Chapter 15
Ny amin’ ny fitsanganan’ ny maty
1 Ary ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo,
ΓνωρίζωGnōrizōI make knownG1107V-PAI-1S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN εὐηγγελισάμηνeuēngelisamēnI evangelisedG2097V-AMI-1S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP παρελάβετε,parelabeteyou received,G3880V-2AAI-2P ἑστήκατεhestēkateyou have stoodG2476V-RAI-2P 2 izay amonjena anareo koa, raha tananareo tsara araka izay teny notoriko taminareo, raha tsy nino foana ianareo.
σῴζεσθε,sōzestheyou are being saved,G4982V-PPI-2P εὐηγγελισάμηνeuēngelisamēnI evangelisedG2097V-AMI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP κατέχετε,katecheteyou hold fast,G2722V-PAI-2P ἐκτὸςektosunlessG1622PREP εἰκῇeikēain vainG1500ADV ἐπιστεύσατε.episteusateyou have believed.G4100V-AAI-2P 3 Fa natolotro anareo ho isan’ ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masìna,
παρέδωκαparedōkaI deliveredG3860V-AAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πρώτοιςprōtois[the] foremostG4413GA-DPN παρέλαβονparelabonI receivedG3880V-2AAI-1S ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἀπέθανενapethanendiedG0599V-2AAI-3S ἁμαρτιῶνhamartiōnsinsG0266N-GPF κατὰkataaccording toG2596PREP γραφὰςgraphasScripturesG1124N-APF 4 dia nalevina, ary natsangana tamin’ ny andro fahatelo araka ny Soratra Masìna;
ἐτάφηetaphēHe was buriedG2290V-2API-3S ἐγήγερταιegēgertaiHe has been raisedG1453V-RPI-3S τρίτῃtritēthirdG5154A-DSF κατὰkataaccording toG2596PREP γραφὰςgraphasScripturesG1124N-APF 5 ary niseho tamin’ i Kefasy Izy, dia vao tamin’ ny roa ambin’ ny folo lahy koa.
ὤφθηōphthēHe appearedG3700HV-API-3S Κηφᾷ,Kēphato Cephas,G2786N-DSM-P δώδεκα.dōdekaTwelve.G1427A-NUI 6 Rehefa afaka izany, dia niseho tamin’ ny rahalahy tsy omby dimam-jato Izy, ny ankamaroan’ ireny dia mbola velona mandraka ankehitriny, fa ny sasany efa nodi-mandry.
ἔπειταepeitaThereafterG1899ADV ὤφθηōphthēHe appearedG3700HV-API-3S ἐπάνωepanōto aboveG1883PREP πεντακοσίοιςpentakosioisfive hundredG4001A-DPM ἀδελφοῖςadelphoisbrothersG0080N-DPM ἐφάπαξephapaxat onceG2178ADV πλείονεςpleionesgreater partG4119A-NPM-C μένουσινmenousinremainG3306V-PAI-3P ἐκοιμήθησαν.ekoimēthēsanwere fallen asleep.G2837V-API-3P 7 Rehefa afaka izany, dia niseho tamin’ i Jakoba Izy, dia tamin’ ny Apostoly rehetra.
ὤφθηōphthēHe appearedG3700HV-API-3S Ἰακώβῳ,Iakōbōto James,G2385IN-DSM-P ἀποστόλοιςapostoloisapostlesG0652N-DPM πᾶσιν.pasinall.G3956A-DPM 8 Ary faran’ izy rehetra, izaho, izay toy ny tsy tonga volana aza, dia mba nisehoany koa.
ἔσχατονeschatonLastG2078A-ASN πάντωνpantōnof allG3956A-GPN ὡσπερεὶhōspereiasG5619CONJ ἐκτρώματιektrōmatiuntimely birthG1626N-DSN ὤφθηōphthēHe appearedG3700HV-API-3S κἀμοί.kamoialso to me.G1473P-1DS + G2532 9 Fa izaho dia ambany indrindra amin’ ny Apostoly ka tsy miendrika hatao hoe Apostoly, satria efa nanenjika ny fiangonan’1 Andriamanitra aho.
ἐλάχιστοςelachistosleastG1646A-NSM ἀποστόλωνapostolōnapostlesG0652N-GPM ἱκανὸςhikanosfitG2425A-NSM καλεῖσθαιkaleisthaito be calledG2564GV-PPN ἀπόστολος,apostolosan apostle,G0652N-NSM διότιdiotibecauseG1360CONJ ἐδίωξαediōxaI persecutedG1377V-AAI-1S ἐκκλησίανekklēsianchurchG1577N-ASF θεοῦ·theouof God;G2316N-GSM-T - Gr. eklesia.
10 Fa ny fahasoavan’ Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan’ Andriamanitra no niara-niasa tamiko.
χάριτιcharitiBy [the] graceG5485N-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T εἰμιeimiI amG1510V-PAI-1S εἰμι,eimiI am,G1510V-PAI-1S χάριςcharisgraceG5485N-NSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἐμὲememe myselfG1473P-1AS ἐγενήθη,egenēthēhas been,G1096V-2AOI-3S περισσότερονperissoteronmore excessiveG4054ADV-C αὐτῶνautōnthan themG0846P-GPM πάντωνpantōnallG3956A-GPM ἐκοπίασα,ekopiasaI toiled,G2872V-AAI-1S χάριςcharisgraceG5485N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐμοί.emoime myself.G1473P-1DS 11 Koa na izaho na ry zareo, dia araka izany no fitorinay, ary araka izany koa no ninoanareo.
ἐκεῖνοι,ekeinoithey,G1565D-NPM κηρύσσομενkērussomenwe preachG2784V-PAI-1P ἐπιστεύσατε.¶episteusateyou believed.G4100V-AAI-2P 12 Ary raha Kristy no torina fa natsangana tamin’ ny maty, ahoana no ilazan’ ny sasany eo aminareo fa tsy misy fitsanganan’ ny maty?
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T κηρύσσεταιkērussetaiis preachedG2784V-PPI-3S νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM ἐγήγερται,egēgertaiHe has been raised,G1453V-RPI-3S λέγουσινlegousinsayG3004GV-PAI-3P ἀνάστασιςanastasisa resurrectionG0386N-NSF νεκρῶνnekrōnof [the] deadG3498A-GPM ἔστιν;estinthere is?G1510V-PAI-3S 13 Fa raha tsy misy fitsanganan’ ny maty, na dia Kristy aza dia tsy natsangana;
ἀνάστασιςanastasisa resurrectionG0386N-NSF νεκρῶνnekrōnof [the] deadG3498A-GPM ἔστιν,estinthere is,G1510V-PAI-3S οὐδὲoudeneitherG3761CONJ-N ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἐγήγερται·egēgertaihas been raised;G1453V-RPI-3S 14 ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo.
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἐγήγερται,egēgertaihas been raised,G1453V-RPI-3S κενὸνkenon[is] voidG2756A-NSN κήρυγμαkērugmapreachingG2782N-NSN ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP ὑμῶν.humōnof you.G4771P-2GP 15 Ary dia hita ho vavolombelona mandainga ny amin’ Andriamanitra izahay, satria efa nilaza fa Andriamanitra no nanangana an’ i Kristy; nefa raha tsy hatsangana ny maty, dia tsy mba natsangany Izy.
εὑρισκόμεθαheuriskomethaWe are foundG2147V-PPI-1P ψευδομάρτυρεςpseudomarturesfalse witnessesG5575N-NPM θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T ἐμαρτυρήσαμενemarturēsamenwe have witnessedG3140V-AAI-1P κατὰkataconcerningG2596PREP ἤγειρενēgeirenHe raised upG1453V-AAI-3S ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T ἤγειρενēgeirenHe has raisedG1453V-AAI-3S εἴπερeiperif indeedG1487GCOND + G4007 νεκροὶnekroi[the] deadG3498A-NPM ἐγείρονται·egeirontaiare raised;G1453V-PPI-3P 16 Fa raha tsy hatsangana ny maty, na dia Kristy koa aza dia tsy natsangana;
νεκροὶnekroi[the] deadG3498A-NPM ἐγείρονται,egeirontaiare raised,G1453V-PPI-3P οὐδὲoudeneitherG3761CONJ-N ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἐγήγερται·egēgertaihas been raised;G1453V-RPI-3S 17 ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny finoanareo; ary mbola ao amin’ ny fahotanareo ihany ianareo;
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἐγήγερται,egēgertaihas been raised,G1453V-RPI-3S ματαίαmataia[is] futileG3152A-NSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐστίν·estinis;G1510V-PAI-3S ἐστὲesteyou areG1510V-PAI-2P ἁμαρτίαιςhamartiaissinsG0266N-DPF ὑμῶν·humōnof you;G4771P-2GP 18 dia very koa izay efa nodimandry ao amin’ i Kristy.
κοιμηθέντεςkoimēthenteshaving fallen asleepG2837V-APP-NPM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἀπώλοντο.apōlontohave perished.G0622V-2AMI-3P 19 Raha amin’ izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’ i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika.
ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἠλπικότεςēlpikotesalready hopingG1679V-RAP-NPM ἐσμὲνesmenwe areG1510V-PAI-1P μόνον,monononly,G3441A-ASN ἐλεεινότεροιeleeinoteroimore to be pitiedG1652A-NPM-C πάντωνpantōnthan allG3956A-GPM ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM ἐσμέν.¶esmenwe are.G1510V-PAI-1P 20 Nefa tsy izany, fa efa natsangana tamin’ ny maty tokoa Kristy ho santatr’ izay efa nodi-mandry.
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἐγήγερταιegēgertaihas been raisedG1453V-RPI-3S νεκρῶν,nekrōn[the] dead,G3498A-GPM ἀπαρχὴaparchēfirstfruitG0536N-NSF κεκοιμημένωνkekoimēmenōnhaving fallen asleepG2837V-RMP-GPM ἐγένετο.¶egenetohe became.G1096V-2ADI-3S 21 Ary satria ny olona iray no nisehoan’ ny fahafatesana, dia ny Olona iray kosa no nisehoan’ ny fitsanganan’ ny maty.
ἘπειδὴEpeidēSinceG1894CONJ ἀνθρώπουanthrōpoua man [came]G0444N-GSM θάνατοςthanatosdeathG2288N-NSM ἀνθρώπουanthrōpoua manG0444N-GSM ἀνάστασιςanastasisresurrectionG0386N-NSF νεκρῶν.nekrōnof [the] dead.G3498A-GPM 22 Fa tahaka ny ahafatesan’ ny olona rehetra ao amin’ i Adama no ahaveloman’ ny olona rehetra kosa ao amin’ i Kristy.
ὥσπερhōsperFor asG5618CONJ πάντεςpantesallG3956A-NPM ἀποθνῄσκουσιν,apothnēskousindie,G0599V-PAI-3P ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T πάντεςpantesallG3956A-NPM ζῳοποιηθήσονται.zōopoiēthēsontaiwill be made alive.G2227V-FPI-3P 23 Nefa samy amin’ ny filaharany avy: Kristy no santatra; rehefa afaka izany, dia izay an’ i Kristy amin’ ny fihaviany.
ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM τάγματι·tagmatiorder:G5001N-DSN ἀπαρχὴaparchē[the] firstfruitG0536N-NSF Χριστός,ChristosChrist,G5547N-NSM-T ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T παρουσίᾳparousiacomingG3952N-DSF αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM 24 Ary rehefa afaka izany, dia avy ny farany, ka amin’ izay dia hatolony ho an’ Andriamanitra Ray ny fanjakana, rehefa nofoanany ny fanapahana rehetra sy ny fahefana rehetra ary ny hery rehetra.
τέλος,telosend,G5056N-NSN παραδιδῷparadidōHe may hand overG3860V-PAS-3S βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF πατρί,patriFather,G3962N-DSM-T καταργήσῃkatargēsēHe may have annulledG2673V-AAS-3S ἀρχὴνarchēndominionG0746N-ASF ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF δύναμιν·dunaminpower;G1411N-ASF 25 Fa tsy maintsy manjaka Izy, mandra-panaony ny fahavalony rehetra ho eo ambanin’ ny tongony1.
δεῖdeiIt behoovesG1163V-PAI-3S βασιλεύεινbasileueinto reignG0936V-PAN θῇthēaHe may have putG5087V-2AAS-3S πάνταςpantasallG3956A-APM ἐχθροὺςechthrousenemiesG2190N-APM αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM - Sal 110. 1
26 Ny fahafatesana no fahavalo farany horesena.
ἔσχατοςeschatos[The] lastG2078A-NSM ἐχθρὸςechthrosenemyG2190N-NSM καταργεῖταιkatargeitaito be abolished [is]G2673V-PPI-3S θάνατος.thanatosdeath.G2288N-NSM 27 Fa ny zavatra rehetra efa nampanekeny ho eo ambanin’ ny tongony1. Fa na dia hataony hoe aza: Ny zavatra rehetra no nampanekena, dia fantatra marina fa tsy mba isan’ izany Izay nampanaiky ny zavatra rehetra Azy.
πάνταpantaAll thingsG3956A-APN ὑπέταξενhupetaxenHe has put in subjectionG5293V-2AAI-3S αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM εἴπῃeipēit may be saidG2036V-2AAS-3S πάνταpantaall thingsG3956A-NPN ὑποτέτακται,hupotetaktaihave been put in subjection,G5293V-RPI-3S δῆλονdēlon[it is] evidentG1212A-NSN ἐκτὸςektos[is] exceptedG1622PREP τοῦtouthe [One who]G3588T-GSM ὑποτάξαντοςhupotaxantoshaving put in subjectionG5293V-2AAP-GSM πάντα·pantaall things;G3956A-APN - Sal 8. 6
28 Ary rehefa nampanekena Azy ny zavatra rehetra, dia ny tenan’ ny Zanaka koa aza no hanaiky Izay nampanaiky ny zavatra rehetra Azy, mba tsy hisy fototra sy antony afa-tsy Andriamanitra ihany1.
ὑποταγῇhupotagēashall have been subjectedG5293V-2APS-3S πάντα,pantaall things,G3956A-NPN αὐτὸςautosHimselfG0846P-NSM ὑποταγήσεταιhupotagēsetaiwill be put in subjectionG5293V-2FPI-3S τῷtōto the [One]G3588T-DSM ὑποτάξαντιhupotaxantihaving put in subjectionG5293V-2AAP-DSM πάντα,pantaall things,G3956A-APN πᾶσιν.¶pasinall.G3956A-DPN - Gr. mba ho zavatra rehetra amin’ izy rehetra Andriamanitra.
29 Raha tsy izany, hanao ahoana izay atao batisa ny amin’1 ny maty? Raha tsy hatsangana mihitsy ny maty, nahoana ireny no atao batisa ny aminy?
ἘπεὶEpeiOtherwiseG1893CONJ ποιήσουσινpoiēsousinwill they doG4160GV-FAI-3P βαπτιζόμενοιbaptizomenoiare baptizedG0907V-PPP-NPM νεκρῶν;nekrōndead?G3498A-GPM νεκροὶnekroi[the] deadG3498A-NPM ἐγείρονται·egeirontaiare raised;G1453V-PPI-3P βαπτίζονταιbaptizontaiare they baptizedG0907V-PPI-3P αὐτῶν;autōnthem?G0846P-GPM - Na: nisolo.
30 Ary nahoana izahay no manao vy very ny ainay mandrakariva?
ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP κινδυνεύομενkinduneuomenare in dangerG2793V-PAI-1P πᾶσανpasaneveryG3956A-ASF ὥραν;hōranhour?G5610N-ASF 31 Lazaiko marina1, ry rahalahy, amin’ ny fireharehako noho ny aminareo, izay ananako ao amin’ i Kristy Jesosy Tompontsika, fa maty isan’ andro aho.
ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF ἀποθνῄσκω,apothnēskōI die,G0599V-PAI-1S ὑμετέρανhumeteranin youG4771A-ASF καύχησιν,kauchēsinboasting,G2746N-ASF ἀδελφοί,adelphoibrothersG0080N-VPM ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἡμῶν.hēmōnof us.G3165P-1GP - Na: Mianiana aho.
32 Raha araka ny fanaon’ olona no niadiako tamin’ ny bibi-dia tany Efesosy, inona no soa azoko amin’ izany? Raha tsy hatsangana ny maty, dia aoka isika hihinana1 sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty2.
κατὰkataaccording toG2596PREP ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM ἐθηριομάχησαethēriomachēsaI fought wild beastsG2341V-AAI-1S Ἐφέσῳ,EphesōEphesus,G2181N-DSF-L ὄφελος;ophelosprofit?G3786N-NSN νεκροὶnekroi[the] deadG3498A-NPM ἐγείρονται,egeirontaiare raised,G1453V-PPI-3P φάγωμενphagōmenLet us eatG5315V-AAS-1P πίωμεν,piōmenlet us drink,G4095V-2AAS-1P αὔριονauriontomorrowG0839ADV ἀποθνῄσκομεν.apothnēskomenwe die.G0599V-PAI-1P - Na: inona no soa azoko, raha tsy atsangana ny maty? Aoka isika hihinana.
- Isa 22. 13
33 Aza mety hofitahina ianareo; ny fikambanana amin’ ny ratsy manimba ny fitondran-tena tsara.
πλανᾶσθε·planasthedo be misled:G4105V-PPM-2P φθείρουσινphtheirousinDo corruptG5351V-PAI-3P χρηστὰchrēstagoodG5543A-APN ὁμιλίαιhomiliaicompanionshipsG3657N-NPF 34 Mifohaza tsara1, ary aza manota; fa ny sasany tsy manana ny fahalalana an’ Andriamanitra; ny hampahamenatra anareo no ilazako izany.
ἐκνήψατεeknēpsatedo sober upG1594V-AAM-2P δικαίωςdikaiōsrighteouslyG1346ADV ἁμαρτάνετε·hamartanetedo sin;G0264V-PAM-2P ἀγνωσίανagnōsianignoranceG0056N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἔχουσιν·echousinhave;G2192V-PAI-3P ἐντροπὴνentropēn[the] shameG1791N-ASF ὑμῖνhuminof youG4771P-2DP λαλῶ.¶lalōI speak.G2980V-PAI-1S - Na: Mifohaza ho amin’ ny fahamarinana.
35 Fa hisy hanao hoe: Hatao ahoana ary no fanangana ny maty? Ary tena manao ahoana no hisehoany?
ἐρεῖereiwill sayG4483V-FAI-3S τις·tissomeone;G5100X-NSM ἐγείρονταιegeirontaiare raisedG1453V-PPI-3P νεκροί;nekroidead?G3498A-NPM ποίῳpoiōWith whatG4169I-DSN σώματιsōmatibodyG4983N-DSN ἔρχονται;erchontaido they come?G2064V-PNI-3P 36 Ry adala, izay afafinao tsy hovelomina, raha tsy maty aloha;
ἄφρων,aphrōnFoolG0878A-VSM σὺsuyou yourselfG4771P-2NS σπείρεις,speireisyou sowG4687V-PAI-2S ζῳοποιεῖταιzōopoieitaidoes come to lifeG2227V-PPI-3S ἀποθάνῃ·apothanēit may die;G0599V-2AAS-3S 37 ary izay afafinao, tsy dia ny tenany izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voambary1, na voa hafa;
σπείρεις,speireisyou sow,G4687V-PAI-2S γενησόμενονgenēsomenonwill beG1096V-FDP-ASN σπείρειςspeireisyou sowG4687V-PAI-2S γυμνὸνgumnona bareG1131A-ASM κόκκον,kokkongrain,G2848N-ASM τύχοι,tuchoiit would beG5177V-2AAO-3S σίτουsitouof wheatG4621N-GSM τινοςtinosof someG5100X-GSN λοιπῶν·loipōnrest;G3062A-GPN - vary tritrika.
38 fa Andriamanitra manome azy tena araka izay sitraky ny fony, ary ny voany rehetra dia samy omeny ny tenany avy.
δίδωσινdidōsingivesG1325V-PAI-3S καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἠθέλησενēthelēsenHe has willedG2309V-AAI-3S ἑκάστῳhekastōto eachG1538A-DSM σπερμάτωνspermatōnseedsG4690HN-GPN ἴδιονidion[its] ownG2398A-ASN σῶμα.¶sōmabody.G4983N-ASN 39 Tsy mitovy ny nofo rehetra; fa hafa ny an’ ny olona, ary hafa ny nofon’ ny biby, ary hafa ny nofon’ ny vorona, ary hafa ny an’ ny hazandrano.
σὰρξsarxflesh [is]G4561N-NSF ἀνθρώπων,anthrōpōnof men,G0444N-GPM ἄλληallēanotherG0243A-NSF κτηνῶν,ktēnōnof beasts,G2934N-GPN ἄλληallēanotherG0243A-NSF πτηνῶν,ptēnōnof birdsG4421A-GPN ἄλληallēanotherG0243A-NSF ἰχθύων.ichthuōnof fish.G2486N-GPM 40 Ary misy tenan’ ny any an-danitra, ary misy tenan’ ny etỳ an-tany; fa hafa ny voninahitry ny any an-danitra, ary hafa ny an’ ny etỳ an-tany.
σώματαsōmatabodies [there are]G4983N-NPN ἐπουράνιαepouraniaheavenlyG2032A-NPN σώματαsōmatabodiesG4983N-NPN ἐπίγεια·epigeiaearthly;G1919A-NPN ἐπουρανίωνepouraniōnheavenlyG2032A-GPN δόξα,doxaglory,G1391N-NSF ἑτέραheteraanotherG2087A-NSF ἐπιγείων.epigeiōnearthly.G1919A-GPN 41 Hafa ny voninahitry ny masoandro, ary hafa ny voninahitry ny volana, ary hafa ny voninahitry ny kintana; fa ny kintana anankiray dia hafa voninahitra noho ny kintana anankiray.
ἄλληallēOne [is]G0243A-NSF δόξαdoxa[the] gloryG1391N-NSF ἡλίου,hēliouof [the] sun,G2246N-GSM ἄλληallēanotherG0243A-NSF δόξαdoxa[the] gloryG1391N-NSF σελήνης,selēnēsof [the] moon,G4582N-GSF ἄλληallēanotherG0243A-NSF δόξαdoxa[the] gloryG1391N-NSF ἀστέρων·asterōnof [the] stars;G0792N-GPM ἀστέροςasterosfrom starG0792N-GSM διαφέρειdiaphereidiffersG1308V-PAI-3S δόξῃ.¶doxēglory.G1391N-DSF 42 Dia toy izany koa ny fitsanganan’ ny maty: Afafy amin’ ny fahalòvana izy, atsangana amin’ ny tsi-fahalòvana;
ἀνάστασιςanastasisresurrectionG0386N-NSF νεκρῶν.nekrōndead.G3498A-GPM σπείρεταιspeiretaiIt is sownG4687V-PPI-3S φθορᾷ,phthoradecay,G5356N-DSF ἐγείρεταιegeiretaiit is raisedG1453V-PPI-3S ἀφθαρσίᾳ·aphtharsiaimmortality;G0861N-DSF 43 afafy amin’ ny fahafaham-boninahitra izy, atsangana amin’ ny voninahitra; afafy amin’ ny fahalemena izy, atsangana amin’ ny hery;
σπείρεταιspeiretaiIt is sownG4687V-PPI-3S ἀτιμίᾳ,atimiadishonor,G0819N-DSF ἐγείρεταιegeiretaiit is raisedG1453V-PPI-3S δόξῃ·doxēglory;G1391N-DSF σπείρεταιspeiretaiIt is sownG4687V-PPI-3S ἀσθενείᾳ,astheneiaweakness,G0769GN-DSF ἐγείρεταιegeiretaiit is raisedG1453V-PPI-3S δυνάμει·dunameipower;G1411N-DSF 44 afafy tena araka ny fomban’ aina izy, atsangana ho tena araka ny fombam-panahy. Raha misy tena araka ny fomban’ aina, dia misy araka ny fombam-panahy koa.
σπείρεταιspeiretaiIt is sownG4687V-PPI-3S ψυχικόν,psuchikonnatural,G5591A-NSN ἐγείρεταιegeiretaiit is raisedG1453V-PPI-3S πνευματικόν.pneumatikonspiritual.G4152A-NSN ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S ψυχικόν,psuchikonnatural,G5591A-NSN ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S πνευματικόν.pneumatikonspiritual.G4152A-NSN 45 Ary araka izany koa no voasoratra hoe: Adama voalohan-dahy natao manan’ aina1; Adama farany natao fanahy mahavelona.
γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S ἐγένετοegenetoBecameG1096V-2ADI-3S ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM ζῶσαν·zōsanliving;G2198V-PAP-ASF ἔσχατοςeschatoslastG2078A-NSM πνεῦμαpneumaa spiritG4151GN-ASN ζῳοποιοῦν.zōopoiounlife-giving.G2227V-PAP-ASN - Gen 2. 7
46 Anefa tsy izay amin’ ny fanahy no voalohany, fa izay amin’ ny manan’ aina, dia vao izay amin’ ny fanahy.
πρῶτονprōtonfirst [was]G4413GA-NSN πνευματικὸνpneumatikonspiritualG4152A-NSN ψυχικόν,psuchikonnatural,G5591A-NSN πνευματικόν.¶pneumatikonspiritual.G4152A-NSN 47 Ny olona voalohany avy amin’ ny tany, dia tany; ny olona faharoa dia avy any an-danitra.
ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM χοϊκός,choikosmade of dust,G5517A-NSM δεύτεροςdeuterossecondG1208A-NSM ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM οὐρανοῦ.ouranouheaven.G3772N-GSM 48 Izay amin’ ny tany dia tahaka ilay amin’ ny tany; ary izay any an-danitra dia tahaka Ilay any an-danitra.
χοϊκός,choikosmade of dust,G5517A-NSM τοιοῦτοιtoioutoisoG5108D-NPM καὶkaialso [are]G2532CONJ χοϊκοί,choikoiof the earth,G5517A-NPM ἐπουράνιος,epouraniosheavenly [one],G2032A-NSM τοιοῦτοιtoioutoisoG5108D-NPM ἐπουράνιοι·epouranioiof heaven;G2032A-NPM 49 Ary toy ny nitondrantsika ny endriky ny amin’ ny tany no hitondrantsika ny endrik’ ilay any an-danitra koa.
καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐφορέσαμενephoresamenwe have bornG5409V-AAI-1P εἰκόναeikonaimageG1504N-ASF χοϊκοῦ,choikouearthly,G5517A-GSM φορέσομενphoresomenwe will bearG5409V-FAI-1P εἰκόναeikonaimageG1504N-ASF ἐπουρανίου.¶epouraniouheavenly.G2032A-GSM 50 Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Ny nofo aman-drà tsy mahazo mandova ny fanjakan’ Andriamanitra, ary ny fahalòvana tsy mandova ny tsi-fahalòvana.
φημι,phēmiI say,G5346V-PAI-1S ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM βασιλείανbasileian[the] kingdomG0932N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T κληρονομῆσαιklēronomēsaito inheritG2816V-AAN δύναται,dunataiis able,G1410V-PNI-3S φθορὰphthoradecayG5356N-NSF ἀφθαρσίανaphtharsianimmortalityG0861N-ASF κληρονομεῖ.klēronomeidoes inherit.G2816V-PAI-3S 51 Indro, zava-miafina no ambarako aminareo: tsy hodi-mandry avokoa isika rehetra,
μυστήριονmustēriona mysteryG3466N-ASN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP λέγω·legōI tell;G3004GV-PAI-1S πάντεςpantesAllG3956A-NPM κοιμηθησόμεθα,koimēthēsomethawe will sleep,G2837V-FPI-1P πάντεςpantesallG3956A-NPM ἀλλαγησόμεθαallagēsomethawe will be changed —G0236V-2FPI-1P 52 fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lò intsony, ary isika hovana.
ἀτόμῳatomōan instantG0823A-DSN ῥιπῇrhipēa[the] twinklingG4493N-DSF ὀφθαλμοῦophthalmouof an eyeG3788N-GSM ἐσχάτῃeschatēlastG2078A-DSF σάλπιγγι·salpingitrumpet;G4536N-DSF σαλπίσειsalpisei[The] trumpet will soundG4537V-FAI-3S νεκροὶnekroideadG3498A-NPM ἐγερθήσονταιegerthēsontaiwill be raisedG1453V-FPI-3P ἄφθαρτοι,aphthartoiimperishable,G0862A-NPM ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἀλλαγησόμεθα.allagēsomethawill be changed.G0236V-2FPI-1P 53 Fa ity mety lò ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahalòvana, ary ity mety maty ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahafatesana.
δεῖdeiIt behoovesG1163V-PAI-3S φθαρτὸνphthartonperishableG5349A-ASN ἐνδύσασθαιendusasthaito put onG1746V-AMN ἀφθαρσίανaphtharsianimperishableG0861N-ASF θνητὸνthnētonmortalG2349A-ASN ἐνδύσασθαιendusasthaito put onG1746V-AMN ἀθανασίαν.athanasianimmortality.G0110N-ASF 54 Fa rehefa mitafy ny tsi-fahalòvana ity mety maty ity, ary mitafy ny tsi-fahafatesana ity mety maty ity, dia ho tanteraka ny teny voasoratra hoe: Ny fahafatesana noresena ka levona12.
φθαρτὸνphthartonperishableG5349A-NSN ἐνδύσηταιendusētaimay have put onG1746V-AMS-3S ἀφθαρσίανaphtharsian[the] imperishableG0861N-ASF θνητὸνthnētonmortalG2349A-NSN ἐνδύσηταιendusētaimay have put onG1746V-AMS-3S ἀθανασίαν,athanasianimmortality,G0110N-ASF γενήσεταιgenēsetaiwill come to passG1096V-FDI-3S γεγραμμένος·gegrammenoswritten:G1125V-RPP-NSM κατεπόθηkatepothēHas been swallowed upG2666V-API-3S θάνατοςthanatosdeathG2288N-NSM νῖκος.nikosvictory.G3534N-ASN - Gr. voatelina ka resy.
- Isa 25. 8
55 Ry fahafatesana ô, aiza ny fandresenao? Ry fahafatesana ô, aiza ny fanindronanao?1.
θάνατε,thanateO death,G2288N-VSM-T νῖκος;nikosvictoryG3534N-NSN θάνατε,thanateO death,G2288N-VSM-T κέντρον;kentronstingG2759N-NSN - Hos 13. 14
56 Fa ny ota no fanindronan’ ny fahafatesana; ary ny lalàna no herin’ ny ota.
κέντρονkentronthe stingG2759N-NSN θανάτουthanatouof death [is]G2288N-GSM ἁμαρτία,hamartiasin,G0266N-NSF δύναμιςdunamisthe powerG1411N-NSF ἁμαρτίαςhamartiasof sinG0266N-GSF νόμος.¶nomoslaw.G3551N-NSM 57 Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome antsika ny fandresena amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T χάριςcharis[be] thanksG5485N-NSF διδόντιdidontiis givingG1325V-PAP-DSM νῖκοςnikosvictoryG3534N-ASN Χριστοῦ.ChristouChrist.G5547N-GSM-T 58 Koa amin’ izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin’ ny asan’ ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ ny Tompo.
ὥστε,hōsteTherefore,G5620CONJ ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-VPM ἀγαπητοί,agapētoibeloved,G0027A-VPM ἑδραῖοιhedraioisteadfastG1476A-NPM γίνεσθε,ginesthedo be,G1096V-PNM-2P ἀμετακίνητοι,ametakinētoiimmovable,G0277A-NPM περισσεύοντεςperisseuontesaboundingG4052V-PAP-NPM πάντοτε,pantotealways,G3842ADV εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἔστινestinisG1510V-PAI-3S κενὸςkenosin vainG2756A-NSM κυρίῳ.¶kuriō[the] Lord.G2962GN-DSM-T