Chapter 13
1 Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny fahefana lehibe. Fa tsy misy fahefana afa-tsy izay avy amin’ Andriamanitra; fa izay misy dia voatendrin’ Andriamanitra.
ἐξουσίαιςexousiaisto the authoritiesG1849N-DPF ὑπερεχούσαιςhuperechousaisbeing above [him]G5242V-PAP-DPF ὑποτασσέσθω.hupotassesthōshould be subject.G5293V-PPM-3S ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S ἐξουσίαexousiaauthorityG1849N-NSF θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T οὖσαιousaiexistingG1510V-PAP-NPF ἐξουσίαιexousiaiauthoritiesG1849N-NPF τεταγμέναιtetagmenaiinstitutedG5021V-RPP-NPF εἰσίν.eisinare.G1510V-PAI-3P 2 Koa izay manohitra ny fahefana dia manohitra ny voatendrin’ Andriamanitra; ary izay manohitra dia hahazo fahamelohana.
ὥστεhōsteThereforeG5620CONJ ἀντιτασσόμενοςantitassomenosresistingG0498V-PMP-NSM ἐξουσίᾳexousiaauthorityG1849N-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T διαταγῇdiatagēaordinanceG1296N-DSF ἀνθέστηκεν·anthestēkenhas resisted;G0436V-RAI-3S ἀνθεστηκότεςanthestēkoteshaving resistedG0436V-RAP-NPM ἑαυτοῖςhe'autoisupon themselvesG1438F-3DPM κρίμαkrimajudgmentG2917N-ASN λήμψονται.lēmpsontaiwill bring.G2983V-FDI-3P 3 Fa ny mpanapaka dia tsy mba tahotry ny manao tsara, fa ny manao ratsy ihany. Ary ny tsy hatahotra ny fahefana va no tianao? Ataovy ary izay tsara, dia hahazo dera avy aminy ianao;
ἄρχοντεςarchontesrulersG0758N-NPM εἰσὶνeisinareG1510V-PAI-3P φόβοςphobosa terrorG5401N-NSM ἀγαθῷagathōgoodG0018A-DSN θέλειςtheleisDo you desireG2309V-PAI-2S φοβεῖσθαιphobeisthaito fearG5399V-PNN ἐξουσίαν;exousianauthority?G1849N-ASF ἀγαθὸνagathongoodG0018A-ASN ποίειpoieido performG4160GV-PAM-2S ἕξειςhexeisyou will haveG2192V-FAI-2S ἔπαινονepainonpraiseG1868N-ASM αὐτῆς·autēshim;G0846P-GSF 4 fa mpanompon’ Andriamanitra izy hahatsara anao. Fa raha ratsy kosa no nataonao, dia matahora’ fa tsy entiny foana tsy akory ny sabatra; fa mpanompon’ Andriamanitra izy, dia mpamaly handatsaka fahatezerana amin’ izay manao ratsy.
θεοῦtheouOf GodG2316N-GSM-T διάκονόςdiakonosservantG1249N-NSM ἐστινestinhe isG1510V-PAI-3S ἀγαθόν.agathongood.G0018A-ASN ποιῇς,poiēasyou shall do,G4160GV-PAS-2S φοβοῦ·phoboudo be afraid;G5399V-PNM-2S εἰκῇeikēain vainG1500ADV μάχαιρανmachairanswordG3162N-ASF φορεῖ.phoreihe bears.G5409V-PAI-3S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T διάκονόςdiakonosa servantG1249N-NSM ἐστινestinHe isG1510V-PAI-3S ἔκδικοςekdikosan avengerG1558A-NSM ὀργὴνorgēnwrathG3709N-ASF τῷtōto the [one]G3588T-DSM πράσσοντι.prassontidoing.G4238V-PAP-DSM 5 Koa tsy maintsy manaiky ny olona, nefa tsy noho ny fahatezerana ihany, fa noho ny fieritreretana koa.
ἀνάγκηanagkēnecessary [it is]G0318N-NSF ὑποτάσσεσθαι,hupotassesthaito be subject,G5293V-PPN διὰdiaon account ofG1223PREP ὀργὴνorgēnwrathG3709N-ASF διὰdiaon account ofG1223PREP συνείδησιν.suneidēsinconscience.G4893N-ASF 6 Fa noho izany no andoavanareo vola hetra; fa mpanompon’ Andriamanitra mitandrina izany zavatra izany indrindra ireny.
διὰdiaBecause ofG1223PREP φόρουςphoroustaxesG5411N-APM τελεῖτε·teleitepay you;G5055V-PAI-2P λειτουργοὶleitourgoiservantsG3011N-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T εἰσινeisinthey areG1510V-PAI-3P αὐτὸautothis veryG0846P-ASN τοῦτοtoutothingG3778D-ASN προσκαρτεροῦντες.¶proskarterountesattending continually.G4342V-PAP-NPM 7 Mandoava amin’ izy rehetra izay tokony ho azy avy: vola hetra ho an’ izay tokony handoavan-ketra, fadin-tseranana ho an’ izay tokony handoavana fadin-tseranana’ tahotra ho an’ izay tokony hatahorana, haja ho an’ izay tokony hohajaina.
ἀπόδοτεapodotedo renderG0591V-2AAM-2P πᾶσινpasinto allG3956A-DPM ὀφειλάς,opheilasdues,G3782N-APF φόρον,phorontax,G5411N-ASM τέλοςtelosrevenueG5056N-ASN τέλος,telosrevenue,G5056N-ASN φόβονphobonrespectG5401N-ASM φόβον,phobonrespect,G5401N-ASM τιμὴνtimēnhonorG5092N-ASF τιμήν.timēnhonor.G5092N-ASF 8 Aza avela hisy tsy voaloa na amin’ iza na amin’ iza, afa-tsy ny fifankatiavanareo ihany; fa izay tia ny namany dia efa nahatanteraka ny lalàna.
μηδενὶmēdeniTo no oneG3367A-DSM μηδὲνmēdennothingG3367A-ASN-N ὀφείλετεopheiletedo oweG3784V-PAM-2P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM ἀγαπᾶν·agapanto love;G0025V-PAN ἀγαπῶνagapōnlovingG0025V-PAP-NSM ἕτερονheteronotherG2087A-ASM νόμονnomon[the] LawG3551N-ASM πεπλήρωκεν·peplērōkenhas fulfilled;G4137V-RAI-3S 9 Fa ny hoe: Aza mijangajanga, aza mamono olona, aza mangalatra, aza mitsiriritra zavatr’ olona1, mbamin’ izay didy hafa rehetra, dia samy efa ao anatin’ izao teny izao hoe: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao2.
μοιχεύσεις,moicheuseisyou will commit adultery,G3431V-FAI-2S φονεύσεις,phoneuseisyou will murder,G5407V-FAI-2S κλέψειςklepseisyou will stealG2813V-FAI-2S ψευδομαρτυρήσεις,pseudomarturēseiswill you bear false witnessG5576V-FAI-2S ἐπιθυμήσεις,epithumēseisyou will covet,G1937V-FAI-2S ἑτέραheteraotherG2087A-NSF ἐντολή,entolēcommandment,G1785N-NSF ἀνακεφαλαιοῦται,anakephalaioutaiit is summed up,G0346V-PPI-3S τῷtōthe [saying]G3588T-DSM ἀγαπήσειςagapēseisYou will loveG0025V-FAI-2S πλησίονplēsionneighbourG4139ADV σεαυτόν.seautonyourself.G4771F-2ASM - Eks 20. 13-17
- Lev 19. 18
10 Ny fitiavana tsy manisy ratsy ny namana; koa dia ny fitiavana no fahatanterahana ny lalàna.
πλησίονplēsionneighbourG4139ADV ἐργάζεται·ergazetaidoes do;G2038V-PNI-3S πλήρωμαplērōma[the] fulfillmentG4138N-NSN νόμουnomouof [the] lawG3551N-GSM ἀγάπη.¶agapēlove [is].G0026N-NSF 11 Ary tokony hanao izany indrindra isika, satria fantatsika ny andro, fa ankehitriny izao dia ora tokony hifohazanareo amin’ ny fahatoriana; fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin’ ny andro vao ninoantsika.
εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM καιρόν,kairontime,G2540N-ASM ὅτιhotithat [it is the]G3754GCONJ ὑμᾶςhumas[for] youG4771P-2AP ὕπνουhupnousleepG5258N-GSM ἐγερθῆναι·egerthēnaito awaken;G1453V-APN ἐγγύτερονenguteronnearerG1452ADV ἡμῶνhēmōn[is] of usG3165P-1GP σωτηρίαsōtēriasalvationG4991N-NSF ὅτεhotewhen firstG3753CONJ ἐπιστεύσαμεν·episteusamenwe believed;G4100V-AAI-1P 12 Efa ho lasa ny alina, ka efa mby akaiky kokoa ny andro, koa aoka hariantsika ny asan’ ny maizina ka hitafiantsika ny fiadian’ ny mazava.
προέκοψενproekopsenis nearly overG4298V-AAI-3S ἡμέραhēmerathe dayG2250N-NSF ἤγγικεν.ēngikenhas drawn near.G1448V-RAI-3S ἀποθώμεθαapothōmethaWe may cast offG0659V-2AMS-1P σκότους,skotousof darkness,G4655N-GSN ἐνδυσώμεθαendusōmethawe may put onG1746V-AMS-1P φωτός.phōtosof light.G5457N-GSN 13 Aoka isika hitondra tena tsara toy ny amin’ ny andro; tsy amin’ ny filalaovan-dratsy, na amin’ ny fahamamoana, tsy amin’ ny fijangajangana, na amin’ ny fijejojejoana, tsy amin’ ny fifandirana, na amin’ ny fialonana.
ἡμέρᾳhēmeradaytimeG2250N-DSF εὐσχημόνωςeuschēmonōsproperlyG2156ADV περιπατήσωμεν,peripatēsōmenwe may walk,G4043V-AAS-1P κώμοιςkōmoisin revelingG2970N-DPM μέθαις,methaisin drinking,G3178N-DPF κοίταιςkoitaisin sexual immoralityG2845N-DPF ἀσελγείαις,aselgeiaisin sensuality,G0766N-DPF ἔριδιeridiin dissensionG2054N-DSF ζήλῳ·zēlōin jealousy;G2205N-DSM 14 Fa itafio Jesosy Kristy Tompo, ary aza miahy ny amin’ ny nofo hahatanteraka ny filany.
ἐνδύσασθεendusasthedo put onG1746V-AMM-2P ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF πρόνοιανpronoianprovisionG4307N-ASF ποιεῖσθεpoieisthedo makeG4160GV-PMM-2P ἐπιθυμίας.¶epithumiasdesires.G1939N-APF