Chapter 9
Ny nandeferan’ i Paoly tsy hovelomin’ ny fiangonana tao Korinto
1 Tsy olona afaka va aho? Tsy Apostoly va aho? Tsy efa nahita an’ i Jesosy Tompontsika va aho? Tsy asako ao amin’ ny Tompo va ianareo?
εἰμὶeimiI amG1510V-PAI-1S ἐλεύθερος;eleutherosfree?G1658A-NSM εἰμὶeimiI amG1510V-PAI-1S ἀπόστολος;apostolosan apostleG0652N-NSM οὐχὶouchiSurelyG3780PRT-N ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T ἑόρακα;he'orakahave I seen?G3708V-RAI-1S ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP κυρίῳ;kuriō[the] Lord?G2962GN-DSM-T 2 Raha tsy Apostoly ho an’ ny sasany aza aho, dia Apostoly ho anareo tokoa; fa ianareo no tombo-kase mah’ Apostoly ahy ao amin’ ny Tompo.
ἄλλοιςalloisto othersG0243A-DPM εἰμὶeimiI amG1510V-PAI-1S ἀπόστολος,apostolosan apostle,G0652N-NSM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἰμι·eimiI am;G1510V-PAI-1S σφραγίςsphragissealG4973N-NSF ἀποστολῆςapostolēsapostleshipG0651N-GSF ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP κυρίῳ.kuriō[the] Lord.G2962GN-DSM-T 3 Izany no avaliko izay manadina ahy.
ἀπολογίαapologiadefenseG0627N-NSF τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM ἐμὲememe myselfG1473P-1AS ἀνακρίνουσίνanakrinousinexaminingG0350V-PAP-DPM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S αὕτη·hautēthis:G3778D-NSF 4 Moa tsy mahazo mihinana sy misotro va izahay?
ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P ἐξουσίανexousian[the] rightG1849N-ASF φαγεῖνphageinto eatG5315V-AAN πεῖν;peinto drink?G4095V-2AAN 5 Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan’ ny mino1 va izahay, tahaka ny Apostoly sasany koa sy ny rahalahin’ ny Tompo ary Kefasy?
ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF ἀδελφὴνadelphēna sisterG0079N-ASF γυναῖκαgunaikaa wifeG1135HN-ASF περιάγεινperiageinto take aboutG4013V-PAN λοιποὶloipoiotherG3062A-NPM ἀπόστολοιapostoloiapostlesG0652N-NPM ἀδελφοὶadelphoibrothersG0080N-NPM Κηφᾶς;KēphasCephas?G2786N-NSM-P - Gr. anabavy.
6 Sa izaho ihany sy Barnabasy no tsy mahazo mitsahatra tsy miasa?
ΒαρναβᾶςBarnabasBarnabasG0921GN-NSM-P ἔχομενechomenhaveG2192V-PAI-1P ἐξουσίανexousianpermissionG1849N-ASF ἐργάζεσθαι;ergazesthaito work?G2038V-PNN 7 Iza no mandeha manafika ka mivelona amin’ ny haren’ ny tenany? Iza no manao tanim-boaloboka ka tsy mihinana ny vokatra? Ary iza no miandry ondry aman’ osy ka tsy mihinana ny rononony?
στρατεύεταιstrateuetaiserves as a soldierG4754V-PMI-3S ἰδίοιςidioisat [his] ownG2398A-DPN ὀψωνίοιςopsōnioisexpenseG3800N-DPN ποτέ;poteat any time?G4218PRT φυτεύειphuteueiplantsG5452V-PAI-3S ἀμπελῶναampelōnaa vineyardG0290N-ASM καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM αὐτοῦautouof itG0846P-GSM ἐσθίει;esthieidoes eat?G2068V-PAI-3S ποιμαίνειpoimaineishepherdsG4165V-PAI-3S ποίμνηνpoimnēna flockG4167N-ASF γάλακτοςgalaktosmilkG1051N-GSN ποίμνηςpoimnēsflockG4167N-GSF ἐσθίει;esthieidoes drink?G2068V-PAI-3S 8 Moa araka ny fihevitry ny olona va no itenenako izany, sa ny lalàna mba milaza izany koa?
κατὰkataaccording toG2596PREP ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM ταῦταtautathese thingsG3778D-APN λαλῶ;lalōdo I speak?G2980V-PAI-1S ταῦταtautathese thingsG3778D-APN λέγει;legeisays?G3004GV-PAI-3S 9 Fa voasoratra eo amin’ ny lalàn’ i Mosesy hoe: Aza manakombona ny vavan’ ny omby mively vary1. Ny omby va no ahin’ Andriamanitra?
ΜωϋσέωςMōuseōsof MosesG3475N-GSM-P γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S κημώσειςkēmōseisyou will muzzleG5392V-FAI-2S ἀλοῶντα.aloōntatreading out grain.G0248V-PAP-ASM μέλειmeleiis there careG3199V-PAI-3S θεῷ;theōwith God?G2316N-DSM-T - Deo 25. 4
10 Sa noho izahay mihitsy no nanaovana izany teny izany? Eny, fa noho izahay indrindra no nanoratana izany, satria izay miasa tany dia tokony hiasa amin’ ny fanantenana, ary izay mively vary dia tokony hively amin’ ny fanantenana hahazo.
δι᾽di᾽because ofG1223PREP πάντωςpantōsentirelyG3843ADV λέγει;legeiis He speaking?G3004GV-PAI-3S δι᾽di᾽For sake ofG1223PREP ἐγράφηegraphēit was writtenG1125V-2API-3S ὀφείλειopheileioughtG3784V-PAI-3S ἐλπίδιelpidihopeG1680N-DSF ἀροτριῶνarotriōnplowingG0722V-PAP-NSM ἀροτριᾶν,arotrianto plow,G0722V-PAN ἀλοῶνaloōnthreshingG0248V-PAP-NSM ἐλπίδοςelpidoshopeG1680N-GSF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐλπίδιelpidihopeG1680N-DSF τοῦtou[that he]G3588T-GSN μετέχειν.metecheinis to partake.G3348V-PAN 11 Raha izahay namafy izay zava-panahy ho anareo, dia zavatra lehibe va raha mba mijinja izay anananareo araka ny nofo kosa izahay?
ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ὑμῖνhuminamong youG4771P-2DP πνευματικὰpneumatikaspiritual thingsG4152A-APN ἐσπείραμεν,espeiramensowed,G4687V-AAI-1P μέγαmega[is it] a great thingG3173A-NSN ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ὑμῶνhumōnfrom youG4771P-2GP σαρκικὰsarkikamaterial thingsG4559A-APN θερίσομεν;therisomenwill reap?G2325V-FAI-1P 12 Raha ny hafa aza manana izany fahefana izany aminareo, tsy mainka va fa izahay? Kanefa tsy nanampatra izany fahefana izany izahay, fa mihafy amin’ ny zavatra rehetra, fandrao hisakana ny filazantsaran’ i Kristy.
ἄλλοιalloiothersG0243A-NPM ὑμῶνhumōnover youG4771P-2GP ἐξουσίαςexousiasauthorityG1849N-GSF μετέχουσιν,metechousinpartake,G3348V-PAI-3P ἡμεῖς;hēmeiswe ourselves?G3165P-1NP ἐχρησάμεθαechrēsamethawe did useG5530V-ADI-1P ἐξουσίᾳexousiarightG1849N-DSF ταύτῃ,tautēthis,G3778D-DSF πάνταpantaall thingsG3956A-APN στέγομενstegomenwe bearG4722V-PAI-1P ἐγκοπὴνegkopēnhindranceG1464N-ASF δῶμενdōmenwe may placeG1325V-2AAS-1P εὐαγγελίῳeuangeliōgospelG2098N-DSN Χριστοῦ.¶Christouof Christ.G5547N-GSM-T 13 Tsy fantatrareo va fa izay manompo amin’ ny zavatra masìna dia mihinana ny zavatry ny tempoly, ary izay manompo eo amin’ ny alitara dia miombona amin’ ny alitara?
οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P ἱερὰhi'erasacred [things]G2413A-APN ἐργαζόμενοιergazomenoiworkingG2038V-PNP-NPM τὰtathe [things]G3588T-APN ἱεροῦhi'eroutempleG2411N-GSN ἐσθίουσιν;esthiousineat?G2068V-PAI-3P θυσιαστηρίῳthusiastēriōaltarG2379N-DSN παρεδρεύοντεςparedreuontesattendingG4332V-PAP-NPM θυσιαστηρίῳthusiastēriōaltarG2379N-DSN συμμερίζονται;summerizontaipartake?G4829V-PNI-3P 14 Toy izany koa no nandidian’ ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin’ ny filazantsara.
διέταξενdietaxenhas prescribedG1299V-AAI-3S τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN καταγγέλλουσινkatangellousinproclaimingG2605V-PAP-DPM εὐαγγελίουeuangeliougospelG2098N-GSN ζῆν.zēnto live.G2198V-PAN 15 Nefa tsy nahavatra izany zavatra izany na dia kely akory aza aho; ary tsy manoratra izany aho mba hanaovana izany amiko; fa aleoko maty toy izay hisy hahafoana ny reharehako.
κέχρημαιkechrēmaihave usedG5530V-RNI-1S οὐδενὶoudeninot anyG3762A-DSM τούτων·toutōnof these;G3778D-GPN ἔγραψαegrapsahave I writtenG1125V-2AAI-1S ταῦταtautathese thingsG3778D-APN γένηταιgenētaiit may becomeG1096V-2ADS-3S ἐμοί·emoime myself;G1473P-1DS ἀποθανεῖνapothaneinto dieG0599V-2AAN καύχημάkauchēmaboastingG2745N-ASN οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM κενώσει.kenōseiwill make void.G2758V-FAI-3S 16 Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy ho reharehako, satria tsy maintsy manao izany; fa lozako, raha tsy mitory ny filazantsara aho!
εὐαγγελίζωμαι,euangelizōmaiI shall evangelise,G2097V-PMS-1S ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S καύχημα·kauchēmaboasting;G2745N-NSN ἀνάγκηanagkēnecessityG0318N-NSF ἐπίκειται·epikeitaiis laid upon;G1945V-PNI-3S ἐστινestinbeG1510V-PAI-3S εὐαγγελίσωμαι.euangelisōmaiI shall evangelise.G2097V-AMS-1S 17 Fa raha ny sitrapoko no anaovako izany, dia mahazo valim-pitia aho; fa raha tsy ny sitrapoko, dia natolotra aho ho andraikitro izany.
ἑκὼνhekōnwillinglyG1635A-NSM πράσσω,prassōI do,G4238V-PAI-1S μισθὸνmisthona rewardG3408N-ASM ἔχω·echōI have;G2192V-PAI-1S ἄκων,akōnunwillingly,G0210A-NSM οἰκονομίανoikonomiana stewardshipG3622N-ASF πεπίστευμαι.pepisteumaiI have been entrusted with.G4100V-RPI-1S 18 Inona ary no valim-pitia azoko? Dia izao: raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy asiako fandoavam-bola ny filazantsara, mba tsy hanampatra ny fahefako amin’ ny filazantsara.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S μισθός;misthosreward?G3408N-NSM εὐαγγελιζόμενοςeuangelizomenosin evangelisingG2097V-PMP-NSM ἀδάπανονadapanonfree of chargeG0077A-ASN θήσωthēsōI may offerG5087V-AAS-1S εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T καταχρήσασθαιkatachrēsasthaito use upG2710V-ADN ἐξουσίᾳexousiarightG1849N-DSF εὐαγγελίῳ.¶euangeliōgospel.G2098N-DSN 19 Fa na dia afaka amin’ ny olona rehetra aza aho, dia mbola nataoko ho mpanompon’ ny olona rehetra ihany ny tenako mba hahazoako maromaro kokoa.
ἘλεύθεροςEleutherosFreeG1658A-NSM πάντωνpantōnallG3956A-GPM πᾶσινpasinto allG3956A-DPM ἐμαυτὸνemautonmyselfG1473F-1ASM ἐδούλωσαedoulōsaI became servantG1402V-AAI-1S πλείοναςpleionasmoreG4119A-APM-C κερδήσω·kerdēsōI may gain;G2770V-AAS-1S 20 Tamin’ ny Jiosy, dia tonga toy ny Jiosy aho, mba hahazoako ny Jiosy; tamin’ izay ambanin’ ny lalàna, dia tonga toy izay ambanin’ ny lalàna aho, na dia tsy ambanin’ ny lalàna aza aho, mba hahazoako izay ambanin’ ny lalàna;
ἐγενόμηνegenomēnI becameG1096V-2ADI-1S ἸουδαίοιςIoudaioisJewsG2453N-DPM-PG ἸουδαῖοςIoudaiosa JewG2453N-NSM-PG ἸουδαίουςIoudaiousJewsG2453N-APM-PG κερδήσω·kerdēsōI may win;G2770V-AAS-1S τοῖςtoisTo thoseG3588T-DPM νόμονnomon[the] LawG3551N-ASM νόμον,nomon[the] lawG3551N-ASM αὐτὸςautosmyselfG0846P-NSM νόμον,nomon[the] lawG3551N-ASM νόμονnomon[the] lawG3551N-ASM κερδήσω·kerdēsōI may win;G2770V-AAS-1S 21 tamin’ izay tsy manana lalàna, dia toy izay tsy manana lalàna aho (kanefa tsy mba olona tsy manana lalàna amin’ Andriamanitra aho, fa ambanin’ ny lalàn’ i Kristy), mba hahazoako izay tsy manana lalàna;
τοῖςtoisTo thoseG3588T-DPM ἀνόμοιςanomoisoutside [the] LawG0459A-DPM ἄνομος,anomosoutside [the] Law —G0459A-NSM ἄνομοςanomosoutside [the] lawG0459A-NSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἔννομοςennomosunder [the] lawG1772A-NSM Χριστοῦ,Christouof Christ —G5547N-GSM-T κερδάνωkerdanōI may winG2770V-AAS-1S ἀνόμους.anomousoutside [the] Law.G0459A-APM 22 tamin’ ny malemy dia tonga malemy aho, mba hahazoako ny malemy; efa tonga zavatra rehetra aho amin’ ny olona rehetra, mba hamonjeko ny sasany na iza na iza.
ἐγενόμηνegenomēnI becameG1096V-2ADI-1S ἀσθενέσινasthenesinweakG0772GA-DPM ἀσθενὴςasthenēsweakG0772GA-NSM ἀσθενεῖςastheneisweakG0772GA-APM κερδήσω·kerdēsōI may win;G2770V-AAS-1S τοῖςtoisThe [things]G3588T-DPM πᾶσινpasinto allG3956A-DPM γέγοναgegonaI have becomeG1096V-2RAI-1S πάντωςpantōsby all meansG3843ADV σώσω.sōsōI may save.G4982V-AAS-1S 23 Ary izany rehetra izany dia ataoko noho ny filazantsara mba ho tonga mpiombona aminy aho.
πάνταpantaAll [things]G3956A-APN διὰdiaon account ofG1223PREP εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN συγκοινωνὸςsugkoinōnosa fellow partakerG4791N-NSM αὐτοῦautouwith itG0846P-GSN γένωμαι.¶genōmaiI may become.G1096V-2ADS-1S 24 Tsy fantatrareo va fa izay mihazakazaka eo amin’ ny tany fihazakazahana dia samy mihazakazaka avokoa, nefa ny iray ihany no mahazo ny loka? Mihazakazaha toy izany mba hahazoanareo.
οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P σταδίῳstadiōa race courseG4712N-DSN τρέχοντεςtrechontesrunningG5143V-PAP-NPM πάντεςpantesallG3956A-NPM τρέχουσιν,trechousinrun,G5143V-PAI-3P λαμβάνειlambaneireceivesG2983V-PAI-3S βραβεῖον;brabeionprize?G1017N-ASN τρέχετεtrechetedo runG5143V-PAM-2P καταλάβητε.katalabēteyou may grasp [it].G2638V-2AAS-2P 25 Ary ny mpihazakazaka rehetra dia mahonon-tena amin’ ny zavatra rehetra. Kanefa ireny dia mitady satro-boninahitra mety ho lò ihany, fa isika kosa ny tsy mety ho lò.
ἀγωνιζόμενοςagōnizomenosis strivingG0075V-PNP-NSM πάνταpantain all thingsG3956A-APN ἐγκρατεύεται·egkrateuetaicontrols himself;G1467V-PNI-3S ἐκεῖνοιekeinoitheyG1565D-NPM φθαρτὸνphthartona perishableG5349A-ASM στέφανονstephanoncrownG4735N-ASM λάβωσιν,labōsinthey may receive,G2983V-2AAS-3P ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἄφθαρτον.aphthartonan imperishable.G0862A-ASM 26 Raha izaho ary, dia mihazakazaka, nefa tsy toy ny manao kitoatoa; ary mamely totohondry aho, nefa tsy toy ny mamely ny rivotra;
τοίνυνtoinunthereforeG5106CONJ τρέχωtrechōrunG5143V-PAI-1S ἀδήλως,adēlōsuncertainly,G0084ADV πυκτεύωpukteuōI fightG4438V-PAI-1S ἀέραaera[the] airG0109N-ASM δέρων·derōnbeating;G1194V-PAP-NSM 27 fa asiako mafy ny tenako ho mangana ka andevoziko, fandrao, na dia efa nitory tamin’ ny sasany aza aho, dia holavina kosa ny tenako.
ὑπωπιάζωhupōpiazōI batterG5299V-PAI-1S δουλαγωγῶ,doulagōgōbring [it] into servitude,G1396V-PAI-1S ἄλλοιςalloisto othersG0243A-DPM κηρύξαςkēruxashaving preachedG2784V-AAP-NSM αὐτὸςautosmyselfG0846P-NSM ἀδόκιμοςadokimosdisqualifiedG0096A-NSM γένωμαι.¶genōmaiI may be.G1096V-2ADS-1S