Chapter 2
1 Ary izaho koa, ry rahalahy, raha tonga tany aminareo, dia tsy tonga tamin’ ny teny sy fahendrena marevaka, raha nitory taminareo ny zava-miafina izay1 an’ Andriamanitra.
ΚἀγὼKagōAnd I myselfG1473P-1NS + G2532 ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM ἦλθονēlthoncameG2064V-2AAI-1S καθ᾽kath᾽according toG2596PREP ὑπεροχὴνhuperochēnexcellencyG5247N-ASF λόγουlogouof speechG3056N-GSM σοφίαςsophiaswisdomG4678N-GSF καταγγέλλωνkatangellōnproclaimingG2605V-PAP-NSM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP μυστήριονmustērionmysteryG3466N-ASN θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T - Na: [ny filazana].
2 Fa ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, afa-tsy Jesosy Kristy, indrindra fa Izy voahombo tamin’ ny hazo fijaliana;
ἔκρινάekrinaI decidedG2919V-AAI-1S εἰδέναιeidenaito knowG6063V-RAN ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T τοῦτονtoutonHimG3778D-ASM ἐσταυρωμένον.estaurōmenoncrucified.G4717V-RPP-ASM 3 ary izaho, raha tany aminareo, dia azon’ ny fahalemena sy ny fahatahorana ary ny fangovitana be;
κἀγὼkagōAnd I myselfG1473P-1NS + G2532 ἀσθενείᾳastheneiaweaknessG0769GN-DSF τρόμῳtromōtremblingG5156N-DSM ἐγενόμηνegenomēnwasG1096V-2ADI-1S 4 ary ny teniko sy ny toriteniko dia tsy tamin’ ny teny fahendrena mahataona, fa tamin’ ny fanehoan’ ny Fanahy sy ny hery,
λόγοςlogosmessageG3056N-NSM κήρυγμάkērugmapreachingG2782N-NSN οὐκouk[were] notG3756PRT-N πειθοῖςpeithoispersuasiveG3981A-DPM ἀνθρωπίνηςanthrōpinēsof humanG0442A-GSF σοφίαςsophiasof wisdomG4678N-GSF λόγοιςlogoiswordsG3056N-DPM ἀποδείξειapodeixeidemonstrationG0585N-DSF πνεύματοςpneumatosof [the] SpiritG4151GN-GSN δυνάμεως,dunameōsof power,G1411N-GSF 5 mba tsy niorenan’ ny finoanareo amin’ ny fahendren’ ny olona, fa amin’ ny herin’ Andriamanitra ihany.
ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP σοφίᾳsophiawisdomG4678N-DSF ἀνθρώπωνanthrōpōnof menG0444N-GPM δυνάμειdunameipowerG1411N-DSF θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T 6 Anefa milaza fahendrena amin’ ny efa matanjaka izahay, fa tsy ny fahendren’ izao tontolo izao, na ny an’ ny mpanapaka izao tontolo izao, izay olona mihalevona;
ΣοφίανSophianWisdomG4678N-ASF λαλοῦμενlaloumenwe speakG2980V-PAI-1P τελείοις,teleioismature,G5046A-DPM σοφίανsophianwisdomG4678N-ASF τούτουtoutouof thisG3778D-GSM ἀρχόντωνarchontōnrulersG0758N-GPM τούτουtoutouof thisG3778D-GSM καταργουμένων·katargoumenōnare coming to naught;G2673V-PPP-GPM 7 fa milaza ny fahendren’ Andriamanitra izahay ka maneho zava-niafina, dia fahendrena izay nafenina sady voatendrin’ Andriamanitra ho voninahitsika talohan’ ny nanaovana izao tontolo izao;
λαλοῦμενlaloumenwe speakG2980V-PAI-1P θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T σοφίανsophianwisdomG4678N-ASF μυστηρίῳmustēriōa mysteryG3466N-DSN ἀποκεκρυμμένην,apokekrummenēnhidden,G0613V-RPP-ASF προώρισενproōrisenforeordainedG4309V-AAI-3S δόξανdoxangloryG1391N-ASF ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP 8 ary tsy nisy nahalala izany ny mpanapaka izao tontolo izao; fa raha nahalala izy, dia tsy nohomboany tamin’ ny hazo fijaliana ny Tompon’ ny voninahitra.
οὐδεὶςoudeisnoneG3762A-NSM ἀρχόντωνarchontōnrulersG0758N-GPM τούτουtoutouof thisG3778D-GSM ἔγνωκεν·egnōkenhas understood;G1097V-RAI-3S ἔγνωσαν,egnōsanthey had understood [it],G1097V-2AAI-3P δόξηςdoxēsof gloryG1391N-GSF ἐσταύρωσαν,estaurōsanthey crucified,G4717V-AAI-3P 9 Fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy mbola hitan’ ny maso ary tsy mbola ren’ ny sofina, na niditra tao am-pon’ ny olona, na inona na inona no efa namboarin’ Andriamanitra ho an’ izay tia Azy1,
καθὼςkathōseven asG2531CONJ γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S ὀφθαλμὸςophthalmoseyeG3788N-NSM εἶδενeidenhas seenG1492HV-2AAI-3S ἤκουσενēkousenhas heardG0191V-AAI-3S καρδίανkardianheartG2588N-ASF ἀνθρώπουanthrōpouof manG0444N-GSM ἀνέβη,anebēhas entered,G0305V-2AAI-3S ἡτοίμασενhētoimasenhas preparedG2090V-AAI-3S τοῖςtoisfor thoseG3588T-DPM ἀγαπῶσινagapōsinlovingG0025V-PAP-DPM αὐτόν.¶autonHim.G0846P-ASM - Isa 64. 3
10 dia isika no nanambaran’ Andriamanitra izany tamin’ ny Fanahy; fa ny Fanahy mamantatra ny zavatra rehetra, na dia ny saina lalina izay an’ Andriamanitra aza.
ἀπεκάλυψενapekalupsenrevealed [it]G0601V-AAI-3S πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN αὐτοῦ·autouof him;G0846P-GSM πάνταpantaall thingsG3956A-APN ἐραυνᾷ,eraunasearches,G2045V-PAI-3S βάθηbathēdepthsG0899N-APN θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 11 Fa iza no olona mahalala ny ao am-pon’ olona, afa-tsy ny fanahin’ ny olona izay ao anatiny ihany? Ary toy izany koa, tsy misy mahalala ny ao am-pon’ Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin’ Andriamanitra ihany.
οἶδενoidenknowsG6063V-RAI-3S ἀνθρώπωνanthrōpōnamong menG0444N-GPM τὰtathe [things]G3588T-APN ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM τὰtathe [things]G3588T-APN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἔγνωκενegnōkenhas knownG1097V-RAI-3S θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 12 Fa isika tsy nandray ny fanahin’ izao tontolo izao, fa ny Fanahy Izay avy amin’ Andriamanitra, mba ho fantatsika izay zavatra nomen’ Andriamanitra antsika.
ἡμεῖςhēmeisWe ourselvesG3165P-1NP κόσμουkosmouworldG2889N-GSM ἐλάβομενelabomenhave receivedG2983V-2AAI-1P θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T εἰδῶμενeidōmenwe may knowG6063V-RAS-1P τὰtathe [things]G3588T-APN χαρισθένταcharisthentahaving been grantedG5483V-APP-APN ἡμῖν·hēminto us;G3165P-1DP 13 Izany koa no lazainay, tsy amin’ ny teny ampianarin’ ny fahendren’ olona fa amin’ ny teny ampianarin’ ny Fanahy, raha milaza zava-panahy amin’ izay olona1 araka ny Fanahy2 izahay.
λαλοῦμενlaloumenwe speakG2980V-PAI-1P διδακτοῖςdidaktoistaughtG1318A-DPM ἀνθρωπίνηςanthrōpinēsof humanG0442A-GSF σοφίαςsophiaswisdomG4678N-GSF λόγοιςlogoiswordsG3056N-DPM διδακτοῖςdidaktoistaughtG1318A-DPM πνεύματοςpneumatosof [the] SpiritG4151GN-GSN πνευματικοῖςpneumatikoisby spiritual [means]G4152A-DPN πνευματικὰpneumatikaspiritual thingsG4152A-APN συγκρίνοντες.sugkrinontescommunicating.G4793V-PAP-NPM - Na: teny.
- Na: raha mampikambana zava-panahy; na mampitaha zava-panahy.
14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an’ ny Fanahin’ Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany.
ψυχικὸςpsuchikos[The] naturalG5591A-NSM ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM δέχεταιdechetaiacceptsG1209V-PNI-3S τὰtathe [things]G3588T-APN πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T μωρίαmōriafoolishnessG3472N-NSF ἐστιν,estinthey are,G1510V-PAI-3S δύναταιdunataihe is ableG1410V-PNI-3S γνῶναι,gnōnaito understand [them],G1097V-2AAN πνευματικῶςpneumatikōsspirituallyG4153ADV ἀνακρίνεται.anakrinetaithey are discerned.G0350V-PPI-3S 15 Fa ny olona araka ny Fanahy kosa dia mahafantatra ny zavatra rehetra, kanefa izy tsy fantarin’ olona.
πνευματικὸςpneumatikosspiritualG4152A-NSM ἀνακρίνειanakrineijudgesG0350V-PAI-3S πάντα,pantaall thingsG3956A-APN αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM οὐδενὸςoudenosno [one]G3762A-GSM ἀνακρίνεται.anakrinetaiis judged.G0350V-PPI-3S 16 Fa iza no nahafantatra ny sain’ ny Tompo mba hampianatra Azy1?2. Fa izahay manana ny sain’ i Kristy.
ἔγνωegnōhas knownG1097V-2AAI-3S νοῦνnoun[the] mindG3563N-ASM κυρίου,kuriouof [the] Lord?G2962GN-GSM-T συμβιβάσειsumbibaseiwill instructG4822V-FAI-3S αὐτόν;autonHim?G0846P-ASM ἡμεῖςhēmeisWe ourselvesG3165P-1NP νοῦνnoun[the] mindG3563N-ASM ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T ἔχομεν.¶echomenhave.G2192V-PAI-1P - Na: azy.
- Isa 40. 13