —G0265N-GPN - Na: fanatitra fampiononam-pahatezerana.
26 mba hanehoana ny fahamarinany ankehitriny, mba ho marina Izy sady hanamarina izay manana finoana an’ i Jesosy.
ἔνδειξινendeixinshowing forthG1732N-ASF δικαιοσύνηςdikaiosunēsrighteousnessG1343N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM εἶναιeinaito beG1511V-PAN δίκαιονdikaionjustG1342A-ASM δικαιοῦνταdikaiountajustifyingG1344V-PAP-ASM τὸνtonthe [one]G3588T-ASM πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF Ἰησοῦ.¶Iēsouof Jesus.G2424GN-GSM-P 27 Aiza ary ny fireharehana? Efa foana izany. Amin’ ny lalàna manao ahoana? amin’ ny lalàn’ ny asa va? Tsia; fa amin’ ny lalàn’ ny finoana.
καύχησις;kauchēsisboasting?G2746N-NSF ἐξεκλείσθη.exekleisthēIt has been excluded.G1576V-API-3S νόμου;nomouprinciple?G3551N-GSM ἔργων;ergōnof works?G2041N-GPN νόμουnomou[the] principleG3551N-GSM πίστεως.pisteōsof faith.G4102GN-GSF 28 Koa amin’ izany dia ataontsika fa finoana no anamarinana ny olona, fa tsy ny asan’ ny lalàna.
λογιζόμεθαlogizomethaWe reckonG3049V-PNI-1P δικαιοῦσθαιdikaiousthaito be justifiedG1344V-PPN πίστειpisteiby faithG4102GN-DSF ἄνθρωπονanthrōpona manG0444N-ASM χωρὶςchōrisapart fromG5565PREP ἔργωνergōnworksG2041N-GPN νόμου.nomouof the Law.G3551N-GSM 29 Andriamanitry ny Jiosy ihany va Izy? fa tsy mba an’ ny jentilisa koa? Eny, an’ ny jentilisa koa;
ἸουδαίωνIoudaiōnof JewsG2453N-GPM-PG μόνον,monononly,G3441A-ASN οὐχὶouchisurely [is]G3780PRT-N ἐθνῶν;ethnōnof Gentiles?G1484N-GPN ἐθνῶν,ethnōnof Gentiles,G1484N-GPN 30 fa iray ihany Andriamanitra, Izay hanamarina ny voafora noho ny finoana, ary ny tsy voafora amin’ ny finoana.
εἴπερeiperif indeedG1487GCOND + G4007 θεὸςtheosGod [is]G2316N-NSM-T δικαιώσειdikaiōseiwill justifyG1344V-FAI-3S περιτομὴνperitomēn[the] circumcisionG4061N-ASF πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ἀκροβυστίανakrobustian[the] uncircumcisionG0203N-ASF τῆςtēsthe [same]G3588T-GSF πίστεως.pisteōsfaith.G4102GN-GSF 31 Koa mahafoana ny lalàna amin’ ny finoana va isika? Sanatria izany! fa mampiorina tsara ny lalàna isika.
καταργοῦμενkatargoumendo we nullifyG2673V-PAI-1P πίστεως;pisteōsfaith?G4102GN-GSF γένοιτο,genoitowould it be!G1096V-2ADO-3S ἱστάνομεν.¶histanomenwe uphold.G2476V-PAI-1P