Chapter 14
Ny fihoaran’ ny fahaizana haminany noho ny fahaizana hanao fiteny tsy fantatra
1 Miezaha mitady ny fitiavana, nefa maniria fatratra ny zava-panahy koa, indrindra fa ny haminany
ΔιώκετεDiōketedo earnestly pursueG1377V-PAM-2P ἀγάπην·agapēnlove;G0026N-ASF ζηλοῦτεzēloutedo earnestly desireG2206V-PAM-2P πνευματικά,pneumatikaspiritual gifts,G4152A-APN μᾶλλονmallonespeciallyG3123HADV προφητεύητε.prophēteuēteyou may prophesy.G4395V-PAS-2P 2 Fa izay miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra dia tsy miteny amin’ olona, fa amin’ Andriamanitra; fa amin’ ny fanahy no itenenany zava-miafina, ka tsy misy olona mahalala;
λαλῶνlalōnspeakingG2980V-PAP-NSM γλώσσῃglōssēin a tongueG1100N-DSF ἀνθρώποιςanthrōpoisto menG0444N-DPM λαλεῖlaleispeaksG2980V-PAI-3S θεῷ·theōto God;G2316N-DSM-T οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἀκούει,akoueihears,G0191V-PAI-3S πνεύματιpneumatiin the SpiritG4151GN-DSN λαλεῖlaleihe uttersG2980V-PAI-3S μυστήρια·mustēriamysteries;G3466N-APN 3 fa izay maminany kosa miteny amin’ olona ho fampandrosoana sy ho famporisihana ary ho fampiononana.
προφητεύωνprophēteuōnprophesyingG4395V-PAP-NSM ἀνθρώποιςanthrōpoisto menG0444N-DPM λαλεῖlaleispeaks [for]G2980V-PAI-3S οἰκοδομὴνoikodomēnedificationG3619N-ASF παράκλησινparaklēsinencouragementG3874N-ASF παραμυθίαν.paramuthianconsolation.G3889N-ASF 4 Izay miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra dia mampandroso ny tenany; fa izay maminany kosa mampandroso ny fiangonana1.
λαλῶνlalōnspeakingG2980V-PAP-NSM γλώσσῃglōssēin a tongueG1100N-DSF ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM οἰκοδομεῖ,oikodomeiedifies,G3618V-PAI-3S προφητεύωνprophēteuōnprophesyingG4395V-PAP-NSM ἐκκλησίανekklēsian[the] churchG1577N-ASF οἰκοδομεῖ.¶oikodomeiedifies.G3618V-PAI-3S - Gr. eklesia.
5 Tiako raha samy hiteny amin’ ny fiteny tsy fantatra ianareo rehetra; nefa aleo haminany; fa izay maminany dia lehibe noho izay miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra, raha tsy mandika teny koa izy hahazoan’ ny fiangonana1 fampandrosoana.
ΘέλωThelōI desireG2309V-PAI-1S πάνταςpantasallG3956A-APM λαλεῖνlaleinto speakG2980V-PAN γλώσσαις,glōssaisin tongues,G1100N-DPF προφητεύητε·prophēteuēteyou may prophesy;G4395V-PAS-2P μείζωνmeizōngreater [is]G3173A-NSM-C προφητεύωνprophēteuōnprophesyingG4395V-PAP-NSM λαλῶνlalōnspeakingG2980V-PAP-NSM γλώσσαιςglōssaisin tonguesG1100N-DPF ἐκτὸςektosexceptG1622PREP διερμηνεύῃ,diermēneuēhe shall interpret,G1329V-PAS-3S ἐκκλησίαekklēsiachurchG1577N-NSF οἰκοδομὴνoikodomēnedificationG3619N-ASF λάβῃ.¶labēmay receive.G2983V-2AAS-3S - Gr. eklesia.
6 Nefa, ry rahalahy, raha mankeo aminareo aho ka miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra, inona moa no soa ho vitako aminareo amin’ izany, raha tsy fanambarana, na fahalalana, na faminaniana, na fampianarana, no hitenenako aminareo?
ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM ἔλθωelthōI shall comeG2064V-2AAS-1S γλώσσαιςglōssaisin tonguesG1100N-DPF λαλῶν,lalōnspeaking,G2980V-PAP-NSM ὠφελήσω,ōphelēsōwill I profit,G5623V-FAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP λαλήσωlalēsōI shall speakG2980V-AAS-1S ἀποκαλύψειapokalupseirevelationG0602N-DSF γνώσειgnōseiknowledgeG1108N-DSF προφητείᾳprophēteiaprophecyG4394N-DSF διδαχῇ;didachēateaching?G1322N-DSF 7 Ary ny zavatra tsy manana aina, na sodina, na lokanga, na dia maneno aza, raha tsy manao feo samy hafa, ahoana no hahafantarana izay ataony, na amin’ ny sodina, na amin’ ny lokanga?
ἄψυχαapsuchalifeless thingsG0895A-NPN διδόντα,didontagiving,G1325V-PAP-NPN αὐλὸςaulosfluteG0836N-NSM κιθάρα,kitharaharp,G2788N-NSF διαστολὴνdiastolēndistinctionG1293N-ASF φθόγγοιςphthongoissoundsG5353N-DPM δῷ,dōthey shall give,G1325V-2AAS-3S γνωσθήσεταιgnōsthēsetaiwill it be knownG1097V-FPI-3S αὐλούμενονauloumenonis being pipedG0832V-PPP-NSN κιθαριζόμενον;kitharizomenonis being harped?G2789V-PPP-NSN 8 Fa raha manao feo hafahafa ny trompetra, iza no hiomana hiady?
ἄδηλονadēlonindistinctG0082A-ASF σάλπιγξsalpigx[the] trumpetG4536N-NSF δῷ,dōshall give,G1325V-2AAS-3S παρασκευάσεταιparaskeuasetaiwill prepare himselfG3903V-FDI-3S πόλεμον;polemonbattle?G4171N-ASM 9 Dia toy izany koa ianareo: raha tsy mazava ny teny aloaky ny vavanareo, hatao ahoana no fahafantatra izay lazainareo? Fa raha tsy izany, dia hiteny amin’ ny rivotra ianareo.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP γλώσσηςglōssēstongueG1100N-GSF εὔσημονeusēmonintelligibleG2154A-ASM λόγονlogonspeechG3056N-ASM δῶτε,dōteyou shall give,G1325V-2AAS-2P γνωσθήσεταιgnōsthēsetaiwill it be knownG1097V-FPI-3S λαλούμενον;laloumenonbeing spoken?G2980V-PPP-NSN ἔσεσθεesestheYou will beG1510V-FDI-2P ἀέραaera[the] airG0109N-ASM λαλοῦντες.lalountesspeaking.G2980V-PAP-NPM 10 Misy fiteny maro samy hafa amin’ izao tontolo izao, ka samy manana ny heviny avy.
τοσαῦτα,tosautaSo manyG5118K-NPN τύχοι,tuchoiit would beG5177V-2AAO-3S φωνῶνphōnōnof languagesG5456GN-GPF εἰσινeisinthere areG1510V-PAI-3P κόσμῳ,kosmō[the] world,G2889N-DSM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἄφωνον·aphōnonwithout meaning;G0880A-NSN 11 Koa raha tsy mahalala ny hevitry ny fiteny aho, dia ho vaka amin’ izay miteny, ary izay miteny ho vaka amiko kosa.
εἰδῶeidōI shall knowG6063V-RAS-1S δύναμινdunaminpowerG1411N-ASF ἔσομαιesomaiI will beG1510V-FDI-1S τῷtōto the [one]G3588T-DSM λαλοῦντιlalountispeakingG2980V-PAP-DSM βάρβαροςbarbarosa foreignerG0915A-NSM λαλῶνlalōnspeakingG2980V-PAP-NSM ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS βάρβαρος·barbarosa foreigner;G0915A-NSM 12 Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia izay hampandroso ny fiangonana1 no tadiavo indrindra.
ὑμεῖς,humeisyou yourselves,G4771P-2NP ζηλωταίzēlōtaizealousG2207N-NPM-T ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P πνευμάτων,pneumatōnof spiritual gifts,G4151GN-GPN οἰκοδομὴνoikodomēnedificationG3619N-ASF ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF ζητεῖτεzēteitedo seekG2212V-PAM-2P περισσεύητε.¶perisseuēteyou may exceed.G4052V-PAS-2P - Gr. eklesia.
13 Koa aoka izay miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra hangataka mba hahay mandika teny koa.
λαλῶνlalōnspeakingG2980V-PAP-NSM γλώσσῃglōssēin a tongueG1100N-DSF προσευχέσθωproseuchesthōhe should prayG4336V-PNM-3S διερμηνεύῃ.diermēneuēhe may interpret.G1329V-PAS-3S 14 Fa raha mivavaka amin’ ny fiteny tsy fantatra aho, dia ny fanahiko ihany no mivavaka, fa ny saiko kosa tsy mahavanona.
προσεύχωμαιproseuchōmaiI shall prayG4336V-PNS-1S γλώσσῃ,glōssēin a tongue,G1100N-DSF προσεύχεται,proseuchetaiprays,G4336V-PNI-3S νοῦςnousthe mindG3563N-NSM ἄκαρπόςakarposunfruitfulG0175A-NSM ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 15 Ahoana ary no izy? Sady hivavaka am-panahy no hivavaka an-tsaina koa aho; sady hihira am-panahy no hihira an-tsaina koa aho.
ἐστιν;estinis it?G1510V-PAI-3S προσεύξομαιproseuxomaiI will prayG4336V-FDI-1S πνεύματι,pneumatispirit,G4151GN-DSN προσεύξομαιproseuxomaiI will prayG4336V-FDI-1S ψαλῶpsalōI will sing praiseG5567V-FAI-1S πνεύματι,pneumatispirit,G4151GN-DSN ψαλῶpsalōI will sing praiseG5567V-FAI-1S 16 Fa raha misaotra am-panahy fotsiny ihany ianao, hataon’ izay tsy mahay ahoana no hanao Amena, raha misaotra ianao? satria tsy mahalala izay lazainao Izy.
ἐπεὶepeiOtherwiseG1893CONJ εὐλογῇςeulogēasyou shall blessG2127V-PAS-2S πνεύματι,pneumatispirit,G4151GN-DSN ἀναπληρῶνanaplērōnfillingG0378V-PAP-NSM τόπονtoponplaceG5117N-ASM ἰδιώτουidiōtouuninstructedG2399N-GSM ἐρεῖereiwill he sayG4483V-FAI-3S εὐχαριστίᾳ;eucharistiathanksgiving?G2169N-DSF ἐπειδὴepeidēsinceG1894CONJ λέγειςlegeisyou say [is that]G3004GV-PAI-2S οἶδεν·oidenhe knows;G6063V-RAI-3S 17 Fa ianao dia misaotra tsara ihany, nefa ny hafa kosa tsy mba ampandrosoina.
σὺsuYou yourselfG4771P-2NS εὐχαριστεῖς,eucharisteisare giving thanks,G2168V-PAI-2S ἕτεροςheterosotherG2087A-NSM οἰκοδομεῖται.¶oikodomeitaiis edified.G3618V-PPI-3S 18 Misaotra an’ Andriamanitra aho fa miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra mihoatra noho ianareo rehetra aho;
ΕὐχαριστῶEucharistōI thankG2168V-PAI-1S πάντωνpantōnthan allG3956A-GPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP γλώσσαιςglōssaisin tonguesG1100N-DPF λαλῶ·lalōspeaking;G2980V-PAI-1S 19 nefa raha ao am-piangonana1, dia aleoko manao teny dimy fantatry ny saiko mba hampianarako ny sasany koa, toy izay hanao teny iray alina amin’ ny fiteny tsy fantatra.
ἐκκλησίᾳekklēsia[the] churchG1577N-DSF θέλωthelōI desireG2309V-PAI-1S λόγουςlogouswordsG3056N-APM νοΐnoiwith mindG3563N-DSM λαλῆσαι,lalēsaito speakG2980V-AAN ἄλλουςallousothersG0243A-APM κατηχήσω,katēchēsōI may instruct,G2727V-AAS-1S μυρίουςmuriousten thousandG3463A-APM λόγουςlogouswordsG3056N-APM γλώσσῃ.¶glōssēa tongue.G1100N-DSF - Gr. eklesia.
20 Ry rahalahy, aza mba ho zaza amin’ ny fahalalana; raha amin’ ny lolompo dia aoka ho zaza-bodo aza, fa amin’ ny fahalalana kosa dia aoka ho lehilahy tokoa.
Ἀδελφοί,AdelphoiBrothers,G0080N-VPM παιδίαpaidiachildrenG3813N-NPN γίνεσθεginesthedo beG1096V-PNM-2P φρεσίν,phresinminds,G5424N-DPF νηπιάζετε,nēpiazetedo be little children,G3515V-PAM-2P φρεσὶνphresinthinkingG5424N-DPF τέλειοιteleioifull grownG5046A-NPM γίνεσθε.ginesthedo be.G1096V-PNM-2P 21 Voasoratra amin’ ny lalàna hoe: Amin’ ny olona hafa fiteny sy amin’ ny molotry ny olon-kafa no hitenenako amin’ ity firenena ity; fa na dia amin’ izany aza dia tsy hihaino Ahy izy, hoy Jehovah1.
γέγραπταιgegraptaiit has been writtenG1125V-RPI-3S ἑτερογλώσσοιςheteroglōssoisother tonguesG2084A-DPM χείλεσινcheilesinlipsG5491N-DPN ἑτέρωνheterōnof othersG2087A-GPM λαλήσωlalēsōI will speakG2980V-FAI-1S τούτῳ,toutōthis,G3778D-DSM οὐδ᾽oud᾽not evenG3761CONJ-N εἰσακούσονταίeisakousontaiwill they hearG1522V-FDI-3P κύριος.kurios[the] Lord.G2962GN-NSM-T - Isa 28. 11-12
22 Koa ny fiteny tsy fantatra dia famantarana amin’ ny tsy mino, fa tsy amin’ ny mino; fa ny faminaniana kosa dia amin’ ny mino, fa tsy amin’ ny tsy mino.
ὥστεhōsteSo thenG5620CONJ γλῶσσαιglōssaitonguesG1100N-NPF σημεῖόνsēmeiona signG4592N-ASN εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM πιστεύουσινpisteuousinbelievingG4100V-PAP-DPM ἀπίστοις,apistoisunbelieving,G0571A-DPM προφητείαprophēteiaprophecyG4394N-NSF ἀπίστοιςapistoisunbelievingG0571A-DPM πιστεύουσιν.pisteuousinbelieving.G4100V-PAP-DPM 23 Koa raha vory ny mpiangona rehetra, ary ny olona rehetra samy miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra, ary miditra ny tsy mahay, na ny tsy mino, tsy holazainy va fa very saina ianareo?
συνέλθῃsunelthēshall gatherG4905V-2AAS-3S ἐκκλησίαekklēsiachurchG1577N-NSF πάντεςpantesallG3956A-NPM λαλῶσινlalōsinshall speakG2980V-PAS-3P γλώσσαις,glōssaisin tonguesG1100N-DPF εἰσέλθωσινeiselthōsinmay come inG1525V-2AAS-3P ἰδιῶταιidiōtaiuninstructed onesG2399N-NPM ἄπιστοι,apistoiunbelievers,G0571A-NPM ἐροῦσινerousinthey will sayG4483V-FAI-3P μαίνεσθε;mainestheyou are mad?G3105V-PNI-2P 24 Fa raha samy maminany izy rehetra, ary miditra ny tsy mino, na ny tsy mahay, dia ho voan’ ny anatra ataon’ izy rehetra izy sady hotsarain’ izy rehetra;
πάντεςpantesallG3956A-NPM προφητεύωσιν,prophēteuōsinshall prophesy,G4395V-PAS-3P εἰσέλθῃeiselthēshall come inG1525V-2AAS-3S ἄπιστοςapistosunbelieverG0571A-NSM ἰδιώτης,idiōtēsuninstructed,G2399N-NSM ἐλέγχεταιelegchetaihe is convictedG1651V-PPI-3S πάντων,pantōnall,G3956A-GPM ἀνακρίνεταιanakrinetaihe is examinedG0350V-PPI-3S πάντων,pantōnall,G3956A-GPM 25 ka dia miseho ny zavatra takona ao am-pony, dia hiankohoka izy ka hivavaka amin’ Andriamanitra sady hilaza fa Andriamanitra dia ao aminareo marina tokoa.
κρυπτὰkruptasecretsG2927A-NPN καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM φανερὰphaneramanifestG5318A-NPN γίνεται,ginetaibecome,G1096V-PNI-3S πεσὼνpesōnhaving fallenG4098V-2AAP-NSM πρόσωπονprosōpon[his] faceG4383N-ASN προσκυνήσειproskunēseihe will worshipG4352V-FAI-3S ἀπαγγέλλωνapangellōndeclaringG0518V-PAP-NSM ὄντωςontōscertainlyG3689ADV ἐστιν.¶estinis.G1510V-PAI-3S 26 Ahoana ary no izy, ry rahalahy? Raha miangona ianareo, misy ta-hanao hira ianareo, misy ta-hanao fampianarana, misy manana fanambarana, misy manana fiteny tsy fantatra, misy manana fandikan-teny. Aoka ny zavatra rehetra hatao ho fampandrosoana.
ἐστιν,estinis it,G1510V-PAI-3S ἀδελφοί;adelphoibrothers?G0080N-VPM συνέρχησθε,sunerchēstheyou may come together,G4905V-PNS-2P ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ψαλμὸνpsalmona psalmG5568N-ASM ἔχει,echeihas,G2192V-PAI-3S διδαχὴνdidachēna teachingG1322N-ASF ἔχει,echeihas,G2192V-PAI-3S ἀποκάλυψινapokalupsina revelationG0602N-ASF ἔχει,echeihas,G2192V-PAI-3S γλῶσσανglōssana tongueG1100N-ASF ἔχει,echeihas,G2192V-PAI-3S ἑρμηνείανhermēneianan interpretationG2058N-ASF ἔχει·echeihas;G2192V-PAI-3S πάνταpantaAll thingsG3956A-NPN οἰκοδομὴνoikodomēnedificationG3619N-ASF γινέσθω.ginesthōshould be.G1096V-PNM-3S 27 Raha misy miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra, dia avelao ho roa na telo, fa aza atao mihoatra noho izany, ka ampifanarakarahina; ary avelao hisy iray mandika teny.
γλώσσῃglōssēwith a tongueG1100N-DSF λαλεῖ,laleispeaks,G2980V-PAI-3S κατὰkata[let it be] byG2596PREP πλεῖστονpleistonmostG4118A-ASN-S τρεῖςtreisthreeG5140A-APM μέρος·merosturn;G3313N-ASN διερμηνευέτω·diermēneuetōshould interpret;G1329V-PAM-3S 28 Fa raha tsy misy mpandika teny, dia aoka izy hangina eo amin’ ny fiangonana1; fa aoka hiteny amin’ ny tenany sy amin’ Andriamanitra ihany izy.
ᾖēthere shall beG1510V-PAS-3S διερμηνευτής,diermēneutēsan interpreter,G1328N-NSM σιγάτωsigatōhe should be silentG4601V-PAM-3S ἐκκλησίᾳ,ekklēsia[the] church,G1577N-DSF ἑαυτῷhe'autōto himselfG1438F-3DSM λαλείτωlaleitōhe should speakG2980V-PAM-3S θεῷ.theōto God.G2316N-DSM-T - Gr. eklesia.
29 Ary aoka ny mpaminany roa na telo no hiteny, fa aoka ny hafa hamantatra.
προφῆταιprophētaiProphetsG4396N-NPM τρεῖςtreisthreeG5140A-NPM λαλείτωσαν,laleitōsanshould speak,G2980V-PAM-3P ἄλλοιalloiothersG0243A-NPM διακρινέτωσαν·diakrinetōsanshould discern;G1252V-PAM-3P 30 Fa raha misy tsindrian’ ny Fanahy ao am-pipetrahana, dia aoka hangina kosa ny voalohany;
ἄλλῳallōto anotherG0243A-DSM ἀποκαλυφθῇapokaluphthēaa revelation shall be madeG0601V-APS-3S καθημένῳ,kathēmenōsitting by,G2521V-PNP-DSM σιγάτω.sigatōshould be silent.G4601V-PAM-3S 31 fa mahazo maminany tsirairay ianareo rehetra, mba hianaran’ izy rehetra sy hamporisihana azy rehetra;
δύνασθεdunastheYou are ableG1410V-PNI-2P καθ᾽kath᾽[one] byG2596PREP πάντεςpantesallG3956A-NPM προφητεύειν,prophēteueinto prophesy,G4395V-PAN πάντεςpantesallG3956A-NPM μανθάνωσινmanthanōsinmay learnG3129V-PAS-3P πάντεςpantesallG3956A-NPM παρακαλῶνται·parakalōntaimay be exhorted;G3870V-PPS-3P 32 ary ny fanahin’ ny mpaminany dia manaiky hozakain’ izy mpaminany.
πνεύματαpneumataspiritsG4151GN-NPN προφητῶνprophētōnof prophetsG4396N-GPM προφήταιςprophētaisto prophetsG4396N-DPM ὑποτάσσεται·hupotassetaiare subject;G5293V-PPI-3S 33 Fa Andriamanitra tsy tompon’ ny fikotronana, fa tompon’ ny fiadanana. Araka ny fanaon’ ny fiangonan’1 ny olona masìna rehetra,
ἐστινestinHe isG1510V-PAI-3S ἀκαταστασίαςakatastasiasof disorderG0181N-GSF εἰρήνης,eirēnēsof peace,G1515N-GSF πάσαιςpasaisallG3956A-DPF ἐκκλησίαιςekklēsiaischurchesG1577N-DPF ἁγίων.¶hagiōnsaints.G0040HA-GPM - Gr. eklesia.
34 dia aoka hangina ny vehivavy raha ao am-piangonana1; fa tsy avela hiteny izy, fa aoka hanoa tsara araka ny lazain’ ny lalàna koa.
γυναῖκεςgunaikeswomenG1135GN-NPF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐκκλησίαιςekklēsiaischurchesG1577N-DPF σιγάτωσαν·sigatōsanthey should be silent;G4601V-PAM-3P ἐπιτρέπεταιepitrepetaiit is allowedG2010V-PPI-3S αὐταῖςautaisto themG0846P-DPF λαλεῖν,laleinto speak,G2980V-PAN ὑποτασσέσθωσανhupotassesthōsanthey should be submittedG5293V-PPM-3P καθὼςkathōseven asG2531CONJ λέγει.legeisays.G3004GV-PAI-3S - Gr. eklesia.
35 Ary raha misy tiany hianarana, dia aoka izy hanontany ny lahy raha mby any an-trano; fa mahamenatra raha miteny ao am-piangonana1 ny vehivavy.
μαθεῖνmatheinto learnG3129V-2AAN θέλουσιν,thelousinthey desire,G2309V-PAI-3P ἰδίουςidious[their] ownG2398A-APM ἄνδραςandrashusbandsG0435HN-APM ἐπερωτάτωσαν·eperōtatōsanthey should ask;G1905V-PAM-3P αἰσχρὸνaischronshamefulG0150A-NSN ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S γυναικὶgunaikifor a womanG1135GN-DSF λαλεῖνlaleinto speakG2980V-PAN ἐκκλησίᾳ.ekklēsia[the] church.G1577N-DSF - Gr. eklesia.
36 Avy aminareo va no nihavian’ ny tenin’ Andriamanitra, sa ao aminareo ihany no nahatongavany?
θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐξῆλθεν,exēlthenhas gone out?G1831V-2AAI-3S μόνουςmonousonlyG3441A-APM κατήντησεν;¶katēntēsenhas it come?G2658V-AAI-3S 37 Raha misy manao azy ho mpaminany, na ho manana fahaizam-panahy, dia aoka ho fantany tsara fa didin’ ny Tompo ny teny izay soratako ho aminareo.
δοκεῖdokeiconsidersG1380V-PAI-3S προφήτηςprophētēsa prophetG4396N-NSM εἶναιeinaihimself to beG1511V-PAN πνευματικός,pneumatikosspiritual,G4152A-NSM ἐπιγινωσκέτωepiginōsketōhe should recognizeG1921V-PAM-3S ἃha[the] thingsG3739R-APN γράφωgraphōI writeG1125V-PAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἐντολή·entolē[the] command;G1785N-NSF 38 Fa raha misy tsy mahalala, dia avelao tsy hahalala ihany izy.
ἀγνοεῖ,agnoeiis ignorant,G0050V-PAI-3S ἀγνοεῖται.¶agnoeitaihim is ignored.G0050V-PPI-3S 39 Koa amin’ izany, ry rahalahiko, maniria fatratra ny haminany, ary aza mandrara tsy hiteny amin’ ny fiteny tsy fantatra;
ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-VPM μου,mouof mine,G3165P-1GS ζηλοῦτεzēloutedo earnestly desireG2206V-PAM-2P προφητεύειν,prophēteueinto prophesy,G4395V-PAN λαλεῖνlaleinto speakG2980V-PAN κωλύετεkōluetedo forbidG2967V-PAM-2P γλώσσαις.glōssaisin tongues.G1100N-DPF 40 kanefa aoka ny zavatra rehetra hatao amin’ ny fahamendrehana sy ny filaminana.
πάνταpantaAll thingsG3956A-NPN εὐσχημόνωςeuschēmonōsproperlyG2156ADV τάξινtaxinorderG5010N-ASF γινέσθω.¶ginesthōshould be done.G1096V-PNM-3S