Chapter 10
Fananarana fandrao misy manaram-po araka ny nofo ka tratry ny loza
1 Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa ny razantsika rehetra dia tambanin’ ny rahona, ary izy rehetra namaky ny ranomasina,
θέλωthelōI wantG2309V-PAI-1S ἀγνοεῖν,agnoeinto be ignorant,G0050V-PAN ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM πατέρεςpateresfathersG3962N-NPM πάντεςpantesallG3956A-NPM νεφέληνnephelēncloudG3507N-ASF ἦσανēsanwereG1510V-IAI-3P πάντεςpantesallG3956A-NPM θαλάσσηςthalassēsseaG2281N-GSF διῆλθον,diēlthonpassed,G1330V-2AAI-3P 2 ary izy rehetra dia natao batisa ho amin’ i Mosesy tao amin’ ny rahona sy ny ranomasina,
πάντεςpantesallG3956A-NPM ΜωϋσῆνMōusēnMosesG3475N-ASM-P ἐβαπτίσθησανebaptisthēsanwere baptizedG0907V-API-3P νεφέλῃnephelēcloudG3507N-DSF θαλάσσῃthalassēseaG2281N-DSF 3 ary izy rehetra nihinana ny fihinam-panahy iray ihany,
πάντεςpantesallG3956A-NPM πνευματικὸνpneumatikonspiritualG4152A-ASN ἔφαγονephagonateG5315V-AAI-3P 4 ary izy rehetra nisotro ny fisotrom-panahy iray ihany; fa nisotro tamin’ ny vatolampy fanahy izay nanaraka azy izy, ary Kristy izany vatolampy izany.
πάντεςpantesallG3956A-NPM πνευματικὸνpneumatikonspiritualG4152A-ASN ἔπιονepionthey drankG4095V-2AAI-3P ἔπινονepinonthey were drinkingG4095V-IAI-3P πνευματικῆςpneumatikēs[the] spiritualG4152A-GSF ἀκολουθούσηςakolouthousēsaccompanying [them]G0190V-PAP-GSF πέτρας,petrasrock,G4073N-GSF Χριστός·ChristosChrist;G5547N-NSM-T 5 Nefa ny ankabiazany dia tsy sitrak’ Andriamanitra, fa naringana tany an-efitra.
ἀλλ᾽all᾽NeverthelessG0235CONJ πλείοσινpleiosinmostG4119A-DPM-C αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM εὐδόκησενeudokēsenwas well pleasedG2106V-AAI-3S θεός·theosGod;G2316N-NSM-T κατεστρώθησανkatestrōthēsanthey were strewnG2693V-API-3P ἐρήμῳ.erēmōwilderness.G2048A-DSF 6 Ary izany zavatra izany dia tonga anatra ho antsika, mba tsy ho mpila zava-dratsy isika toy ny nilan’ ireny.
ταῦταtautaThese thingsG3778D-NPN τύποιtupoitypesG5179N-NPM ἐγενήθησανegenēthēsanhave becomeG1096V-2AOI-3P εἶναιeinaito beG1511V-PAN ἐπιθυμητὰςepithumētasdesirersG1938N-APM κακῶνkakōnof evil thingsG2556GA-GPN καθὼςkathōseven asG2531CONJ κἀκεῖνοιkakeinoithey alsoG2532CONJ + G1565 ἐπεθύμησαν.epethumēsandesired.G1937V-AAI-3P 7 Ary aoka tsy ho mpanompo sampy ianareo tahaka ny sasany amin’ ireny, araka ny voasoratra hoe: Ny olona nipetraka hihinana sy hisotro, dia nitsangana hilalao1.
μηδὲmēdeNeitherG3366CONJ-N εἰδωλολάτραιeidōlolatraiidolatersG1496N-NPM γίνεσθεginesthedo becomeG1096V-PNM-2P καθώςkathōseven asG2531CONJ αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S ἐκάθισενekathisenSat downG2523V-AAI-3S φαγεῖνphageinto eatG5315V-AAN πεῖνpeinto drinkG4095V-2AAN ἀνέστησανanestēsanrose upG0450V-AAI-3P παίζειν.paizeinto play.G3815V-PAN - Eks 32. 6
8 Ary aoka tsy hijangajanga isika tahaka ny sasany tamin’ ireny, ka telo arivo amby roa alina no ringana indray andro.
μηδὲmēdeNeitherG3366CONJ-N πορνεύωμενporneuōmenshall we commit sexual immoralityG4203V-PAS-1P καθώςkathōseven asG2531CONJ αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐπόρνευσαν,eporneusancommitted sexual immorality,G4203V-AAI-3P ἔπεσανepesanfellG4098V-2AAI-3P εἴκοσιeikositwentyG1501A-NUI τρεῖςtreisthreeG5140A-NPF χιλιάδες.chiliadesthousand.G5505N-NPF 9 Ary aoka tsy haka fanahy ny Tompo1 isika, tahaka ny nakan’ ny sasany tamin’ ireny fanahy Azy, ka matin’ ny menarana ireny.
μηδὲmēdeNeitherG3366CONJ-N ἐκπειράζωμενekpeirazōmenshall we testG1598V-PAS-1P ΧριστόνChristonChristG5547N-ASM-T καθώςkathōseven asG2531CONJ αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐπείρασαν,epeirasantested,G3985HV-AAI-3P ὄφεωνopheōnserpentsG3789N-GPM ἀπώλλυντο.apōlluntowere destroyed.G0622V-IPI-3P - Na: [an’ i Kristy].
10 Ary aoka tsy himonomonona ianareo tahaka ny sasany tamin’ ireny, izay matin’ ny mpandringana.
μηδὲmēdeNeitherG3366CONJ-N γογγύζετεgonguzetedo grumbleG1111V-PAM-2P καθάπερkathaperjust asG2509CONJ αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐγόγγυσαν,egongusangrumbled,G1111V-AAI-3P ἀπώλοντοapōlontoperishedG0622V-2AMI-3P ὀλοθρευτοῦ.olothreutouDestroyer.G3644N-GSM 11 Ary izany dia nanjo azy mba ho anatra, sady voasoratra izany ho fananarana antsika izay niharan’ ny faran’ izao tontolo izao.
ταῦταtautaThese thingsG3778D-NPN τυπικῶςtupikōstypologicallyG9992ADV συνέβαινενsunebainenit was happeningG4819V-IAI-3S ἐκείνοις,ekeinoisto them,G1565D-DPM ἐγράφηegraphēwere writtenG1125V-2API-3S νουθεσίανnouthesianadmonitionG3559N-ASF κατήντηκεν.¶katēntēkenhas come.G2658V-RAI-3S 12 Koa izay manao azy fa efa mijoro tsara, dia aoka izy hitandrina, fandrao ho lavo.
ὭστεHōsteThereforeG5620CONJ δοκῶνdokōnthinkingG1380V-PAP-NSM ἑστάναιhestanaito have stoodG2476V-RAN βλεπέτωblepetōhe should take heedG0991V-PAM-3S πέσῃ.pesēhe may fall.G4098V-2AAS-3S 13 Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan’ ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany lalana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.
πειρασμὸςpeirasmosTemptationG3986GN-NSM εἴληφενeilēphenhas seizedG2983V-2RAI-3S ἀνθρώπινος·anthrōpinoswhat is common to man;G0442A-NSM πιστὸςpistosfaithfulG4103A-NSM θεός,theos[is] God,G2316N-NSM-T ἐάσειeaseiwill allowG1439V-FAI-3S πειρασθῆναιpeirasthēnaito be temptedG3985GV-APN δύνασθε,dunastheyou are able,G1410V-PNI-2P ποιήσειpoiēseiwill provideG4160GV-FAI-3S πειρασμῷpeirasmōtemptationG3986GN-DSM ἔκβασινekbasinescapeG1545N-ASF δύνασθαιdunasthaito be ableG1410V-PNN ὑπενεγκεῖν.¶hupenegkeinto endure [it].G5297V-2AAN 14 Koa amin’ izany, ry malala, mandosira ny fanompoan-tsampy.
Διόπερ,DioperTherefore,G1355CONJ ἀγαπητοίagapētoibelovedG0027A-VPM μου,mouof mine,G3165P-1GS φεύγετεpheugetedo fleeG5343V-PAM-2P εἰδωλολατρίας.eidōlolatriasidolatry.G1495N-GSF 15 Miteny toy ny amin’ ny olo-manan-tsaina aho; heveronareo izay lazaiko.
φρονίμοιςphronimoisto sensible [ones]G5429A-DPM λέγω,legōI speak,G3004GV-PAI-1S κρίνατεkrinatedo judgeG2919V-AAM-2P ὑμεῖςhumeisfor yourselvesG4771P-2NP φημι.phēmiI say.G5346V-PAI-1S 16 Ny kapoaky ny fisaorana izay isaorantsika, tsy firaisana amin’1 ny ran’ i Kristy va izany? Ny mofo izay vakintsika, tsy firaisana amin’2 ny tenan’ i Kristy va izany?
ποτήριονpotērioncupG4221N-NSN εὐλογίαςeulogiasof blessingG2129N-GSF εὐλογοῦμεν,eulogoumenwe bless,G2127V-PAI-1P οὐχὶouchisurelyG3780PRT-N κοινωνίαkoinōniaa participationG2842N-NSF ἐστὶνestinit isG1510V-PAI-3S αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN Χριστοῦ;Christouof ChristG5547N-GSM-T ἄρτονartonbreadG0740N-ASM κλῶμεν,klōmenwe break,G2806V-PAI-1P οὐχὶouchisurelyG3780PRT-N κοινωνίαkoinōniaa participationG2842N-NSF σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T ἐστιν;estinit is?G1510V-PAI-3S - Na: fiombonana.
- Na: fiombonana.
17 Satria iray ihany ny mofo, dia tena iray ihany isika na dia maro aza; fa isika rehetra dia samy mandray amin’ izany mofo iray izany avokoa.
ὅτιhotiBecause [there is]G3754HCONJ πολλοίpolloimanyG4183A-NPM ἐσμεν·esmenwe are;G1510V-PAI-1P πάντεςpantesallG3956A-NPM μετέχομεν.¶metechomenwe partake.G3348V-PAI-1P 18 Indreo ny Isiraely araka ny nofo; moa izay mihinana ny fanatitra tsy mpiombona amin’ ny alitara va?
βλέπετεblepetedo considerG0991V-PAM-2P ἸσραὴλIsraēlIsraelG2474N-ASM-L κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκα·sarkaflesh:G4561N-ASF ἐσθίοντεςesthionteseatingG2068V-PAP-NPM θυσίαςthusiassacrificesG2378N-APF κοινωνοὶkoinōnoifellow partakersG2844N-NPM θυσιαστηρίουthusiastērioualtarG2379N-GSN εἰσίν;¶eisinare?G1510V-PAI-3P 19 Inona ary no holazaiko? Mety ho zavatra va ny hena aterina amin’ ny sampy, na mety ho zavatra va ny sampy?
φημι;phēmido I mean?G5346V-PAI-1S εἰδωλόθυτόνeidōlothutonan idol-sacrificeG1494A-NSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S εἴδωλόνeidōlonan idolG1497N-NSN ἐστιν;estinis?G1510V-PAI-3S 20 Tsia, fa izay zavatra aterin’ ny jentilisa ho fanatitra, dia ateriny amin’ ny demonia, fa tsy amin’ Andriamanitra1; koa tsy tiako ho mpiombona amin’ ny demonia ianareo.
θύουσινthuousinthey sacrificeG2380V-PAI-3P ἔθνη,ethnēgentilesG1484N-NPN δαιμονίοιςdaimonioisto demonsG1140N-DPN θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T θύουσιν·thuousinthey sacrifice;G2380V-PAI-3P θέλωthelōI do wishG2309V-PAI-1S κοινωνοὺςkoinōnousfellow partakersG2844N-APM δαιμονίωνdaimoniōnwith demonsG1140N-GPN γίνεσθαι.ginesthaito be.G1096V-PNN - Deo 32. 17
21 Tsy mahazo misotro amin’ ny kapoaky ny Tompo sy ny kapoaky ny demonia ianareo; tsy mahazo mihinana amin’ ny latabatry ny Tompo sy ny latabatry ny demonia ianareo.
δύνασθεdunastheyou are ableG1410V-PNI-2P ποτήριονpotērion[the] cupG4221N-ASN κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T πίνεινpineinto drinkG4095V-PAN ποτήριονpotērion[the] cupG4221N-ASN δαιμονίων·daimoniōnof demons;G1140N-GPN δύνασθεdunastheyou are ableG1410V-PNI-2P τραπέζηςtrapezēsof [the] tableG5132N-GSF κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T μετέχεινmetecheinto partakeG3348V-PAN τραπέζηςtrapezēsof [the] tableG5132N-GSF δαιμονίων.daimoniōnof demons.G1140N-GPN 22 Mampahasaro-piaro ny Tompo va isika? Mahery noho Izy va isika?
παραζηλοῦμενparazēloumendo we provoke to jealousyG3863V-PAI-1P κύριον;kurionLord?G2962GN-ASM-T ἰσχυρότεροιischuroteroistrongerG2478A-NPM-C αὐτοῦautouthan HeG0846P-GSM ἐσμεν;¶esmenare we?G1510V-PAI-1P 23 Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso.
ΠάνταPantaAll thingsG3956A-NPN ἔξεστινexestinare lawfulG1832V-PAI-3S πάνταpantaall thingsG3956A-NPN συμφέρει·sumphereiare profitable;G4851V-PAI-3S πάνταpantaAll thingsG3956A-NPN ἔξεστινexestinare lawfulG1832V-PAI-3S οἰκοδομεῖ.oikodomeiedify.G3618V-PAI-3S 24 Aoka tsy hisy olona hitady ny hahasoa ny tenany, fa ny hahasoa ny namany.
μηδεὶςmēdeisNo oneG3367A-NSM ἑαυτοῦhe'autouof himselfG1438F-3GSM ζητείτωzēteitōshould seekG2212V-PAM-3S ἑτέρουheterouotherG2087A-GSM ἕκαστος.¶hekastoseach.G1538A-NSM 25 Izay hena rehetra amidy eny an-tsena dia hano, fa aza manontany akory noho ny fieritreretana;
ΠᾶνPanEverythingG3956A-ASN μακέλλῳmakellōthe meat marketG3111N-DSN πωλούμενονpōloumenonbeing soldG4453V-PPP-ASN ἐσθίετεesthietedo eatG2068V-PAM-2P μηδὲνmēdennothingG3367A-ASN-N ἀνακρίνοντεςanakrinontesinquiringG0350V-PAP-NPM διὰdiaon account ofG1223PREP συνείδησιν·suneidēsinconscience;G4893N-ASF 26 fa an’ i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy1.
κυρίουkuriouLord’sG2962GN-GSM-T πλήρωμαplērōmafullnessG4138N-NSN αὐτῆς.¶autēsof it.G0846P-GSF - Sal 24. 1
27 Ary raha misy amin’ ny tsy mino manasa anareo, ka ta-handeha ianareo, dia hano izay arosony eo anoloanareo, fa aza manontany akory noho ny fieritreretana.
καλεῖkaleiinvitesG2564GV-PAI-3S ἀπίστωνapistōnunbelievingG0571A-GPM θέλετεtheleteyou wishG2309V-PAI-2P πορεύεσθαι,poreuesthaito go,G4198V-PNN πᾶνpaneverythingG3956A-ASN παρατιθέμενονparatithemenonis being set beforeG3908V-PPP-ASN ἐσθίετεesthietedo eatG2068V-PAM-2P μηδὲνmēdennothingG3367A-ASN-N ἀνακρίνοντεςanakrinontesinquiringG0350V-PAP-NPM διὰdiaon account ofG1223PREP συνείδησιν·suneidēsinconscience;G4893N-ASF 28 Fa raha misy manao aminareo hoe: Hena naterina tamin’ ny sampy io, dia aza homana noho ny amin’ ilay nilaza sy ny fieritreretana.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἴπῃ·eipēshall say;G2036V-2AAS-3S ἱερόθυτόνhi'erothutontemple-sacrificeG9995A-NSN ἐστιν,estinis,G1510V-PAI-3S ἐσθίετεesthietedo eatG2068V-PAM-2P δι᾽di᾽on account ofG1223PREP ἐκεῖνονekeinonhimG1565D-ASM μηνύσανταmēnusantahaving shown [it]G3377V-AAP-ASM συνείδησιν·suneidēsinconscience;G4893N-ASF πλήρωμαplērōmafullnessG4138N-NSN αὐτῆς.autēsof her.G0846P-GSF 29 Fieritreretana, hoy izaho, tsy ny an’ ny tenanano, fa ny an’ ny olon-kafa; fa nahoana ny fahafahako no dia tsarain’ ny fieritreretan’ ny olon-kafa?
συνείδησινsuneidēsin[the] conscienceG4893N-ASF λέγωlegōI am sayingG3004GV-PAI-1S οὐχὶouchi[is] notG3780PRT-N ἑαυτοῦhe'autouyour ownG1438F-2GSM ἑτέρου.heterouother.G2087A-GSM ἱνατίhinatiso whyG2443CONJ + G5101 ἐλευθερίαeleutheriafreedomG1657N-NSF κρίνεταιkrinetaiis judgedG2919V-PPI-3S ἄλληςallēsanother’sG0243A-GSF συνειδήσεως;suneidēseōsconscience?G4893N-GSF 30 Fa raha amin’ ny fisaorana no andraisako izany, nahoana aho no tenenina ratsy amin’ izay anaovako fisaorana?
χάριτιcharitiwith thankfulnessG5485N-DSF μετέχω,metechōpartake,G3348V-PAI-1S βλασφημοῦμαιblasphēmoumaiam I denigratedG0987V-PPI-1S οὗhouthat whichG3739R-GSN εὐχαριστῶ;eucharistōgive thanks?G2168V-PAI-1S 31 Koa amin’ izany, na mihinana na misotro ianareo, na inona na inona ataonareo, dia ataovy ho voninahitr’ Andriamanitra izany rehetra izany.
ἐσθίετεesthieteyou eatG2068V-PAI-2P πίνετεpinetedrinkG4095V-PAI-2P ποιεῖτε,poieiteyou perform,G4160GV-PAI-2P πάνταpantaall thingsG3956A-APN δόξανdoxangloryG1391N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ποιεῖτε.poieitedo perform.G4160GV-PAM-2P 32 Aza manao izay hahatafintohina ny Jiosy na ny jentilisa na ny fiangonan’ Andriamanitra,
ἀπρόσκοποιaproskopoiWithout offenseG0677A-NPM ἸουδαίοιςIoudaioisto JewsG2453N-DPM-PG γίνεσθεginesthedo you beG1096V-PNM-2P ἝλλησινHellēsinto GreeksG1672N-DPM-LG ἐκκλησίᾳekklēsiachurchG1577N-DSF θεοῦ,theouof God —G2316N-GSM-T 33 dia tahaka ahy koa manao izay hahafinaritra ny olona rehetra amin’ ny zavatra rehetra ka tsy mitady ny mahasoa ahy ihany, fa ny mahasoa ny maro mba hovonjena izy.
καθὼςkathōseven asG2531CONJ κἀγὼkagōI myself alsoG1473P-1NS + G2532 πᾶσινpasinin all thingsG3956A-DPM ἀρέσκωareskōpleaseG0700V-PAI-1S ζητῶνzētōnseekingG2212V-PAP-NSM ἐμαυτοῦemautouof myselfG1473F-1GSM σύμφορονsumphoronprofitingG4851V-PAP-ASM πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPM σωθῶσιν.¶sōthōsinthey may be saved.G4982V-APS-3P