Chapter 8
Ny famonjen’ i Kristy ny mino Azy, izay miantomboka amin’ izao fiainana izao ary mbola hotanterahina ho mandrakizay
1 Ary amin’ izany dia tsy misy fanamelohana ho an’ izay ao amin’ i Kristy Jesosy.
κατάκριμαkatakrimacondemnationG2631N-NSN τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarkafleshG4561N-ASF περιπατοῦσινperipatousinwalkG4043V-PAI-3P κατὰkataaccording toG2596PREP πνεῦμα.pneumaspirit.G4151GN-ASN 2 Fa ao amin’ i Kristy Jesosy ny lalàn’ ny Fanahin’ aina no nahafaka ahy tamin’ ny lalàn’ ny fahotana sy ny fahafatesana.
νόμοςnomosthe lawG3551N-NSM πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN ζωῆςzōēsof lifeG2222N-GSF ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἠλευθέρωσένēleutherōsenhas set freeG1659V-AAI-3S ἁμαρτίαςhamartiasof sinG0266N-GSF θανάτου.thanatouof death.G2288N-GSM 3 Fa izay tsy hain’ ny lalàna, satria ny nofo no nahalemy azy, dia vitan’ Andriamanitra tamin’ izy naniraka ny Zanany, naka ny endriky ny nofo ota sy ny amin’ ny ota, ka nanameloka ny ota tao amin’ ny nofo,
ἀδύνατονadunatonpowerless [being]G0102A-ASN νόμου,nomoulaw,G3551N-GSM ἠσθένειēstheneiit was weakG0770GV-IAI-3S σαρκός,sarkosflesh,G4561N-GSF ἑαυτοῦhe'autouHis ownG1438F-3GSM πέμψαςpempsashaving sentG3992V-AAP-NSM ὁμοιώματιhomoiōmatilikenessG3667N-DSN σαρκὸςsarkosof fleshG4561N-GSF ἁμαρτίαςhamartiasof sinG0266N-GSF ἁμαρτίαςhamartiassinG0266N-GSF κατέκρινενkatekrinencondemnedG2632V-AAI-3S ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF σαρκί,sarkiflesh,G4561N-DSF 4 mba hahatanteraka ny fahamarinana ilain’ ny lalàna amintsika, izay tsy mandeha araka ny nofo, fa araka ny Fanahy.
δικαίωμαdikaiōmarighteousnessG1345N-NSN πληρωθῇplērōthēamay be fulfilledG4137V-APS-3S κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarka[the] fleshG4561N-ASF περιπατοῦσινperipatousinwalkingG4043V-PAP-DPM κατὰkataaccording toG2596PREP πνεῦμα.pneuma[the] Spirit.G4151GN-ASN 5 Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatry ny Fanahy.
κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarkafleshG4561N-ASF ὄντεςontesbeingG1510V-PAP-NPM τὰtathe [things]G3588T-APN σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF φρονοῦσινphronousinmindG5426V-PAI-3P κατὰkataaccording toG2596PREP τὰtathe [things]G3588T-APN πνεύματος.pneumatosSpirit.G4151GN-GSN 6 Fa ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana; fa ny fihevitry ny Fanahy kosa fiainana, sy fiadanana
φρόνημαphronēmamindG5427N-NSN σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF θάνατος,thanatos[is] death,G2288N-NSM φρόνημαphronēmamindG5427N-NSN πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN εἰρήνη.eirēnēpeace.G1515N-NSF 7 satria fandrafiana an’ Andriamanitra ny fihevitry ny nofo; fa tsy manaiky ny lalàn’ Andriamanitra, sady tsy hainy akory izany.
διότιdiotibecauseG1360CONJ φρόνημαphronēmamindG5427N-NSN σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF ἔχθραechthra[is] hostilityG2189N-NSF θεόν·theonGod;G2316N-ASM-T νόμῳnomōthe lawG3551N-DSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ὑποτάσσεται,hupotassetaiit is subject,G5293V-PPI-3S οὐδὲoudenor evenG3761CONJ-N δύναται·dunataican it [be];G1410V-PNI-3S 8 Ary izay ao amin’ ny nofo dia tsy mahay manao ny sitrapon’ Andriamanitra.
σαρκὶsarkifleshG4561N-DSF ὄντεςontesbeingG1510V-PAP-NPM ἀρέσαιaresaito pleaseG0700V-AAN δύνανται·dunantaiare able;G1410V-PNI-3P 9 Fa ianareo tsy ao amin’ ny nofo, fa ao amin’ ny Fanahy, raha ny Fanahin’ Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin’ i Kristy, dia tsy Azy izy.
ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP σαρκὶsarkifleshG4561N-DSF πνεύματι,pneumatiSpirit,G4151GN-DSN εἴπερeiperif indeedG1487GCOND + G4007 θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T οἰκεῖoikeidwellsG3611V-PAI-3S πνεῦμαpneuma[the] SpiritG4151GN-ASN ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T ἔχει,echeihas,G2192V-PAI-3S ἔστινestinisG1510V-PAI-3S αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 10 Fa raha Kristy no mitoetra ao anatinareo, na dia maty ihany aza ny tena noho ny ota1, dia fiainana kosa ny fanahy noho ny fanamarinana.
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T σῶμαsōmabody [is]G4983N-NSN νεκρὸνnekrondeadG3498A-NSN διὰdiaon account ofG1223PREP ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF ζωὴzōē[is] lifeG2222N-NSF διὰdiaon account ofG1223PREP δικαιοσύνην.dikaiosunēnrighteousness.G1343N-ASF - Na: na dia maty ny tena noho ny ota, fa.
11 Ary raha ny Fanahin’ izay nanangana an’ i Jesosy tamin’ ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an’ i Kristy Jesosy tamin’ ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin’ ny Fanahiny, Izay mitoetra ao anatinareo.
τοῦtouof the [One]G3588T-GSM ἐγείραντοςegeirantoshaving raised upG1453V-AAP-GSM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM οἰκεῖoikeidwellsG3611V-PAI-3S ἐγείραςegeirashaving raised upG1453V-AAP-NSM ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ζῳοποιήσειzōopoiēseiwill give lifeG2227V-FAI-3S θνητὰthnētamortalG2349A-APN σώματαsōmatabodiesG4983N-APN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP διὰdiaon account ofG1223PREP ἐνοικοῦντοςenoikountosdwellingG1774V-PAP-GSN αὐτοῦautouof HisG0846P-GSM πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN ὑμῖν.¶huminyou.G4771P-2DP 12 Ary amin’ izany, ry rahalahy, dia mpitrosa isika ― tsy amin’ ny nofo anefa, ka ho velona araka ny nofo.
ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM ὀφειλέταιopheiletaidebtorsG3781N-NPM ἐσμὲνesmenwe areG1510V-PAI-1P σαρκὶsarkifleshG4561N-DSF κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarkafleshG4561N-ASF ζῆν·zēnto live;G2198V-PAN 13 Fa raha velona araka ny nofo ianareo, dia tsy maintsy maty; fa raha ny Fanahy no amonoanareo ny asan’ ny tena dia ho velona ianareo.
κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarkafleshG4561N-ASF ζῆτε,zēteyou live,G2198V-PAI-2P μέλλετεmelleteyou are aboutG3195V-PAI-2P ἀποθνῄσκειν·apothnēskeinto die;G0599V-PAN πνεύματιpneumatiby [the] SpiritG4151GN-DSN πράξειςpraxeisdeedsG4234N-APF σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN θανατοῦτε,thanatouteyou put to death,G2289V-PAI-2P ζήσεσθε.zēsestheyou will live.G2198V-FDI-2P 14 Fa izay tarihin’ ny Fanahin’ Andriamanitra no zanak’ Andriamanitra.
ὅσοιhosoiAs many asG3745K-NPM πνεύματιpneumatiby [the] SpiritG4151GN-DSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἄγονται,agontaiare led,G0071V-PPI-3P οὗτοιhoutoitheseG3778D-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T εἰσιν.eisinare.G1510V-PAI-3P 15 Fa tsy nandray ny fanahim-pahandevozana ho amin’ ny tahotra indray ianareo, fa nandray ny fanahin’ ny zanaka natsangana, izay iantsoantsika hoe: Aba, Ray ô.
ἐλάβετεelabeteyou have receivedG2983V-2AAI-2P πνεῦμαpneumaa spiritG4151GN-ASN δουλείαςdouleiasof bondageG1397N-GSF φόβον,phobonfear,G5401N-ASM ἐλάβετεelabeteyou have receivedG2983V-2AAI-2P πνεῦμαpneuma[the] SpiritG4151GN-ASN υἱοθεσίαςhuiothesiasof divine adoption as sonsG5206N-GSF κράζομεν·krazomenwe cry;G2896V-PAI-1P πατήρ.patērFather!G3962N-VSM-T 16 Ny Fanahy dia miara-milaza amin’ ny fanahintsika fa zanak’ Andriamanitra isika.
αὐτὸautoHimselfG0846P-NSN συμμαρτυρεῖsummartureibears witness withG4828V-PAI-3S πνεύματιpneumatispiritG4151GN-DSN ἐσμὲνesmenwe areG1510V-PAI-1P τέκναteknachildrenG5043N-NPN θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 17 Ary raha zanaka, dia mpandova; eny, sady mpandova an’ Andriamanitra no mpiray lova amin’ i Kristy koa, raha miara-miaritra aminy isika mba hiara-manam-boninahitra aminy koa.
τέκνα,teknachildren,G5043N-NPN κληρονόμοι·klēronomoiheirs;G2818N-NPM κληρονόμοιklēronomoiheirsG2818N-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T συγκληρονόμοιsugklēronomoijoint-heirsG4789A-NPM Χριστοῦ·Christouof Christ;G5547N-GSM-T εἴπερeiperif indeedG1487GCOND + G4007 συμπάσχομενsumpaschomenwe suffer with [Him]G4841V-PAI-1P συνδοξασθῶμεν.¶sundoxasthōmenwe shall be glorified together.G4888V-APS-1P 18 Fa ataoko fa ny fahoriana amin’ izao andro ankehitriny izao dia tsy tokony hoharina amin’ ny voninahitra izay haseho amintsika.
ΛογίζομαιLogizomaiI reckonG3049V-PNI-1S ἄξιαaxiacomparableG0514A-NPN παθήματαpathēmatasufferingsG3804N-NPN καιροῦkairoutime [are]G2540N-GSM μέλλουσανmellousancomingG3195V-PAP-ASF δόξανdoxangloryG1391N-ASF ἀποκαλυφθῆναιapokaluphthēnaito be revealedG0601V-APN 19 Fa izao zavatra ary rehetra izao dia samy maniry fatratra ka miandry ny fampisehoana ireo zanak’ Andriamanitra;
ἀποκαραδοκίαapokaradokiaearnest expectationG0603N-NSF κτίσεωςktiseōscreationG2937N-GSF ἀποκάλυψινapokalupsinrevelationG0602N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἀπεκδέχεται·apekdechetaiawaits;G0553V-PNI-3S 20 fa izao zavatra ary rehetra izao dia nampanekena ho zava-poana, nefa tsy noho ny sitrapony, fa noho Izay nampanaiky azy,
ματαιότητιmataiotētifutilityG3153N-DSF κτίσιςktisiscreationG2937N-NSF ὑπετάγη,hupetagēwas subjected,G5293V-2API-3S ἑκοῦσαhekousawillinglyG1635A-NSF διὰdiabecause ofG1223PREP τὸνtonthe [One]G3588T-ASM ὑποτάξαντα,hupotaxantahaving subjected [it],G5293V-2AAP-ASM ἑλπίδιhelpidihopeG1680N-DSF 21 sady nahazo fanantenana koa fa1 izao zavatra ary rehetra izao aza dia hovotsorana amin’ ny fahandevozana, dia ny fahalòvana, ho amin’ ny fahafahana izay momba ny voninahitr’ ireo zanak’ Andriamanitra.
κτίσιςktisiscreationG2937N-NSF ἐλευθερωθήσεταιeleutherōthēsetaiwill be set freeG1659V-FPI-3S δουλείαςdouleiasbondageG1397N-GSF φθορᾶςphthorasof decayG5356N-GSF ἐλευθερίανeleutherianfreedomG1657N-ASF δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF τέκνωνteknōnchildrenG5043N-GPN θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T - Na: satria.
22 Fa fantatsika fa izao zavatra ary rehetra izao dia miara-misento sy miara-marary toy izay efa hiteraka mandraka ankehitriny;
οἴδαμενoidamenWe knowG6063V-RAI-1P κτίσιςktisiscreationG2937N-NSF συστενάζειsustenazeigroans togetherG4959V-PAI-3S συνωδίνειsunōdineiit travails togetherG4944V-PAI-3S 23 ary tsy izany ihany, fa isika koa, na dia manana ny voaloham-bokatry ny Fanahy aza, isika aza dia misento ato anatintsika, miandry ny fananganan’ anaka, dia ny fanavotana ny tenantsika.
μόνονmonononly [so]G3441A-ASN αὐτοὶautoiourselvesG0846P-NPM ἀπαρχὴνaparchēnfirstfruitG0536N-ASF πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP αὐτοὶautoiourselvesG0846P-NPM ἑαυτοῖςhe'autoisourselvesG1438F-1DPM στενάζομενstenazomengroanG4727V-PAI-1P υἱοθεσίανhuiothesiandivine adoption as sonsG5206N-ASF ἀπεκδεχόμενοι,apekdechomenoiawaiting,G0553V-PNP-NPM ἀπολύτρωσινapolutrōsinredemptionG0629N-ASF σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ἡμῶν.hēmōnof us.G3165P-1GP 24 Fa ny fanantenana no namonjena antsika; nefa ny fanantenana hita dia tsy mba fanantenana intsony; fa ahoana no mbola anantenan’ ny olona izay efa hitany?
ἐλπίδιelpidihopeG1680N-DSF ἐσώθημεν·esōthēmenwe were saved;G4982V-API-1P βλεπομένηblepomenēbeing seenG0991V-PPP-NSF ἔστινestinisG1510V-PAI-3S ἐλπίς·elpishope;G1680N-NSF βλέπειblepeiseesG0991V-PAI-3S ἐλπίζει;elpizeidoes he hope for [it]?G1679V-PAI-3S 25 Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin’ ny faharetana.
βλέπομενblepomenwe seeG0991V-PAI-1P ἐλπίζομεν,elpizomenwe hope for,G1679V-PAI-1P ὑπομονῆςhupomonēspatienceG5281N-GSF ἀπεκδεχόμεθα.apekdechomethawe await.G0553V-PNI-1P 26 Ary toy izany koa, ny Fanahy no mamonjy ny fahalementsika: fa tsy fantatsika izay vavaka tokony hataontsika; fa ny Fanahy no mifona amin’ ny fitarainana tsy azo tononina.
ὡσαύτωςhōsautōsLikewiseG5615ADV συναντιλαμβάνεταιsunantilambanetaijoins to helpG4878V-PNI-3S ἀσθενείᾳastheneiaweaknessG0769GN-DSF ἡμῶν·hēmōnof us;G3165P-1GP τίtithings whichG5101I-ASN προσευξώμεθαproseuxōmethawe may pray forG4336V-ADS-1P δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S οἴδαμεν,oidamenwe know,G6063V-RAI-1P αὐτὸautoHimselfG0846P-NSN ὑπερεντυγχάνειhuperentugchaneimakes intercessionG5241V-PAI-3S στεναγμοῖςstenagmoiswith groaningsG4726N-DPM ἀλαλήτοις·alalētoisinexpressible;G0215A-DPM 27 Ary Izay mandinika ny fo no mahalala izay hevitry ny Fanahy, satria araka an’ Andriamanitra ny fifonany ho an’ ny olona masìna.
ἐραυνῶνeraunōnsearchingG2045V-PAP-NSM καρδίαςkardiasheartsG2588N-APF οἶδενoidenknowsG6063V-RAI-3S φρόνημαphronēmamindsetG5427N-NSN πνεύματος,pneumatosSpirit,G4151GN-GSN κατὰkataaccording toG2596PREP ἐντυγχάνειentugchaneiHe intercedesG1793V-PAI-3S ἁγίων.¶hagiōn[the] saints.G0040HA-GPM 28 Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an’ Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo.
ΟἴδαμενOidamenWe knowG6063V-RAI-1P τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM ἀγαπῶσινagapōsinlovingG0025V-PAP-DPM πάνταpantaall thingsG3956A-APN συνεργεῖsunergeiworks togetherG4903V-PAI-3S ἀγαθόν,agathongood,G0018A-ASN τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM κατὰkataaccording toG2596PREP πρόθεσινprothesin[His] purposeG4286N-ASF κλητοῖςklētoiscalledG2822A-DPM οὖσιν.ousinbeing.G1510V-PAP-DPM 29 satria izay fantany rahateo no notendreny koa hitovy endrika amin’ ny Zanany, mba ho Lahimatoa amin’ ny rahalahy maro Izy.
οὓςhousthose whomG3739R-APM προέγνω,proegnōHe foreknew,G4267V-2AAI-3S προώρισενproōrisenHe predestined [to be]G4309V-AAI-3S συμμόρφουςsummorphousconformed toG4832A-APM εἰκόνοςeikonosimageG1504N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM εἶναιeinaito beG1511V-PAN πρωτότοκονprōtotokonfirstbornG4416A-ASM πολλοῖςpolloismanyG4183A-DPM ἀδελφοῖς·adelphoisbrothers;G0080N-DPM 30 Ary izay notendreny no nantsoiny koa; ary izay nantsoiny no nohamarininy koa; ary izay nohamarininy no nomeny voninahitra koa.
οὓςhousThose whomG3739R-APM προώρισεν,proōrisenHe predestined,G4309V-AAI-3S τούτουςtoutoustheseG3778D-APM ἐκάλεσεν·ekalesenHe called;G2564GV-AAI-3S ἐκάλεσεν,ekalesenHe called,G2564GV-AAI-3S τούτουςtoutoustheseG3778D-APM ἐδικαίωσεν·edikaiōsenHe justified;G1344V-AAI-3S ἐδικαίωσεν,edikaiōsenHe justified,G1344V-AAI-3S τούτουςtoutoustheseG3778D-APM ἐδόξασεν.¶edoxasenHe glorified.G1392V-AAI-3S 31 Inona ary no holazaintsika ny amin’ izany zavatra izany? Raha Andriamanitra momba antsika, iza no hahatohitra antsika?
ἐροῦμενeroumenwill we sayG4483V-FAI-1P ταῦτα;tautathese things?G3778D-APN θεὸςtheosGod [is]G2316N-NSM-T τίςtiswho [can be]G5101I-NSM καθ᾽kath᾽againstG2596PREP 32 Izay tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika rehetra Izy, tsy homeny antsika miaraka aminy maimaimpoana koa va ny zavatra rehetra?
ἰδίουidiou[his] ownG2398A-GSM ἐφείσατο,epheisatospared,G5339V-ADI-3S πάντωνpantōnallG3956A-GPM παρέδωκενparedōkengave upG3860V-AAI-3S αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM οὐχὶouchisurelyG3780PRT-N τὰtathe [things]G3588T-APN χαρίσεται;¶charisetaiwill He grant?G5483V-FDI-3S 33 Iza no hiampanga ny olom-boafidin’ Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy.
ἐγκαλέσειegkaleseiwill bring an accusationG1458V-FAI-3S ἐκλεκτῶνeklektōn[the] electG1588A-GPM θεοῦ;theouof God?G2316N-GSM-T θεὸςtheosGod [is]G2316N-NSM-T δικαιῶν·dikaiōnis justifying;G1344V-PAP-NSM 34 Iza no manameloka? Kristy Jesosy no efa maty, eny, sady nitsangana tamin’ ny maty koa ka mitoetra eo amin’ ny tanana ankavanan’ Andriamanitra ary mifona ho antsika.
κατακρινῶν;katakrinōncondemning?G2632V-PAP-NSM ΧριστὸςChristos[For it is] ChristG5547N-NSM-T ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἀποθανὼνapothanōnhaving diedG0599V-2AAP-NSM ἐγερθείςegertheishaving been raised upG1453V-APP-NSM νεκρῶν,nekrōndeadG3498A-GPM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S δεξιᾷdexiaright handG1188A-DSF θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T ἐντυγχάνειentugchaneiis intercedingG1793V-PAI-3S 35 Iza no hahasaraka antsika amin’ ny fitiavan’ i Kristy? Fahoriana va, sa fahantrana, sa fanenjehana, sa mosary, sa fitanjahana, sa loza, sa sabatra?
χωρίσειchōriseiwill separateG5563V-FAI-3S ἀγάπηςagapēsloveG0026N-GSF Χριστοῦ;Christouof Christ?G5547N-GSM-T θλῖψιςthlipsisTribulationG2347N-NSF στενοχωρίαstenochōriadistressG4730N-NSF διωγμὸςdiōgmospersecutionG1375N-NSM λιμὸςlimosfamineG3042N-NSM γυμνότηςgumnotēsnakednessG1132N-NSF κίνδυνοςkindunosdangerG2794N-NSM μάχαιρα;machairasword?G3162N-NSF 36 Araka ny voasoratra hoe: Fa noho ny aminao no namonoana anay mandrakariva; Toy ny ondry hovonoina no fijery anay1.
καθὼςkathōsEven asG2531CONJ γέγραπταιgegraptaiit has been writtenG1125V-RPI-3S ἕνεκενhenekenFor the sakeG1752PREP θανατούμεθαthanatoumethawe face deathG2289V-PPI-1P ἡμέραν,hēmeranday,G2250N-ASF ἐλογίσθημενelogisthēmenwe were regardedG3049V-API-1P πρόβαταprobatasheepG4263N-NPN σφαγῆς.sphagēsof slaughter.G4967N-GSF - Sal 44. 22
37 Kanefa amin’ izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin’ ny alalan’ ilay tia antsika.
τούτοιςtoutoisthese thingsG3778D-DPN ὑπερνικῶμενhupernikōmenwe more than conquerG5245V-PAI-1P τοῦtouthe [One who]G3588T-GSM ἀγαπήσαντοςagapēsantoshaving lovedG0025V-AAP-GSM 38 Fa matoky aho fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na ireo fanapahana, na zavatra ankehitriny, na zavatra ho avy, na hery,
πέπεισμαιpepeismaiI have been persuadedG3982V-RPI-1S οὔτεouteneitherG3777CONJ-N θάνατοςthanatosdeathG2288N-NSM ἄγγελοιangeloiangelsG0032GN-NPM ἀρχαὶarchaiprincipalitiesG0746N-NPF ἐνεστῶταenestōtathings being presentG1764V-RAP-NPN μέλλονταmellontathings to comeG3195V-PAP-NPN δυνάμειςdunameispowersG1411N-NPF 39 na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin’ izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hahasaraka antsika amin’ ny fitiavan’ Andriamanitra izay ao amin’ i Kristy Jesosy Tompontsika.
ὕψωμαhupsōmaheightG5313N-NSN βάθοςbathosdepthG0899N-NSN κτίσιςktisiscreated thingG2937N-NSF ἑτέραheteraotherG2087A-NSF δυνήσεταιdunēsetaiwill be ableG1410V-FDI-3S χωρίσαιchōrisaito separateG5563V-AAN ἀγάπηςagapēsloveG0026N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἡμῶν.¶hēmōnof us.G3165P-1GP