Chapter 7
Ny amin’ ny fanambadiana
1 Ary ny amin’ ireo zavatra nosoratanareo, dia tsara amin’ ny lehilahy raha tsy mikasi-behivavy akory.
ΠερὶPeriConcerningG4012PREP ὧνhōn[the] things about whichG3739R-GPN ἐγράψατεegrapsateyou wroteG1125V-2AAI-2P καλὸνkalon[It is] goodG2570GA-NSN ἀνθρώπῳanthrōpōfor a manG0444N-DSM γυναικὸςgunaikosa womanG1135GN-GSF ἅπτεσθαι·haptesthaito touch;G0681V-PMN 2 Anefa noho ny fijangajangana dia aoka ny lehilahy rehetra samy hanana ny vadiny avy, ary aoka koa ny vehivavy rehetra samy hanana ny vadiny avy.
διὰdiaBecause ofG1223PREP πορνείαςporneiassexual immoralityG4202N-APF ἕκαστοςhekastoseach manG1538A-NSM ἑαυτοῦhe'autouhis ownG1438F-3GSM ἐχέτω,echetōshould have,G2192V-PAM-3S ἑκάστηhekastēeach [woman]G1538A-NSF ἴδιονidion[her] ownG2398A-ASM ἐχέτω.echetōshould have.G2192V-PAM-3S 3 Aoka ny lahy hanao izay mety hatao amin’ ny vavy; ary mba toy izany koa ny vavy amin’ ny lahy.
ὀφειλὴνopheilēndebtG3782N-ASF εὔνοιανeunoiangood willG2133N-ASF ἀποδιδότω·apodidotōshould fulfill;G0591V-PAM-3S ὁμοίωςhomoiōslikewiseG3668ADV ἀνδρί.andrihusband.G0435HN-DSM 4 Ny vavy tsy manam-pahefana amin’ ny tenany, fa ny lahy; ary mba toy izany koa ny lahy tsy manam-pahefana amin’ ny tenany, fa ny vavy.
ἰδίουidiou[her] ownG2398A-GSN σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ἐξουσιάζειexousiazeihas authority overG1850V-PAI-3S ὁμοίωςhomoiōslikewiseG3668ADV ἰδίουidiou[his] ownG2398A-GSN σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ἐξουσιάζειexousiazeihas authority overG1850V-PAI-3S 5 Aza misara-pandriana ianareo, raha tsy amin’ izay andro sasany ifanekenareo ho andro hivavahana, nefa mbola hiraisanareo fandriana indray, mba tsy hakan’ i Satana fanahy anareo noho ny tsi-faharetanareo.
ἀποστερεῖτεapostereitedo depriveG0650V-PAM-2P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM μήτιmētisurely evenG3385PRT-N συμφώνουsumphōnoumutual agreementG4859A-GSN καιρόν,kairona time,G2540N-ASM σχολάσητεscholasēteyou may be devotedG4980V-AAS-2P νηστείᾳnēsteiato fastingsG3521N-DSF προσευχῇproseuchēato prayerG4335N-DSF ἦτε,ētemay be,G1510V-PAS-2P πειράζῃpeirazēmay temptG3985GV-PAS-3S σατανᾶςsatanasSatanG4567N-NSM-T ἀκρασίανakrasianlack of self-controlG0192N-ASF ὑμῶν.humōnof you.G4771P-2GP 6 Fandeferana anefa no anaovako izany, fa tsy mandidy aho.
κατὰkataby way ofG2596PREP συγγνώμηνsungnōmēnconcessionG4774N-ASF κατ᾽kat᾽by way ofG2596PREP ἐπιταγήν.epitagēncommand.G2003N-ASF 7 Fa tiako ho tahaka ahy ny olona rehetra; kanefa samy manana izay fanomezam-pahasoavana nomen’ Andriamanitra ary avy, ka ny anankiray toy izao, ary ny anankiray toy izao kosa.
θέλωthelōI wishG2309V-PAI-1S πάνταςpantasallG3956A-APM ἀνθρώπουςanthrōpousmenG0444N-APM εἶναιeinaito beG1511V-PAN ἐμαυτόν·emautonmyself;G1473F-1ASM ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM ἴδιονidion[their] ownG2398A-ASN ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S χάρισμαcharismagiftG5486N-ASN θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T οὕτως,houtōsthis,G3779ADV οὕτως.¶houtōsthat.G3779ADV 8 Fa hoy izaho amin’ ny tsy manam-bady sy ny mpitondratena kosa: Tsara aminy raha mitoetra tahaka ahy izy.
ἀγάμοιςagamoisunmarriedG0022N-DPM χήραις,chēraiswidows,G5503N-DPF αὐτοῖςautoisfor themG0846P-DPM ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S μείνωσινmeinōsinthey shall remainG3306V-AAS-3P κἀγώ.kagōalso I. myselfG1473P-1NS + G2532 9 Nefa raha tsy maharitra izy, dia aoka hanam-bady ihany; fa tsara ny manam-bady noho ny ho maimay.
ἐγκρατεύονται,egkrateuontaithey have self-control,G1467V-PNI-3P γαμησάτωσαν·gamēsatōsanthey should marry;G1060V-AAM-3P κρεῖττονkreittonbetterG2908A-NSN-C ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S γαμῆσαιgamēsaito marryG1060V-AAN πυροῦσθαι.¶purousthaito burn with passion.G4448V-PPN 10 Ary ny manam-bady dia didiako, nefa tsy izaho, fa ny Tompo: Aoka tsy hiala amin’ ny lahy ny vavy,
ΤοῖςToisTo thoseG3588T-DPM γεγαμηκόσινgegamēkosinhaving marriedG1060V-RAP-DPM παραγγέλλωparangellōI give this charge —G3853V-PAI-1S κύριος,kuriosLord —G2962GN-NSM-T γυναῖκαgunaikaA wifeG1135HN-ASF ἀνδρὸςandrosa husbandG0435HN-GSM χωρισθῆναι·chōristhēnaiis to be separated;G5563V-APN 11 (nefa raha misy efa niala, dia aoka hitoetra tsy manam-bady, na aoka hody amin’ ny lahy); ary ny lahy aoka tsy hiala amin’ ny vavy.
χωρισθῇ,chōristhēashe shall be separated,G5563V-APS-3S μενέτωmenetōshe should remainG3306V-PAM-3S ἄγαμοςagamosunmarriedG0022N-NSF καταλλαγήτω·katallagētōshe should be reconciled;G2644V-2APM-3S ἄνδραandraa husbandG0435HN-ASM γυναῖκαgunaikaa wifeG1135HN-ASF ἀφιέναι.¶aphienaiis to send away.G0863GV-PAN 12 Fa amin’ ny sisa, dia hoy izaho, fa tsy ny Tompo: Raha misy rahalahy manam-bady tsy mino, ary mety mitoetra aminy ihany ny vavy, dia aoka tsy hialany izy.
λοιποῖςloipoisrestG3062A-DPM κύριος,kuriosLord:G2962GN-NSM-T ἀδελφὸςadelphosbrotherG0080N-NSM γυναῖκαgunaikaa wifeG1135HN-ASF ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S ἄπιστονapistonunbelievingG0571A-ASF συνευδοκεῖsuneudokeiconsentsG4909V-PAI-3S οἰκεῖνoikeinto dwellG3611V-PAN αὐτοῦ,autouhim,G0846P-GSM ἀφιέτωaphietōhe should divorceG0863GV-PAM-3S αὐτήν·autēnher;G0846P-ASF 13 Ary raha misy vehivavy manam-bady tsy mino, ka mety mitoetra aminy ihany ny lahy, dia aoka tsy hialany izy.
ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S ἄνδραandraa husbandG0435HN-ASM ἄπιστονapistonunbelievingG0571A-ASM συνευδοκεῖsuneudokeiconsentsG4909V-PAI-3S οἰκεῖνoikeinto dwellG3611V-PAN αὐτῆς,autēsher,G0846P-GSF ἀφιέτωaphietōshe should divorceG0863GV-PAM-3S ἄνδρα.andrahusband.G0435HN-ASM 14 Fa ny lahy tsy mino dia efa masìna ao amin’ ny vavy ary ny vavy tsy mino dia efa masìna ao amin’ ny rahalahy; raha tsy izany kosa, dia tsy madio ny zanakareo; fa raha izany, dia masìna izy.
ἡγίασταιhēgiastaiHas been sanctifiedG0037V-RPI-3S ἄπιστοςapistosunbelievingG0571A-NSM γυναικί,gunaikiwife,G1135HN-DSF ἡγίασταιhēgiastaihas been sanctifiedG0037V-RPI-3S ἄπιστοςapistosunbelievingG0571A-NSF ἀδελφῷ·adelphōbrother;G0080N-DSM τέκναteknachildrenG5043N-NPN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἀκάθαρτάakathartauncleanG0169A-NPN ἐστιν,estinare,G1510V-PAI-3S ἐστιν.estinthey are.G1510V-PAI-3S 15 Fa raha ny tsy mino no miala, aoka hiala izy. Na rahalahy na anabavy dia tsy voafehy amin’ izany; fa Andriamanitra efa niantso antsika amin’ ny fihavanana.
ἄπιστοςapistosunbelieverG0571A-NSM χωρίζεται,chōrizetaiseparates himself,G5563V-PPI-3S χωριζέσθω·chōrizesthōhe should separate himself;G5563V-PPM-3S δεδούλωταιdedoulōtaihas bee under bondageG1402V-RPI-3S ἀδελφὸςadelphosbrotherG0080N-NSM ἀδελφὴadelphēsisterG0079N-NSF τοιούτοις·toioutoissuch [cases];G5108D-DPN εἰρήνῃeirēnēpeaceG1515N-DSF κέκληκενkeklēkenhas calledG2564GV-RAI-3S θεός.theosGod.G2316N-NSM-T 16 Fa ahoana moa no ahafantaranao, ravehivavy, na hovonjenao ny vadinao, na tsia? Ary ahoana no ahafantaranao, ralehilahy, na hovonjenao ny vadinao, na tsia?
οἶδας,oidasknow you,G6063V-PAI-2S σώσεις;sōseisyou will save?G4982V-FAI-2S οἶδας,oidasknow you,G6063V-PAI-2S σώσεις;sōseisyou will save?G4982V-FAI-2S 17 Kanefa aoka ny olona rehetra samy handeha araka izay anjarany nomen’ ny Tompo azy sy araka ny niantsoan’ Andriamanitra azy avy. Ary izany no andidiako ao amin’ ny fiangonana rehetra.
ἑκάστῳhekastōto eachG1538A-DSM ἐμέρισενemerisenhas assignedG3307V-AAI-3S κύριος,kuriosLordG2962GN-NSM-T ἕκαστονhekastonto eachG1538A-ASM κέκληκενkeklēkenhas calledG2564GV-RAI-3S θεός,theosGodG2316N-NSM-T περιπατείτω·peripateitōhe should walk;G4043V-PAM-3S ἐκκλησίαιςekklēsiaischurchesG1577N-DPF πάσαιςpasaisallG3956A-DPF διατάσσομαι.¶diatassomaiI prescribe.G1299V-PMI-1S 18 Misy nantsoina voafora va? Aoka izy tsy hovana ho tsy voafora. Misy antsoina tsy voafora va? Aoka izy tsy hoforana.
ΠεριτετμημένοςPeritetmēmenoscircumcisedG4059V-RPP-NSM ἐκλήθη;eklēthēwas called?G2564GV-API-3S ἐπισπάσθω·epispasthōhe should become uncircumcised;G1986V-PNM-3S ἀκροβυστίᾳakrobustiauncircumcisionG0203N-DSF κέκληταίkeklētaihas been calledG2564GV-RPI-3S περιτεμνέσθω.peritemnesthōhe should d be circumcise.G4059V-PPM-3S 19 Tsinontsinona ny famorana, ary tsinontsinona ny tsi-famorana; fa ny mitandrina ny didin’ Andriamanitra no izy.
περιτομὴperitomēCircumcisionG4061N-NSF οὐδένoudenno [thing]G3762A-NSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀκροβυστίαakrobustiauncircumcisionG0203N-NSF οὐδένoudenno [thing]G3762A-NSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S τήρησιςtērēsiskeepingG5084N-NSF ἐντολῶνentolōn[the] commandmentsG1785N-GPF θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 20 Aoka ny olona rehetra samy hitoetra eo amin’ izay toetra efa niantsoana azy ihany.
ἕκαστοςhekastosEachG1538A-NSM κλήσειklēseicallingG2821N-DSF ἐκλήθη,eklēthēhe has been called,G2564GV-API-3S μενέτω.menetōhe should abide.G3306V-PAM-3S 21 Nantsoina va ianao raha mbola mpanompo? Aoka tsy hampaninona anao izany; nefa raha misy hahafahanao, aleo izany1.
δοῦλοςdoulosSlave [being]G1401N-NSM ἐκλήθης;eklēthēswere you called?G2564GV-API-2S μελέτω·meletōshould it concern;G3199V-PAM-3S δύνασαιdunasaiyou are ableG1410V-PNI-2S ἐλεύθεροςeleutherosfreeG1658A-NSM γενέσθαι,genesthaito become,G1096V-2ADN χρῆσαι.chrēsaido take advantage.G5530V-ADM-2S - Na: fa na dia misy hahafahanao, dia aleo manompo ihany.
22 Fa ny andevo izay voantso ao amin’ ny Tompo dia olona afaka an’ ny Tompo; toy izany koa, ny olona afaka izay voantso dia mpanompon’ i Kristy.
κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T κληθεὶςklētheishaving been calledG2564GV-APP-NSM δοῦλοςdoulos[being] a slaveG1401N-NSM ἀπελεύθεροςapeleutherosa freedmanG0558A-NSM κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T ἐστίν·estinis;G1510V-PAI-3S ὁμοίωςhomoiōslikewiseG3668ADV ἐλεύθεροςeleutherosfreeG1658A-NSM κληθεὶςklētheishaving been calledG2564GV-APP-NSM δοῦλόςdoulosa slaveG1401N-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S Χριστοῦ.Christouof Christ.G5547N-GSM-T 23 Fa olom-boavidy ianareo, ka aza mety ho andevon’ olona.
τιμῆςtimēsWith a priceG5092N-GSF ἠγοράσθητε·ēgorasthēteyou were bought;G0059V-API-2P γίνεσθεginesthedo becomeG1096V-PNM-2P δοῦλοιdouloislavesG1401N-NPM ἀνθρώπων.anthrōpōnof men.G0444N-GPM 24 Ry rahalahy, aoka ny olona rehetra samy hitoetra amin’ Andriamanitra ao amin’ izay niantsoana azy avy.
ἕκαστοςhekastosEachG1538A-NSM ἐκλήθη,eklēthēhe was called,G2564GV-API-3S ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM μενέτωmenetōhe should abideG3306V-PAM-3S θεῷ.¶theōGod.G2316N-DSM-T 25 Fa ny amin’ ny virijina dia tsy manana didy avy amin’ ny Tompo aho; nefa ataoko izay hevitro tahaka izay niantran’ ny Tompo ahy ho mahatoky.
ΠερὶPeriConcerningG4012PREP παρθένωνparthenōnvirginsG3933N-GPF ἐπιταγὴνepitagēna commandmentG2003N-ASF κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T ἔχω,echōI have,G2192V-PAI-1S γνώμηνgnōmēnjudgmentG1106N-ASF δίδωμιdidōmiI giveG1325V-PAI-1S ἠλεημένοςēleēmenosreceived mercyG1653V-RPP-NSM κυρίουkuriou[the] LordG2962GN-GSM-T πιστὸςpistostrustworthyG4103A-NSM εἶναι.einaito be.G1511V-PAN 26 Koa izao no ataoko fa tsara amin’ ny olona noho ny fahoriana miseho ankehitriny, dia ny mitoetra toy izao ihany.
νομίζωnomizōI thinkG3543V-PAI-1S ὑπάρχεινhuparcheinbeingG5225V-PAN διὰdiabecause ofG1223PREP ἐνεστῶσανenestōsanbeing presentG1764V-RAP-ASF ἀνάγκην,anagkēnnecessity,G0318N-ASF καλὸνkalon[it is] goodG2570GA-NSN ἀνθρώπῳanthrōpōfor a manG0444N-DSM οὕτωςhoutōsin the same mannerG3779ADV εἶναι.einaito remain.G1511V-PAN 27 Manam-bady va ianao? Aza mitady izay hisarahana. Tsy manam-bady va ianao? Aza mitady vady.
δέδεσαιdedesaiHave you been boundG1210V-RPI-2S γυναικί;gunaikito a wife?G1135HN-DSF ζήτειzēteido seekG2212V-PAM-2S λύσιν·lusinto be loosed;G3080N-ASF λέλυσαιlelusaiHave you been loosedG3089V-RPI-2S γυναικός;gunaikosa wife?G1135HN-GSF ζήτειzēteido seekG2212V-PAM-2S γυναῖκα.gunaikaa wife.G1135HN-ASF 28 Nefa na dia hanam-bady aza ianao, dia tsy manota tsy akory; ary na dia hanam-bady aza ny virijina, dia tsy manota izy. Kanefa kosa hanam-pahoriana amin’ ny nofo ireny; fa izaho miantra anareo.
γαμήσῃς,gamēsēsyou shall marry,G1060V-AAS-2S ἥμαρτες·hēmartesyou did sin;G0264V-2AAI-2S γήμῃgēmēshall marryG1060V-AAS-3S παρθένος,parthenosvirgin,G3933N-NSF ἥμαρτεν·hēmartenshe did sin;G0264V-2AAI-3S θλῖψινthlipsintribulationG2347N-ASF σαρκὶsarkifleshG4561N-DSF ἕξουσινhexousinwill haveG2192V-FAI-3P τοιοῦτοι·toioutoisuch;G5108D-NPM φείδομαι.¶pheidomaiam sparing.G5339V-PNI-1S 29 Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Efa fohy1 ny andro, mba ho toy ny tsy manam-bady ny manana amin’ izao sisa izao;
φημι,phēmiI say,G5346V-PAI-1S ἀδελφοί,adelphoibrothers:G0080N-VPM καιρὸςkairosseasonG2540N-NSM συνεσταλμένοςsunestalmenosshortenedG4958V-RPP-NSM ἐστίν·estinis;G1510V-PAI-3S λοιπόνloiponFrom now onG3063A-ASN ἐστίν,estinisG1510V-PAI-3S ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM γυναῖκαςgunaikaswivesG1135HN-APF ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM ὦσιν,ōsinmay be,G1510V-PAS-3P - Gr. nohafohezina.
30 ary mba ho toy izay tsy mitomany ny mitomany; ary mba ho toy izay tsy mifaly ny mifaly; ary mba ho toy izay tsy mahazo ny mividy;
κλαίοντεςklaiontesweepingG2799V-PAP-NPM κλαίοντες,klaiontesweeping,G2799V-PAP-NPM χαίροντεςchairontesrejoicingG5463V-PAP-NPM χαίροντες,chairontesrejoicing,G5463V-PAP-NPM ἀγοράζοντεςagorazontesbuyingG0059V-PAP-NPM κατέχοντες,katechontespossessing,G2722V-PAP-NPM 31 ary mba ho toy izay tsy mahavatra izao fiainana izao loatra ny mahavatra azy, fa mandalo ny fanaon’ izao fiainana izao.
χρώμενοιchrōmenoiusingG5530V-PNP-NPM κόσμονkosmonworldG2889N-ASM καταχρώμενοι.katachrōmenoiusing [it] as their own.G2710V-PNP-NPM παράγειparageiIs passing awayG3855V-PAI-3S σχῆμαschēmapresent formG4976N-NSN κόσμουkosmouworldG2889N-GSM τούτου·toutouthis;G3778D-GSM 32 Fa tiako tsy ho maro ahina ianareo. Izay tsy manam-bady dia miahy ny an’ ny Tompo mba hahafaly ny Tompo.
θέλωthelōI desireG2309V-PAI-1S ἀμερίμνουςamerimnouswithout concernG0275A-APM εἶναι.einaito be.G1511V-PAN ἄγαμοςagamosunmarried manG0022N-NSM μεριμνᾷmerimnacares forG3309V-PAI-3S τὰtathe [things]G3588T-APN κυρίου,kuriouLord,G2962GN-GSM-T ἀρέσῃaresēhe may pleaseG0700V-AAS-3S 33 Fa izay manam-bady kosa miahy ny an’ izao fiainana izao mba hahafaly ny vavy.
γαμήσαςgamēsashaving been marriedG1060V-AAP-NSM μεριμνᾷmerimnahe cares forG3309V-PAI-3S τὰtathe [things]G3588T-APN κόσμου,kosmouworld,G2889N-GSM ἀρέσῃaresēhe may pleaseG0700V-AAS-3S γυναικί,gunaikiwife,G1135HN-DSF 34 Ary tsy mitovy koa ny vehivavy manam-bady sy ny virijina. Ny vehivavy tsy manam-bady mitandrina ny an’ ny Tompo, mba ho samy masìna avokoa ny tenany sy ny fanahiny; fa izay manam-bady kosa dia mitandrina ny an’ izao fiainana izao mba hahafaly ny lahy.
μεμέρισται.memeristaihas he been divided.G3307V-RPI-3S ἄγαμοςagamosunmarriedG0022N-NSF παρθένοςparthenosvirginG3933N-NSF μεριμνᾷmerimnacares forG3309V-PAI-3S τὰtathe [things]G3588T-APN κυρίου,kuriouLord,G2962GN-GSM-T ᾖēshe may beG1510V-PAS-3S σώματιsōmatibodyG4983N-DSN πνεύματι·pneumatispirit;G4151GN-DSN γαμήσασαgamēsasahaving been marriedG1060V-AAP-NSF μεριμνᾷmerimnashe cares forG3309V-PAI-3S τὰtathe [things]G3588T-APN κόσμου,kosmouworld,G2889N-GSM ἀρέσῃaresēshe may pleaseG0700V-AAS-3S ἀνδρί.andrihusband.G0435HN-DSM 35 Ary miteny izany aho mba hahasoa anareo, fa tsy haningotra anareo amin’ ny tadivavarana, fa mba hanaovanareo izay miendrika sy hitoeranareo tsara amin’ ny Tompo, ka tsy hivezivezen’ ny sainareo.
ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP αὐτῶνautōnyourselvesG0846P-GPM σύμφορονsumphoron[your] benefitG4851V-PAP-ASM βρόχονbrochona restraintG1029N-ASM ἐπιβάλωepibalōI may place uponG1911V-2AAS-1S εὔσχημονeuschēmon[is] seemlyG2158A-ASN εὐπάρεδρονeuparedrondevotedG2145A-ASN ἀπερισπάστως.¶aperispastōswithout distraction.G0563ADV 36 Fa raha misy mihevitra fa tsy mety ny fitondrany ny zananivavy virijina, satria mihoatra noho ny taona tokony anambadian’ ny zanany, ka tsy maintsy hisy izany, dia aoka izy hanao izay sitrapony, tsy manota izy; aoka hanam-bady izy1.
ἀσχημονεῖνaschēmoneinto be behaving improperlyG0807V-PAN παρθένονparthenonvirginG3933N-ASF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM νομίζει,nomizeisupposes,G3543V-PAI-3S ᾖēshe shall beG1510V-PAS-3S ὑπέρακμος,huperakmosbeyond youth,G5230A-NSF ὀφείλειopheileiit oughtG3784V-PAI-3S γίνεσθαι,ginesthaito be,G1096V-PNN θέλειtheleihe willsG2309V-PAI-3S ποιείτω·poieitōhe should do;G4160GV-PAM-3S ἁμαρτάνει,hamartaneihe does sin,G0264V-PAI-3S γαμείτωσαν.gameitōsanthey should marry.G1060V-PAM-3P - Gr. aoka hivady ireo.
37 Fa raha misy kosa efa mikasa tsara ao am-pony, sady tsy misy mahatery azy, fa mahazo manaraka ny safidiny ka ninia tao am-pony hiaro ny zananivavy virijina, dia hanao tsara izy.
ἕστηκενhestēkenhas stoodG2476V-RAI-3S καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἑδραῖοςhedraiosfirmG1476A-NSM ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἀνάγκην,anagkēnnecessity,G0318N-ASF ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF ἔχειecheihavingG2192V-PAI-3S θελήματος,thelēmatoswill,G2307N-GSN κέκρικενkekrikenhas judgedG2919V-RAI-3S καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF τηρεῖνtēreinto keepG5083IV-PAN ἑαυτοῦhe'autouhis ownG1438F-3GSM παρθένον,parthenonvirgin,G3933N-ASF ποιήσει.poiēseihe will do.G4160GV-FAI-3S 38 Ka izay manome ny zanany virijina hampakarina dia manao tsara, ary izay tsy manome azy hampakarina no manao tsaratsara kokoa.
ὥστεhōsteSo thenG5620CONJ γαμίζωνgamizōngiving in marriageG1061V-PAP-NSM ἑαυτοῦhe'autouhis ownG1438F-3GSM παρθένονparthenonvirginG3933N-ASF ποιεῖ,poieidoes,G4160GV-PAI-3S γαμίζωνgamizōngiving in marriageG1061V-PAP-NSM κρεῖσσονkreissonbetterG2908A-ASN-C ποιήσει.¶poiēseiwill do.G4160GV-FAI-3S 39 Ny vavy voafehin’ ny lalàna, raha mbola velona ny lahy; fa raha maty kosa ny lahy, dia afaka hanam-bady izay tiany izy, nefa ao amin’ ny Tompo ihany.
δέδεταιdedetaihas been boundG1210V-RPI-3S νόμῳnomōto [the] lawG3551N-DSM ὅσονhosonas long asG3745K-ASM χρόνονchronontimeG5550N-ASM ζῇzēamay liveG2198V-PAI-3S αὐτῆς·autēsof her;G0846P-GSF κοιμηθῇkoimēthēashall have diedG2837V-APS-3S αὐτῆς,autēsof herG0846P-GSF ἐλευθέραeleutherafreeG1658A-NSF ἐστὶνestinshe isG1510V-PAI-3S θέλειtheleishe willsG2309V-PAI-3S γαμηθῆναι,gamēthēnaito be married,G1060V-APN κυρίῳ.kuriō[the] Lord.G2962GN-DSM-T 40 Nefa raha araka ny hevitro, sambatra kokoa izy raha mitoetra toy izao ihany; ary ataoko fa izaho koa manana ny Fanahin’ Andriamanitra.
μακαριωτέραmakariōteraMore blessedG3107A-NSF-C ἐστινestinshe isG1510V-PAI-3S οὕτωςhoutōsin the same mannerG3779ADV μείνῃ,meinēshe shall remain,G3306V-AAS-3S κατὰkataaccording toG2596PREP γνώμην·gnōmēnjudgment;G1106N-ASF δοκῶdokōI thinkG1380V-PAI-1S κἀγὼkagōmyself alsoG1473P-1NS + G2532 πνεῦμαpneuma[the] SpiritG4151GN-ASN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἔχειν.¶echeinto have.G2192V-PAN