Chapter 13
1 Na dia miteny amin’ ny fitenin’ ny olona sy ny anjely aza aho, kanefa tsy manana fitiavana, dia tonga varahina maneno sy kipantsona mikarantsana aho.
γλώσσαιςglōssaistonguesG1100N-DPF ἀνθρώπωνanthrōpōnof menG0444N-GPM λαλῶlalōI shall speakG2980V-PAS-1S ἀγγέλων,angelōnof angels,G0032GN-GPM ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF ἔχω,echōmay have,G2192V-PAS-1S γέγοναgegonaI have becomeG1096V-2RAI-1S χαλκὸςchalkosa brassG5475N-NSM ἠχῶνēchōnsoundingG2278V-PAP-NSM κύμβαλονkumbalona cymbalG2950N-NSN ἀλαλάζον.alalazonclanging.G0214V-PAP-NSN 2 Ary na dia manana faminaniana aza aho ka mahalala ny zava-miafina rehetra sady manana ny fahalalana rehetra, ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ka mahafindra tendrombohitra, kanefa tsy manana fitiavana, dia tsinontsinona aho.
ἔχωechōI shall haveG2192V-PAS-1S προφητείανprophēteianprophecyG4394N-ASF εἰδῶeidōunderstandG6063V-RAS-1S μυστήριαmustēriamysteriesG3466N-APN γνῶσιν,gnōsinknowledge,G1108N-ASF ἔχωechōI shall haveG2192V-PAS-1S ὄρηorēmountainsG3735N-APN μεθιστάναι,methistanaito remove,G3179V-PAN ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF ἔχω,echōmay have,G2192V-PAS-1S οὐθένouthenno [thing]G3762A-NSN εἰμι.eimiI am.G1510V-PAI-1S 3 Ary na dia omeko hohanin’ ny malahelo aza ny fananako rehetra, ary na dia atolotro hodorana aza ny tenako, kanefa tsy manana fitiavana aho, dia tsy mahasoa ahy akory izany.
κἂνkanEven ifG2532CONJ + G1437 ψωμίσωpsōmisōI shall give awayG5595V-AAS-1S ὑπάρχοντάhuparchontapossessionsG5225V-PAP-APN μου,mouof mine,G3165P-1GS παραδῶparadōI shall deliver upG3860V-2AAS-1S καυχήσωμαι,kauchēsōmaiI may boast,G2744V-ADS-1S ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF ἔχω,echōmay have,G2192V-PAS-1S οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-ASN ὠφελοῦμαι.¶ōpheloumaiI am profited.G5623V-PPI-1S 4 Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo,
μακροθυμεῖ,makrothumeiis patient,G3114V-PAI-3S χρηστεύεται,chrēsteuetaiis kind,G5541V-PNI-3S ζηλοῖ,zēloiis envious,G2206V-PAI-3S περπερεύεται,perpereuetaiis boastful,G4068V-PNI-3S φυσιοῦται,phusioutaiis puffed up,G5448V-PPI-3S 5 tsy manao izay tsy mahamendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra, tsy manao otri-po,
ἀσχημονεῖ,aschēmoneiacts unbecomingly,G0807V-PAI-3S ζητεῖzēteiseeksG2212V-PAI-3S τὰtathe [things]G3588T-APN ἑαυτῆς,he'autēsof its own,G1438F-3GSF παροξύνεται,paroxunetaiis easily provoked,G3947V-PPI-3S λογίζεταιlogizetaiit keeps accountG3049V-PNI-3S κακόν,kakonof wrongs,G2556HA-ASN 6 tsy mifaly amin’ ny tsi-fahamarinana, fa miara-mifaly amin’ ny fahamarinana kosa,
χαίρειchaireidelightsG5463V-PAI-3S ἀδικίᾳ,adikiaunrighteousness,G0093N-DSF συγχαίρειsugchaireirejoicesG4796V-PAI-3S ἀληθείᾳ,alētheiatruth,G0225N-DSF 7 mandefitra1 ny zavatra rehetra, mino ny zavatra rehetra, manantena ny zavatra rehetra, maharitra ny zavatra rehetra.
πάνταpantaAll thingsG3956A-APN στέγει,stegeiit bears,G4722V-PAI-3S πάνταpantaall thingsG3956A-APN πιστεύει,pisteueibelieves,G4100V-PAI-3S πάνταpantaall thingsG3956A-APN ἐλπίζει,elpizeihopes,G1679V-PAI-3S πάνταpantaall thingsG3956A-APN ὑπομένει.hupomeneiendures.G5278V-PAI-3S - Na: manarona.
8 Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay; fa raha ny faminaniana, dia ho levona; na ny fiteny tsy fantatra, dia hitsahatra; na ny fahalalana, dia ho foana.
οὐδέποτεoudepoteneverG3763ADV-N πίπτει.¶pipteifalls.G4098V-PAI-3S προφητεῖαι,prophēteiai[there are] prophesies,G4394N-NPF καταργηθήσονται·katargēthēsontaithey will be abated;G2673V-FPI-3P γλῶσσαι,glōssaitongues,G1100N-NPF παύσονται·pausontaithey will cease;G3973V-FDI-3P γνῶσις,gnōsisknowledgeG1108N-NSF καταργηθήσεται.katargēthēsetaiit will be abated.G2673V-FPI-3S 9 Fa sombintsombiny ny fahalalantsika, ary sombintsombiny ny faminaniantsika;
μέρουςmerouspartG3313N-GSN γινώσκομενginōskomenwe knowG1097V-PAI-1P μέρουςmerouspartG3313N-GSN προφητεύομεν·prophēteuomenwe prophesy;G4395V-PAI-1P 10 fa rehefa tonga ny tanteraka, dia tsy hisy sombintsombiny intsony.
ἔλθῃelthēmay comeG2064V-2AAS-3S τέλειον,teleionperfect,G5046A-NSN μέρουςmerouspartG3313N-GSN καταργηθήσεται.katargēthēsetaiwill be done away.G2673V-FPI-3S 11 Fony mbola zaza aho, dia niteny toy ny zaza, nihevitra toy ny zaza, nisaina toy ny zaza; fa nony efa lehibe aho, dia nariako ny fahazazana.
ἤμηνēmēnI wasG1510V-IMI-1S νήπιος,nēpiosa child,G3516A-NSM ἐλάλουνelalounI was speakingG2980V-IAI-1S νήπιος,nēpiosa child,G3516A-NSM ἐφρόνουνephronounI was thinkingG5426V-IAI-1S νήπιος,nēpiosa child,G3516A-NSM ἐλογιζόμηνelogizomēnI was reasoningG3049V-INI-1S νήπιος·nēpiosa child;G3516A-NSM γέγοναgegonaI becameG1096V-2RAI-1S κατήργηκαkatērgēkaI have done away withG2673V-RAI-1S τὰtathe [things]G3588T-APN νηπίου.nēpiouchild.G3516A-GSM 12 Fa ankehitriny isika mizaha ao amin’ ny fitaratra ka tsy mahita marina; fa rahatrizay dia mifanatrika; ankehitriny sombintsombiny no fantatro; fa rahatrizay dia ho fantatro tsara toy izay nahafantarana ahy.
βλέπομενblepomenWe seeG0991V-PAI-1P ἄρτιartipresentlyG0737ADV ἐσόπτρουesoptroua glassG2072N-GSN αἰνίγματι,ainigmatiobscurity,G0135N-DSN πρόσωπονprosōponfaceG4383N-ASN πρόσωπον·prosōponface;G4383N-ASN ἄρτιartipresentlyG0737ADV γινώσκωginōskōI knowG1097V-PAI-1S μέρους,merouspart,G3313N-GSN ἐπιγνώσομαιepignōsomaiI will know fullyG1921V-FDI-1S καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐπεγνώσθην.¶epegnōsthēnI have been fully known.G1921V-2API-1S 13 Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana: fa ny fitiavana no lehibe amin’ ireo.
μένειmeneiabideG3306V-PAI-3S πίστις,pistisfaith,G4102GN-NSF ἐλπίς,elpishope,G1680N-NSF ἀγάπη,agapēlove,G0026N-NSF ταῦτα·tautathese;G3778D-NPN μείζωνmeizōn[the] greatestG3173A-NSF-C τούτωνtoutōnof these [is]G3778D-GPN ἀγάπη.¶agapēlove.G0026N-NSF