Chapter 8
Ny amin’ ny hena izay efa natao fanatitra tamin’ ny sampy
1 Ary ny amin’ ny hena aterina amin’ ny sampy, dia fantatsika fa manana fahalalana isika rehetra. Ny fahalalana mampieboebo; fa ny fitiavana no mampandroso.
ΠερὶPeriConcerningG4012PREP εἰδωλοθύτων,eidōlothutōnidol-sacrifices,G1494A-GPN οἴδαμενoidamenwe knowG6063V-RAI-1P πάντεςpantesallG3956A-NPM γνῶσινgnōsinknowledgeG1108N-ASF ἔχομεν.echomenwe have.G2192V-PAI-1P γνῶσιςgnōsisKnowledgeG1108N-NSF φυσιοῖ,phusioipuffs up,G5448V-PAI-3S οἰκοδομεῖ.oikodomeibuilds up.G3618V-PAI-3S 2 Fa raha misy manao azy hahalala, dia tsy mbola mahalala araka izay tokony ho fantany akory izy.
δοκεῖdokeithinksG1380V-PAI-3S ἐγνωκέναιegnōkenaito have knownG1097V-RAN οὔπωoupōnot yetG3768ADV-N οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-ASN ἔγνωegnōhe knewG1097V-2AAI-3S καθὼςkathōseven asG2531CONJ δεῖdeiit is necessaryG1163V-PAI-3S γνῶναι·gnōnaito know;G1097V-2AAN 3 Fa raha misy tia an’ Andriamanitra, dia izy no fantany.
ἀγαπᾷagapalovesG0025V-PAI-3S θεόν,theonGod,G2316N-ASM-T ἔγνωσταιegnōstaihas knownG1097V-RPI-3S αὐτοῦ.¶autouHim.G0846P-GSM 4 Ary ny amin’ ny mihinana ny hena aterina amin’ ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona akory ny sampy amin’ izao tontolo izao, ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy Iray ihany.
ΠερὶPeriConcerningG4012PREP βρώσεωςbrōseōseatingG1035N-GSF εἰδωλοθύτωνeidōlothutōnidol-sacrificesG1494A-GPN οἴδαμενoidamenwe knowG6063V-RAI-1P οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-NSN εἴδωλονeidōlonan idolG1497N-NSN κόσμῳkosmō[the] worldG2889N-DSM ὅτιhotithat [there is]G3754GCONJ ἕτεροςheterosotherG2087A-NSM 5 Fa na dia misy aza atao hoe andriamanitra, na any an-danitra, na etỳ an-tany (toy ny misy andriamanitra maro sy tompo maro);
εἴπερeiperif indeedG1487GCOND + G4007 εἰσὶνeisinthere areG1510V-PAI-3P λεγόμενοιlegomenoi[those] namedG3004HV-PPP-NPM οὐρανῷouranōheavenG3772N-DSM εἰσὶνeisinthere areG1510V-PAI-3P πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM πολλοί·polloimany;G4183A-NPM 6 nefa amintsika kosa dia Andriamanitra iray ihany, dia ny Ray, Izay nihavian’ ny zavatra rehetra, ary ho Azy isika; ary iray ihany ny Tompo, dia Jesosy Kristy, Izay nahariana ny zavatra rehetra sady nahariana antsika koa.
εἷςheis[there is] oneG1520A-NSM πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T οὗhouwhom [are]G3739R-GSM τὰtathe [things]G3588T-NPN ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T οὗhouwhom [are]G3739R-GSM τὰtathe [things]G3588T-NPN ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP αὐτοῦ.autouHim.G0846P-GSM 7 Kanefa tsy ary manana izany fahalalana izany avokoa ny olona rehetra; fa ny sasany, satria zatra amin’ ny sampy mandraka ankehitriny izao, dia homana ny hena ka mahatsiaro azy ho zavatra naterina tamin’ ny sampy; ka dia voaloto ny fieritreretany, satria malemy.
πᾶσινpasinall [is]G3956A-DPM γνῶσις·gnōsisknowledge;G1108N-NSF συνηθείᾳsunētheiaby customG4914N-DSF εἰδώλουeidōlouidolG1497N-GSN εἰδωλόθυτονeidōlothutonan idol-sacrificeG1494A-ASN ἐσθίουσιν,esthiousineat,G2068V-PAI-3P συνείδησιςsuneidēsisconscienceG4893N-NSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἀσθενὴςasthenēsweakG0772GA-NSF οὖσαousabeingG1510V-PAP-NSF μολύνεται.molunetaiit is defiled.G3435V-PPI-3S 8 Fa ny hanina tsy hampaninona antsika amin’ Andriamanitra; fa na dia tsy homana aza isika, dia tsy matiantoka, ary na dia homana kosa aza isika, dia tsy mahazo tombony.
παραστήσειparastēseiwill commendG3936V-FAI-3S θεῷ·theōto God;G2316N-DSM-T οὔτεouteneitherG3777CONJ-N φάγωμενphagōmenwe shall eatG5315V-AAS-1P ὑστερούμεθα,husteroumetha[still] do we come shortG5302V-PPI-1P οὔτεoute[then] norG3777CONJ-N φάγωμενphagōmenwe shall eatG5315V-AAS-1P περισσεύομεν.¶perisseuomenhave we an advantage.G4052V-PAI-1P 9 Nefa tandremo, fandrao izany fahafahanareo izany ho tonga fahatafintohinana ho an’ ny malemy.
βλέπετεblepetedo be carefulG0991V-PAM-2P ἐξουσίαexousiarightG1849N-NSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πρόσκομμαproskommaan occasion of stumblingG4348N-NSN γένηταιgenētaimay becomeG1096V-2ADS-3S τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM ἀσθενέσιν.asthenesinweak.G0772GA-DPM 10 Fa raha misy mahita anao izay manam-pahalalana mipetraka mihinana ao amin’ ny tempolin’ ny sampy, tsy hampahasahy ny fieritreretan’ ny malemy hihinana izay hena aterina amin’ ny sampy koa va izany?
ἴδῃidēshall seeG1492HV-2AAS-3S ἔχονταechontais havingG2192V-PAP-ASM γνῶσινgnōsinknowledgeG1108N-ASF εἰδωλείῳeidōleiōan idol’s templeG1493N-DSN κατακείμενον,katakeimenoneating,G2621V-PNP-ASM οὐχὶouchisurelyG3780PRT-N συνείδησιςsuneidēsisconscienceG4893N-NSF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἀσθενοῦςasthenousweakG0772GA-GSM ὄντοςontosbeingG1510V-PAP-GSM οἰκοδομηθήσεταιoikodomēthēsetaihe will be encouragedG3618V-FPI-3S εἰδωλόθυταeidōlothutaidol-sacrificesG1494A-APN ἐσθίειν;esthieinto eat?G2068V-PAN 11 Fa verin’ ny fahalalanao ny malemy, dia ny rahalahy izay navotan’ i Kristy tamin’ ny fahafatesana?
ἀπόλλυταιapollutaiIs destroyedG0622V-PPI-3S ὁhothe [one] whoG3588T-NSM ἀσθενῶνasthenōnis being weakG0770GV-PAP-NSM γνώσει,gnōseiknowledge,G1108N-DSF ἀδελφὸςadelphosbrotherG0080N-NSM ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἀπέθανεν.apethanendied.G0599V-2AAI-3S 12 Fa raha manota toy izany amin’ ny rahalahy ianareo ka manimba ny fieritreretan’ ny malemy, dia manota amin’ i Kristy ianareo.
ἁμαρτάνοντεςhamartanontessinningG0264V-PAP-NPM ἀδελφοὺςadelphousbrothersG0080N-APM τύπτοντεςtuptonteswoundingG5180V-PAP-NPM αὐτῶνautōntheirG0846P-GPM συνείδησινsuneidēsinconscienceG4893N-ASF ἀσθενοῦσαν,asthenousanbeing weak,G0770GV-PAP-ASF ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T ἁμαρτάνετε.hamartaneteyou sin.G0264V-PAI-2P 13 Koa raha ny hanina no mahatafintohina ny rahalahiko, dia tsy hihinan-kena akory aho mandrakizay, fandrao mahatafintohina ny rahalahiko.
διόπερdioperThereforeG1355CONJ σκανδαλίζειskandalizeisnaresG4624V-PAI-3S ἀδελφόνadelphonbrotherG0080N-ASM μου,mouof mine,G3165P-1GS φάγωphagōshall I eatG5315V-AAS-1S ἀδελφόνadelphonbrotherG0080N-ASM σκανδαλίσω.¶skandalisōI may snare.G4624V-AAS-1S