Chapter 3
Ny amin’ ny raharahan’ ny mpitoriteny, sy ny mbola hizahan-toetra azy
1 Ary izaho, ry rahalahy, tsy nahazo niteny taminareo tahaka ny amin’ izay araka ny Fanahy, fa tahaka ny amin’ izay mbola nofo, dia tahaka izay mbola zaza ihany ao amin’ i Kristy.
Κἀγώ,KagōAnd I myselfG1473P-1NS + G2532 ἀδελφοί,adelphoibrothersG0080N-VPM ἠδυνήθηνēdunēthēnwas ableG1410V-AOI-1S λαλῆσαιlalēsaito speakG2980V-AAN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πνευματικοῖςpneumatikoisto spiritualG4152A-DPM σαρκίνοις,sarkinoisto fleshly,G4560A-DPM νηπίοιςnēpioisto infantsG3516A-DPM Χριστῷ.ChristōChrist.G5547N-DSM-T 2 Ronono no nomeko anareo, fa tsy ventin-kanina, satria tsy mbola natanjaka ianareo; eny, mbola tsy matanjaka mandraka ankehitriny aza,
ἐπότισα,epotisaI gave to drink,G4222V-AAI-1S βρῶμα·brōmasolid food;G1033N-ASN οὔπωoupōnot yetG3768ADV-N ἐδύνασθε,edunasthewere you able,G1410V-INI-2P δύνασθε·dunastheare you able;G1410V-PNI-2P 3 fa mbola araka ny nofo ihany ianareo. Fa raha misy fialonana sy fifandirana eo aminareo, tsy araka ny nofo va ianareo ka mandeha araka ny fanaon’ ny olona?
σαρκικοίsarkikoifleshlyG4559A-NPM ἐστε.esteyou are.G1510V-PAI-2P ζῆλοςzēlosjealousyG2205N-NSM διχοστασίαι,dichostasiaidissensionsG1370N-NPF οὐχὶouchisurelyG3780PRT-N σαρκικοίsarkikoifleshlyG4559A-NPM ἐστεesteare youG1510V-PAI-2P κατὰkataaccording toG2596PREP ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM περιπατεῖτε;peripateiteare walking?G4043V-PAI-2P 4 Fa raha hoy ny anankiray: Izaho an’ i Paoly, ary ny anankiray kosa: Izaho an’ i Apolosy, moa tsy olona ihany va ianareo?
Παύλου,Paulouof Paul,G3972GN-GSM-P ἕτεροςheterosanotherG2087A-NSM Ἀπολλῶ,Apollōof Apollos,G0625N-GSM-P ἄνθρωποίanthrōpoihumanG0444N-NPM ἐστε;¶esteare you?G1510V-PAI-2P 5 Koa inona moa Apolosy, ary inona moa Paoly? Mpanompo ihany izay nahatonga anareo ho mpino ireo, dia samy araka ny nomen’ ny Tompo azy avy.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἈπολλῶςApollōsApollosG0625N-NSM-P ἐστινestinisG1510V-PAI-3S Παῦλος;PaulosPaulG3972GN-NSM-P διάκονοιdiakonoiServantsG1249N-NPM ἐπιστεύσατε,episteusateyou believed,G4100V-AAI-2P ἑκάστῳhekastōto eachG1538A-DSM ἔδωκεν.edōkenhas given.G1325V-AAI-3S 6 Izaho namboly, Apolosy nandena, fa Andriamanitra no nampitombo.
ἐφύτευσα,ephuteusaplanted,G5452V-AAI-1S ἈπολλῶςApollōsApollosG0625N-NSM-P ἐπότισεν,epotisenwatered,G4222V-AAI-3S ηὔξανεν·ēuxanenwas [it] growing;G0837V-IAI-3S 7 Ka dia tsinontsinona izay mamboly, na izay mandena, fa Andriamanitra Izay mampitombo no izy.
οὔτεouteneitherG3777CONJ-N φυτεύωνphuteuōnplantingG5452V-PAP-NSM ἐστίνestinisG1510V-PAI-3S ποτίζων,potizōnwatering,G4222V-PAP-NSM ἀλλ᾽all᾽but [only]G0235CONJ αὐξάνωνauxanōngiving growth —G0837V-PAP-NSM θεός·theosGod;G2316N-NSM-T 8 Ary iray ihany ny mpamboly sy ny mpandena; nefa samy handray izay valim-pitiany avy araka ny fisasarany izy.
φυτεύωνphuteuōnplantingG5452V-PAP-NSM ποτίζωνpotizōnwateringG4222V-PAP-NSM εἰσιν,eisinare,G1510V-PAI-3P ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM ἴδιονidion[his] ownG2398A-ASM μισθὸνmisthonrewardG3408N-ASM λήμψεταιlēmpsetaiwill receiveG2983V-FDI-3S κατὰkataaccording toG2596PREP ἴδιονidion[his] ownG2398A-ASM κόπον.koponlabor.G2873N-ASM 9 Fa mpiara-miasa amin’ Andriamanitra izahay; ary sahan’ Andriamanitra sy trano arafitr’ Andriamanitra ianareo.
θεοῦtheouOf GodG2316N-GSM-T ἐσμενesmenwe areG1510V-PAI-1P συνεργοί·sunergoifellow workers;G4904A-NPM θεοῦtheouGod’sG2316N-GSM-T γεώργιον,geōrgionfield,G1091N-NSN θεοῦtheouGod’sG2316N-GSM-T οἰκοδομήoikodomēbuildingG3619N-NSF ἐστε.esteyou are.G1510V-PAI-2P 10 Araka ny fahasoavan’ Andriamanitra nomena ahy, tahaka ny fanaon’ ny mpità-marika mahay no nanaovako ny fanorenana, ary ny hafa mandrafitra eo amboniny; nefa aoka ny olona rehetra hitandrina izay arafiny eo amboniny.
κατὰkataAccording toG2596PREP χάρινcharingraceG5485N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T δοθεῖσάνdotheisanhaving been givenG1325V-APP-ASF σοφὸςsophosa wiseG4680A-NSM ἀρχιτέκτωνarchitektōnmaster builderG0753N-NSM θεμέλιονthemelion[the] foundationG2310N-ASM ἔθηκα,ethēkaI laid,G5087V-AAI-1S ἄλλοςallosanotherG0243A-NSM ἐποικοδομεῖ.epoikodomeiis building upon [it].G2026V-PAI-3S ἕκαστοςhekastosEach oneG1538A-NSM βλεπέτωblepetōshould take heedG0991V-PAM-3S ἐποικοδομεῖ.epoikodomeihe builds upon [it].G2026V-PAI-3S 11 Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy.
θεμέλιονthemelionFoundationG2310N-ASM ἄλλονallonanotherG0243A-ASM οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S θεῖναιtheinaito layG5087V-2AAN τὸνtonthe [one]G3588T-ASM κείμενον,keimenonbeing already laid,G2749V-PNP-ASM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P Χριστός.ChristosChrist.G5547N-NSM-T 12 Ary raha misy mandrafitra volamena, na volafotsy, na vato tsara, na hazo, na bozaka, na mololo, eo ambonin’ ny fanorenana,
ἐποικοδομεῖepoikodomeibuildsG2026V-PAI-3S θεμέλιονthemelionfoundationG2310N-ASM τοῦτονtoutonthisG3778D-ASM χρυσόν,chrusongold,G5557N-ASM ἄργυρον,arguronsilver,G0696N-ASM λίθουςlithousstonesG3037N-APM τιμίους,timiousprecious,G5093A-APM χόρτον,chortonhay,G5528N-ASM καλάμην,kalamēnstraw,G2562N-ASF 13 dia haseho avokoa ny asan’ ny olona rehetra; fa ny andro no hampiseho azy, satria haseho amin’ afo izany andro izany1, ka dia hozahan-toetra, amin’ ny afo ny asan’ ny olona rehetra.
ἑκάστουhekastouof eachG1538A-GSM φανερὸνphaneronmanifestG5318A-NSN γενήσεται·genēsetaiwill become;G1096V-FDI-3S δηλώσει,dēlōseiwill disclose [it],G1213V-FAI-3S ἀποκαλύπτεται,apokaluptetaiit is revealed,G0601V-PPI-3S ἑκάστουhekastouof eachG1538A-GSM ὁποῖόνhopoionwhat sortG3697I-NSN ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S δοκιμάσει.dokimaseiwill prove.G1381V-FAI-3S - Na: izany.
14 Raha maharitra ny asan’ ny olona, izay narafiny teo amboniny, dia handray valim-pitia izy.
τινοςtinosof anyoneG5100X-GSM μενεῖmeneiwill remainG3306V-FAI-3S ἐποικοδόμησεν,epoikodomēsenhe built up,G2026V-AAI-3S μισθὸνmisthona rewardG3408N-ASM λήμψεται·lēmpsetaihe will receive;G2983V-FDI-3S 15 Raha ho levon’ ny afo ny asan’ ny olona, dia ho fatiantoka izy; fa ny tenany kosa dia hovonjena, nefa toy ny avy ao amin’ ny afo ihany izy.
τινοςtinosof anyoneG5100X-GSM κατακαήσεται,katakaēsetaiwill be burned up,G2618V-2FPI-3S ζημιωθήσεται,zēmiōthēsetaihe will suffer loss,G2210V-FPI-3S αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM σωθήσεταιsōthēsetaiwill be savedG4982V-FPI-3S πυρός.¶purosfire.G4442N-GSN 16 Tsy fantatrareo va fa tempolin’ Andriamanitra ianareo, ary ny Fanahin’ Andriamanitra mitoetra no anatinareo?
οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐστε,esteyou yourselves are,G1510V-PAI-2P θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T οἰκεῖoikeidwellsG3611V-PAI-3S 17 Raha misy manimba ny tempolin’ Andriamanitra, dia mba hosimban’ Andriamanitra kosa izy; fa masìna ny tempolin’ Andriamanitra, dia ianareo izany1.
θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T φθείρει,phtheireidestroys,G5351V-PAI-3S φθερεῖphthereiwill destroyG5351V-FAI-3S τοῦτονtoutonhimG3778D-ASM θεός·theosGod;G2316N-NSM-T ναὸςnaosthe templeG3485N-NSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐστιν,estinis,G1510V-PAI-3S οἵτινέςoitineswhichG3748R-NPM ὑμεῖς.¶humeisyou yourselves.G4771P-2NP - Na: dia masìna koa ianareo.
18 Aza misy mamita-tena. Raha misy eo aminareo manao azy ho hendry amin’ izao tontolo izao, aoka ho adala izy mba ho hendry.
ΜηδεὶςMēdeisNo oneG3367A-NSM ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM ἐξαπατάτω·exapatatōshould deceive;G1818V-PAM-3S δοκεῖdokeithinks [himself]G1380V-PAI-3S σοφὸςsophoswiseG4680A-NSM εἶναιeinaito beG1511V-PAN τούτῳ,toutōthis,G3778D-DSM μωρὸςmōrosfoolishG3474A-NSM γενέσθωgenesthōhe should becomeG1096V-2ADM-3S γένηταιgenētaihe may becomeG1096V-2ADS-3S σοφός.sophoswise.G4680A-NSM 19 Fa ny fahendren’ izao tontolo izao dia fahadalana eo anatrehan’ Andriamanitra; fa voasoratra hoe: Ny hafetsen’ ny hendry ihany no entiny misambotra azy1.
σοφίαsophiawisdomG4678N-NSF κόσμουkosmouworldG2889N-GSM τούτουtoutouthisG3778D-GSM μωρίαmōriafoolishnessG3472N-NSF ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S γέγραπταιgegraptaiIt has been writtenG1125V-RPI-3S ὁho[He is] the [One]G3588T-NSM δρασσόμενοςdrassomenoscatchingG1405V-PNP-NSM σοφοὺςsophouswiseG4680A-APM πανουργίᾳpanourgiacraftinessG3834N-DSF αὐτῶν·autōnof them;G0846P-GPM - Joba 5. 13
20 Ary indray: Jehovah no mahalala ny hevitry ny hendry fa zava-poana izany1
πάλιν·palinagain;G3825ADV κύριοςkurios[The] LordG2962GN-NSM-T γινώσκειginōskeiknowsG1097V-PAI-3S διαλογισμοὺςdialogismousthoughtsG1261N-APM σοφῶνsophōnwiseG4680A-GPM εἰσὶνeisinthey areG1510V-PAI-3P μάταιοι.¶mataioifutile.G3152A-NPM - Sal 94. 11
21 Ka dia aza misy manao olona ho reharehany; fa anareo ny zavatra rehetra:
ὭστεHōsteThereforeG5620CONJ μηδεὶςmēdeisno oneG3367A-NSM καυχάσθωkauchasthōshould boastG2744V-PNM-3S ἀνθρώποις·anthrōpoismen;G0444N-DPM πάνταpantaAll thingsG3956A-NPN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐστιν,estinare,G1510V-PAI-3S 22 na Paoly, na Apolosy, na Kefasy, na izao tontolo izao, na fiainana, na fahafatesana, na ny zavatra ankehitriny, na ny zavatra ho avy; dia anareo izany rehetra izany;
ἈπολλῶςApollōsApollosG0625N-NSM-P ΚηφᾶςKēphasCephasG2786N-NSM-P εἴτεeiteor [the]G1535COND κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM θάνατοςthanatosdeathG2288N-NSM ἐνεστῶταenestōtathings being presentG1764V-RAP-NPN μέλλοντα,mellontathings to come —G3195V-PAP-NPN ἐστιν,estinis —G1510V-PAI-3S 23 ary ianareo an’ i Kristy ary Kristy an’ Andriamanitra.
Χριστοῦ,Christouof Christ,G5547N-GSM-T ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T