Chapter 12
Ny amin’ ny fanomezam-pahasoavana samy hafa
1 Ary ny amin’ ny zava-panahy, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo.
ΠερὶPeriConcerningG4012PREP πνευματικῶν,pneumatikōnspiritual [gifts],G4152A-GPN ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM θέλωthelōI do wantG2309V-PAI-1S ἀγνοεῖν.agnoeinto be ignorant.G0050V-PAN 2 Fantatrareo fa fony jentilisa ianareo, dia nentina tany amin’ ny sampy moana araka izay nitaomana anareo.
οἴδατεoidateYou knowG6063V-RAI-2P ἔθνηethnēpagansG1484N-NPN ἦτεēteyou wereG1510V-IAI-2P εἴδωλαeidōlaidolsG1497N-APN ἄφωναaphōnamuteG0880A-APN ἤγεσθεēgestheyou were ledG0071V-IPI-2P ἀπαγόμενοι.apagomenoibeing carried away.G0520V-PPP-NPM 3 Koa mampahafantatra anareo aho fa tsy misy olona ampitenenin’ ny Fanahin’ Andriamanitra ka manao hoe: Voaozona1 Jesosy; ary tsy misy mahay manaiky hoe: Jesosy no Tompo, raha tsy amin’ ny Fanahy Masìna.
γνωρίζωgnōrizōI make knownG1107V-PAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM πνεύματιpneumati[the] SpiritG4151GN-DSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T λαλῶνlalōnspeakingG2980V-PAP-NSM λέγει·legeisays:G3004GV-PAI-3S ἀνάθεμαanathemaAccursed [is]G0331N-NSN Ἰησοῦς,IēsousJesus,G2424GN-NSM-P οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S εἰπεῖν·eipeinto say:G2036V-2AAN Ἰησοῦς,IēsousJesus [is],G2424GN-NSM-P πνεύματιpneumati[the] SpiritG4151GN-DSN - Gr. anatema.
4 Zarazaraina ho samy hafa ny fanomezam-pahasoavana, nefa ny Fanahy dia iray ihany.
διαιρέσειςdiaireseisVarietiesG1243N-NPF χαρισμάτωνcharismatōnof giftsG5486N-GPN εἰσίν,eisinthere are,G1510V-PAI-3P αὐτὸautothe sameG0846P-NSN πνεῦμα·pneumaSpirit;G4151GN-NSN 5 Ary zarazaraina ho samy hafa ny fanompoana, nefa ny Tompo dia iray ihany.
διαιρέσειςdiaireseisvarietiesG1243N-NPF διακονιῶνdiakoniōnof servicesG1248N-GPF εἰσιν,eisinthere are,G1510V-PAI-3P κύριος·kuriosLord;G2962GN-NSM-T 6 Ary zarazaraina ho samy hafa ny asa, nefa Andriamanitra dia iray ihany, Izay miasa ny zavatra rehetra amin’ ny olona rehetra.
διαιρέσειςdiaireseisvarietiesG1243N-NPF ἐνεργημάτωνenergēmatōnof workingsG1755N-GPN εἰσίν,eisinthere are,G1510V-PAI-3P ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἐνεργῶνenergōnis workingG1754V-PAP-NSM πάνταpantaall thingsG3956A-APN πᾶσιν.¶pasineveryone.G3956A-DPM 7 Ary izy rehetra dia samy nomena ny fampisehoana1 ny Fanahy hahasoa.
ἙκάστῳHekastōTo eachG1538A-DSM δίδοταιdidotaiis givenG1325V-PPI-3S φανέρωσιςphanerōsismanifestationG5321N-NSF πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN συμφέρον.sumpheroncommon profiting.G4851V-PAP-ASN - Na: fisehoan’
8 Fa ny anankiray nomen’ ny Fanahy teny fahendrena, ary ny anankiray teny fahalalana, araka izany Fanahy izany ihany,
πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN δίδοταιdidotaiis givenG1325V-PPI-3S λόγοςlogosa wordG3056N-NSM σοφίας,sophiasof wisdom,G4678N-GSF ἄλλῳallōto anotherG0243A-DSM λόγοςlogosa wordG3056N-NSM γνώσεωςgnōseōsof knowledgeG1108N-GSF κατὰkataaccording toG2596PREP πνεῦμα,pneumaSpirit,G4151GN-ASN 9 ary ny anankiray finoana, amin’ izany Fanahy izany ihany, ary ny anankiray fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana, amin’ izany Fanahy iray izany ihany,
ἑτέρῳheterōto a different oneG2087A-DSM πνεύματι,pneumatiSpirit,G4151GN-DSN ἄλλῳallōto anotherG0243A-DSM χαρίσματαcharismatagiftsG5486N-NPN ἰαμάτωνiamatōnof healingG2386N-GPN πνεύματι,pneumatiSpirit,G4151GN-DSN 10 ary ny anankiray ny manao fahagagana1, ary ny anankiray ny maminany, ary ny anankiray ny mahafantatra fanahy samy hafa, ary ny anankiray ny miteny amin’ ny fiteny samy hafa tsy fantatra, ary ny anankiray ny mandika fiteny tsy fantatra.
ἄλλῳallōto anotherG0243A-DSM ἐνεργήματαenergēmataworkingG1755N-NPN δυνάμεων,dunameōnof miracles,G1411N-GPF ἄλλῳallōto anotherG0243A-DSM προφητεία,prophēteiaprophecy,G4394N-NSF ἄλλῳallōto anotherG0243A-DSM διακρίσειςdiakriseisdistinguishingG1253N-NPF πνευμάτων,pneumatōnof spirits,G4151GN-GPN ἑτέρῳheterōto a different oneG2087A-DSM γένηgenēvarious kindsG1085HN-NPN γλωσσῶν,glōssōnof tongues,G1100N-GPF ἄλλῳallōto anotherG0243A-DSM ἑρμηνείαhermēneiainterpretationG2058N-NSF γλωσσῶν·glōssōnof tongues;G1100N-GPF - Gr. hery.
11 Ireo rehetra ireo dia asan’ ny Fanahy iray ihany, zarazarainy ho azy rehetra avy araka ny sitrapony.
ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἐνεργεῖenergeiworksG1754V-PAI-3S διαιροῦνdiairounapportioningG1244V-PAP-NSN ἰδίᾳidiaindividuallyG2398A-DSF ἑκάστῳhekastōto eachG1538A-DSM καθὼςkathōseven asG2531CONJ βούλεται.¶bouletaiHe wills.G1014V-PNI-3S 12 Fa tahaka ny tena iray ihany, anefa maro no momba ny tena, ary ireo rehetra momba ny tena ireo, na dia maro aza, dia tena iray ihany, dia tahaka izany koa Kristy.
ΚαθάπερKathaperJust asG2509CONJ ἐστινestinisG1510V-PAI-3S μέληmelēmembersG3196N-APN ἔχει,echeihasG2192V-PAI-3S μέληmelēmembersG3196N-NPN σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ὄνταontabeingG1510V-PAP-NPN ἐστινestinareG1510V-PAI-3S Χριστός.ChristosChrist.G5547N-NSM-T 13 Fa Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray, na Jiosy an jentilisa1, na andevo na tsy andevo; ary isika rehetra dia efa nampisotroina ny Fanahy iray.
πνεύματιpneumatiSpiritG4151GN-DSN ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP πάντεςpantesallG3956A-NPM ἐβαπτίσθημεν,ebaptisthēmenwere baptized,G0907V-API-1P ἸουδαῖοιIoudaioiJewsG2453N-NPM-PG ἝλληνεςHellēnesGreeksG1672N-NPM-LG δοῦλοιdouloislavesG1401N-NPM ἐλεύθεροι,eleutheroifree,G1658A-NPM πάντεςpantesallG3956A-NPM ἐποτίσθημεν.epotisthēmenwe were made to drink.G4222V-API-1P - Gr. Grika.
14 Nefa ny momba ny tena tsy iray, fa maro.
ἔστινestinisG1510V-PAI-3S μέλοςmelosmemberG3196N-NSN πολλά.pollamany.G4183A-NPN 15 Raha ny tongotra hanao hoe: Satria tsy tanana aho, dia tsy mba momba ny tena, amin’ izany dia tsy momba ny tena va izy?
εἴπῃeipēshall sayG2036V-2AAS-3S εἰμὶeimiI amG1510V-PAI-1S χείρ,cheira hand,G5495N-NSF εἰμὶeimiI amG1510V-PAI-1S σώματος,sōmatosbody,G4983N-GSN παρὰparaon account ofG3844PREP ἔστινestinis itG1510V-PAI-3S σώματος;sōmatosbody?G4983N-GSN 16 Ary raha ny sofina hanao hoe: Satria tsy maso aho, dia tsy mba momba ny tena,― koa amin’ izany dia tsy momba ny tena va izy?
εἴπῃeipēshall sayG2036V-2AAS-3S εἰμὶeimiI amG1510V-PAI-1S ὀφθαλμός,ophthalmosan eye,G3788N-NSM εἰμὶeimiI amG1510V-PAI-1S σώματος,sōmatosbody,G4983N-GSN παρὰparaon account ofG3844PREP ἔστινestinis itG1510V-PAI-3S σώματος;sōmatosbody?G4983N-GSN 17 Raha maso avokoa ny tena rehetra, aiza ary izay fandrenesana? Raha fandrenesana avokoa, aiza ary izay fanimboloana?
σῶμαsōmabody [were]G4983N-NSN ὀφθαλμός,ophthalmosan eye,G3788N-NSM ἡhē[would be] theG3588T-NSF ἀκοή;akoēhearing?G0189N-NSF ἀκοή,akoē[were] hearing,G0189N-NSF ἡhē[would be] theG3588T-NSF ὄσφρησις;osphrēsissense of smell?G3750N-NSF 18 Fa Andriamanitra efa nametraka izay rehetra momba ny tena, samy ho eo amin’ ny tena araka ny sitrapony.
ἔθετοethetohas arrangedG5087V-2AMI-3S μέλη,melēmembers,G3196N-APN ἕκαστονhekastoneachG1538A-ASN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPN σώματιsōmatibodyG4983N-DSN καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἠθέλησεν.ēthelēsenHe desired.G2309V-AAI-3S 19 Ary raha izay rehetra momba ny tena no tonga iray monja, aiza intsony izay tena?
μέλος,melosmember,G3196N-NSN τὸto[would be] theG3588T-NSN 20 Fa maro ny momba ny tena, nefa ny tena dia iray ihany.
μέλη,melē[are the] members,G3196N-NPN ἓνhen[there is] oneG1520A-NSN 21 Ary ny maso tsy mahazo manao amin’ ny tanana hoe: Tsy mila anao aho; ary indray, ny loha tsy mahazo manao amin’ ny tongotra hoe: Tsy mila anareo aho.
δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S ὀφθαλμὸςophthalmoseyeG3788N-NSM εἰπεῖνeipeinto sayG2036V-2AAN χειρί·cheirihand;G5495N-DSF χρείανchreianNeedG5532N-ASF ἔχω,echōI have,G2192V-PAI-1S κεφαλὴkephalēheadG2776N-NSF ποσίν·posinfeet;G4228N-DPM χρείανchreianNeedG5532N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἔχω·echōI have;G2192V-PAI-1S 22 Fa mainka ilaintsika aza ny momba ny tena izay atao ho malemilemy kokoa noho ny sasany.
δοκοῦνταdokountaseemingG1380V-PAP-NPN μέληmelēmembersG3196N-NPN σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ἀσθενέστεραasthenesteraweakerG0772GA-NPN-C ὑπάρχεινhuparcheinto beG5225V-PAN ἀναγκαῖάanagkaiaindispensableG0316A-NPN ἐστιν,estinare,G1510V-PAI-3S 23 Ary ny momba ny tena izay ataontsika ho kely voninahitra kokoa dia tafiantsika voninahitra bebe kokoa; ary izay tsy misy haja amin’ ny momba ny tenantsika no hajaintsika kokoa;
δοκοῦμενdokoumenwe thinkG1380V-PAI-1P ἀτιμότεραatimoteraless honorableG0820A-APN-C εἶναιeinaito beG1511V-PAN σώματος,sōmatosbody,G4983N-GSN τούτοιςtoutoistheseG3778D-DPN τιμὴνtimēnhonorG5092N-ASF περισσοτέρανperissoteranmore excessiveG4055A-ASF-C περιτίθεμεν,peritithemenwe bestow,G4060V-PAI-1P ἀσχήμοναaschēmonaunpresentable [parts]G0809A-NPN εὐσχημοσύνηνeuschēmosunēndecorumG2157N-ASF περισσοτέρανperissoteranmore excessiveG4055A-ASF-C ἔχει·echeihave;G2192V-PAI-3S 24 fa tsy mila izany ny efa misy haja rahateo amin’ ny momba ny tenantsika. Fa tamin’ ny nanamboaran’ Andriamanitra ny tena, dia izay kely voninahitra no nomeny voninahitra bebe kokoa,
εὐσχήμοναeuschēmonathe presentable [parts]G2158A-NPN χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχει.echeihave.G2192V-PAI-3S συνεκέρασενsunekerasen[who] has composedG4786V-AAI-3S τῷtōto that whichG3588T-DSN ὑστερουμένῳhusteroumenōis become lackingG5302V-PPP-DSN περισσοτέρανperissoteranmore excessiveG4055A-ASF-C δοὺςdoushaving givenG1325V-2AAP-NSM τιμήν,timēnhonor,G5092N-ASF 25 mba tsy hisy fisarahana eo amin’ ny tena, fa mba hifampiahy ny momba ny tena rehetra.
ᾖēthere may beG1510V-PAS-3S σχίσμαschismadivisionG4978N-NSN σώματι,sōmatibody,G4983N-DSN ἀλλήλωνallēlōnone anotherG0240C-GPM μεριμνῶσινmerimnōsinmay have concernG3309V-PAS-3P μέλη·melēmembers;G3196N-NPN 26 Ary raha mijaly ny anankiray amin’ ny momba ny tena, dia miara-mijaly avokoa izay rehetra momba ny tena; fa raha omem-boninahitra kosa ny anankiray amin’ ny momba ny tena, dia miara-mifaly avokoa izay rehetra momba ny tena.
πάσχειpascheisuffersG3958V-PAI-3S μέλος,melosmember,G3196N-NSN συμπάσχειsumpascheisuffer with [it]G4841V-PAI-3S μέλη·melēmembers;G3196N-NPN δοξάζεταιdoxazetaiis honoredG1392V-PPI-3S μέλος,melosmember,G3196N-NSN συγχαίρειsugchaireirejoice with [it]G4796V-PAI-3S μέλη.¶melēmembers.G3196N-NPN 27 Ary ianareo no tenan’ i Kristy, ka samy momba ny tenany avokoa araka ny anjaranareo avy.
ὙμεῖςHumeisYou yourselvesG4771P-2NP σῶμαsōma[the] bodyG4983N-NSN ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T μέληmelēmembersG3196N-NPN μέρους.merousparticular.G3313N-GSN 28 Ary Andriamanitra efa nanendry ny sasany teo amin’ ny fiangonana, voalohany Apostoly, faharoa mpaminany, fahatelo mpampianatra, manaraka izany dia fahagagana1, dia fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana, dia fanampiana, dia fitondrana, dia fiteny samy hafa tsy fantatra.
ἔθετοethetohas appointedG5087V-2AMI-3S ἐκκλησίᾳekklēsiachurchG1577N-DSF ἀποστόλους,apostolousapostles,G0652N-APM δεύτερονdeuteronsecondlyG1208A-ASN προφήτας,prophētasprophets,G4396N-APM τρίτονtritonthirdG5154A-ASN διδασκάλους,didaskalousteachers,G1320N-APM δυνάμεις,dunameismiracles,G1411N-APF χαρίσματαcharismatagiftsG5486N-APN ἰαμάτων,iamatōnof healing,G2386N-GPN ἀντιλήμψεις,antilēmpseishelping,G0484N-APF κυβερνήσεις,kubernēseisadministrating,G2941N-APF γένηgenēvarious kindsG1085HN-APN γλωσσῶν.glōssōnof tongues.G1100N-GPF - Gr. hery.
29 Apostoly va izy rehetra? Mpaminany va izy rehetra? Mpampianatra va izy rehetra? Manao fahagagana va izy rehetra?
πάντεςpantesallG3956A-NPM ἀπόστολοι;apostoloi[are] apostles?G0652N-NPM πάντεςpantesallG3956A-NPM προφῆται;prophētai[are] prophets?G4396N-NPM πάντεςpantesallG3956A-NPM διδάσκαλοι;didaskaloi[are] teachers?G1320N-NPM πάντεςpantesallG3956A-NPM δυνάμεις;dunameis[do] miracles?G1411N-NPF 30 Manana fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana va izy rehetra? Miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra va izy rehetra? Mandika teny va izy rehetra?
πάντεςpantesallG3956A-NPM χαρίσματαcharismatagiftsG5486N-APN ἔχουσινechousinhaveG2192V-PAI-3P ἰαμάτων;iamatōnof healings?G2386N-GPN πάντεςpantesallG3956A-NPM γλώσσαιςglōssaisin tonguesG1100N-DPF λαλοῦσιν;lalousindo speak?G2980V-PAI-3P πάντεςpantesallG3956A-NPM διερμηνεύουσιν;diermēneuousindo interpret?G1329V-PAI-3P 31 Nefa maniria fatratra ny fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra; ary, indro, izay lalana tsara indrindra no atoroko anareo:
ζηλοῦτεzēloutedo be desirous ofG2206V-PAM-2P χαρίσματαcharismatagiftsG5486N-APN μείζονα.¶meizonagreater.G3173A-APN-C καθ᾽kath᾽according toG2596PREP ὑπερβολὴνhuperbolēna more surpassingG5236N-ASF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP δείκνυμι.¶deiknumiI show.G1166V-PAI-1S