Chapter 6
Ny fahafahan’ ny maro an’ i Kristy amin’ ny herin’ ny ota, ary ny fanamasinana azy
1 Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin’ ny ota ihany va isika hitomboan’ ny fahasoavana?
ἐροῦμεν;eroumenwill we say?G4483V-FAI-1P ἐπιμένωμενepimenōmenShall we continueG1961V-PAS-1P ἁμαρτίᾳhamartiain sinG0266N-DSF χάριςcharisgraceG5485N-NSF πλεονάσῃ;pleonasēmay abound?G4121V-AAS-3S 2 Sanatria izany! Hataontsika izay efa maty ny amin’ ny ota ahoana no ho velona aminy ihany?
γένοιτο.genoitowould it be!G1096V-2ADO-3S οἵτινεςoitinesWhoG3748R-NPM ἀπεθάνομενapethanomenwe diedG0599V-2AAI-1P ἁμαρτίᾳ,hamartiato sin,G0266N-DSF ζήσομενzēsomenwill we liveG2198V-FAI-1P 3 Tsy fantatrareo va fa na iza na iza isika no efa natao batisa ho amin’ i Kristy Jesosy dia natao batisa ho amin’ ny fahafatesany?
ἀγνοεῖτεagnoeiteare you unawareG0050V-PAI-2P ὅσοιhosoias many asG3745K-NPM ἐβαπτίσθημενebaptisthēmenwere baptizedG0907V-API-1P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T Ἰησοῦν,IēsounJesus,G2424GN-ASM-P θάνατονthanatondeathG2288N-ASM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἐβαπτίσθημεν;ebaptisthēmenwere baptized?G0907V-API-1P 4 Koa niara-nalevina taminy tamin’ ny batisa ho amin’ ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an’ i Kristy tamin’ ny maty tamin’ ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin’ ny fiainam-baovao.
συνετάφημενsunetaphēmenWe were buriedG4916V-2API-1P αὐτῷautōwith HimG0846P-DSM βαπτίσματοςbaptismatosbaptismG0908N-GSN θάνατον,thanatondeath,G2288N-ASM ὥσπερhōsperjust asG5618CONJ ἠγέρθηēgerthēwas raised upG1453V-API-3S ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF πατρός,patrosFather,G3962N-GSM-T ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP καινότητιkainotētinewnessG2538N-DSF ζωῆςzōēsof lifeG2222N-GSF περιπατήσωμεν.peripatēsōmenmay walk.G4043V-AAS-1P 5 Fa raha nampiraisina1 taminy tamin’ ny endriky ny fahafatesany isika, dia ho tahaka izany koa amin’ ny fitsanganany;
σύμφυτοιsumphutoiunitedG4854A-NPM γεγόναμενgegonamenwe have becomeG1096V-2RAI-1P ὁμοιώματιhomoiōmatilikenessG3667N-DSN θανάτουthanatoudeathG2288N-GSM αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM ἀλλὰallacertainlyG0235CONJ ἀναστάσεωςanastaseōsresurrectionG0386N-GSF ἐσόμεθα·esomethawe will be;G1510V-FDI-1P - Na: niara-nambolena.
6 fa fantatsika fa ny toetsika taloha dia niaraka nohomboana taminy hanimbana ny tenan’ ny ota, mba tsy hanompoantsika ny ota intsony.
γινώσκοντεςginōskontesknowingG1097V-PAP-NPM παλαιὸςpalaiosoldG3820A-NSM ἄνθρωποςanthrōposselfG0444N-NSM συνεσταυρώθη,sunestaurōthēwas crucified with [Him],G4957V-API-3S καταργηθῇkatargēthēamay be annulledG2673V-APS-3S ἁμαρτίαςhamartiasof sinG0266N-GSF μηκέτιmēketino longerG3371ADV-N δουλεύεινdouleueinbeing enslavedG1398V-PAN ἁμαρτίᾳ.hamartiato sin.G0266N-DSF 7 Fa izay efa maty dia afaka amin’ ny ota.
ἀποθανὼνapothanōnhaving diedG0599V-2AAP-NSM δεδικαίωταιdedikaiōtaihe has been freedG1344V-RPI-3S ἁμαρτίας.hamartiassin.G0266N-GSF 8 Ary raha niara-maty tamin’ i Kristy isika, dia mino fa hiara-belona aminy koa isika;
ἀπεθάνομενapethanomenwe diedG0599V-2AAI-1P Χριστῷ,ChristōChrist,G5547N-DSM-T πιστεύομενpisteuomenwe believeG4100V-PAI-1P συζήσομενsuzēsomenwe will live withG4800V-FAI-1P 9 ary fantatsika fa rehefa nitsangana tamin’ ny maty Kristy, dia tsy maty intsony Izy; tsy manan-kery aminy intsony ny fahafatesana.
εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἐγερθεὶςegertheishaving been raised upG1453V-APP-NSM νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 ἀποθνῄσκει·apothnēskeidies;G0599V-PAI-3S θάνατοςthanatosDeathG2288N-NSM αὐτοῦautouover HimG0846P-GSM οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 κυριεύει.kurieueirules.G2961V-PAI-3S 10 Fa ny amin’ ny nahafatesany, dia maty ny amin’ ny ota indray mandeha Izy; fa ny amin’ ny ahavelomany kosa, dia velona ho an’ Andriamanitra Izy.
ἀπέθανεν,apethanenHe died,G0599V-2AAI-3S ἁμαρτίᾳhamartiato sinG0266N-DSF ἀπέθανενapethanenHe diedG0599V-2AAI-3S ἐφάπαξ·ephapaxonce for all;G2178ADV ζῇ,zēaHe lives,G2198V-PAI-3S ζῇzēaHe livesG2198V-PAI-3S θεῷ.theōto God.G2316N-DSM-T 11 Ary aoka ho tahaka izany koa ianareo, ka ny tenanareo dia ataovy ho efa maty ny amin’ ny ota, fa velona ho an’ Andriamanitra ao amin’ i Kristy Jesosy.
ὑμεῖςhumeis<you yourselves>G4771P-2NP λογίζεσθεlogizesthedo considerG3049V-PNM-2P ἑαυτοὺςhe'autousyourselvesG1438F-2APM εἶναιeinaito beG1511V-PAN νεκροὺςnekrousdeadG3498A-APM ἁμαρτίᾳhamartiato sinG0266N-DSF ζῶνταςzōntaslivingG2198V-PAP-APM θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἡμῶν.¶hēmōnof us.G3165P-1GP 12 Koa aza avela ny ota hanjaka amin’ ny tenanareo mety maty hanarahanareo ny filany;
βασιλευέτωbasileuetōshould reignG0936V-PAM-3S ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF θνητῷthnētōmortalG2349A-DSN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP σώματιsōmatibodyG4983N-DSN ὑπακούεινhupakoueinto obeyG5219V-PAN ἐπιθυμίαιςepithumiaisdesiresG1939N-DPF αὐτοῦ,autouof it,G0846P-GSN 13 ary aza manolotra ny momba ny tenanareo ho amin’ ny ota ho fiadian’1 ny tsi-fahamarinana; fa atolory ny tenanareo ho an’ Andriamanitra, toy ny efa maty nefa velona, ary ny momba ny tenanareo ho fiadian’2 ny fahamarinana ho an’ Andriamanitra.
μηδὲmēdeNeitherG3366CONJ-N παριστάνετεparistanetedo yieldG3936V-PAM-2P μέληmelēmembersG3196N-APN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ὅπλαhopla[as] instrumentsG3696N-APN ἀδικίαςadikiasof unrighteousnessG0093N-GSF ἁμαρτίᾳ,hamartiato sin,G0266N-DSF παραστήσατεparastēsatedo yieldG3936V-2AAM-2P ἑαυτοὺςhe'autousyourselvesG1438F-2APM θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM ζῶνταςzōntaslivingG2198V-PAP-APM μέληmelēmembersG3196N-APN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ὅπλαhopla[as] instrumentsG3696N-APN δικαιοσύνηςdikaiosunēsof righteousnessG1343N-GSF θεῷ.theōto God.G2316N-DSM-T - Na: fiasan’
- Na: fiasan’
14 Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin’ ny lalàna ianareo, fa ambanin’ ny fahasoavana.
ἁμαρτίαhamartiaSinG0266N-NSF κυριεύσει·kurieuseiwill rule over;G2961V-FAI-3S ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P χάριν.¶charingrace.G5485N-ASF 15 Ahoana ary? hanota va isika, saingy tsy ambanin’ ny lalàna, fa ambanin’ ny fahasoavana? Sanatria izany!
ἁμαρτήσωμεν,hamartēsōmenShall we sinG0264V-AAS-1P ἐσμὲνesmenwe areG1510V-PAI-1P χάριν;charingrace?G5485N-ASF γένοιτο.genoitowould it be!G1096V-2ADO-3S 16 Tsy fantatrareo va fa raha manolo-tena ho mpanompo ianareo na ho an’ iza na ho an’ iza, dia mpanompon’ izay arahinareo ianareo, na ny ota ho amin’ ny fahafatesana, na ny fanarahana ho amin’ ny fahamarinana?
οἴδατεoidateknow youG6063V-RAI-2P παριστάνετεparistaneteyou yieldG3936V-PAI-2P ἑαυτοὺςhe'autousyourselvesG1438F-2APM δούλουςdoulous[as] slavesG1401N-APM ὑπακοήν,hupakoēnobedience,G5218N-ASF δοῦλοίdouloislavesG1401N-NPM ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P ὑπακούετε,hupakoueteyou obey,G5219V-PAI-2P ἁμαρτίαςhamartiasof sinG0266N-GSF θάνατονthanatondeathG2288N-ASM ὑπακοῆςhupakoēsof obedienceG5218N-GSF δικαιοσύνην;dikaiosunēnrighteousness?G1343N-ASF 17 Ary isaorana anie Andriamanitra, fa na dia efa mpanompon’ ny ota aza ianareo, ny fonareo dia efa nanaraka ny fomban’ ny fampianarana izay nanolorana anareo;
χάριςcharisThanks [be]G5485N-NSF θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T ἦτεēteyou wereG1510V-IAI-2P δοῦλοιdouloislavesG1401N-NPM ἁμαρτίας,hamartiasof sin,G0266N-GSF ὑπηκούσατεhupēkousateyou have become obedientG5219V-AAI-2P καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF παρεδόθητεparedothēteyou were handed overG3860V-API-2P τύπονtuponto the formG5179N-ASM διδαχῆς.¶didachēsof teaching.G1322N-GSF 18 ary rehefa natao afaka tamin’ ny ota ianareo, dia tonga mpanompon’ ny fahamarinana.
ἘλευθερωθέντεςEleutherōthentesHaving been set freeG1659V-APP-NPM ἁμαρτίαςhamartiassinG0266N-GSF ἐδουλώθητεedoulōthēteyou have become slavesG1402V-API-2P δικαιοσύνῃ.¶dikaiosunēto righteousness.G1343N-DSF 19 Miteny araka ny fanaon’ ny olona aho noho ny fahalemen’ ny nofonareo; fa tahaka ny nanoloranareo ny momba ny tenanareo ho mpanompon’ ny fahalotoana sy ny tsi-fanarahan-dalàna hahatanteraka ny tsi-fanarahan-dalàna, dia mba atolory ankehitriny toy izany koa ny momba ny tenanareo ho mpanompon’ ny fahamarinana hahatanteraka ny fahamasinana.
ἈνθρώπινονAnthrōpinonIn human termsG0442A-ASN διὰdiaon account ofG1223PREP ἀσθένειανastheneianweaknessG0769GN-ASF σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF ὑμῶν.humōnof you.G4771P-2GP ὥσπερhōsperFor asG5618CONJ παρεστήσατεparestēsateyou yieldedG3936V-AAI-2P μέληmelēmembersG3196N-APN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP δοῦλαdoula[as] slavesG1401N-APN ἀκαθαρσίᾳakatharsiato impurityG0167N-DSF ἀνομίᾳanomiato lawlessnessG0458N-DSF ἀνομίαν,anomianlawlessness,G0458N-ASF παραστήσατεparastēsatedo yieldG3936V-2AAM-2P μέληmelēmembersG3196N-APN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP δοῦλαdoula[as] slavesG1401N-APN δικαιοσύνῃdikaiosunēto righteousnessG1343N-DSF ἁγιασμόν.hagiasmonsanctification.G0038N-ASM 20 Fa fony mpanompon’ ny ota ianareo, dia afaka tamin’ ny fahamarinana.
δοῦλοιdouloislavesG1401N-NPM ἦτεēteyou wereG1510V-IAI-2P ἁμαρτίας,hamartiasof sin,G0266N-GSF ἐλεύθεροιeleutheroifreeG1658A-NPM ἦτεēteyou wereG1510V-IAI-2P δικαιοσύνῃ.dikaiosunēfrom righteousness.G1343N-DSF 21 Inona ary no vokatra azonareo fahiny tamin’ izay zavatra mahamenatra anareo ankehitriny? fa fahafatesana no hiafaran’ izany zavatra izany.
καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM εἴχετεeichetehad youG2192V-IAI-2P ἐφ᾽eph᾽in the [things]G1909PREP οἷςhoisof whichG3739R-DPN ἐπαισχύνεσθε;epaischunestheyou are ashamed?G1870V-PNI-2P ἐκείνωνekeinōnof those thingsG1565D-GPM θάνατος.thanatos[is] death.G2288N-NSM 22 Fa ankehitriny, rehefa natao afaka tamin’ ny ota ianareo ka efa tonga mpanompon’ Andriamanitra, dia manana ny vokatrareo ho amin’ ny fahamasinana, ary ny farany dia fiainana mandrakizay.
ἐλευθερωθέντεςeleutherōthenteshaving been set freeG1659V-APP-NPM ἁμαρτίαςhamartiassinG0266N-GSF δουλωθέντεςdoulōthenteshaving become slavesG1402V-APP-NPM θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἁγιασμόν,hagiasmonsanctification,G0038N-ASM τέλοςtelosthe endG5056N-ASN ζωὴνzōēn[is] lifeG2222N-ASF αἰώνιον.aiōnioneternal.G0166A-ASF 23 Fa fahafatesana no tambin’ ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin’ Andriamanitra ao amin’ i Kristy Jesosy Tompontsika.
ὀψώνιαopsōniawagesG3800N-NPN ἁμαρτίαςhamartiasof sinG0266N-GSF θάνατος,thanatos[is] death,G2288N-NSM χάρισμαcharismathe giftG5486N-NSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T αἰώνιοςaiōnioseternalG0166A-NSF ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἡμῶν.¶hēmōnof us.G3165P-1GP