Chapter 14
Ny amin’ ny handraisana izay malemy finoana, sy ny tokony hifandeferana
1 Ary raiso ny malemy finoana, nefa aza, mandray azy hitsaranareo ny eritreriny.
ΤὸνTonThe [one]G3588T-ASM ἀσθενοῦνταasthenountabeing weakG0770GV-PAP-ASM προσλαμβάνεσθεproslambanesthedo receiveG4355V-PMM-2P διακρίσειςdiakriseispassing judgmentG1253N-APF διαλογισμῶν.dialogismōnon reasonings.G1261N-GPM 2 Ny anankiray mino fa mahazo mihinana ny zavatra rehatra izy, fa ny anankiray kosa malemy finoana, ka dia mihinana zava-maniry ihany.
πιστεύειpisteueibelievesG4100V-PAI-3S φαγεῖνphageinto eatG5315V-AAN πάντα,pantaall things,G3956A-APN ἀσθενῶνasthenōnbeing weakG0770GV-PAP-NSM λάχαναlachanavegetablesG3001N-APN ἐσθίει.esthieieats.G2068V-PAI-3S 3 Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; ary aoka kosa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray ary.
ἐσθίωνesthiōneatingG2068V-PAP-NSM τὸνtonthe [one]G3588T-ASM ἐσθίονταesthiontaeatingG2068V-PAP-ASM ἐξουθενείτω,exoutheneitōhe should despise,G1848V-PAM-3S ἐσθίωνesthiōneatingG2068V-PAP-NSM ἐσθίονταesthiontaeatingG2068V-PAP-ASM κρινέτω·krinetōhe should judge;G2919V-PAM-3S προσελάβετο.proselabetohas received.G4355V-2AMI-3S 4 Iza moa ianao izay mitsara ny mpanompon’ ny hafa? Amin’ ny tompony ihany no ijoroany na ahalavoany. Nefa hampitoerina ihany izy; fa mahay mampitoetra azy ny Tompo.
σὺsuYou yourselfG4771P-2NS κρίνωνkrinōnis judgingG2919V-PAP-NSM ἀλλότριονallotrionanother’sG0245A-ASM οἰκέτην;oiketēnservant?G3610N-ASM στήκειstēkeihe standsG4739V-PAI-3S πίπτει.pipteifalls.G4098V-PAI-3S σταθήσεταιstathēsetaiHe will be upheldG2476V-FPI-3S δυνατεῖdunateiable isG1414V-PAI-3S ἐστινestinisG1510V-PAI-3S στῆσαιstēsaito upholdG2476V-AAN αὐτόν.autonhim.G0846P-ASM 5 Ny anankiray manao ny andro anankiray ho mihoatra noho ny andro sasany; ary ny anankiray kosa manao ny andro rehetra hitovy. Aoka samy hatoky tsara ao amin’ ny sainy avy izy.
κρίνειkrineijudgesG2919V-PAI-3S ἡμέρανhēmerana dayG2250N-ASF παρ᾽par᾽[to be] aboveG3844PREP ἡμέραν,hēmeran[another] day,G2250N-ASF ὃςhosone [other]G3739R-NSM κρίνειkrineijudgesG2919V-PAI-3S πᾶσανpasaneveryG3956A-ASF ἡμέραν·hēmeranday [alike];G2250N-ASF ἕκαστοςhekastosEachG1538A-NSM πληροφορείσθω.plērophoreisthōshould be fully assured.G4135V-PPM-3S 6 Ny mitandrina ny andro dia mitandrina izany ho an’ ny Tompo. Ary ny mihinana dia mihinana ho an’ ny Tompo, satria misaotra an’ Andriamanitra izy; ary ny tsy mihinana kosa dia tsy mihinana ho an’ ny Tompo, sady misaotra an’ Andriamanitra koa izy.
φρονῶνphronōnregardingG5426V-PAP-NSM ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF κυρίῳkuriōto [the] LordG2962GN-DSM-T φρονεῖphroneiregards [it]G5426V-PAI-3S φρονῶνphronōnregardingG5426V-PAP-NSM ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF κυρίῳkuriōto [the] LordG2962GN-DSM-T φρονεῖ·phroneiregards [it];G5426V-PAI-3S ἐσθίωνesthiōneatingG2068V-PAP-NSM κυρίῳkuriōto [the] LordG2962GN-DSM-T ἐσθίει,esthieieats,G2068V-PAI-3S εὐχαριστεῖeucharisteihe gives thanksG2168V-PAI-3S θεῷ·theōto God;G2316N-DSM-T ἐσθίωνesthiōneatingG2068V-PAP-NSM κυρίῳkuriōto [the] LordG2962GN-DSM-T ἐσθίει,esthieihe eats,G2068V-PAI-3S εὐχαριστεῖeucharisteihe gives thanksG2168V-PAI-3S θεῷ.theōto God.G2316N-DSM-T 7 Fa tsy misy velon-ko an’ ny tenany isika, ary tsy misy maty ho an’ ny tenany.
οὐδεὶςoudeisNo [one]G3762A-NSM ἑαυτῷhe'autōto himselfG1438F-3DSM οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἑαυτῷhe'autōto himselfG1438F-3DSM ἀποθνῄσκει.apothnēskeidies.G0599V-PAI-3S 8 Fa raha velona isika, dia velona ho an’ ny Tompo; ary raha maty isika, dia maty ho an’ ny Tompo; koa amin’ izany, na velona na maty isika, dia an’ ny Tompo ihany.
ζῶμεν,zōmenwe shall live,G2198V-PAS-1P ζῶμεν,zōmenwe live,G2198V-PAI-1P ἀποθνῄσκωμεν,apothnēskōmenwe shall die,G0599V-PAS-1P ἀποθνῄσκομεν.apothnēskomenwe die.G0599V-PAI-1P ζῶμεν,zōmenwe shall live,G2198V-PAS-1P ἀποθνῄσκωμεν,apothnēskōmenwe shall die,G0599V-PAS-1P κυρίουkuriouLord’sG2962GN-GSM-T ἐσμέν.esmenwe are.G1510V-PAI-1P 9 Fa izany no nahafatesan’ i Kristy sy nahavelomany indray, mba ho Tompon’ ny maty sy ny velona Izy.
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἀπέθανενapethanendiedG0599V-2AAI-3S ἀνέστηanestērose upG0450V-2AAI-3S ἔζησεν,ezēsenlived again,G2198V-AAI-3S νεκρῶνnekrōnover [the] deadG3498A-GPM ζώντωνzōntōnlivingG2198V-PAP-GPM κυριεύσῃ.kurieusēHe may rule.G2961V-AAS-3S 10 Fa nahoana ianao no mitsara ny rahalahinao? Ary nahoana kosa ianao no manao tsinontsinona ny rahalahinao? Fa samy hiseho eo anoloan’ ny fitsaran’ Andriamanitra isika rehetra.
σὺsuYou yourselfG4771P-2NS κρίνειςkrineisjudge youG2919V-PAI-2S ἀδελφόνadelphonbrotherG0080N-ASM σὺsuyou yourselfG4771P-2NS ἐξουθενεῖςexoutheneisdo despiseG1848V-PAI-2S ἀδελφόνadelphonbrotherG0080N-ASM πάντεςpantesAllG3956A-NPM παραστησόμεθαparastēsomethawe will stand beforeG3936V-FDI-1P βήματιbēmatijudgment seatG0968N-DSN θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 11 Fa voasoratra hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah, ny lohalika rehetra handohalika amiko, Ary ny lela rehetra hidera an’ Andriamanitra1.
γέγραπταιgegraptaiIt has been writtenG1125V-RPI-3S ἐγώ,egōI myself,G1473P-1NS κύριος,kurios[the] Lord,G2962GN-NSM-T ἐμοὶemoito Me myselfG1473P-1DS κάμψειkampseiwill bowG2578V-FAI-3S γλῶσσαglōssatongueG1100N-NSF ἐξομολογήσεταιexomologēsetaiwill confessG1843V-FMI-3S θεῷ.¶theōto God.G2316N-DSM-T - Isa 45. 23
12 Koa samy hampamoahin’ Andriamanitra ny amin’ ny tenany avy isika rehetra.
ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM περὶpericoncerningG4012PREP ἑαυτοῦhe'autouhis ownG1438F-3GSM λόγονlogonaccountG3056N-ASM δώσειdōseiwill giveG1325V-FAI-3S θεῷ.theōto God.G2316N-DSM-T 13 Koa aza mifampitsara intsony isika; fa aleo mihevitra1 izao, dia ny tsy hanisy fandavoana na fanafintohinana eo anoloan’ ny rahalahy.
μηκέτιmēketiNo longerG3371ADV-N ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM κρίνωμεν,krinōmenshall we judge,G2919V-PAS-1P κρίνατεkrinatedo determineG2919V-AAM-2P τιθέναιtithenaito putG5087V-PAN πρόσκομμαproskomma[any] stumbling blockG4348N-ASN ἀδελφῷadelphōbefore [your] brotherG0080N-DSM σκάνδαλον.¶skandalonsnare.G4625N-ASN - Gr. mitsara.
14 Mahalala sady matoky ao amin’ i Jesosy Tompo aho fa tsy misy zavatra maloto ho azy; fa raha misy manao zavatra ho maloto, dia aminy ihany no maloto izany.
ΟἶδαOidaI knowG6063V-RAI-1S πέπεισμαιpepeismaiI have been persuadedG3982V-RPI-1S οὐδὲνoudennothing [is]G3762A-NSN κοινὸνkoinonuncleanG2839GA-NSN ἑαυτοῦ,he'autouitself,G1438F-3GSM τῷtōby the [one]G3588T-DSM λογιζομένῳlogizomenōreckoningG3049V-PNP-DSM κοινὸνkoinonuncleanG2839GA-NSN εἶναι,einaito be,G1511V-PAN ἐκείνῳekeinōto that oneG1565D-DSM κοινόν·koinonunclean [it is];G2839GA-NSN 15 Fa raha mampalahelo ny rahalahinao ny fihinanao, dia tsy mba manaraka ny fitiavana intsony ianao. Aza ny fihinanao no animbanao azy, fa efa maty Kristy hamonjy azy.
διὰdiaon account ofG1223PREP ἀδελφόςadelphosbrotherG0080N-NSM λυπεῖται,lupeitaiis grieved,G3076V-PPI-3S οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 κατὰkataaccording toG2596PREP ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF περιπατεῖς.peripateisare you walking.G4043V-PAI-2S βρώματίbrōmatifoodG1033N-DSN ἐκεῖνονekeinonthat oneG1565D-ASM ἀπόλλυεapolluedo destroyG0622V-PAM-2S ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἀπέθανεν.apethanendied.G0599V-2AAI-3S 16 Aoka ary tsy mba hotenenina ratsy1 ny fahasoavana azonareo.
βλασφημείσθωblasphēmeisthōshould be denigratedG0987V-PPM-3S ἀγαθόν.agathongood.G0018A-NSN - Gr. hanaovana blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
17 Fa ny fanjakan’ Andriamanitra dia tsy amin’ ny fihinanana sy ny fisotroana, fa fahamarinana sy fiadanana ary fifaliana ao amin’ ny Fanahy Masìna.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T βρῶσιςbrōsiseatingG1035N-NSF πόσιςposisdrinkingG4213N-NSF δικαιοσύνηdikaiosunērighteousnessG1343N-NSF εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF πνεύματιpneumatiSpiritG4151GN-DSN 18 Fa izay manompo an’ i Kristy amin’ izany zavatra izany no sitrak’ Andriamanitra sy eken’ ny olona fa tsara.
τούτῳtoutōthis thingG3778D-DSN δουλεύωνdouleuōnservingG1398V-PAP-NSM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T εὐάρεστοςeuarestos[is] well-pleasingG2101A-NSM θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T δόκιμοςdokimosapprovedG1384A-NSM ἀνθρώποις.¶anthrōpoisby men.G0444N-DPM 19 Koa dia aoka isika hiezaka hitady ny momba ny fiadanana sy ny momba ny fifampandrosoana.
τὰtathe [things]G3588T-APN εἰρήνηςeirēnēsof peaceG1515N-GSF διώκωμενdiōkōmenwe may pursueG1377V-PAS-1P τὰtathe [things]G3588T-APN οἰκοδομῆςoikodomēsfor edificationG3619N-GSF ἀλλήλους.allēlouseach other.G0240C-APM 20 Aza izay hanina no andravanao ny asan’ Andriamanitra. Madio avokoa ny zavatra rehetra, nefa ratsy ho an’ ny olona izay mihinana amin’ ny fahatafintohinana.
ἕνεκενhenekenfor the sake ofG1752PREP βρώματοςbrōmatosfoodG1033N-GSN κατάλυεkataluedo destroyG2647V-PAM-2S θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T πάνταpantaAll thingsG3956A-NPN μὲνmenindeed [are]G3303PRT καθαρὰkatharacleanG2513A-NPN κακὸνkakon[it is] evilG2556GA-ASN ἀνθρώπῳanthrōpōmanG0444N-DSM προσκόμματοςproskommatosa stumbling blockG4348N-GSN ἐσθίοντι·esthiontieating;G2068V-PAP-DSM 21 Fa tsara ny tsy mihinana hena, na misotro divay, na manao izay hahatafintohina1 ny rahalahinao.
καλὸνkalon[It is] goodG2570GA-NSN φαγεῖνphageinto eatG5315V-AAN πιεῖνpieinto drinkG4095V-2AAN μηδὲmēdenor [anything]G3366CONJ-N ἀδελφόςadelphosbrotherG0080N-NSM προσκόπτειproskopteistumblesG4350V-PAI-3S σκανδαλίζεταιskandalizetaiis led into sinG4624V-PPI-3S ἀσθενεῖastheneiis weakG0770GV-PAI-3S - Ampio hoe: [na hahalavo, na hahalemy].
22 Ny finoana izay anananao dia hazòny ho anao eo anatrehan’ Andriamanitra. Sambatra izay tsy manameloka ny tenany amin’ izay zavatra ekeny.
σὺsuYou yourselfG4771P-2NS πίστινpistin[the] faithG4102GN-ASF ἔχειςecheisyou haveG2192V-PAI-2S σεαυτὸνseautonyourselfG4771F-2ASM ἔχεechedo keepG2192V-PAM-2S ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP θεοῦ·theouGod;G2316N-GSM-T μακάριοςmakariosBlessed [is]G3107A-NSM κρίνωνkrinōnjudgingG2919V-PAP-NSM ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM δοκιμάζει.dokimazeihe approves.G1381V-PAI-3S 23 Fa izay miahanahana dia meloka raha homana, satria tsy avy amin’ ny finoana izany; fa ota izay rehetra tsy avy amin’ ny finoana.
διακρινόμενοςdiakrinomenosdoubtingG1252V-PMP-NSM φάγῃphagēhe shall eatG5315V-AAS-3S κατακέκριται,katakekritaihas been condemned,G2632V-RPI-3S ὅτιhotibecause [it is]G3754HCONJ πίστεως·pisteōsfaith;G4102GN-GSF πᾶνpaneverythingG3956A-NSN πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF ἐστίν.¶estinis.G1510V-PAI-3S